Satry ihany DADAH RABEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 8

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Fafana n'y ranomaso Dia mitraka hatrany. Satry ianao Tsy ho noana. Mbola ho avy n'y maraina. Tsy Kivy. Mihezaka hatrany Tsy hiraviravy tanana.

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Aza manary Toky, n'a Dia misesy n'y fahoriana. Tsy maintsy mbola hifaly ihany.:-)

  • @cechasina7365
    @cechasina7365 5 ปีที่แล้ว +2

    hira mifono hafatra , maty namela mamy ho any rehetra teo aminy sehatry ny zavakanto. mandria- mpiadanana dadah rabel

  • @lova-g5d
    @lova-g5d ปีที่แล้ว

    tsy maintsy hivaly iany ts maintsy ahita😍😍😍😍😍😍

  • @RAMAHASAHALA
    @RAMAHASAHALA 5 ปีที่แล้ว +1

    Indrisy anefa mbola tomany no manamando ny tava, noho ny fahoriana misesy....

  • @jeanrh7902
    @jeanrh7902 11 ปีที่แล้ว +1

    satry ihany ianao tsy ho noana ary koa tsy hangetaheta...... manja foana eeee, mankasitraka

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka 😘