C’est un grand plaisir de découvrir un artiste aussi complet, musicalement , excellente parole et une voix qui est bien assise dessus, merci infiniment je n’écoute que vous en ce moment et j’essaie de partager ce grand plaisir à mon entourage , vous êtes formidable.🤙❤️🙏🏼
Tsy hainao mihintsy ny halalin'ny fitiavako anao raha ny hafaliana hifampizarantsika roa mahalatsaka ahy tanteraka e ianao ilay nampidoboka ny foko ilay nampiova ahy ireo fotoana mamy nitondranao ahy tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e ref: Fa tombokavatsa ato ampoko sanatria raha ho soloiko toa ireny anaty horonan-tsary fitiavana foana no hiafarany mba sanatria raha hiova loko omeko olonkafa indray ny foko f'ianao no andrin'ny fo ho mandrakizay ny antsika roa Eny maro ireo tsy mino ny fisian'izany fitiavana izany fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany ka na sendra ady na koa tomany tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany ilay fitiavana tsy ho lany
Tatianah Rakoto , Fa tombokavatsa ato ampoko sanatria raha ho soloiko 🥰🥰😘😘
misaotra mamoaka ny tsara foana 🙏
Bravo ❤❤ tena tsara loatra ilay hira
Merci
Ouaaouuuuuoooooo respect l'artiste malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 ...
Nilay be le nataonao tany moramanga niaraka taminnny bodo ❤❤
C’est un grand plaisir de découvrir un artiste aussi complet, musicalement , excellente parole et une voix qui est bien assise dessus, merci infiniment je n’écoute que vous en ce moment et j’essaie de partager ce grand plaisir à mon entourage , vous êtes formidable.🤙❤️🙏🏼
Fa tombokavatsa ato ampoko sanatria raha ho soloiko 🥺♥️❤️
Vatsy am-po. Tsara e 😃💓
tsara ilay hira sady mamelombolo ery😍
Cou2 àvy aty Nantes oo De Oz aa oe mandalo eto foana za isanandro mieno azy tena tsara le hira❤️❤️❤️
Merci beaucoup
Tsara loatra!!!
Satry hihaino azy foana!! Misaotra mampihanoka mozika tsara foana.
Mafina fona euh ... Mankasitraka
Tiko tena tiko fotsiny,merci Njara marcel 🙏👍❤❤
Tsara b❤️❤️
Je découvre la chanson aujourd'hui et c'est simplement magnifique ❤👌👌
Tiako be ny hiranao Njara Marcel ,mankasitraka dia mirary soa hatrany
Tsara loatra❤❤❤
vraiment extraordinaire, j'aime beaucoup cet chanson 💯 vous avez fait du beau travaille, merci beaucoup✌
tombok'avatsa ato ampoko, tsara ery ❤️❤️❤️
ansowwww,tikouuu
tiko be, mankasitraka!!!
tsara b ilay hira 😍😍😍
Mafinaritra ee🤤,,misaotra
Tsara be ilay hira 💖💖💖 mambabo fo be 💖💖💖
Tiko be! tsara be ny tonony!
Kanto❤️
tsara ry zandriko isany a !!! tohizo hatrany eeee !!!
Misaotra eee
tena tsar ny mozika nao, mba te hanontan raha mety, kp kl Ricky mou, hialana tsiny raha manontany
Aleo asiko coms ako mintsy ato d amzay kopy enao mpakafy zay e ..
Tsara lesy e,mankasitraka ee
Mon coup de coeur ❤
Merci Njara 😢
Tiko❤
vraiment extraordinaire
❤️Tiko lotra
mankasitraka lesy Njara a tsara sady mafinaritra
merci tena m'lay b le hira njara Marcel, miandry karaoke zahay
Tonga lafatra😍😍
Misaotra e :D
Tomboka fatsy ato ampoko ❤❤
Tomboka vatsy le izy ko
@@MrRAZAFINDRAKOTO Tsia! tombo-kavatsa no izy. (Tatouage)
Mlay lesy.
Tena tsara be le hira
Tsy hainao mihintsy
ny halalin'ny fitiavako anao
raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
mahalatsaka ahy tanteraka e
ianao ilay nampidoboka ny foko
ilay nampiova ahy
ireo fotoana mamy nitondranao ahy
tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e
ref: Fa tombokavatsa ato ampoko
sanatria raha ho soloiko
toa ireny anaty horonan-tsary
fitiavana foana no hiafarany
mba sanatria raha hiova loko
omeko olonkafa indray ny foko
f'ianao no andrin'ny fo
ho mandrakizay ny antsika roa
Eny maro ireo tsy mino
ny fisian'izany fitiavana izany
fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany
fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany
ka na sendra ady na koa tomany
tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany
ilay fitiavana tsy ho lany
Tsara 😍❤️
J'adore cette chanson ❤️❤️❤️ Top 👍❤️
TSARA B
za zany tonga d mankafy e, tiko le gadona
Mankalaza e :)
Tsara ery, henoko foana ndraindray zany hira zany fa zay vao nahita sy mahafantatra hoe ay ve enao no mihira azy,
Nice
Milay eh
Merci Zokinai an
👍👍👍🙏🏼❤️
❤😍😘
MERCI E!
Tsara :D
tsara lotra
tiako loatra ity hira ity
❤
👌👌👌
tsara
❤💖❤
❤️❤️❤️❤️❤️❤️
mlay e
❤️❤️❤️❤️
❤️❤️
❤❤❤