ÉMISSION SPÉCIALE FILOHA TALE JENERALY-VONDRONA SODIAT Mamy RAVATOMANGA DU 01 AVRIL 2022 BY TV PLUS

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • ÉMISSION SPÉCIALE FILOHA TALE JENERALY-VONDRONA SODIAT Mamy RAVATOMANGA DU 01 AVRIL 2022 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 64

  • @razanamadycinquieme5926
    @razanamadycinquieme5926 2 ปีที่แล้ว +9

    Mais il a tout rafflé, ce mec....oui fiers des businessmen Malagasy ...chapeau...fa dia nahoana kosa no nopotehana TIKO Madagascar...A bas l'orgueil politique...Madagascar first and his people.

    • @jelenasadomaso4182
      @jelenasadomaso4182 2 ปีที่แล้ว +1

      fahapotehan ny tiko dia valin ny ratsy nataon dravalo car dieu est grand.izay ratsy natao ihany no navaly taminy..iza no naha fahity 3freres?? any no iantombohy..firy orin asa n olona ni concurancer ndravalo nakatony teto? aoka samy hitanisa..mba mpivarotra ihany ry ravalomanana ary samy nahita valim pifidianana tam premier tour fa ambany ny isan jatom bato n dravalo toy izay an dratsiaraka..nalainy ankeriny moa moa ny fitondrana ka raha na filoha aza izy ka navela nijoro ny orin asan ny sasany dia mijoro koa i tiko ka tsy hitako ny olana fa al fitondrana ry ravalo nefa ny orin asan ny sasany indray nipotehany!!ka valiny ny nataony raha toa ka potika i tiko..voarohirohy moa fa volam bahoaka no nampiasainy tao dia andriamanitra no mahita ny marina...ka manaana fahendrena rehefa olona manana orin asa ka nahazo fitondrana àn ity firenena ity..fa fay ary nahay naka lesona i ravalo am zao ka..bien pour sa guelle

  • @yoanotiana9563
    @yoanotiana9563 2 ปีที่แล้ว +5

    Que des bonnes choses à apprendre sur ce monsieur, son sang froid et sa manière de gérer tout ses questions montrent bien qu'il a beaucoup à apprendre aux jeunes, surtout un bon joueur d'échec,
    Après c'est un entrepreneur comme tant d'autres quoi, il maximise et saisit tout opportunités, c'est tout.

  • @maheryarsene5545
    @maheryarsene5545 2 ปีที่แล้ว +14

    Enfin... ça fait tellement longtemps qu'on entend parler de tout, de rien et de n'importe quoi de ce Grand Monsieur RAVATOMANGA... eh oui c'est un Grand Monsieur, car lui il fait tout pour maintenir une stabilité et une croissance dans son business... je dirai Grand Patron aussi... Merci à lui d'avoir accepter de se montrer enfin à l'écran, et d'avoir répondu aux journalistes👍

  • @johannatracytarehy4327
    @johannatracytarehy4327 ปีที่แล้ว +1

    Sérieux respect pour le comportement de cet homme, il est très calme avec tous les questions qu'on lui pose.Respect😮👏

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    IL A LA QUALITÉ D'UN HOMME DE BIEN. IL EST AVANT TOUT UN HOMME RAISONNABLE 🙏🏽

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    MODÉRÉ DANS SES CHOIX ET DANS SES PASSIONS. IL FIGURE DE NORME UNIVERSELLE. UN HOMME D'EXEMPLE À SUIVRE POUR TOUT MALAGASY 🙋🙏🏽

  • @lilianerasolofoson5086
    @lilianerasolofoson5086 ปีที่แล้ว +1

    Mba ho maromaro ny Malagasy mpandraharaha otranao.

  • @christiankwan7144
    @christiankwan7144 2 ปีที่แล้ว +7

    Tsy nianatra momban'ny fanaovan-gazety aho na manana fahaizana manokana momban'izany. Fa raha oharina amin'ny "interviews" fanaon'ny mpanao gazety an'ivelany somary mbola sahirana na mandiso zavatra maro ny mpanao gazety. Raha hatao sary. Andriamatoa Gasikara ohatra ampitoviako amin'ny mpitifitra "Kalachnikov" mitifitifitra fotsiny fa olona toy itony no hatao "interview" mila "Tireur d' élite" :-)

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +2

    Zeoty izy mazava tsara aminay vahoaka fa, anao ambadiky Ntsay Christian ry Mamy Ravatomanga, anao no mitazona any Ntsay Christian ao aminy fitondrana aminy halatra be vava ataonareo aminy firenena malagasy.

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +2

      Naraongany Mamy Ravatomanga aminy Lainga magnarapenitra anareo journalistes telo mihanadahy . 😂 😂 😂 😂 😂 😂 😂

  • @jeantonijoby2784
    @jeantonijoby2784 2 ปีที่แล้ว +4

    Kay tena nisy ity Fandaharana ity ! everiko fa poisson d'Avril avao ! satria io PDG io manko tsy dia tia miseoseo !

  • @valerienkevinmahaiavy5640
    @valerienkevinmahaiavy5640 2 ปีที่แล้ว +10

    Niketrika izy de tafa fa tsika malagasy kay no be fialonana

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +3

      Tragnondainga io Mamy Ravatomanga io, fa vahoaka misy Saina, tsy azony rebirebena aminy lainga manarapenitra teneniny io. Mpangalatra io fa efa jerena fotsiny, fa mbola ho Tonga ny marina, TSIAFA izy mipetraka.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 2 ปีที่แล้ว +2

    Les questions directes et précises des trois journalistes ont permis à l'invité de fournir des réponses claires sans ambages....

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    🤔 C'EST DU TRÈS HAUT NIVEA 🙏🏽

  • @mrevsi3776
    @mrevsi3776 2 ปีที่แล้ว +2

    Ry Malagasy ô,
    akanga sisa nanamborana izy
    hany Malagasy mpandraharaha misongadina
    AZA OMENA NY KARANA SY VAZAHA ITY MADAGASCAR ITY FA ALEO NY MALAGASY TOA AHY SY IANAO NO HITARIKA SY HO SANGANY

  • @sophiejulia1037
    @sophiejulia1037 2 ปีที่แล้ว +6

    Un homme posé ! Hita hoe misy bagages, mihaja, tena hoe un exemple ho any jeune, (za tsy miditra politique) en passant, hitako hoe Mila formation ihany journaliste Feno a! , isak mis interview hitako hoe s'affoler bé, façon mametraka fanontaniana tena ts olona posé mihits , otran te hisongadina bé zany 🤐... 🙏

  • @rovaaldo312
    @rovaaldo312 2 ปีที่แล้ว +3

    Zany ny Malagasy tsr ho Alain - tahaka e!

  • @raharijaoandrianirina9639
    @raharijaoandrianirina9639 2 ปีที่แล้ว +2

    Let's help malagasy Buisiness man to develop Madagascar.

  • @bobafihavana7015
    @bobafihavana7015 ปีที่แล้ว

    Une société extraterritoriale ou société offshore est une société enregistrée à l'étranger, dans un pays où le propriétaire n'est pas résident.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +3

    Anao chef be ny fanondranana Lingots D'or any ivelany Doubay, lay 73,5kg takatra any Afrique du Sud igny, anao no membre agnatin'izy igny, eo zahay vahoaka hijery anao tsy hitsoaka zany, 2023 ty bay bay i Andry Rajoelina Tragnondainga , eo atsika mahita anao Ravatomanga, nangalatra volamena sa tsy nangalatra. Point

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +4

    Mangala location ny Jette privé nao Mamy Ravatomanga i filoham-pirenena dahalo Andry Rajoelina, satria tsikombakomba nareo roa lahy hanondrana harenan'i malagasy rehetra makany Ivelany, in-5 nivoaka Jette privé nareo tagnatiny confinement. Dahalo anarô, eo anao miteny fa fantatrao ny fahasahiranany vahoaka malagasy .

    • @rafinoro6871
      @rafinoro6871 2 ปีที่แล้ว

      Aoka ré zay tu fanejehana ianareo zay tsy Tia fivoarana fa mitady hamotika foana

    • @jeanjohnary2863
      @jeanjohnary2863 2 ปีที่แล้ว +1

      Olona mpandainga io.

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +1

      @@rafinoro6871 fivoarana aminao, fanirahany Andry Rajoelina Tragnondainga Zandaro nitifitry namono pianatra Université maty igny, mbola tsendriky nahazo zanakanao lay tifitry basy, afidia ty vava

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +1

      @@rafinoro6871 hamotika aminao ny fanirahany Andry Rajoelina Tragnondainga Zandaro nitifitry namono pianatra Université maty igny, mitaky ZO ndreo, mbola hoavy koa tour ny zanakanao tifirina eo hitanao fa mampandroso i Andry Rajoelina 73,5kg

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    ✌️🙏🏽 LA VÉRITÉ

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena olona mpandainga anao Mamy Ravatomanga, satria manana société any ivelany ihanao kay miteny tsisy vola aminy Banques ivelany ? Anao mba mivoleza mandainga, misy vola nao any aminy Banque à France.

  • @razanamadycinquieme5926
    @razanamadycinquieme5926 2 ปีที่แล้ว +1

    Proud of you Gasikara...thanks the other journalists

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 ปีที่แล้ว +3

    Anao mihitsy Mamy Ravatomanga no mampahatra ny malagasy, mpanendrikendrika ny malagasy, Madagascar ty mba ny baba nao sa ny reny nao, mahita réponse vandy fo anao MAFAIKY Ravatomanga amin'ireto journalistes ireto. Mpandainga anao Ravatomanga dahalo ny malagasy.

    • @haryhary6633
      @haryhary6633 2 ปีที่แล้ว

      Ahoana izy no mampahantra malagasy tompoko ? Ary ianao ve mba namorona asa ho an'ny malagasy ? Inona no mba nataonao tompoko? Toetsaina hoatrany ny ianao no tena mampahantran'i Madagasikara.

    • @danielrazafimaharo8125
      @danielrazafimaharo8125 ปีที่แล้ว

      B fialonana 😂

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว

      @@haryhary6633 nihalako nipetraka aminy fireneko nohony didy jadona, fanjakana ny Laoko, maventy mihina ny madinika, firenena CORROMPUS , koa tsy misolo io filoham-pirenena Tragnondainga 73,5kg io

  • @maromanekchand8870
    @maromanekchand8870 2 ปีที่แล้ว +1

    Miseho manadio tena eo nefa olona tena MAFIA mampahantra an'ity firenena ity. Misy farany raha jiaby. 😒

  • @mariafelana9067
    @mariafelana9067 2 ปีที่แล้ว +4

    Mankasitraka amin'ny fahitisiana Atoa PDG, tohizo ny lalan'ny fandraharaharana dia ampiroboroboy ny fandrakofana indostria an'i Madagasikara izay hany làlana tokana hampihenana farafaharatsiny ny fahantrana eto @ nosintsika, mirary soa anao. Gasy ianao, gasy aho, "fier" manana gasy toa anao, tohizo ny làlana tompoko ô

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    MORALE , ÉTHIQUE , ET DEVOIR 😊

  • @sehenoandriamialisoa8568
    @sehenoandriamialisoa8568 ปีที่แล้ว

    Rehefa mhaino anao zany mr Ravatomanga dia madio tsisy ho kianina enao zany? Nefa fata poko fata pirenena fa enao dia mibaiko nu zava drehetra eto?

  • @julioleonce2151
    @julioleonce2151 ปีที่แล้ว

    Merci am Tonton ravotomanga .am fandraisanao anjara Ka manome asa hoan gasy 4000 personnes ar misaotra anao koa fa na ni fihetsika n'a n'y famaliana n'y fanotaniana de mihaja be eny aza n'a de nisy zavatra natao n'y sasany momba anao de mbola. namela heloky anao .am maha olombelona.ary nivoka nangina maintsi n'y panao gazety fa voavaly am mahitsy daoly n'y fanotaniana

  • @LRsueanamjoontrav
    @LRsueanamjoontrav ปีที่แล้ว

    Tena gasy Ito Ramose io, otrany tsara endrika, mety mix ngamba izy, fa tena sady tsara jerena no misy atao b, ary Tena efa ela nahenoko ilay anarana Kay Ito ramose, tanora sy otrany mix no manana verger litchi, vanille, azy doly ny rhtra

  • @jeanhermannandrianasolo3735
    @jeanhermannandrianasolo3735 2 ปีที่แล้ว +1

    Tokony misy ireo mpandraraha vahiny mba hametrehana fanontaniana tahaka izao iany koa mba hisiany fitoviana ny lenta.

  • @yvetterandrianiaina62
    @yvetterandrianiaina62 2 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka fa nahafinaritra ny dinidinika ee

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 ปีที่แล้ว +1

    Mampalahelo nesorona ny commentaire : Povcons

    • @victoriasam2156
      @victoriasam2156 2 ปีที่แล้ว

      Za ko mba gaga

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 2 ปีที่แล้ว +1

      @@victoriasam2156 Eh oui Victoria. Tsapan'ireo Mpanara Dia an'ity Totakely ity ny Fanazavana sy Fahamarinana nohentiko teto aminy Commentaire faha izao mihintsy noho teniko tao : Il prend les quelques instruits Malagasy assez nombreux quand même pour des VRAIS CONS. Je lui ai répondu avec arguments bien précis et vrais pourquoi il est : Un ESCROC- TRAFIQUANT NOTOIRE EN TOUS GENRES- FOSSOYEUR- HOMME SANS HONNEUR- MENTEUR INVENTERE ect....ny TENY namaranako azy dia : AN'IELA ny Aller faha ny RETOUR Ho tsapan'iela faha tsy Hihisy ny INDRA-FO. Salut.

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 2 ปีที่แล้ว

    volanao izao manositsy andreo roa lahy reto ahahah

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 2 ปีที่แล้ว

    misaotra anao aho Mr mamy Ravatomanga fa maro loatsy resakin'olo , maro loatsy fandratia misaotra aminao fa nanaiky anao fa maro loatsy fandratia ty mandoto anao loatra reto olona reo izay mamdoto anao merci

  • @fiera2025
    @fiera2025 2 ปีที่แล้ว +1

    soa fianatsa

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 2 ปีที่แล้ว

    Ary amin maha olombelona ramose, honneur ve le Malagasy mahantra?le firenena potika tsy ampy sakafo sy feno mpamono olo io?le firenena voaloan av any amin farany?ny kolikoky avo lenta?ny fampianarana tsy mande amze aleany io?sns tsy voatanisa.eto alo hita fa tena fière tokoa ianao,ka voninahitra ve izao zava misy izao am amin maha olombelona anao?

    • @nyhasinaadolphesuzel6701
      @nyhasinaadolphesuzel6701 2 ปีที่แล้ว

      @ko manokana somary diso toerana ity fanontaniana ity. Resaka fandraharahana no tena nibahana teto mantsy. Efa contribution lehibe eto @ toe-karena malagady ny fisiany ary isaorana azy izany.

    • @vazimbatongasaina5061
      @vazimbatongasaina5061 2 ปีที่แล้ว +1

      @@nyhasinaadolphesuzel6701 leroa nga le ramose tokon hamal?valiny,tsar ny fisian ny élites amin firenena.fa ra MIAMIA mahantra ny firenena misy antony.Dikany,misy tsy marina ao ra tsy zany mandroso ny firenena

    • @danielrazafimaharo8125
      @danielrazafimaharo8125 ปีที่แล้ว

      Ny olona dia samy tompon tenan. Ny olona ihany no misafidy ny anakarena na ahantra. Toe tsaina mila ovaina nen tsika malagasy io no itako tokon ovaina aloha vao avotra ity firenena ity

  • @sehenoandriamialisoa8568
    @sehenoandriamialisoa8568 ปีที่แล้ว

    MR hita ho mpanohana b ani ANR no hi diaboliser-ny ol anao!

  • @ainamendrika8566
    @ainamendrika8566 2 ปีที่แล้ว +2

    bandy otrzao nama no tokony atao filoham-pirenena anhh

    • @idolahelymalo8389
      @idolahelymalo8389 ปีที่แล้ว

      Atovo président fokotany nare agny fo eky mboka
      Trafiquants be non merci

  • @harinjakamiora8285
    @harinjakamiora8285 2 ปีที่แล้ว +1

    Zay aloha ny hitan'ny maso sy rehin'ny sofina...aza Ory hava-manana tsika Malagasy

    • @nyhasinaadolphesuzel6701
      @nyhasinaadolphesuzel6701 2 ปีที่แล้ว

      Eny @ fiarahamonina rehetra eny dia tazana daholo izany ary efa réflexe iné izy io

  • @gracer5255
    @gracer5255 2 ปีที่แล้ว +3

    Ny hitanay, Be ny Olona mitsikera sy manoso potaka, Fa Monsieur Ravatomanga notahian'Andriamanitra, ny ankabeazany Malagasy be fialonana fa saingy tsy nanakana Azy tafita, Voatahy na nisy aza ny ankasoparany sasany, rehefa Manao ny Marina sy Tsara Voatahy Foana, Mandeha aminy Fahamarinana. Porofo mazava be izao. Marina ny Voalazany fa tokony misy société maro aminy Zavatra ilainy Malagasy eto Madagascar, vita Malagasy fa tsy manafatra any ivelany

    • @nyhasinaadolphesuzel6701
      @nyhasinaadolphesuzel6701 2 ปีที่แล้ว

      Samy notahin'Andriamanitra daholo avokoa isika fa ny mentalité sy ny esprit ary ny intelligence entiny @ fiainany no nahomby sy mety.

    • @bouzigeaimee9338
      @bouzigeaimee9338 2 ปีที่แล้ว

      Volan’ny bois de rose ny gasy t@ ny tetezamitatra iany no tena nampanakarena an’io ary nampahatra ny firenena hatramin’izao tsy tafarina

  • @toliajustus7582
    @toliajustus7582 2 ปีที่แล้ว

    O ry TV Plus mpisolelaka o, aza de mpisolelaka loatra fa ts ampaharitra ny fanaovangazety izao fijery mitanila zao. Sady ts Asanareo ny manohana be fahatany ny fitondrana, ninoninona andokoanareo anio fitondrana Io de fitondrana efa ts manjary tsoni Io, fitondrana foza orana, biby mitorona

  • @tsitohainarasolomanana2755
    @tsitohainarasolomanana2755 2 ปีที่แล้ว

    mandreraka be koa mihaino an'ity gasicar ity miteny!!