Mamy be otsany ny taniko sy ny fitiavako raimanontolo ilay hira eh🎉🎉🎉🎉😊😊😊😊 tsy rerintsony aho atsamin'izay ny terahany lamato ako dia efa io koa ny fanondroany❤🎉❤🎉❤FITIAVANA BE
"Izay ratranao dia feriko" ....Ah ragnitse... lamahamany te holy....soa avao fa gasy zaho...Misaotsy anao le Dama merci lahy Erick...mahavelo bavata hitombo be gny lany,gny zaza haroroky,moa nareo roe ho salama ho tahin-dRagnahary mba haharitsy hiantsa handrotsirotsy anay ....Mankasitraky babako e...
J'adore, différent de celle avec Aina Quach, mais quelle chanson. Sans vraiment comprendre les paroles, ça me parle, je ressens pleins de sensations, la musique n'a pas de frontières! Bravo à ces deux grands artistes, Manana et Dama.
en gros, la chanson dit : Ce qui te fait mal m'atteint, mais elle parle aussi de la joie d'aimer et d'être aimé, et d'un engagement très fort envers l'être aimé
tiana ra Mety mampalahelo sy mbola ho ela araka ny teninao fa tsy manahy. Izao no entiko hanazava azy. Io sombin'ny fampisehoana io dia tsy vokatra ho jifaina, tsy hamidy akory fa fanehoana ny ezaka ataon'ny fikambanana sy ny mpikarakara fety aty an-tanim-bazaha aty ho an'ny mpanan-kato malagasy . Na ny mpanankanto na ny fikambanana namokatra ny fampisehoana dia miaro io sangan'asa io tsy hiparitaka any amin'ny haino aman-jery isan-karazany. Ialana tsiny tompoko raha nahasorena anao izany.
@@ralayjao7109 Mpametaveta hira? Ha ha ha. Latsaka mihitsy kosa aho amin'izany. Tsy maninona ka. Pour information, betsaka be ny publicités antsefantsefany eny amin'izao raha toa ka hijery amin'ny fo tsy miangatra ka.
D’habitude j’adore. Mais là, je trouve que ce live n’est pas une réussite. Désolée les gars, je sais que vous chantez mieux que ça. À vouloir trop en faire...
iza no namako 2020 mijery anty; best version
🤚👌
Mamy be otsany ny taniko sy ny fitiavako raimanontolo ilay hira eh🎉🎉🎉🎉😊😊😊😊 tsy rerintsony aho atsamin'izay ny terahany lamato ako dia efa io koa ny fanondroany❤🎉❤🎉❤FITIAVANA BE
Mbola tena mamiko loatra!!!mankafy miaraka aminareo zaho oooo!!2021 zaho mijery zao zovy namako mpankafy eeee
Izy roa lahy no tena tiako voalohany indrindra aminy reo classique ntsika Malagasy ❤❤
Tellement beau et touchant. Les géants de la musique Malagasy. Tena mahafinaritra. ❤
Zany ny samy grand maitre👍👍👍
"Izay ratranao dia feriko" ....Ah ragnitse... lamahamany te holy....soa avao fa gasy zaho...Misaotsy anao le Dama merci lahy Erick...mahavelo bavata hitombo be gny lany,gny zaza haroroky,moa nareo roe ho salama ho tahin-dRagnahary mba haharitsy hiantsa handrotsirotsy anay ....Mankasitraky babako e...
Misaotra betsaka Dama sy Eric Manana. Lafatra. Kanto anie izany e!
J'adore, différent de celle avec Aina Quach, mais quelle chanson. Sans vraiment comprendre les paroles, ça me parle, je ressens pleins de sensations, la musique n'a pas de frontières! Bravo à ces deux grands artistes, Manana et Dama.
en gros, la chanson dit : Ce qui te fait mal m'atteint, mais elle parle aussi de la joie d'aimer et d'être aimé, et d'un engagement très fort envers l'être aimé
Grand anankiroa mampiaram-peo!!! TENA TSARA Mankasitraka Eric! Misaotra Dama!!
Ankafiziko e, mankasitraka 👏👏👏
Tena mafy reto zoky reto. Respect 🥰
Zany ny samy Grand ! Respect !
Tena milay ❤
2022 za vo nijery an'ity ,tiko lotra
Tsampako fa izay ratranao Dia lasa feriko. Izay lalanao alehako. N'inon'inona hanjo. Veloma n'y sento s'y tomany. :-)
Merci les 2 grands Maîtres
Maîtres ?
Maîtres de quoi ?
Tsara LOOOTRA! Bravo e! Mampite hitomany !!!
2 grandes voix et talentiueux en guitare. Merveilleux !. Merçi messieurs. Bravo!
Tiako loatra 👍👍👍 misaotra👏👏
2 géants de la musique malagasy - Bravo
Merci pour le bon son
Tsara e fa variana foana @ le réglage guitare an'i Dama
Hafa ian ranga ny efa grand a.Marina e!
J'admire depuis longtemps merci
Teny tsotra sy fohy : "Kanto loatra"
Tiako loatra, tiana henoina foana.
Hafa ihany ny hira t@ zany e.Mankasitraka o
toujours bOgOsy foana tenisany 🙌🙌
Dama efa mankaleo !
Misaotra betsaka la Clara
Ambony dia ambony ny fanatanterahana ilay sangan'asa.
samby mpanjaka ny glita tafaraka🤴🏿🤴🏿🏴☠️👑
fabulous
Mankasitraka 🥰
izay aho vao nahita an ity fampisehoana ity. tsy haiko fa be dia be ny fihetse po eto. Tena manja e. Gasy ka manja. mankasitraka tompoko!!!!!
Manaja e❤❤
Izay vao hitako ity "kanto loatra". Ny kalaza 2 no tafaraka ... Mankasitraka tompoko !
Misotra oh ! Mankasitrako !
Tsy mitsahatra manome zavatra tsara ny matihanina, Mankasitraka
Chapeau zalahy a
Super
Tena sur fa OK e! Mankasitraka betsaaka.
Toujours a la mode
Mampy te hitomany be maheno an le hira.Misy zavatra tena mampalahelo be ny fomba fitendren zareo an'ilay gitara.Kanto
🎉🎉❤
TIAKO 😃🎤
Bravo!!
TENA MAMPI HETSIM-PO TOKOA ILAY HIRA FA KANTO LOATRA , MISAOTRA SY MANKASITRAKA E!
Mankasitraka e!
Maaaanja 💓
Tena mba te hahay guitare ohatran'izany mihitsy e, mankasitraka tsara be
Annicette & big
Mahery è. Misaotra anareo mirahalahy
zany ny andrarezina, milay be
Tsara loatra
Tena lafatra e ! Manaja indrindra tompoko !
Tena Mampisy Frisson Tsara be Miitsy
on n'a pas fait mieux
tena mambabo lay gadona guitares
👄 👍⭐⭐⭐⭐⭐
Mankasitraka anareo eh!
Tena kanto e...
Mankasitraka indrindra Tompoko fa tena tsara be ilay vazo
Tena mahafinaritra e
tiko loatra le hira sady kanto
amin'azy
Hafa. Ihany
manque jenny
Izy mtsam reveko be
Misaotra zoky o
Mahafinaritra
Tena kanto e!
danger be ireto le!!!!na gitara na feo
oelavel ziskalamOro lerainy aaa
Mankasitraka e
Tena mahafapo
Maninona no sembanana ilay hira!
Tsy azo atao antsoratra?
Rehefa mizara dia mba zarao madio
Mbola ho ela eee! Mampalahelo
tiana ra
Mety mampalahelo sy mbola ho ela araka ny teninao fa tsy manahy. Izao no entiko hanazava azy. Io sombin'ny fampisehoana io dia tsy vokatra ho jifaina, tsy hamidy akory fa fanehoana ny ezaka ataon'ny fikambanana sy ny mpikarakara fety aty an-tanim-bazaha aty ho an'ny mpanan-kato malagasy . Na ny mpanankanto na ny fikambanana namokatra ny fampisehoana dia miaro io sangan'asa io tsy hiparitaka any amin'ny haino aman-jery isan-karazany. Ialana tsiny tompoko raha nahasorena anao izany.
Tsitako ry #tiana_ra izay olana eo; izy ary mba mizara , fa aza de faly anakihana; ra mahita tsaratsara de alefaso mba ho jerena
@@franckratiarisonpierre1139 miombonkevitra @ "tina" aho. Vetavetain'ingahy "rachid victor" ilay raha.
Ny an'olona itony mizara madio tsy mankarary sofina
th-cam.com/video/qOGPq_A32Vk/w-d-xo.html
@@ralayjao7109 Mpametaveta hira? Ha ha ha. Latsaka mihitsy kosa aho amin'izany. Tsy maninona ka. Pour information, betsaka be ny publicités antsefantsefany eny amin'izao raha toa ka hijery amin'ny fo tsy miangatra ka.
Izany no atao oe nouvelle version izay ny tompony ihany no manao anazy!! tena misy fanahy!!!
Misaotra ehhh
Tsara ilay duel glita e
et fafa
D’habitude j’adore. Mais là, je trouve que ce live n’est pas une réussite. Désolée les gars, je sais que vous chantez mieux que ça. À vouloir trop en faire...
Éric manana j'adore mais l'autre j'aime pas du tout trop gestuel
C'est le talent que tu dois voir et reconnaître mais pas les gestes. De toute façon, c'est sa façon à lui de prendre son plaisir à chanter.
Tena milay❤
Tena milay❤