I envy Malagasy speakers 👍 I feel like the song is deep and has a message we need to take. Misaotra anao anareo rahalahy... Just to let u know, I have been learning Malagasy.
@@toutouibrahim5589 thank you very much. For some reason, I find that Malagasy words and sentence construction is not difficult. The grammar is simpified. The tough part is practicing, I do not have friends from Madagascar. However, I have justed listening to Radio Gasy.
Tonga de mandona sy mampisaina be ilay hira👌👊 Atolotro ho azy, izay nandao ahy💘 sy ho an'izay tsy mba mijery ny fihetsehampon'ny olona fa de faly mandratra sy mandao❣️ ✨You're free to go and leave me alone 💖
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao Ho very aho raha hanantena ny momba anao Hiaraha-malala ianao fa tsy mba zatra nihafy e Efa zatra nilangolangona tamin'ireo fiara be (x2) Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny mihintsy na segondra vitsy e Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e Madio ivelany fotsiny fa ny anatinao maloto Mamiratra ianao fa tsy tsara e Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny ihany Haiko f'izaho lay bandy tsy mety aminao Tsy manam-bola aman-karena hanambazana anao Zavaboary tsara voatra nefa potika sy loaka Mahamenatra mamoafady tsy faseho imasom- bahoaka Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho fantany mihintsy na hitsiriritra eo Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto Mamiratra ianao fa tsy tsara e Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny ihany Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny mihintsy na segondra vitsy e Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto Mamiratra ianao fa tsy tsara e Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny ihany
Milay be le son! tena mampanembona Ricky! Merci de faire revivre cet "Esprit unique" dans le son comme dans les paroles! FAN mankasitraka!
I envy Malagasy speakers 👍
I feel like the song is deep and has a message we need to take.
Misaotra anao anareo rahalahy...
Just to let u know, I have been learning Malagasy.
Thank you very much🙏🏻
You learn Malagasy? That is good. I wish you a good continuation
@@toutouibrahim5589 thank you very much.
For some reason, I find that Malagasy words and sentence construction is not difficult. The grammar is simpified. The tough part is practicing, I do not have friends from Madagascar. However, I have justed listening to Radio Gasy.
Milay e😘😘 tafita tsara ny hafatra e👍👍👍
Rehefa masaka tsara toy izao ny tonkira dia milay foana e!!! Tohizo foana e! Mankasitraka ampitiavana be!top ilay son
TONGA SY MANAKOHAKO ATR'ATY 🇨🇦 TSARA BE MANKASITRAKA EEEE DE MERCI @ KARAOKÉ KOA FA MAMPIAKATRA FEELING BE ♥️
good songs za maka anareo cool...
Tonga de mandona sy mampisaina be ilay hira👌👊
Atolotro ho azy, izay nandao ahy💘 sy ho an'izay tsy mba mijery ny fihetsehampon'ny olona fa de faly mandratra sy mandao❣️
✨You're free to go and leave me alone 💖
mamiratra enao fa tsara ee!madio ivelan ftsn fa ny anatinao maloto👏👏..tsara loatra❤
En boucle les gars. Manja e
mandona be le son
TSARA BE MILAY FA TOHIZO
Saino ihany♥️😜
Madio ivelany fotsiny fa ny anatinao maloto
Mamiratr enao fa tsy tsara ee♥️♥️
Tiako loatra ny hirany.
Courage lesy a,lasa lavitra elah,ho reharehańny tanindrazantsika.
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao
Hiaraha-malala ianao fa tsy mba zatra nihafy e
Efa zatra nilangolangona tamin'ireo fiara be
(x2)
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny
mihintsy na segondra vitsy e
Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anatinao maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny
ihany
Haiko f'izaho lay bandy tsy mety aminao
Tsy manam-bola aman-karena hanambazana
anao
Zavaboary tsara voatra nefa potika sy loaka
Mahamenatra mamoafady tsy faseho imasom-
bahoaka
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho fantany
mihintsy na hitsiriritra eo
Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny
ihany
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny
mihintsy na segondra vitsy e
Ref: Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny
ihany
On vous écoute depuis paris👍🏾😎
Er-taon nijereko fa mbl matsiro be fon le son sy le ira 😊😊😊😊😊
Milay e tohizo foana
🥰 matsiro zay gadona. Lay hafara aloha,azo hisaintsainana.Mamiratra fa tsy tsara...
mba mangataka paroles :D
Tena tsy mety leo aho ❤
Mamiratra inao fa tsy tsara
Mankasitraka fa tsara e!
Je kiffe 🥰🥰🥰
Ao tsara!!.. Milay zalahy
Tsara Lotran ❤️
Atolotra ho an'ireo izay tsy mahazaka sipa rehetra
Zay mou zan de taraiky fona lé! Tsara be le son
tena pros be ny arrangementnareo
Tena tiako l tonony😍
tena amnazy le vazo
Tikou beu💖
Enjana lay hafatra ! tsara be :)
Tsara be ♥️♥️♥️
Za maka seeeee 😆 😆 😆 😆 😆
Congrats.. good vibe
za vevavy fa tiko avadika hoan lelah le hira
Oui hevitra mety zani ndao atao ntsik e
Mandona tsara ilay hafatra, milay. Mankasitraka
vavan'ny tsy nahazaka zani kkk
Mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny ihany
Tsara loatra 👍🏻👍🏻
Ty ve lay tao am jaws bande sa olona mitovy ?
Trop be lesy ny tononkiran'lah le 😂🤣reveko be, fa aza manao vava moa rehefa tsy mahazaka e😂🤣😂
Norma e
Mlay rangah frerô a
Sur mihintsy e ao tsra tena milay fa tohizo é , mankasitrak'é
Tsara loatra ❤❤❤
Savais bè faire toizo
Sava bè fa toizo
aminazy tsara !!👍
Tsara ee💐
A tsara be , fa vôsamba nitandrinesako
milay e!!!
Tsara be le vazo izy mitsam a ! tohizo fa milay ny vazonareo
Tsara be ilay arrangement ! Tohizo fa tsara.
Tsara loatra
mafinaritra e milentika be lay hafatra
tiko
tiko lôtr le hira!!!
Mamiratra enaw fa tsy tsara
M
Melky
Tiko lôtra eee
tsara be
mlay
tsara loatra ilay hira mahereza @ilay vazo eeeee
le son lo mety amle vocal mints e KIFEKOOO E🍅
Merci
tsara e mankasitraka
reveko be sur tohizo zala
Tena tsara be .mankasitraka
Tsara be clipa! le hira ko
alefa a,kanto e
Mankasitra zalahy an! Tafita ny hafatra raha tsy hoe manampi-tsofina tanteraka...
norme
Tiako loatra
Tsara be
Reveko rangah ty hiran lisany ity a !
👍👍👍
tena tsara f tihizo e
hafatra hon'ny sipa mate
mlay e
Tsara lay hira; toizo hatrany ny ezak ee
Sara be
Misy hira mitovitovy feo amin ny refrain anty hira tamin ny fahazaza fa ts mety tadidiko titre. Raha sendra misy mahadidy azfd
Milay b le vazo e! mankasitraka. Ataovy misimisy mits ny otran'izany. Hafa ihany le vazo miteny ka
mlay b mints an !!!!
milay fa tohizo lz fiarahana ee
mlay kosa alo le vazo e, tsy aleo ve mba asina namany anakiray amzay ty ry zalah sa ......
Tsara be lesy zalah a
Sur mamiraratra enw fa ts tsara e
atolotr hu anizay sipa rts toetr
Ra bandy ts afaka elah de ts ho jereny mihints na de segondra vitsy ( mamiratra enw fa ts tsra ee)
Milay le vazo ka
Norm be zalah a! mlay e
Tsara
Milay e
mlay le vazo e!!!!
tsar e
mlay le vazo ka
Je ne confondu pose
mlay be .suuur e
Ratsy be eeeeeee lol be
F
Dd
Tsara
Tsy mankaleo miheno azy 🎶