Ry tompo (2) Omeo hery aho Ho entiko hanompo (2) Ny anaranao Fa ny fakam-panahy Mbola mananontanona ahy Ny fitiava-tena Mahamenatra jerena Vonjeo aho ry tompo Ry raiko (2) Omeo toromarika Ny saiko (2) Mba tsy ho mora voasarika Fa hanao ny tsara Mba tsy ho ratsy fiafara Matoky anao ry tompo. AMEN
Misaotra fa tsy ampy kely : Ry raiko (2) Omeo toromarika Ny saiko (2) Mba tsy ho mora voasarika *** Hanao zava-tsy mendrika Izay mety handrendrika ahy Fa hanao ny tsara Mba tsy ho ratsy fiafara Matoky anao ry tompo. Refrain 2 : Fa hanao ny tsara Mba tsy ho ratsy fiafara Tsy hanao zava-tsy mendrika Izay mety handrendrika Matoky anao ry Tompo 😊
Ry tompo (2)
Omeo hery aho
Ho entiko hanompo (2)
Ny anaranao
Fa ny fakam-panahy
Mbola mananontanona ahy
Ny fitiava-tena
Mahamenatra jerena
Vonjeo aho ry tompo
Ry raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry tompo.
AMEN
Misaotra fa tsy ampy kely :
Ry raiko (2)
Omeo toromarika
Ny saiko (2)
Mba tsy ho mora voasarika
*** Hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika ahy
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Matoky anao ry tompo.
Refrain 2 :
Fa hanao ny tsara
Mba tsy ho ratsy fiafara
Tsy hanao zava-tsy mendrika
Izay mety handrendrika
Matoky anao ry Tompo
😊
Misaotra Fafah ❤️🙏🏼 Soava dia Ra Namana ooo 😭
Mankasitraka anareo, handry am-piadanana ireo efa nandao antsika fa mipetrka ho soa ny kanto navelany
Namela mamy ianareo, ...... fa misy fanontaniana manitikitika, maninona no misy foana ny manao j'aime pas na dia zavatra tena kanto sy tsara aza ?
Ry Raiko, omeo toromarika ny saiko...
Mandria ampiadanana Fafah sy Dadah misaotra taminy hiranareo eh
ry tompo o !!
omeo hery aho ..misaotra @ le hira
Mandrina ampiadanana Fafa s’y Dadah. Tsy ho afaka ambavanay izy hiranareo ity
tsara loatra le hira e
SOAVA DIA FAFAH
milay e!
Tsara loatra
😡