6000ar aller et retour ve natao tolotra ho an'ny vahoaka madinika fa toa filizahana azy ire izany. Misy olona anie ka tsy mahazo an'izany 6000 izany anatin'ny indray andro ê ! Mampamahelo ianao Ramalagasy tsy ampy ara piainana . Ny lalana amin'ny tany moa ny ankamaroany de efa atao hoe angamba : iareto eo fa ireo aza vo maila hiharatsiratsy kokoa hatrany ê ! Ka de mahazakà ianareo . Bon courage !
Mbôla tsara antsika jiaby! Tegna mampalahelo zalahy raha 'ty. Hita fa tegna olo tsy dia niagnatra la olo reo , mipoerapoera fô . Mbô hitagnareo ve zalahy ny fijalian'ny vahoaka Malagasy??? Hampibabegnareo TROSA ny taranaka fara- mandiby . Raha olo misy jery sy mandiniky agnareo dia mitady solution amin'ny tsy fisian'ny rano sy ny jiro tapaka ary ny fampidinana ny vidim-BARY. Ny olo jiaby tsy magnana possibilés hangala an'io. Aleondreo hividianana VARY kely. Hita fa tegna ravoravo la FRANTSA mampibaby TROSA an'i MALAGASY . Misy farany ny raha tsy manjary hataognareo io , indrinadra fa agnareo MPISOLELAKA areo zay tsy hijagnony "éternellement" eo amin'ny POUVOIR eo. Ny Gasy rehetra boaky Avaratra , Atsimo , Andrefana no magnefa io TROSA io . Mila mifôha antsika zalahy fa tsy magnaiky ho DRABAINDREO intsony kara tamin'ny andron'ny COLONISATION .
de mbola lokona orange ko ny telepherique,zany ny asan'ny vazaha gasy,iza ny olona atakatra ande an'io, ny sakafo ho anina aza tssy hita,hianareo zay mpanohana an'io president io de babeo ny trosa,tena tsy mba misaina ve hianareo ry malagasy,tena vohaozina ve ny gasy ka hanaiky zay ataon'io olona io,raha nisy vola anaovana io maninona raha nomena any atsimo sy ireo tena mahantra,misy ny fifidianana de tonga any hianao mizara seau sy cuvette, fa oh ramalagasy a tongava saina,ny sakafo hoanina aza sarotra ko hitaaingina an'iny,fa angaha le frantsay io tsy mba miheritreritra vo manao zavatra,aletikao amin tena zany oe dette tena ny zafiafy aza tsy ho voaverina io vola io, Andry rajoelina rehefa tapitra ny fitondrany eo dia ho lasa any france na suisses izy fa hianao ho aiza,mba mieritrereta ramalagasy ,aza adalain'ny olona hianareo
Mandroso ve ry Naivo nefa tsy ny vahoaka rehetra no hisetraka an'io nefa ny vahoaka malagasy rehetra boka trosa hatramin'ny taranaka amam-parany. Vao maika potehina ny fiainan' ny vahoaka izay efa sempotrin'ny fahantrana.
Raha ny vola nanamboarana anio ve mba nanatsarana ny vidimpiainana ,tao Mada mino aho fa mba nisy fiovana i Madagascar ! Aza maika ny hitovy ny any ivelany ra Mbola miady aminy tsy fampiantsakafo ny vahoka ,ny vary ve manahirana de ny telefèric ve no natao ? Mampalahelo
Aiza moa no ahitan'ny Malagasy vola handoavana ireo téléphériques ireo? Dia haloa volamena izany? Ny but-n'ny Frantsay dia mba hahabokan-tsosa ny Malagasy mba tsy handrosoan'i Malagasy mandrakizay.
Mba nanao vacance tao tananarivo aho fa tsisy lalana vita ao na dia iray aza ny pavillons analakely tsy niova ny fivarotakena tsisy fiovany tsisy raha mandé ao tananarivo eny ambodifilao maimbo be tsicy vc fa eny anelakelatrano eny ny olona no mipipy tsisy fandrosona zanyy ao tananarivo
TENA MAMPALAHELO RANGAH NY GASY AH ,,, IO LALANA TSY AMPY FIRY KM IO ZANY NO NANDANIANA 155 MILLIONS D'EUROS ????????????????????????????????? AMIN'IZAY MBOLA TROSA ,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
Zany 800 milliards Zan ve president nanino ra mba nanatsarana ny vidimpiainana tao Madagascar 🥲🥲tena tsy afaka trosa mihitsy ianw ry tanindrazako 🥲fa de nanino loatr ré de potena i Madagascar ee
😂 aza asina resaka rasisita tsony hoa eto Madagascar hoe vaza vaza fona fa samy olobelona mitovy fa tsy hoe maity de adevo fa ny fivoarana jerena ny trosa tsy afaka zany fa na r8 aza teo mbola nisy trosa fona tsika gasy
Akombony ko ny vavan tena raholdine fa efa voky halatra alahelom bahoka
Tena mampalahelo ilay malagasy 😢😢😢
💔💔😭mampitomany sady mampalahelo atsika Malagasy
Faly ny vazaha fa tsy miaraka mihosina amin'ny Gasy eny amin'ny embouteillage sy ny vovoka.
Olona tsisy saina daholo reo,de t Naivo de maneho n'y Maha Naivo azy am fisainana ts makaiza
Menatra aho,tanterakab hono fampanantenana mba misaina ve io vazaha miteny gasy io
On vit sous le délestage voilà la priorité pour rajoelina les routes sont déplorables un président qui met la charrue avant le bœuf
Bravo M.le Président faly za fa afaka misafidy ny olombelona taxi anie 30000 a 20000 ariary ao tana taxi moto 10000 a 5000 avelao i safidy e
Dia adiny firy milahatra eo azafady !? 🤔🤣
6000ar aller et retour ve natao tolotra ho an'ny vahoaka madinika fa toa filizahana azy ire izany. Misy olona anie ka tsy mahazo an'izany 6000 izany anatin'ny indray andro ê ! Mampamahelo ianao Ramalagasy tsy ampy ara piainana . Ny lalana amin'ny tany moa ny ankamaroany de efa atao hoe angamba : iareto eo fa ireo aza vo maila hiharatsiratsy kokoa hatrany ê ! Ka de mahazakà ianareo . Bon courage !
Tanteraka ve ny fampanantenana , kanefa trosa miompampana no nanaovana an'io izay voafetra ny olona hisitraka azy????? Sady Antananarivo irery
Dia gaga ianao , nihena ve ny embouteillage @ ty ?
Mbôla tsara antsika jiaby! Tegna mampalahelo zalahy raha 'ty.
Hita fa tegna olo tsy dia niagnatra la olo reo , mipoerapoera fô . Mbô hitagnareo ve zalahy ny fijalian'ny vahoaka Malagasy???
Hampibabegnareo TROSA ny taranaka fara- mandiby . Raha olo misy jery sy mandiniky agnareo dia mitady solution amin'ny tsy fisian'ny rano sy ny jiro tapaka ary ny fampidinana ny vidim-BARY. Ny olo jiaby tsy magnana possibilés hangala an'io. Aleondreo hividianana VARY kely.
Hita fa tegna ravoravo la FRANTSA mampibaby TROSA an'i MALAGASY .
Misy farany ny raha tsy manjary hataognareo io , indrinadra fa agnareo MPISOLELAKA areo zay tsy hijagnony "éternellement" eo amin'ny POUVOIR eo.
Ny Gasy rehetra boaky Avaratra , Atsimo , Andrefana no magnefa io TROSA io .
Mila mifôha antsika zalahy fa tsy magnaiky ho DRABAINDREO intsony kara tamin'ny andron'ny COLONISATION .
Ny lalana tsisy voamboatra, ny asa hivelomana tsisy , ny téléphérique no mahamaika.
Tena mampalahelo ny malagasy .
Tena VENDRANA MANOMBOKA AVY ENY AMBONY ny mpitondra gasy
Tena androany vao tena resy lahatra zah fa fôka marina laolo reto. Chapo zah alefa 😂😂😂😂Filoha sy ry Raholodinina aaaaa.
Tena.milingilngy mihitsy le mpitondra? Inona no ho fandrosoana hoan ny gasy am tele fou r
Jesosy ôo!
Zazaka betsaka
😂😂
Fanaovana betsaka
Ka laha anaky tananarivo iha ka tano anao raiky zahay côtier zany tsy anatiny mpanavakavaky.
Nitamberina tamiko n'y ILO tsy very. Ataony taranaka. Tantara hotrany tsy Nisy NY tantara velona
Lafobe zany frais zany TSU zakany mandinika zany frais bus Zara Rahat hahita frais
Iza no milaza fa handeha amin'io n'y touristes
Ce normal ny any France anie ka entreprise privé no mitatana ny orinasa rehetra
de mbola lokona orange ko ny telepherique,zany ny asan'ny vazaha gasy,iza ny olona atakatra ande an'io, ny sakafo ho anina aza tssy hita,hianareo zay mpanohana an'io president io de babeo ny trosa,tena tsy mba misaina ve hianareo ry malagasy,tena vohaozina ve ny gasy ka hanaiky zay ataon'io olona io,raha nisy vola anaovana io maninona raha nomena any atsimo sy ireo tena mahantra,misy ny fifidianana de tonga any hianao mizara seau sy cuvette, fa oh ramalagasy a tongava saina,ny sakafo hoanina aza sarotra ko hitaaingina an'iny,fa angaha le frantsay io tsy mba miheritreritra vo manao zavatra,aletikao amin tena zany oe dette tena ny zafiafy aza tsy ho voaverina io vola io, Andry rajoelina rehefa tapitra ny fitondrany eo dia ho lasa any france na suisses izy fa hianao ho aiza,mba mieritrereta ramalagasy ,aza adalain'ny olona hianareo
Maizim-bolana angamba no nanaovan n'y Ray aman-dreniny an'ity mandehana miala any
WOAOUOO FALIFALY BE FA NAHAZO KILALAO TAM DADABE NOELY TOMOBIL KELY VE IO SA INONA?
Hisy hamerimbola ve ireo nitaingina?
Vetivety io dia voaloa !???
Ampy saina tsara ve oh 😂😂😂😂
Naivo kely a : l'essentiel avant l'agréable .
Taiza ianareo no efa nahita foza tay manidina na manembana?
Mandroso ve ry Naivo nefa tsy ny vahoaka rehetra no hisetraka an'io nefa ny vahoaka malagasy rehetra boka trosa hatramin'ny taranaka amam-parany. Vao maika potehina ny fiainan' ny vahoaka izay efa sempotrin'ny fahantrana.
Raha ny vola nanamboarana anio ve mba nanatsarana ny vidimpiainana ,tao Mada mino aho fa mba nisy fiovana i Madagascar ! Aza maika ny hitovy ny any ivelany ra Mbola miady aminy tsy fampiantsakafo ny vahoka ,ny vary ve manahirana de ny telefèric ve no natao ? Mampalahelo
Pont suspendu no tokony natao ....30.000 fmg allez retour ...on se moque du peuple Malagasy
Tiako latsaka tratrany coups de circuit baka agnabo agny anaro mpangalatra volambahoaka reo
Mandroso zeo madagascar n’a ny ohaninay tsy hita
Mba Misy ny laharam pahamehagna
Ny vahoaka ao tsy mihinan-kanina , anao mampidikizo vahoaka malagasy 😡😡😡😭😭😭😭😭
Valonjato ary efa minainaina ny vahoaka @ ity karama kely hofatrano dia zara sisa misy hividianana haninkohanina
Iza marina ery ambony iry?!...
Nareo ihany no sambatra
Ilain’ny gasy rehetra io. Mitondra touriste maro be io, mahatsara ny économie . Vetivety io dia voaloha , tsy aleo ve mande amn io toy zay mande taxi be maimbo adin’iray!!! Imampandroso firenena io🎉🎉merci Rajoelina😂❤❤
Izany hoe ny gasy rehetra izany manana 6K ariary hitaingainana an'io 🤔😂
Noheveriko fa 500ar n'a 1000 ary mitikina izy ky 3000ar be zao .
Rah ma'-ndagine
Rano fisotro madio izao no ilain' ny vahoaka , sakafo sns ,
Andrana bidon hoe e?
Mba ataovy priorité ny gasy r
Ry consulat français
Nilaza hambotra ny Rn7 ny filoha fa mbola tsy tanteraka zany e
N'a iza hiteny efa vita io.Ny olona enjehina vao maika misongadina.
Ny vita vita ihany f ny entretien koa anie ka mbola kabary hafa e. Afa-po ianareo ary voavaha ny olana rehetra... Mason'inona ny anareo no mijery ?
Cédric et ses cousins
Aiza moa no ahitan'ny Malagasy vola handoavana ireo téléphériques ireo? Dia haloa volamena izany?
Ny but-n'ny Frantsay dia mba hahabokan-tsosa ny Malagasy mba tsy handrosoan'i Malagasy mandrakizay.
Tena mahalála zavatra mihintsy nareo izany an! Lalintsaina be mihintsy
C est la honte Raholding ahhhh,,,,,arakaraka n'y habeni vatana n'y habeni cerveau ,,, Honte pour M/ car
Mangina ry koto à
Tena tsara tarehy ilay izy
Fitiavana
2500fmg aza tsy hita 15000fmg efa mavita Sakafo iray andro
eny mants ramalagasy,f inona ty mahazo anao ,afaka teo ambany giogan ny fanjanahan tany.
Vendrapo
Mba nanao vacance tao tananarivo aho fa tsisy lalana vita ao na dia iray aza ny pavillons analakely tsy niova ny fivarotakena tsisy fiovany tsisy raha mandé ao tananarivo eny ambodifilao maimbo be tsicy vc fa eny anelakelatrano eny ny olona no mipipy tsisy fandrosona zanyy ao tananarivo
TENA MAMPALAHELO RANGAH NY GASY AH ,,, IO LALANA TSY AMPY FIRY KM IO ZANY NO NANDANIANA 155 MILLIONS D'EUROS ????????????????????????????????? AMIN'IZAY MBOLA TROSA ,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
koa tapak jiro ka
Mba hamoray wa ny visa e
C'est fatigants d'entendre cette voix.
MBA mahaiza misafidy raha publier na fa Aza mandoto saim-bahoaka
Hafa po hoe e ?
Aona moa ny handehanako @ty..vary efa miakambidy
Zany 800 milliards Zan ve president nanino ra mba nanatsarana ny vidimpiainana tao Madagascar 🥲🥲tena tsy afaka trosa mihitsy ianw ry tanindrazako 🥲fa de nanino loatr ré de potena i Madagascar ee
Inona ny fampandrosoana noentin'io azafady ?
koto anao io milatsaha président de la république iana, aminy dimitona manaraka fa trop blablabla
Refa miaina tsara misakafo tsara, salama tsara, misy fandriampahalemana.... dia zao vao mangina ny mpanohitra ry tsy ampy refy a!