INONA NO HIRARAHAN I RAJOEL AN IO BASE TOLIARY IO IZY NG HIPETRAKA ETO MADAGASCAR ? MANGORO KARENA NO ATAON IO ETO FA TSY MIRAHARAHA NY MALAGASY ZANY IO .HO POTEHANY TANTERAKA MADAGASCAR DE LASA HITSAOK IZY AVY EO AVY TONGA MORAMORA NY VAHINY REHETRA HAJAKA AMIN NY AREMPIRENENA ETO MADAGASCAR.🎉
Magnano mbola tsara anao Razandry ! Nihaino tsara zah @ filazanao ny raha misy marina ! Tena izay toe- tsaintsika efa nanaranaka izay mihintsy no fototrin'ny fahantran- tsika Malagasy ! Matetika eo @ fandalovana fahatanorana no tsy tia manara- dalana ny toen- tsika Malagasy , koa any ka mijanona toy izao hatrany ny fomba fiainan- tsika Malagasy ( tsy mahay mitantana lasa tia - tena , tia mihebohebo kevokevoka @ hafa , tia tsindrihalena hoany ny hafa samy Malagasy ,ary feno fanaovana kolikoly @ lafiny rehetra sns....) Koa hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra , na avy Avaratra , Atsimo , Andrefana , Antsinanana : tsy misy fandrosoa izany eto Madagaskar raha tsy misy ny mangarahara @ lafiny rehetra ! Masina i Madagaskar !
Salama
Tnoka dia tsy hiasa saina fa toujours Oui Président
INONA NO HIRARAHAN I RAJOEL AN IO BASE TOLIARY IO IZY NG HIPETRAKA ETO MADAGASCAR ?
MANGORO KARENA NO ATAON IO ETO FA TSY MIRAHARAHA NY MALAGASY ZANY IO .HO POTEHANY TANTERAKA MADAGASCAR DE LASA HITSAOK IZY AVY EO AVY TONGA MORAMORA NY VAHINY REHETRA HAJAKA AMIN NY AREMPIRENENA ETO MADAGASCAR.🎉
Misaotra anao aho miaro fa tena namadika toky nomena i Député TINOKA ROBERTO.
Ce vidéo reflète la personnalité de Toto valise en carton alias Roberto lorsqu on a un faux diploma on vend que du faux
Magnano mbola tsara anao Razandry ! Nihaino tsara zah @ filazanao ny raha misy marina ! Tena izay toe- tsaintsika efa nanaranaka izay mihintsy no fototrin'ny fahantran- tsika Malagasy !
Matetika eo @ fandalovana fahatanorana no tsy tia manara- dalana ny toen- tsika Malagasy , koa any ka mijanona toy izao hatrany ny fomba fiainan- tsika Malagasy ( tsy mahay mitantana lasa tia - tena , tia mihebohebo kevokevoka @ hafa , tia tsindrihalena hoany ny hafa samy Malagasy ,ary feno fanaovana kolikoly @ lafiny rehetra sns....)
Koa hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra , na avy Avaratra , Atsimo , Andrefana , Antsinanana : tsy misy fandrosoa izany eto Madagaskar raha tsy misy ny mangarahara @ lafiny rehetra !
Masina i Madagaskar !
Mahagaga
Surtout fais honneur à ton papa c notre maire marimar
Otran mipetraka @ bidon ville no misy andrazoky zany 😂