Mandainga sy manilika andraikitra i Andry Rajoelina hoy Dr Rasoatakalosoandro

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 172

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z หลายเดือนก่อน +8

    Fijerinao n'y fijalian' vahoaka tsirairay mijaly vao mahita hangina ho andrahoina isanandro, n'y ankizy tsy afa- mianatra dia azo ekena TATERAKA ny fahatran' malagasy 90/100 . Rajoel Andry tsy hiaky n'y fa ho atran' vahoaka. Ny odin' Zay dia ndao hiray hina , hanalana azy mandrakizay mandrakizay amen.

    • @lantz-182
      @lantz-182 หลายเดือนก่อน

      comment, pratiquement ?

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 หลายเดือนก่อน +10

    Ry tanora aiza ianareo fa ianareo no ho tratra farany eo raha mbola matory

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p หลายเดือนก่อน +7

    Président be resaka fa tsy mahavita azy .bala rora no betsaka .
    NY ARENAN NY MADAGASCAR AHONDRANAREO NO MAMPAHATRA AN I MADAGASCAR NY KOLIKOLO ATAONAREO MPITONDRA NO MAHAPOTIKA AN I MADAGASCAR .TSY MISITRAKA. NY ARENA AO AMIN NY TANININY NY VAHOAKA MALAGASY
    TOKONY MIALA ENAO RAJOEL À .

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 หลายเดือนก่อน +5

    Mbola lainga ihany ve ti FAHANTRANA MANARAPENITRA IO E. Ny malagasy anie efa mitrosona amini Tany ka oe félicitations ny Aminy ahoana ary e ny ankizy efa tsy mianatra intsony, fa lasa mivarotra vosary makirana, . Lazainy ndray fa ny vehivavy miteraka tsy manambady no mampahantra, ny firenena 😢. Tena mampalahelo, Aza ALANA Baraka. NyVEHIVAVY,

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 หลายเดือนก่อน

      Olo very jery io président io
      Miditry amin’ny pblm tsy mikasiky izy
      Tsy problème ny zany n’a ny vehivavy miteraka tsy manambady

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika หลายเดือนก่อน +17

    Tena ratsy fanahy aloha lay filoha e! Ny vahoaka ndray no omeny tsiny. Mba tongava saina ry vahoaka aaa!!!

    • @RanoSary
      @RanoSary หลายเดือนก่อน

      Ianao io manao zaza betsaka nefa tsy misy hanina ho hanina no antony, KKK....

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y หลายเดือนก่อน +13

    Fantany ny mahazo ny vahoaka ho entiny fa fananiny potehina mits le madagasikara

  • @leanticefernandellerasoari1860
    @leanticefernandellerasoari1860 หลายเดือนก่อน +10

    MIFOHAZA TSIKA RY MALAGASY,fa efa tsy izy tsony Ty 😢😢

  • @hehemanitra8370
    @hehemanitra8370 หลายเดือนก่อน +4

    TSY HITAKO IZAY ILAINA NY HEVITRIO FATIN’OLONA RAJOELINA IO !

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +6

    Diso politika ianao . Ny kianja sy ny téléphérique anie tsy nitondra asa e !

  • @Balovashi-fy4pv
    @Balovashi-fy4pv หลายเดือนก่อน +4

    Rehefa tsy isaina ireo piresokelera reo aleo inanenany eo dahaolo

  • @juliennelieven3356
    @juliennelieven3356 หลายเดือนก่อน +2

    FA Ampy izay Rajoelina fa mampivola ty moa mare iha io mampijaly An’ny VAHOAKA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @andrydoue
    @andrydoue หลายเดือนก่อน +8

    Efa mahaleo n'y mihaino filoha Ty e n'a ny mijery azy fogna efa mifody ny vavoniko , tegna hempaka e

  • @hervrasam
    @hervrasam หลายเดือนก่อน +4

    Filou Tena tsy misy ilana azy ity ! Looooza

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo หลายเดือนก่อน +9

    Tena tsy izy ity Filoh ity , fa aona koa reto be galona reto tsy mba mandray andraikitra sa dia tena miara misosy , ny tsy fisian asa no olana fidiram bola daholo be mpitondra efa hita maso fa bizina mangoro karena fotsiny , manara penitra fôna nefa bizina zareo io , mijery ny mpanoitra fa tsy mijery ny vahoaka miady lahy politika ny tanjony reo de manabado vahoaka zay aloh e

  • @mischaemmanuella6151
    @mischaemmanuella6151 หลายเดือนก่อน +6

    Efa adala ty président ty...miadana ve ny Malagasy aminao...mampangaroharo na mitandregny izy

  • @JeanneAimeeRaheliarimaro
    @JeanneAimeeRaheliarimaro หลายเดือนก่อน +3

    Tsy fahaizana mitantana no antony sy fotatr'izao fanhatrana mampalahelo sy maha menatra izao fa aza ailika n'y andraikitrao

  • @LovasoloAndrianjafison
    @LovasoloAndrianjafison หลายเดือนก่อน +4

    Aiza le Velirano e, mahakely ila nge io e.

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo หลายเดือนก่อน +6

    Hay fantatrin' ity rajoelina ty fa tsy manana fitaovana 'ny tantsaha ka naninona raha izany no nimasoany fa tsy ty kianja kianja fahatany ty
    Tokony mametra-pialana izy ref tsy mahay fa potika ny firenena

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 หลายเดือนก่อน +4

    Le président de Madagascar, mets le peuple malgache dans l' ignorances.

  • @andryrakoto2958
    @andryrakoto2958 หลายเดือนก่อน +4

    Mifohaza ianao ry Madagasikara ary tadiavo izay solony hampandroso anao...ianao no nahalehibe sy nikolokolo azy ka hametraka azy eo @ toerany sahazy azy

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 หลายเดือนก่อน +3

    mety aminao mifikitra eo fa refa tsy eo ianao de na handositra aiza ianao de avaly aminao ny nataonao

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana หลายเดือนก่อน +5

    Tsy hiaiky eloka izany mihitsy Rajoelina io na inona na inona satria wera2 no mibahana ao andohany

  • @OnjaHELINIONJA
    @OnjaHELINIONJA หลายเดือนก่อน +4

    Tena mampalaelo le vahoako sy ny firenena 😔😔

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 หลายเดือนก่อน +10

    Tsy mila chiffres akory fa ny maso d efa mahita mivandravandra b fa mihamahantra b mahatsiravina ny malagasy ENGA HANODY AN REO NY NATAONY TETO 13+6 V NO HIRESAKA CHIFFRES ?!?!?

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 หลายเดือนก่อน +1

    Mankasitraka anao Razandry , 100% ny fijerinao tompoko , ary tena marina tsy azo lavina !
    Masina i Madagaskar !

  • @marieolgafanantenana7071
    @marieolgafanantenana7071 หลายเดือนก่อน +2

    Tokony mametrapialana fa tena nilentika tanteraka ny firenena, mahantra eee, tena milentika lalina ny firenena.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +4

    Gouvernement défaillant

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +2

    C'est le peuple qui doit faire le nécessaire pour que cet énergumène s'en aille vite de ce pouvoir

  • @norosoarambolavoahangylala9917
    @norosoarambolavoahangylala9917 23 วันที่ผ่านมา

    Fanonganampanjakana lava io fona sy mifanenjika ze filoha Tonga eo de aongana fona def réf mis vokanizay aty aorina de lazaina fa le filoha amperinasa no nampahatra n'y malagasy

  • @analaforet2952
    @analaforet2952 หลายเดือนก่อน +3

    Tena borné le fijeriny filoha zany

  • @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
    @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci หลายเดือนก่อน +3

    Tokon iala aminizay enao f ts nahavit a ny rn13 ef ho firy taona izay

  • @MegaRanjee
    @MegaRanjee หลายเดือนก่อน

    Jirama fotsiny jerena e. Efa tsy misy manjary dia mbola inona ihany. Vokin'ito tsy mahay mitondra ito resa-be fotsiny. 😢

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 หลายเดือนก่อน +1

    Tamin'ny fitondran'ilay Dada iray izay Dia tena tsapako Ary azo hambara fa izay no atao hoe fiakaran'ny fahefa - mividy , .....
    Fa taty aoriana , lasa nampindramina ny Comores daholo ny Ariary , Dia izao isika indray no mahantra ...

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 หลายเดือนก่อน +2

    tena tsy tsapan le filohanareo miits hoe mahantra ny vahoaka! lazaina fa mpamafy lainga ny milaza ny zava misy. izy moa manankarena normal raha tsy mahita ny vahoaka mahantra. NY FAHANTRANA ETO AMIN TSIKA HONO NO MITERAKA FAHANTRANA😱😱😱

  • @Rudyraharijaona
    @Rudyraharijaona หลายเดือนก่อน

    Mstra Atoa Filoha fa tena marina ny fiterahana tsy voafetra no anisany mampahantra ka ny vahaolana aroso dia ny ady @ tsy fananan- dray satria avy @ io no tena loza ireto ray mandositra andraikitra ka asaina manao fanabezana aizana ary tena atao satria mba tsy ny reny ihany no ho tratra farany eo.

    • @Rudyraharijaona
      @Rudyraharijaona หลายเดือนก่อน

      Sady ny tena mampalahelo de ny ankizy tsy ampy fiahiana @ fikarakarana azy mandritra ny fitomboany manontolo ( tsisy affection parentale,tsy afaka mitsabo, tsy mandeha an- tsekoly, tsy misakafo ect...). Adidy ho an'i Ray s'y Rend io fa tsy avelao ho vesatra n'y Vehivavy samy irery.Etoana Dia marihiko fa tsy miadyv@ Lelahy fa miaraky fandraisaandraikitr'izy ireo manoloana ny toe- javatra toy ny tsy firaharahana ka ho pères inconnus foana matetika no hita any @ kopia sy karam- panondro ary tena lasa kolon- tsaina mihitsy 😪😪😪

  • @RandrianantoineAdrien
    @RandrianantoineAdrien หลายเดือนก่อน

    Olona mirediredy Kary 😢😢😢😢 Filoha mahantra indritra aty afrika

  • @priscarazaf9400
    @priscarazaf9400 หลายเดือนก่อน

    Mampme be le raisonnement
    1/Taux de croissance ts midika n Inn n Inn rah ts mijery iany koa oe manaona ny taux d'inflation
    2/miteraka be de be tokony ho avantage am firenena iray satria rehefa betsaka ny miasa de miteraka harena fa ny pbm de le asa mints no tokony ampitomboina

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 หลายเดือนก่อน +1

    Efa t@ 2009 no efa fantatra izany fa mpisandoka io bandy faikamboto io kanefa nekena ihany
    Tsy misy fanafany io satria ilay vahoaka mihitsy no dondrona

  • @norosoarambolavoahangylala9917
    @norosoarambolavoahangylala9917 23 วันที่ผ่านมา

    Aza defaly manenjikolona fotsiny fa MBA miasa ihany izy mavita zavatra

  • @mandarakotomanana7795
    @mandarakotomanana7795 หลายเดือนก่อน +2

    Ampina ny tantsa fa rehefa tsy misy lalana amoahana ny vokatra de namany tsy mandroso eh, maitriseo lon le sujet vo maneho hevitra fa manafitionana, mba resaka sanabavy, vary 1Kg (3kapoka sy tapany) ve de ampy hoan'ny olona 10 ra atao in' 1 mandrotsaka? normal be satri olona mikaly any @Carlton fon ve de hafantatra oe firy kapoka ny vary 1Kg?

  • @norosoarambolavoahangylala9917
    @norosoarambolavoahangylala9917 23 วันที่ผ่านมา

    De le filoha ve zany n'apparaîtra malagasy

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +1

    President o !inona no critère namoahana io tabilao io ?mino aho fa tsy ny fiainam-bahoaka fa zavatra hafa . Avoaho ny mikasika ny fiainam-bahoaka !

  • @JosephaRasoahelisoa
    @JosephaRasoahelisoa หลายเดือนก่อน +1

    Ty rangah ty tena tsy rerak mandainga 😮😮😮

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 16 วันที่ผ่านมา

    ka io tsy hiova izany mihintsy na hiposaka avy andrefana ary ny masoandro

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg หลายเดือนก่อน +2

    Rah vonona vahoaka anala io indina andalambe ,zah vonona na maty na velona aleo hoaviny taranaka banjina, rah misy izany mividy billet malaky zah mody any Madagascar andeha itolona.

    • @chrisrakoto8358
      @chrisrakoto8358 หลายเดือนก่อน

      koz v otran nanalanareo an Tsiranana de aiza tsika zao

    • @melybridge-ps1vg
      @melybridge-ps1vg หลายเดือนก่อน

      Antsiranana hoizy ho anao fa tsy any @nay.

  • @ravobruscaolanie3270
    @ravobruscaolanie3270 หลายเดือนก่อน

    Ary ilay commentaire no-désactiveny TVM tamin'ity vidéo ity

  • @MIELAHmarc
    @MIELAHmarc หลายเดือนก่อน

    Filoh mahay mamadik saimbahoak koa f misy intérêt am naz le atao f rehef mila solution am fanabeazan haizana d lasa problème le miterak,......az mapme e

  • @jerrylantonarivo6701
    @jerrylantonarivo6701 หลายเดือนก่อน

    Asa hoe fa voarindra ve nu fiterahana dia mihena ny vidimbary, misy revision à la hausse ve ny karaman'ny olonaa, sy ny maro tsy voatanisa

  • @fitiavanaraherimandimby6636
    @fitiavanaraherimandimby6636 หลายเดือนก่อน +2

    tena mandainga ity Filoha ity ( source banque mondiale ozy hoe ''La pauvreté nationale a stagné tandis que la pauvreté urbaine augmente de façon alarmante.
    En 2022, 75,2 % de la population nationale était pauvre : 79,9 % dans les zones rurales et 55,5 % dans les zones urbaines. Alors que la pauvreté rurale a légèrement diminué au cours de la décennie, la pauvreté urbaine a connu une augmentation significative de 31,5 %. Cette augmentation a été particulièrement spectaculaire dans les villes secondaires, où la pauvreté est passée de 46 % à 61 %. Cette montée en flèche de la pauvreté urbaine peut être attribuée à divers facteurs, notamment la diminution des opportunités économiques, la détérioration de l'environnement des affaires et le manque d'investissement dans l'éducation, la santé et l'infrastructure urbaine.''
    t@taona 2022 aza io de izao 2024 izao avec les infation sns..
    mampalahelo ilay toetsaina

  • @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
    @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci หลายเดือนก่อน +1

    Tsik anie zao ef tonga amle fitenenana an'i rajao hoe avanceo hiemotra e!😷😷😷😷😷😷

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 หลายเดือนก่อน

    Aleo hoy ny ntaolo mifanena ami ny mpamosavy toa zay mifanena amin ny mpandainga. Anaty didy 10 ny halatra sy ny mandainga.
    Tikob aloha mirouler r an.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k หลายเดือนก่อน +1

    Falifaly izy satria tanteraka n'y fikasany

  • @MahombieTorice-h6t
    @MahombieTorice-h6t 4 วันที่ผ่านมา

    Marina zany

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 16 วันที่ผ่านมา

    efa ny mpamatsy vola betsaka ny firenena anie no namoaka an'io e! Champion'ny fahantrana ny Fireneko zao,io aloha no mivoaka any @ site BM sy FMI ,izy ireo tompon'ny vola,manaraka tsy niakatra ny karaman'ny mpiasa rehetra nefa ny vidin-javatra miakatra zany hoe ambany be ny fahefa mividi'ny Malagasy,Fambolena zany tsy tafavoaka amin'ity rano tsy misy sy fiovan'ny toetr'andro ity.Tolo-kevitra avy amiko dia trandrahana ny rano ambany tany,fehezina ny fanimbana ny ala. Fandaniana be loatra ataon'ny Fanjakana fa ndao hanao fiafiana miaraka amin'ny maro an'isa

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 หลายเดือนก่อน

    Tokony mi démissionne io filoha ratsy loha io fa tsy mahai n’inoninona , Sady bado Matoa madagascar parmis lay farany mahantra indrindra Erantany
    Miala rehefa tsy mahavita au fa tsy be resaka eo
    Zahai tsy mahai olona-kafiry ra tsy anô no président de la république
    Mialà
    Anao responsable ny raha jiaby io
    Mangataka ho lasa président nefa mba jerevo vahoaka zai lay farany mahantra indrindra
    C’est inexcusable pour
    Mialà refa tsy maha vaha olana enao
    Mbola ho babenao alahelony vahoaka

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 หลายเดือนก่อน +1

    Ry miora a !ny lohany fotsiny jerena fa tsy misy n'ino n'inona io . 😅

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 หลายเดือนก่อน

    Tsy ny taux de croissance no olana , fa ny halatry ny diplomate no mampahantra

  • @Tsiry-f4z
    @Tsiry-f4z หลายเดือนก่อน

    Tsy avotra tsony tsika , fa io tsy
    Hiala éo tsony😢

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 หลายเดือนก่อน

    Naharaka koa kedy fa mila olona mijoro tsy amy resabe fa milamanongana ka tsra raha sahy elah de andao hanongana an io vazaha io ..vazaha anue Rajoeluna e..
    Tairo fa vonona ny cahoaka ankoatra an izay resabe ...ma ato a an i Tojo

  • @leguillouxadrienne6625
    @leguillouxadrienne6625 11 วันที่ผ่านมา

    Taiza kosa misy vary 1k mahampy olo dimy?

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 หลายเดือนก่อน

    Croissance tsy hita any anaty viluan"ny malagasy izany 4% izany no sady tsy mamorona asa ho an'ny tanora. Fahatelo @ fambolem-bary aty Afrique hoe, koa nahoana ny namanao mbola manankanrena @ importation vary. Ary mba nihena ary ve izany io importation io. Izany no chiffre andrasana fa tsy mpamokatra fahax3xaty Afrique na ctoissance 4%

  • @jennybosson3919
    @jennybosson3919 หลายเดือนก่อน +1

    äry maninona tsy havaokan'ny banky mondiale sy fmi ny vola nolazainy faha homena !!!

  • @FernandoBasile-o9r
    @FernandoBasile-o9r หลายเดือนก่อน

    Vary 1 kilao ve sahaza ny fianakaviana 5 antrano raha mihinana maraina atoandro hariva

  • @djijycosstwo1911
    @djijycosstwo1911 หลายเดือนก่อน

    Pfff, tsy androso mintsy ary tsy ny filoha no ampandroso firenena, fa ra ny tatara no jerena de ratsy toe tsaina n'Malagasy tsy ny rehetra fa ny ankamaroany... " Mahantra olo marina ny firenen'tsika" Zè Tonga eo hameno ny pôsin'fotsiny... Ny zo n'vahôka tsy ajaina, kolikoly à Gogo .
    Efa 32Million d'habitants de ny gestion zavatra rehetra toujours Tananarive dôly, hégémonie central. Vahôka toujours poretina... Sans espoir io, tsara zanahina amzay mahay mifankatia ny samy gasy.
    Somary misy coût d'émotions 😢 le hevitrako fa courage tsika malagasy rehetra.... Aing'anie mba ho tsapan'zè olona madio fo fa besoin primaire "Sakafo" "Sakafo"no tena ilainy Malagasy, rehefa voky ny kibo Zè vô ilaina ny fialamboly....

  • @annickboneface461
    @annickboneface461 หลายเดือนก่อน

    Zay olo tsy ma lala menatra ty president Malagasy

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน +1

    2022 efa fiy taona zao grave ty mpitondra ty

  • @njandryrabarisoa4387
    @njandryrabarisoa4387 หลายเดือนก่อน

    Ny vazaha nga mahita izay any anaty tokatranon'ny tsirairay any, lelike, bandy mapme ty

  • @abuharis7009
    @abuharis7009 หลายเดือนก่อน

    Seitany la personne qui vous gouverne réfléchit avant que vous soyez dans le mal absolu people malgache que de Mensonge hypocrisie l’égoïsme ça no si il aime pas son pays ce gens la !!!!!! Printemps Malagashy. Se quand réveillé vous !!!!!!

  • @dorafanini73
    @dorafanini73 หลายเดือนก่อน

    Mankaleo be

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 หลายเดือนก่อน +1

    Manorisory ny tava P n'io

  • @vonjyrakotomavo8365
    @vonjyrakotomavo8365 หลายเดือนก่อน

    tsy tokony oe dia mahantra be isika fa nampahantraina tanteraka.
    Téléférika mbola trosa io miantona tsy mihetsika io
    any amin'ny resaka faktioran'jiro, vidin'ny antso sy aterneto no andohavantsika an'io
    Tsy mifaditrovana ny mpitondra antsika, mbola ho tsaraina moa zany izy fa tsy hay oe rahovina

  • @santatriniainasythohyacinthe90
    @santatriniainasythohyacinthe90 หลายเดือนก่อน

    efa hita hoe efa niomana be ny fanotanina ary efa fatan'i filoha nialoha ilay fanotanina mato izy efa nanana io graphie reserve tny

  • @KaranneRaïz-p3u
    @KaranneRaïz-p3u หลายเดือนก่อน

    Efa miharihry io d lainga ninona filoha tompony Lainga

  • @tantelyrabenjambalason8810
    @tantelyrabenjambalason8810 หลายเดือนก่อน +1

    mety hisy BASHAR AL ASSAD GASY VE ,??? sa mbola tsy mijaly tsara tsika?

    • @lantz-182
      @lantz-182 หลายเดือนก่อน

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 หลายเดือนก่อน

    Marina loatra ny filazanao azy ry Dr. "Madagasikara tsy maintsy mandroso" any amin'ny farany indrindra.

  • @RomeoBearison
    @RomeoBearison หลายเดือนก่อน

    De maninona ary isika no tafiditra @ classement de pays plus pauvre aux mondes rah nahazo félicitations t@ banque mondial i Madagascar ? Ary tsy tandrify valiny fanontaniana ny Miora anie valinten'ny président fa resak taux de chiffres ndray avaliny.

  • @njandryrabarisoa4387
    @njandryrabarisoa4387 หลายเดือนก่อน

    Tsisy zavatra voafehiny ilay prezida antsika mihitsy e!

  • @nika.rasolonjatovorogers6473
    @nika.rasolonjatovorogers6473 หลายเดือนก่อน

    mba in ry ny marimpahaizan ito presi ito.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p หลายเดือนก่อน

    Makaiza daholo ny arenatsika rehetra ?

  • @DavidRandrianarijaona
    @DavidRandrianarijaona หลายเดือนก่อน

    Zoky a le filou mits mila soloina

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 หลายเดือนก่อน

    Efa ambarako eto fa misy olana grave io mpitondra ary mety voany menance koa izy

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 หลายเดือนก่อน +1

    Mpitondra vazaha tsy hieritreritra ny an gasy eeeeee

  • @evarani2470
    @evarani2470 หลายเดือนก่อน

    Marina fa hamarony zaza ateraka koa fa zareo tss asa mahafapo azy,fa le mahantra mintsy jereo manokana e, Pedro efa miezaka fa mbola ts ampy,ka ry Ravalomanana aza teo e ts nankasitraka Pedro,

  • @atsia
    @atsia หลายเดือนก่อน

    Taux croissance 4% dia midika fa tsy mahantra zany kkkkk

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 หลายเดือนก่อน

    Ka ry zareo anie, tsy misy fialamboly, ary tsy ampy ny fomba ataonareo mpitondra mba hamerana ny fiterahana, asio fanabehazana sy fanomezana torohevitry @ vehivavy ,ary asaina manao FISA ireo vehivavy ireo tompoko ooooo

  • @RakotoDede
    @RakotoDede หลายเดือนก่อน +1

    Ny karama any Madagascar de 30 euros 😂😂😂😂 par mois

  • @jeanfetisonmanana
    @jeanfetisonmanana หลายเดือนก่อน

    Izy gamba no mandroso fa tsy ni gasy

  • @carlosmadys6161
    @carlosmadys6161 หลายเดือนก่อน

    Io tsy hoe filoha normal fa midongy ho filoha, olona tsy mikatona lohamalemy miteniteny foana zay tandrify ny vavany nefa tsisy lohany tsisy vodiny, miwerawera fahatany tsisy raha paré fa mampidikizo ny vahoaka malagasy fotsiny lasahan'ny varatra io

  • @OLoc-h6w
    @OLoc-h6w หลายเดือนก่อน

    Kivy panao gazette 😂😂

  • @coolman3322
    @coolman3322 หลายเดือนก่อน

    mahatonga fahatrana voalohany dia tsisy vision mombany développement démographique. firaisana ara nofo dia plaisir pour les pauvres ra ba manana asa izy tsy milely isaka 1h de temps

  • @MiaTimote
    @MiaTimote หลายเดือนก่อน +1

    Efa hita hoe mahantra i Madagascar d mbola mahay manazava resaka ihany ny filoha. Vahaolana Zao no tadiavina e.

  • @RakotoDede
    @RakotoDede หลายเดือนก่อน

    Le miteraka kosa aloa tena grave b piasa tranoko zao 11 zanany nefany izy vao 37 ans

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo หลายเดือนก่อน

    Voky lainga sy fampanofisana ny malagasyy ka na ny mihaino anao aza makzrikoriko makandoa

  • @epuictiv6424
    @epuictiv6424 หลายเดือนก่อน

    Ary mavandy marigny ngiahy ty 😂😂 tss haignatra

  • @nadiajhayras4372
    @nadiajhayras4372 หลายเดือนก่อน

    NB (rah tena nidinihiko live ty de tena Bado tsotra izao filoha ny gasy srx konay
    Ts hoe manilaka izy fa igny ny takany atidohany
    Ampodiky indray mandeha
    Bado PD ntdika bado na ino ho resahina eto bado 😢😢😢😢😢

  • @Allen208-q2g
    @Allen208-q2g หลายเดือนก่อน

    Banque mondiale zegn bk raprezy mahita chiffre d’affaires fa ts mahita la famine population🤣🤣
    Ary chiffres d’affaires zegn vola nandre fa ts vola ampelatanany vahoaka malagasy

  • @JeanMartinRakotonirina
    @JeanMartinRakotonirina หลายเดือนก่อน

    zaho aloa fa tsy iteny intsony

  • @abuharis7009
    @abuharis7009 หลายเดือนก่อน

    Seitany la personne qui vous gouverne réfléchit avant que vous soyez dans le mal absolu people malgache que de Mensonge hypocrisie l’égoïsme ça no si il aime pas son pays ce gens la !!!!!!

  • @cunely2001
    @cunely2001 หลายเดือนก่อน

    Ok la croissance démographique est un facteur d'appauvrissement mais croissance du PIB et taux de pauvreté ce sont deux concepts complètement différent.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k หลายเดือนก่อน

    De io zany tena hitanareo Malagasy fa mendrika président n'y firenena Malagasy,? Kkkk mba efa tsisy olo manga ve ai Madagascar ?