- 59
- 7 295 302
Njara Marcel
France
เข้าร่วมเมื่อ 29 พ.ค. 2014
Njara Marcel & Tovo J’hay (Ihafiako - Tsy misy toa anao)
Njara Marcel & Tovo J’hay (Ihafiako - Tsy misy toa anao)
มุมมอง: 46 555
วีดีโอ
NJARA MARCEL - AZA AMPIJALIANA (Official Video)
มุมมอง 399K3 หลายเดือนก่อน
NJARA MARCEL - AZA AMPIJALIANA (Official Video)
Njara Marcel - Ihafiako (Lyrics By ARISON Films)
มุมมอง 67Kปีที่แล้ว
Njara Marcel - Ihafiako Version Lyrics Madiditra fiakanjo, mandona fijery Mba faniriko loatra raha ianao ho ahy irery Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh Ampidiro ny akanjo f’ianao efa misy miantso Madiditra fiakanjo Toa tsara fijery Efa namboariko ny foko oe ianao tsy ana irery Revin-gadra ihany ny ahy fa ianao kosa aloha dia kanto oh Ampidiro oa ny akanjo mba raiso izy f...
NJARA MARCEL - IHAFIAKO (KARAOKE by ARISON Films)
มุมมอง 20Kปีที่แล้ว
NJARA MARCEL - IHAFIAKO KARAOKE by ARISON Films
Njara Marcel - Ihafiako (Cover By Kevine Tsou)
มุมมอง 7Kปีที่แล้ว
Njara Marcel - Ihafiako Cover By @KevineTsou
Njara Marcel - Ihafiako (Cover By Leoking)
มุมมอง 1.4Kปีที่แล้ว
Njara Marcel - Ihafiako Cover By Leoking
NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video)
มุมมอง 1.3Mปีที่แล้ว
NJARA MARCEL - IHAFIAKO Bientôt disponible sur toutes les plateformes de musiques Réal : La St'ART Project Abonnez-vous à ma chaîne TH-cam © Copyright 2023 - Njara Marcel | ARISON ©
NJARA MARCEL - Amboarako (Karaoké Officiel by ©Mihardy)
มุมมอง 2.1Kปีที่แล้ว
N'oubliez pas de vous abonner 📌😇😍 Don't forget to subscribe 📌😇😍
AZAFADY by RYO | The Voice Africa 2023 | MADAGASCAR
มุมมอง 60Kปีที่แล้ว
N'oubliez pas de vous abonner 📌😇😍 Don't forget to subscribe 📌😇😍
NJARA MARCEL - AMBOARAKO (Official vidéo 2023)
มุมมอง 66Kปีที่แล้ว
Directed by Tsilavina R. (La St'art Project 2023) N'oubliez pas de vous abonner 📌😇😍 Don't forget to subscribe 📌😇😍
NJARA MARCEL - BOTO MIHAJA (Official Video 2023)
มุมมอง 34Kปีที่แล้ว
NJARA MARCEL - BOTO MIHAJA (Official Video 2023)
NJARA MARCEL - VOROMBAZAHA (Official Video 2022)
มุมมอง 24Kปีที่แล้ว
NJARA MARCEL - VOROMBAZAHA (Official Video 2022)
Njara Marcel x Ugo - TSIARO (Official Video 2022)
มุมมอง 6K2 ปีที่แล้ว
Njara Marcel x Ugo - TSIARO (Official Video 2022)
Njara Marcel x Jacquis Randria - Asio Motivaka (Official Video)
มุมมอง 37K2 ปีที่แล้ว
Njara Marcel x Jacquis Randria - Asio Motivaka (Official Video)
'NDAO HIREVY - Princio x Njara Marcel x Jacquis Randria (CLIP OFFICIEL NOUVEAUTE 2022)
มุมมอง 56K2 ปีที่แล้ว
'NDAO HIREVY - Princio x Njara Marcel x Jacquis Randria (CLIP OFFICIEL NOUVEAUTE 2022)
MELODIE - Jacquis Randria feat Njara Marcel (clip officiel)
มุมมอง 69K2 ปีที่แล้ว
MELODIE - Jacquis Randria feat Njara Marcel (clip officiel)
NJARA MARCEL - LATSAPAKA (Official Video 2022)
มุมมอง 326K2 ปีที่แล้ว
NJARA MARCEL - LATSAPAKA (Official Video 2022)
Fiainako - Njara Marcel feat Jacquis Randria (clip officiel)
มุมมอง 103K2 ปีที่แล้ว
Fiainako - Njara Marcel feat Jacquis Randria (clip officiel)
NJARA MARCEL x JACQUIS RANDRIA - Azafady (Karaoké Officiel by ©Mihar
มุมมอง 127K2 ปีที่แล้ว
NJARA MARCEL x JACQUIS RANDRIA - Azafady (Karaoké Officiel by ©Mihar
Azafady - Njara Marcel feat Jacquis Randria (clip officiel)
มุมมอง 2M2 ปีที่แล้ว
Azafady - Njara Marcel feat Jacquis Randria (clip officiel)
See You Again - Njara Marcel & Jehiela (Wiz Khalifa & Charlie Puth cover)
มุมมอง 11K3 ปีที่แล้ว
See You Again - Njara Marcel & Jehiela (Wiz Khalifa & Charlie Puth cover)
Just an illusion - cover by Njara Marcel
มุมมอง 11K3 ปีที่แล้ว
Just an illusion - cover by Njara Marcel
AVALONY - NJARA MARCEL (Acoustic version)
มุมมอง 14K3 ปีที่แล้ว
AVALONY - NJARA MARCEL (Acoustic version)
VELOMA - NJARA MARCEL (Lyrics & Acoustic version)
มุมมอง 6K3 ปีที่แล้ว
VELOMA - NJARA MARCEL (Lyrics & Acoustic version)
NJARA MARCEL Manàna finoana Karaoké Officiel by ©Mihardy
มุมมอง 3K3 ปีที่แล้ว
NJARA MARCEL Manàna finoana Karaoké Officiel by ©Mihardy
NJARA MARCEL Ho mandrakizay Karaoké Officiel by ©Mihardy
มุมมอง 14K3 ปีที่แล้ว
NJARA MARCEL Ho mandrakizay Karaoké Officiel by ©Mihardy
❤😢
👏 👏👏
mahay mihira lesy manafo ty respect total
Mercie f tena zay ah vao nihaino nandalina be anle Kanno f mamita afatra be mintsy pankafy❤❤❤🎉
Manome lanja n'y vehivavy tsara Ty hira ty. Sur mitsy. ❤🇲🇬
Mankasitraka eee❤❤❤
Me fait rappeler une histoire que j’ai vécu , merci ☺️
😢😢😢
🥰😍🤩😘♑✝
❤❤❤❤tsara
❤mlay be
Merci
Merci L'ARTISTE 🙏
tiko lotra ❤
Love it ❣️
❤❤❤
Trop ❤❤❤
Tsara lôtra, anjara marina tsy safidy
Aide moi mon frere j'aimerais venir a Madagascar c'est mon reve le plus cher
Tikobe lay hira❤❤❤❤
❤
tsara lotra le ira merci ❤
Tsara be❤
J’adore 🥰
Sarobidy loatra anie izao andro anio izao, Hanorenantsika roa fiainam-baovao Safidy sy anjara ny hiray lalana aminao Ka raiso ny tanako ho anao Aza manahy akia fa ho eo foana aho Hanome ny soa ny kanto indrindra ho anao Atolotro ho anao anio izao peratra izao Ho profom-pitiavako anao Ndeha hamaky onja avo iny Ireo sedra maro mety handrakotra antsika Ndeha hamaky onja avo iny Dia ny atao antsaina dia ny sambo tafita Na izao tontolo izao tsy ho feno raha tsy misy anao Ka manomboka eto izao tsy hampanantena kintana aho F'ilay foko no efa tia latsa-paka aminao Latsa-paka aminao (ouh ouh) Latsa-paka aminao (Latsa-paka aminao) Latsa-paka aminao (La, la) Latsa-paka aminao Ny amiko rehetra atokako hanjakanao Ireo zanatsika hitondra ny anaranao Tsy avelako nofy akia ireo vodady natao Mameno ny fiainako ianao Ndeha hamaky onja avo iny Ireo sedra maro mety handrakotra antsika Ndeha hamaky onja avo iny Dia ny atao antsaina dia ny sambo tafita Na izao tontolo izao tsy ho feno raha tsy misy anao Ka manomboka eto izao tsy hampanantena kitntana aho Na izao tontolo izao tsy ho feno raha tsy misy anao Ka manomboka eto izao tsy hampanantena kitntana aho F'ilay foko no efa tia, latsa-paka aminao
Tsy hainao mihintsy ny halalin'ny fitiavako anao raha ny hafaliana hifampizarantsika roa mahalatsaka ahy tanteraka e ianao ilay nampidoboka ny foko ilay nampiova ahy ireo fotoana mamy nitondranao ahy tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e ref: Fa tombokavatsa ato ampoko sanatria raha ho soloiko toa ireny anaty horonan-tsary fitiavana foana no hiafarany mba sanatria raha hiova loko omeko olonkafa indray ny foko f'ianao no andrin'ny fo ho mandrakizay ny antsika roa Eny maro ireo tsy mino ny fisian'izany fitiavana izany fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao no porofon'izany fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe mandalo fotsiny ihany ka na sendra ady na koa tomany tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany ilay fitiavana tsy ho lany
❤
Tricia
Tena tsara e. Tsara feo sady mahay mihira
Tsara loatraaaa
Ao tsara less! mety ka , tsy maninona mihits raha tsy nanohy ny HR tany bira iseh !
Tena oe wow voapita tsara ny hafatra❤
Tena tsara le hira 🥺😘💗
@@DominiqueFitiavanah 🙏🙏🙏
❤❤❤❤
Kay efa nivoka kay nefa tena efa nendrasako 😢milay be tyh vazo tyh❤
@@tangala4103 yeah🤙
Tairo ranga zoky mba avoay amizay ah😢❤
@@tangala4103 efa ao ka
@@tangala4103 efa ao ka
Kanto loatra ❤
Waouuu
Désolé fa latsaka ny ranomasoko, tena marina tanteraka, adalan'izay mampijaly ny olona tiany
@@razakarivonyrindraianjamal8225 🙏🙏🙏
Tsara❤
tovo jhay❤❤❤❤
Ça va beu👌👍👍
@@SolofoniainaRaharinandrasana 🙏🙏🙏
kay tena tsara b, trop b le fihiran'ny tovo j'hay any le hirany an njra , bravo eeee
❤❤❤❤❤
Marina loatra ❤
Mpisolovava mihitsy aza ianao eto 🙏 90 /💯 vehivavy mpankafy Ty avokoa ra fahitako azy
You just gained a follower and a fans please put this particular song on qq music or a foreign platform aside yt need it in audio thanks ❤
sambako niheno ny hiranao fa tena kanto❤❤
Tiako daolo zay hiranao ❤
Merci Njara Marcel ❤❤