ILAINA VE NY MIANATRA ?? AONA NY HEVITRAO ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 33

  • @manga7926
    @manga7926 3 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy nianatra ny akamaroany gasy ,manpalahelo 😢
    Mety zay ko ny matonga ny fantrana tro loatra.tsisy fiovoarana😢😢😢😢

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 6 หลายเดือนก่อน +5

    Akory aby ny malagasy ❤tena marina ny teninao 👍Tsy misy mafy Tsy laitran’ny zoto ❗️🤷🏾‍♀️🤷🏾‍♀️hafa ihany ny mahay fianarana

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q 2 หลายเดือนก่อน +1

    efa Big MJ koa eh, kkkk
    tsy afaka ambavanao mihitsy baban'ny zanakanao io, kkkk

  • @rabory8499
    @rabory8499 6 หลายเดือนก่อน +7

    Tena d'accord 100% aminao aho Koto androany. Bravo !!!

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv 6 หลายเดือนก่อน +2

    Tena marina kãh ! Hafa ny nianatra é ! D'accord létsy Baina ã ! 👍

  • @AndryNdralambo
    @AndryNdralambo 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tadiavin-dry zalà ho tsy ilaina ilay mianatra. Misesika daholo ry zalà mpilalao vola mifehy ny ekonomia.
    Fa lay mianatra aloha ilainao eo @ manodidina anao mivantana e!
    Very eo @ fiaraha-monina zay tsy tena nianatra.

  • @jacquespepin8607
    @jacquespepin8607 6 หลายเดือนก่อน +2

    Entièrement d'accord avec vous.

  • @AntoinetteJoubert-b4j
    @AntoinetteJoubert-b4j 6 หลายเดือนก่อน +1

    Ha bonjour marina Zan daccord100.. bravo koto

  • @mpmaxx3676
    @mpmaxx3676 6 หลายเดือนก่อน +1

    Ireny bado koa anie raha tafa dia olona bado ihany no nahatafita azy eh.
    Ilay olona bado mitsiriritra ireo bado tafita ireo ihany no manao izay hahatafita ilay bado.

  • @loulettepauline4961
    @loulettepauline4961 6 หลายเดือนก่อน +3

    Eny teny ilaina ny fianarana 🥰🥰

  • @payetbruno8100
    @payetbruno8100 6 หลายเดือนก่อน +2

    Ny olona nianatra dia manana capacité de recherche, d'analyse, d'observation. Manana vision, manana tanjona mazava tsara ary mametraka ny paikady hahatratrarana izany (mahafoy zavatra maro sy fotoana maro) hany ka rehefa vita ny fianarana sy azo ny diplôme dia manjary ataony mode de vie zay fomba fiasa sy fomba fijery izay. Dia ny olona aza mahamarika avy hatrany hoe olona nianatra izy

  • @odilonmanes8404
    @odilonmanes8404 6 หลายเดือนก่อน +5

    Tokony tsy nasina an’ity fond mangamanga ty le video

  • @RaharisoaPerpetue
    @RaharisoaPerpetue 6 หลายเดือนก่อน +2

    Mihombokevitry aminao aho monsieur Koto ❤❤❤❤
    Tena hafa ihany ny olo nianatra
    Zaha aloha Tena tsy nianatra .fa hitako ny fahasarotany tsy fianaran .fa iny mo tsisy soit fa tsy manana fahafana ny ray amandreny.
    Fa zah zao niterak telo .fa Tena na andeha hatramin lohako fa tsy maintsy ahitak vola hanohanako izy reo amin fianarana .
    Ary hisaoragna Zagnahary fa ny lahimato nahavita 5ans tamin university zao .fa ny lahivo mbola vo 2em Anne .ary ny faralahy vo afaka bepc.fa Tena hiezaka zahay mivady Amin fanohanan azy reo
    Cou cou avy aty Kuwait

  • @mraj2234
    @mraj2234 6 หลายเดือนก่อน +2

    raha eto mada aloha dia raha resaka fanambakana, fanabadoana sy fampiasana vatana no mampanankarena haingana, dia misy fier ery ireo milaza azy ho manambola, manangona vola @ gony. Kanefa na tianao na tsy tiana dia ilaina ny mianatra, satria na ireo mpanambola ireo aza dia mila servicen'ireo olona nianatra, raha resahina fotsiny ohatra ny technologie, iza no mahafehy an'io raha tsy olona mianatra? dia mandrapaoviana isika no hi-dépendre ny servicen'ny olona nianatra (vahiny) sy hividy ny serviceny lafobe? rahaoviana isika no hanana université mamoaka injeniera tena hitondra fandrosoana eto?
    Raha hanao otran big mj isika, manangona vola @ gonin'ny gasy mihamahantra, rehefa tsy misy vola intsony ireo dia aiza no ahita vola ny farany? a méditer

  • @myrerellat8488
    @myrerellat8488 6 หลายเดือนก่อน +3

    Exact c’est pour cela ce pays s’engouffre dans une médiocrité abyssale.. Nous sommes la risée du monde .

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 6 หลายเดือนก่อน +5

    Marina mihintsy n'volazanao r'Koto.
    K'lany filoham- pirenena nohon'ny ala- bato koa

  • @Jordan-er1re
    @Jordan-er1re 3 หลายเดือนก่อน +1

    Ary ny zavatr atao ao zw mb awn

  • @iralijohn
    @iralijohn 6 หลายเดือนก่อน +1

    D'accord à 1000 1000 %, sinon c'est la m....

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 6 หลายเดือนก่อน +2

    Tandremo fa misy ny atao hoe instruction sy ny education izay tsy azo sarahina. Tsy ilay hoe nianatra fotsiny fa ny azo adikana azy dia ny fahalalana sy ny fahendrena. Misy koa nianatra fa tsy mahay mampiasa ny zavatra nihanarany izay mitovy amin'ny tsy nianatra.

    • @jaotianajeanclaudejaotiana9788
      @jaotianajeanclaudejaotiana9788 6 หลายเดือนก่อน

      Betsaka ny toy izany ao Madagasikara ao.
      Mba tsy hilazako hoe : toy izany daholo ny mpanao politika ao Madagasikara.

  • @SinemiA-go7tf
    @SinemiA-go7tf 6 หลายเดือนก่อน +1

    Ef tsis exemple eky utanw ankoatra bg mj

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 6 หลายเดือนก่อน +1

    Mafy ihany ny manjo ny olona be fialonana ity Kah, Tena mijaly saina andro aman alina marina, angab tsy mahita tory mihitsy fa miantra any anaty mihitsy ilay fialonana olona iray d iny foana no resahana 😂😂😂

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy hiadiana hevitra izany zoky fa HAFA IHANY NY NIANATRA A

  • @maxam2480
    @maxam2480 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tena marina zany namana a
    Fa mety efa misy toe-tsaina tian'ny olom-bitsy hovoizina koa mba ho mora ambakaina ny maro

  • @margodelarosa7268
    @margodelarosa7268 6 หลายเดือนก่อน +5

    Aleo anotanina poly rabary

  • @louisatadidy3911
    @louisatadidy3911 6 หลายเดือนก่อน +2

    Tena Marina,

  • @clauderkt1855
    @clauderkt1855 6 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Koto ah,

  • @kassimnassur9447
    @kassimnassur9447 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara mianatra fa zaza malagasy anie ka mosary madeha mianatra ry Koto

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 6 หลายเดือนก่อน +2

    👋👍👍👏👏❤️

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 6 หลายเดือนก่อน +5

    Nareo cotiers tony minst no rena dedaka tia misehoseseho..
    Jereo fa cotiers daolo no Malena ny resaux sociaux!!!
    Le artistes be haingo sahala tsy gasy tsony...
    Tsu raciste za fa tena miavaka Le race...
    Jereo ny merina raha mba misehoseho zany

  • @rakotohaingo6810
    @rakotohaingo6810 6 หลายเดือนก่อน +1

    Marina lotra e!

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 6 หลายเดือนก่อน +2

    Aleo dondrona mibaiko olona nianatra e. Maro be ny ohatra azo entina eto raha aty M/kara !!!
    Ny fahalalana sy fahaizana no Lova tsara indrindra e.
    Fa misy dj milay be an