VAOVAO MISONGADINA
VAOVAO MISONGADINA
  • 226
  • 154 948
Mahakasika Raharaham-pirenena
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo
PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina
az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy
tvm kolo tv Ibc news viva
Real TV Madagascar MBS vaovao
Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy
tubes gasy Gasy TV
koto lehilahimahitsiambo Gascar fenosoa Fanirisoa Ernaivo Romy Andrianarisoa
Abonnez-vous
Merci#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo
PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina
az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy
tvm kolo tv Ibc news viva
Real TV Madagascar MBS vaovao
Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy
tubes gasy Gasy TV
koto lehilahimahitsiambo Gascar fenosoa Fanirisoa Ernaivo Romy Andrianarisoa
Abonnez-vous
Merci
มุมมอง: 31

วีดีโอ

Mbola vo manomboka ny taona vaovao de efa misy rivo-politika hafahafa no misy
มุมมอง 2792 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Miala mompera- Marc TATANDRAZA
มุมมอง 5777 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Ireo zavatra 3 Mitranga rehefa alavitra an' Andriamanitra
มุมมอง 419 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Fanavotampirenena no tanjona
มุมมอง 8212 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Tonga de asa avy hatrany ny Dahalo niova fo - Colonel FANEVA
มุมมอง 11812 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Sombintantara zanak'i Sud Est Tena mbola manafaka I Jesosy
มุมมอง 4314 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Hafatra avy amin'ny fiangonana indray
มุมมอง 2.8K16 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Fandaharana manokana miaraka @ Tatandraza
มุมมอง 21619 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Hiavaka ve 2025 ity? Mila mihetsika 👆
มุมมอง 7121 ชั่วโมงที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Dahalo omena masomboly amizay miasa Colonel FANEVA
มุมมอง 273วันที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Tsy hisy paik'ady fampandrosoana zany ny mpitondra
มุมมอง 65วันที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Te ho Millionnaire ianao-Kohen Tic-tac Doha
มุมมอง 5414 วันที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Tsimbina 100.000 Ariary isan'olona -Andry Rajoelina
มุมมอง 12821 วันที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Fanokafana Concert de Noël 🎅 - Rovan'i Madagascar KIANJA MASOANDRO
มุมมอง 1K21 วันที่ผ่านมา
#vaovaomisongadina #malagasy #antananarivo PSD,HVM TGV TIM Andry Rajoelina Marc Ravalomanana Hery Rajaonarimampianina Siteny RANDRIANASOLONAIKO Hajo Tahina az radio Film Malagasy Madagascar RANJATOELINA Madagascar news Madagascar Song Nouveauté Gasy tvm kolo tv Ibc news viva Real TV Madagascar MBS vaovao Roland Ratsiraka Vaovao an-tsary Film Malagasy Fanirisoa Ernaivo Film Gasy tubes gasy Gasy ...
Jiro mamirapiratra eto @ Ambohijatovo
มุมมอง 15021 วันที่ผ่านมา
Jiro mamirapiratra eto @ Ambohijatovo
Nizotra tsara ny fifidianana Ben'ny Tanana Antananarivo Député Rafidimanana Desiré
มุมมอง 5321 วันที่ผ่านมา
Nizotra tsara ny fifidianana Ben'ny Tanana Antananarivo Député Rafidimanana Desiré
Tsy hoe ela de tratra ilay 400 MW ? Andry Rajoelina
มุมมอง 23221 วันที่ผ่านมา
Tsy hoe ela de tratra ilay 400 MW ? Andry Rajoelina
Ianao io ampelatan'Andriaminitra ny sarana dia miezaka mandrobaka ny fiadanam-ponao
มุมมอง 4128 วันที่ผ่านมา
Ianao io ampelatan'Andriaminitra ny sarana dia miezaka mandrobaka ny fiadanam-ponao
Hafatra ho an'ny lohandohany mpanohitra rehetra
มุมมอง 17228 วันที่ผ่านมา
Hafatra ho an'ny lohandohany mpanohitra rehetra
TSY MANGARAHARA SY TSY NANDEHA TAO ANATINY FAHADIOVANA NY FIFIDIANANA BEN'NY TANANA TEO HOY NY FIVOI
มุมมอง 249หลายเดือนก่อน
TSY MANGARAHARA SY TSY NANDEHA TAO ANATINY FAHADIOVANA NY FIFIDIANANA BEN'NY TANANA TEO HOY NY FIVOI
Cinéma Daddy Ben'ny Tanana ny Mahajanga
มุมมอง 262หลายเดือนก่อน
Cinéma Daddy Ben'ny Tanana ny Mahajanga
Misy rangahy mahafinaritra sady miketrika
มุมมอง 142หลายเดือนก่อน
Misy rangahy mahafinaritra sady miketrika
Fanambarana Ben'ny Tanana Jean Luc DJAVOZARA
มุมมอง 192หลายเดือนก่อน
Fanambarana Ben'ny Tanana Jean Luc DJAVOZARA
Andry Bihary vs Tinoko Roberto Base Toliara
มุมมอง 3.4Kหลายเดือนก่อน
Andry Bihary vs Tinoko Roberto Base Toliara
Harilala Ramanantsoa teto mosqué 67ha
มุมมอง 168หลายเดือนก่อน
Harilala Ramanantsoa teto mosqué 67ha
Beau gosse en action
มุมมอง 26หลายเดือนก่อน
Beau gosse en action
Aty raha te himeme sady hianatra teny Anglisy miaraka amy Willynay
มุมมอง 96หลายเดือนก่อน
Aty raha te himeme sady hianatra teny Anglisy miaraka amy Willynay
ARFM Manohana Tahina Razafinjoelina
มุมมอง 94หลายเดือนก่อน
ARFM Manohana Tahina Razafinjoelina
Nivoaka tao anatiny fahanginana i Andry Bihary
มุมมอง 4.2Kหลายเดือนก่อน
Nivoaka tao anatiny fahanginana i Andry Bihary

ความคิดเห็น

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 วันที่ผ่านมา

    Aleo afaka 5 taona indray milatsaka tata a!

  • @amaryasin8317
    @amaryasin8317 3 วันที่ผ่านมา

    Ataoko ihe manao mivavakeo ie mialy Sezao tsi ho vignetse amao ti jesosy

    • @marcrkt9331
      @marcrkt9331 2 วันที่ผ่านมา

      Resin'i Mompera zany ny apostoly sandoka? 😂😂😂😂

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 4 วันที่ผ่านมา

    Merci 🙏🏻❤️

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 5 วันที่ผ่านมา

    Ny mpiasam-panjakana sy ny fitondrana ihany no rangory fototry ny afo aminy fahapotehany tontolo iainana.

  • @nirinajm1469
    @nirinajm1469 5 วันที่ผ่านมา

    tsy rariny ny haintany.filohan repoblika no antony ????

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 6 วันที่ผ่านมา

    Omeo ny hafatra mihitsy ny fanjakana, fa tsy mamely intsony !

  • @mahavelo6159
    @mahavelo6159 6 วันที่ผ่านมา

    Marina n'y tenin'ilay namana ,fa aoka re samy hahafantatrany toerana misy azy n'y rehetra ka hanontany tena irak'JESOSY KRISTY marina vé izaho sy ianao?sa ahoana? Tamin'ny andron''i JESOSY n'y maty novelominy ,n'y marary no sitraniny ,,,,izaho miala andraikitra n'y fiangonana ,potika daholo ireny asa nosahanin'ny fiangonana ,nanomboka tamin'ny niforonan'ny FFKM ,nanomboka n'y fanonganampanjaka .Aiza n'y kanana isika izao?

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 6 วันที่ผ่านมา

    N'a hafatra avy am n iza n'a avy am pape François aza!!!tsy hampiova loha tsy manjaron ny mpanohitra am ty fireneeena izaaany.na ahazo fitondrana eo ny mpanohitra mpi bizina dahoooolo ireo.hanao coup d etat..hamboly krizy ..ho bloquer indtay ny zava drehetra hiakatra 6 arivo ny kg mbary fa fotoana hanarataotin n ireo mpivarotra ny krizy...tokony mankany amponja directe ireo mpitarika fjkm mitondra fivavahana am Jean luce fa tena haaaainy namboly korontana lohn ireo mpanohitra.olona efa nibabo heloka nataony namadika ilay valim pifidianana iz tompo tena efa nilaza ny marina fa niditra tam tranon kalan ny ceni ..de mbola hafa ihany no andraisan ny mpanohitra az..

    • @pppppp2558
      @pppppp2558 6 วันที่ผ่านมา

      Lelafo hatramin'ny v-dRajoeluna mihitsy lety ry foza, fa sady milamina be no mandroso be i Madagasikara.

  • @AngelineRasendrasoa-m4t
    @AngelineRasendrasoa-m4t 6 วันที่ผ่านมา

    Marina tsy misy diso n'y voalazanao misaotra betsaka @ fanairana mafonja hoan'ny daholo bé izany.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 วันที่ผ่านมา

    Silence ! Silence,! Que dîtes vous? Tout va bien! !!! Tongava saina fa peuple en voie de disparition vahoaka Malagasy ! Doucement mais sûrement ! Efa may daholo ny tontolo iainana manodidina ! 😮😮😮

  • @njandryrabarisoa4387
    @njandryrabarisoa4387 6 วันที่ผ่านมา

    Mpiray tsikombakomba koa nareo raha tsy miteny mafy eo ka

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 6 วันที่ผ่านมา

    😢😢😢🙏🙏🙏

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 7 วันที่ผ่านมา

    😢🇲🇬🙏🏻🙏🏾🙏🏻

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 7 วันที่ผ่านมา

    NY vision de n'y tena ko iany Fa tsy miandry olona zany, n'y fivavahana ko de torak'zay, n'y tena ko iany no Manda n'y tena ko fa tsy Mila olona hitarika ankotran y Pasteur de zay,

  • @olishiro974
    @olishiro974 17 วันที่ผ่านมา

    Super ❤❤❤❤

  • @olishiro974
    @olishiro974 17 วันที่ผ่านมา

    Génial ❤❤❤

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 21 วันที่ผ่านมา

    Hafandy avao le gaigy filoha vazaha ity

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 22 วันที่ผ่านมา

    Mbola tsy nisy tao anaty enimpolo taona , mankasitra anareo mivady Andriamatoa filoha Rajoelina

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 24 วันที่ผ่านมา

    Ny ankamaroan'ny mpangalatra sy mpandroba dia mihevitra fa hanjaka mandrakizay. Tena tsy mahatsiaro tena mihitsy ve hoe efa mihoatra ny loha ilay hala--bato ? Ramatoa Lalatiana Ravalomanana, dia mpiaraka homana t@ 🍊, eny na dia efa tsy Ben'ny tanàna intsony aza i Naina Andriantsitohaina ; mafimafy ihany ny nanaovany an'Itpl R. Ramanambitana izay raha vao nanao "remise en question" ny SMGD... Ary ny kandidà ingahy Ndriana Razanamasy dia zara raha nahazo iviny t@ mpifidy. Ry zareo ireo koa aza mba nametraka fitarainana fa TROP loatra ilay hosoka.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 25 วันที่ผ่านมา

    Tsy MBA menatra ve enao miteny zavatra tsara io, nefa mifanohitra be @zavatra lazainao n'y @zavamisy e????

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 25 วันที่ผ่านมา

    Tena Hita mitsy enao Fa pisolelaka,

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 25 วันที่ผ่านมา

    On s'en fout C'est un Fou

  • @gastonrafanomezantsoa3756
    @gastonrafanomezantsoa3756 26 วันที่ผ่านมา

    Mbola misy mihaino sy mitehaka ihany ve ry donto à!!!,tsy ampy ataon i Rainilaingarivony mihaino angano ihany 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 28 วันที่ผ่านมา

    Raisonnement an-dRasoamaromaka ny anao Ramose a! Ilay 🍊 dokafanao fa mahay miray hina anie ka manao lalao maloto e! Iza moa no tena mpanohitra eran'i Madagasikara ? Antoko iray no loharaharana mahazo récépissé fa mpanohitra satria tsy mieritreritra ny hisabaka mihitsy. Antony 2 no hitako fa nahatonga ireo lohandohan'ny mpanohitra ho samy naka ho azy : 1) na ilay voalaza hoe "samy te ho lohany" 2) na ilay malaza hoe "voavidin'ny 🍊 hanimba ny vaton'ny fanoherana" fotsiny. Dia iny nambaran'ingahy Ragôvan'Analamanga iny fa "isaorana Razafinjoelina hahatanteraka ny mission fanimbana ny vaton'ny fanoherana". Amiko anefa dia teo ihany io fanapotehana ny mpanohitra @ endrika fisaraham-bazana io, fa tsy nandaitra t@ antsasa-manilan'ny mpifidy tao Antananarivo izany. Izany hoe : mpanao "diversion" hanadinoan'ny olona ny hosoka sy halatra ankitsirano nataon'ny 🍊 manerana ny Nosy fotsiny io. Esory ao anatin'ny lisi-pifidianana fotsiny anie ireo mpifidy par ordonnance e! (35000 voies be izao anie ohatra no nentin'izany ho an'ny KANDIDÀM-PANJAKANA e!) Tsy azo heverina akory ho madio ny vato azon'ny MAPAR, fa raha nisy ny fahatokisana ny safidim-bahoaka dia ho tsy natao "flagrant" be toy ireny akory ny hosoka na hanao ihany aza. Raha matoky kosa anefa ireo mpitarika ny fanoherana, dia tokony hanohitra mafimafy kokoa noho ireo vahoaka maro ao ambadiky ny latsabato miròna @ fanoherana. Àry na dia ireo "abstentions" maro be ireo aza dia maro no mahatsapa fa tena latsaka ny fireneny (na dia tsy nanome classement aza i Watson).

  • @danielarakotson
    @danielarakotson 28 วันที่ผ่านมา

    Merci anao,am-bava homana,am-po mieritreritra

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 29 วันที่ผ่านมา

    Ka Samy mitady seza reo ramose a, tsisy Tia tanindrazana zany Fa mitady seza hangorona n'y harenan'i Madagascar daholo n'y paika!

  • @rinaanjelico8183
    @rinaanjelico8183 หลายเดือนก่อน

    Kabary ih

  • @soloaugusterazafimboeky
    @soloaugusterazafimboeky หลายเดือนก่อน

    Baba ty fa tsis henamaso, sa latsaka avy ambony hélico

  • @jeanlouisrakotoarinala8556
    @jeanlouisrakotoarinala8556 หลายเดือนก่อน

    Fikanjaza lotra tena mahamenatra hoe zao hono ny panao politique eto aminy fireneko sady nihome zah no mampalahelo

  • @jeanlouisrakotoarinala8556
    @jeanlouisrakotoarinala8556 หลายเดือนก่อน

    😂😂😂😂😂😂

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd หลายเดือนก่อน

    Izaho aloha tsy dia mahazoazo an'ingahy député Afakandro loatra fa adinon'ingahy Maire fa ankehitriny anie @ olona 10 tafangona, ny 5 dia mitondra "caméra" e! Efa zatra manao "bluff" loatra ka izao mivandravandra ilay "RIDICULE"!!!

  • @cybercapmada6616
    @cybercapmada6616 หลายเดือนก่อน

    kkkk

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 หลายเดือนก่อน

    🇲🇬❤️🙏🙏🙏

  • @ChristRarima
    @ChristRarima หลายเดือนก่อน

    Misaotra anao aho miaro fa tena namadika toky nomena i Député TINOKA ROBERTO.

  • @JacquesAlfredRAKOTOTSIMBA
    @JacquesAlfredRAKOTOTSIMBA หลายเดือนก่อน

    Lasanao Io Mr le Maire.....

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 หลายเดือนก่อน

    Ce vidéo reflète la personnalité de Toto valise en carton alias Roberto lorsqu on a un faux diploma on vend que du faux

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 หลายเดือนก่อน

    Mahagaga

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 หลายเดือนก่อน

    Magnano mbola tsara anao Razandry ! Nihaino tsara zah @ filazanao ny raha misy marina ! Tena izay toe- tsaintsika efa nanaranaka izay mihintsy no fototrin'ny fahantran- tsika Malagasy ! Matetika eo @ fandalovana fahatanorana no tsy tia manara- dalana ny toen- tsika Malagasy , koa any ka mijanona toy izao hatrany ny fomba fiainan- tsika Malagasy ( tsy mahay mitantana lasa tia - tena , tia mihebohebo kevokevoka @ hafa , tia tsindrihalena hoany ny hafa samy Malagasy ,ary feno fanaovana kolikoly @ lafiny rehetra sns....) Koa hafatra hoan- tsika Malagasy rehetra , na avy Avaratra , Atsimo , Andrefana , Antsinanana : tsy misy fandrosoa izany eto Madagaskar raha tsy misy ny mangarahara @ lafiny rehetra ! Masina i Madagaskar !

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p หลายเดือนก่อน

    INONA NO HIRARAHAN I RAJOEL AN IO BASE TOLIARY IO IZY NG HIPETRAKA ETO MADAGASCAR ? MANGORO KARENA NO ATAON IO ETO FA TSY MIRAHARAHA NY MALAGASY ZANY IO .HO POTEHANY TANTERAKA MADAGASCAR DE LASA HITSAOK IZY AVY EO AVY TONGA MORAMORA NY VAHINY REHETRA HAJAKA AMIN NY AREMPIRENENA ETO MADAGASCAR.🎉

  • @gabyranjalahy5674
    @gabyranjalahy5674 หลายเดือนก่อน

    Salama Tnoka dia tsy hiasa saina fa toujours Oui Président

  • @Smymahl
    @Smymahl หลายเดือนก่อน

    Otran mipetraka @ bidon ville no misy andrazoky zany 😂

  • @moudjibouadinani9576
    @moudjibouadinani9576 หลายเดือนก่อน

    n'importe quoi. il ne faut pas mélanger la religion et la politique svp.

  • @moudjibouadinani9576
    @moudjibouadinani9576 หลายเดือนก่อน

    Il faut arrêter d'utiliser les Religions comme arme politique.Et vous dirigeants religieux ,est-ce que vous voyez normal que vous vous mêlez dans la politique ? Étant citoyen,oui mais seulement il faut arrêté ce que vous êtes en train de faire.

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 หลายเดือนก่อน

    Surtout fais honneur à ton papa c notre maire marimar

  • @danielarakotson
    @danielarakotson หลายเดือนก่อน

    Aza hypocrite madame a,fa ianao io mihintsy no tena mankahala ireo silamo ireo Mapme

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 หลายเดือนก่อน

    N'y silamo ange =fanjakana e ! Zany no hanaovana andro tsy fiasana nefa handraisana karama REfa fetin'ny Silamo,

  • @nathankevin8164
    @nathankevin8164 หลายเดือนก่อน

    lelena le artiste pory koa d mamahan-dalitra pory @le hira...

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin หลายเดือนก่อน

    Le débat t@ le colonel iny de tena nieveriko fa mba tena anaozavatra kay olona tsy mamely akory. Ra za elaha tsy miteny intsony

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin หลายเดือนก่อน

    Bandy mpamono vorona ty bandy ty fa tsisy atokona akory

  • @JocelynS-Group
    @JocelynS-Group หลายเดือนก่อน

    Salama Zokibe; elaela izy zany !!!!