Mankasitraka anareo @ izao famerenana ny fampisehoina nataony tarika Mahaleo tany Savigny le Temple t@ 2012 izao. Maty mamela mamy. "Vos chansons sont éternelles" Mahereza Dama sy Bekoto a ! Akanga sisa nananborana . Ho ela velona o ! Manantena ny taranaky ry zareo hanohy ny kanton'izy ireo aoriana any. 19:52
Tena nitaiza tsara any cultura ny gasikara tsara tony hira tony = fitiavana, hafanana ao ampo ao, atsaraintsaina. FA KOSA... TEO ANY DAMA LE IDITRA PRÉSIDENTIELLE NO NARATSIN'IREO JOURNALISTES LE CULTURE HOE: TSY MOVOTRA SATSY HOE MBOLA MAHALEO FONA NO TIA NY IREO JEUNE.... DIA TSISY NAHITA IO HOE MANIPULATION DIA BARAGE NATAO ANY DAMA SATSY MADAGASCARA ANGE TIA ANY MAHALEO DAHOLO EH, ERIC MANANA NO NIANTSO I VOTY ANY DAMA EH. KA ZAO: N'a le présidentiel iny dia truqué ry zareo NA ZANY dia mora dia mora koa no manolana ny sainy Madagascar. Dia tena mapanaelo be. DÉÇU KOA ZA HOE TSY LANY DAMA NEFA NY GASY IZY DAHOLO ARY NY EVITRANY NEFA DIA TSARA BE DAHOLE, MANIDIDINA AN'ILAY HOE: VALY BABENA. KA AONA IZY NO TSY LANY? Eritsereto tsara eh.
Mitrakà....mitsiky.....Merci! Première écoute du groupe après 2 ans de silence....le coeur brisé...Màzana ...Fafah, Dadah, Charles...Trop e! Merci!
Revy ka revy koa izany leaza 👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
tsara ragaha ilay mahaleo ah, merci infiniment
Merci nizara f mampahatsiarotsiaro iz zany,
Merci amin’ny ilay fizaràna!
Mankasitraka anareo @ izao famerenana ny fampisehoina nataony tarika Mahaleo tany Savigny le Temple t@ 2012 izao. Maty mamela mamy. "Vos chansons sont éternelles"
Mahereza Dama sy Bekoto a ! Akanga sisa nananborana . Ho ela velona o ! Manantena ny taranaky ry zareo hanohy ny kanton'izy ireo aoriana any. 19:52
Milay rangaha é!!!!!!!ma jeunesse eternelle!
L'âme malgache ❤
Mahaleo au complet
Raoul efa tsy teo intsony.
Legend!
trop pour la soixantedouzarde et prof au lycée d'Antsirabe dès 71....
❤❤❤
❤
Lafatra foana ee
Mankasitraka anareo fona
Tiako be
Tena nitaiza tsara any cultura ny gasikara tsara tony hira tony = fitiavana, hafanana ao ampo ao, atsaraintsaina. FA KOSA... TEO ANY DAMA LE IDITRA PRÉSIDENTIELLE NO NARATSIN'IREO JOURNALISTES LE CULTURE HOE:
TSY MOVOTRA SATSY HOE MBOLA MAHALEO FONA NO TIA NY IREO JEUNE.... DIA TSISY NAHITA IO HOE MANIPULATION DIA BARAGE NATAO ANY DAMA SATSY MADAGASCARA ANGE TIA ANY MAHALEO DAHOLO EH, ERIC MANANA NO NIANTSO I VOTY ANY DAMA EH.
KA ZAO:
N'a le présidentiel iny dia truqué ry zareo NA ZANY dia mora dia mora koa no manolana ny sainy Madagascar. Dia tena mapanaelo be. DÉÇU KOA ZA HOE TSY LANY DAMA NEFA NY GASY IZY DAHOLO ARY NY EVITRANY NEFA DIA TSARA BE DAHOLE, MANIDIDINA AN'ILAY HOE: VALY BABENA. KA AONA IZY NO TSY LANY?
Eritsereto tsara eh.
❤❤❤❤❤❤