EMISSION SPECIALE RATSIRAKA DU 11 SEPTEMBRE 2013

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 167

  • @franckjr6193
    @franckjr6193 11 ปีที่แล้ว +2

    Deba deba ihany. Merci Président.

  • @mahitalaza1006
    @mahitalaza1006 7 ปีที่แล้ว +3

    la grand retour de Didier Ratsiraka qui nous donne des eleves l"espoir du demain

  •  11 ปีที่แล้ว +1

    Didier ratsiraka is the best politicien. I like Him. Whatever you say ThomasTsyMino, I like Deba. Tsy matahotra izy, intelligent, mahafehy sy mahatadidiy ny situation. Olona Ohatr'azy zao no tena ilaina marina.

  • @rabbinjosuebe9395
    @rabbinjosuebe9395 11 ปีที่แล้ว +2

    Bravo ! Bravo ! Amiral Didier Ratsiraka, vous êtes très intelligent. Chapeau !

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว +1

    Merci Bavalier Sophie. J'admir ce grand Monsieur. Un Homme d'Etat complet, compétant, patriote...Il est toujours à la hauteur de tous les sujets qu'on aborde avec lui. Personnellement, moi je l'adore aussi! Madagascar entier regrette son absence au pouvoir. Sophie, T' as déjà entendu comment ils parlent Ravalomanana(the game is open) et Rajoelina?ils n'ont pas le savoir faire sur le protocole diplomatique....Ratsiraka pour toujours

  • @iledauphine
    @iledauphine 9 ปีที่แล้ว +3

    Axcept il est Inteligent!!! Le seul Admiral a Madagaskar! Vraiment misy Loha !!! Intelektuel ! Mazava ! Tsy manahaky President Mpangalatsy akoho reo!!! Amiral Didier Ratsiraka manana Charisma ary tena Intelektuel.. !!! Zay atahora io !!! Matahotra !!! Ka Njagnary koa tsy hanome ze voantango mandry Antay Charisma ka nao koa i Voatango mandry antay hisy charisma.. Ze maloto fagnahy tsy mihina ela. Isiako jiro laha tsy mazava

    • @MalyounRakoto-pb3jr
      @MalyounRakoto-pb3jr 5 หลายเดือนก่อน

      Raha mbola Téo Ratsiraka ..Ka mbola tanora ..tsy navelany ho toy Zao Madagasikara.,🇲🇬

  • @masindrazalaly2296
    @masindrazalaly2296 8 ปีที่แล้ว +2

    laisse notre PRESIDENT en paix !!!!!!!!!!!! je suis tt coeur avec lui!!!!!!!!! ROMBOOOOOOO!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 5 ปีที่แล้ว +1

    Mieux vaut tard que jamais, je m'en excuse Monsieur Ratsiraka mais Chapeau vous êtes vraiment unique. Longue vie à vous.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 5 หลายเดือนก่อน +1

    Bien ssûr que vous étiez un héros Didier 🇲🇬

  • @CelinaMary-w8t
    @CelinaMary-w8t 2 หลายเดือนก่อน +1

    Très intéressant beaucoup ça

  • @MrRavoniarison
    @MrRavoniarison 11 ปีที่แล้ว +2

    fa ahoana no ilazanao fa mirediredy io olona mahay io, raha r8 tsy mahay no io ka aza miteniteny fahatany raha mpanao politika tsy mbola misy maresy azy. raha nanaraka tsara ny fandaharana ianao mbola manana initiative hampadroso an 'i Madagascar Debe. long vie a Ratsiraka Didier

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 ปีที่แล้ว +2

    I Monsieur Didier Ratsiraka no anton'ny fahantran'ny Malagasy. Tsy mahagaga ny fitiavana nisy teo aminy sy i Andry Rajoelina. Rajoelina manohy ny asan-dRatsiraka. Mampalahelo!

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว +1

    tany Dakar anié mbola tsy nahavita fiainiahanana Ravalo, koa marina ra Ratsiraka no mbola prezidà eo ary izy kandidà ê ... ndryyyy mafy toko zany resy zany nefa ngamba dia efa nihezaka nangalabato mafy déba sy ny ékipany ! Il ruminera ça éternellement le pauvre !

  • @bavaliersophie4142
    @bavaliersophie4142 11 ปีที่แล้ว +3

    vive le président Ratsiraka, seule personne intelligente capable de tirer d affaire Madagascar!! je vous adore Monsieur le président.

  • @fitiagrace1495
    @fitiagrace1495 11 ปีที่แล้ว +1

    Izaho d´accord amin´i Ratsiraka aloa hatreto.

  • @mieddy6984
    @mieddy6984 9 ปีที่แล้ว +3

    le meilleur politicien malagasy! (y)

    • @nirvanacannock6430
      @nirvanacannock6430 9 ปีที่แล้ว +1

      Tena mipotsatroka 100 pour 100 za fa matsiro be fandrindrany an' ilay resaka olomanga tsika azy!

  • @minosymitia6556
    @minosymitia6556 7 ปีที่แล้ว +3

    MbolaZaza za tam androny fa tiko ny fiainana tamzany

    • @henrirakotovao1004
      @henrirakotovao1004 6 ปีที่แล้ว +2

      T@ADRONY TENA BOLA TSARA SY NAFINARITRA NY FIAINANA
      ZAO TENA NIVADIKA AFO BE
      MITONDRA NY TSY ZAKANY NY VAHOKA
      TENA OTRAN'I AFO BE MITSY
      TSY MISY ZAVATRA MADE
      NY ORIN'ASA REHETRA TSY MISY MADE NA RAY AZA .
      FENO KOLIKOLY .ZANY NO IHAINA2 FADRIPALEMANA TSY MISY .FAGALARANA NY TANY GASY SY FADRODANA2 NY TRANONY FADROBANA NY AREPIRENENA FAMAROTANA NY TANIDRAZANA.
      NY MOSARY .SY NY SISA TSY HO VOTANISA TSONY .
      ALEO T@ ANDRON'I PRESIDENT RATSIRALKA .
      SO FA BOLA EO IZY MANIPY HEVITRA HAZO AKANA TAHAKA
      NA MISY AZA ZAVATRA TSY DE TONGA LAFATRA TSY MAINTSY MISY ZANY NA IZA NA IZA EO @ FITONDRANA .FA BOLA ALEO T@ FITONDRANY TOY ZAY NY @ ZAO FOTONA ZAO TENA POTIKA LE FIRENENA .
      NY FANIRINA SY SAFIDY DE ALAO IZY NO HO EO ANARINA TY TANY TY .
      MAPALAHELO FA TENA POTIKA LE FIRENENA

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว

    Amidin-ndRavalomanana sy Andry Rajoelina i Madagascar. Reo no mpitondra tsy miaro ny tombotsoampirenena

  • @judicaellandrytoto9678
    @judicaellandrytoto9678 3 ปีที่แล้ว +1

    tena sasatra hahita olona tia tanindrazana fa mivarotra tanidrazana no misy merci Ratsiraka fa tena manome lesona anao fa izahay no adala tsy manaraka ny teninao fa ireo olona tiarakena no arahianay de zao no niafarany

  • @MegaDrala
    @MegaDrala 11 ปีที่แล้ว +2

    Efa nifofo ny ainay io rangahy io, tsy misy itiavana azy na dia kely aza. Io no nandray voalohany tamn'ny famotehena an'i Madagasikara ary indrindra Antananarivo. Lehilahy tsy mamely io.

  • @gldrjsn1340
    @gldrjsn1340 11 ปีที่แล้ว +1

    Misy zvtr betsaka tokony hosaitsainin'ny Malagasy rehetra ihany ao anatin'izany rehetra zany !!!

  • @jouzouemilijaona8791
    @jouzouemilijaona8791 ปีที่แล้ว

    il est incomparable ce grosse tête il n'y en a pas un comme lui à Madagascar à part Andriamanjato Richard actuellement , c'est dommage puis qu'ils sont tous déjà partis c'est un vrai cerveau , chapeau bas

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 6 หลายเดือนก่อน

    Izy iany no nanabado ny malagasy nandritra ny 25 taona

  • @tulearbetela4850
    @tulearbetela4850 11 ปีที่แล้ว

    Tena hita fa olona nianatra sy mahay tokoa ty filoha teo aloha ity ha nefa de nanimba ny hoavin'ny malagasy sy ny firenena ihanikoa ny fomba fitondrany sy ny fotoana zay nitondrany.
    Tsara ny nanaovana izao fandaharana izao mba hijerevan'ny malagasy ny tena olona hitondra azy @ zao fififianana izao raha hisy.
    Mazotoa mifidy, mahalala tsara ny olona zay ho fidinao.

  • @fenotsoarazafimahandry944
    @fenotsoarazafimahandry944 11 ปีที่แล้ว

    la journaliste Harimalala cyril >zany de tsy mazava mihitsy ny fanontaninany ... mampanontany tena hoe zany ve no mpanao gazety gasy ... ?

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 6 หลายเดือนก่อน

    MBA nanova inona teto Madagascar zao itony fandaharana tony !

  • @gadonagasy3038
    @gadonagasy3038 11 ปีที่แล้ว +3

    Maha-te hidera ny fahaizana amam-pahalalan'ity rangahy ity !

  • @heroldjj9621
    @heroldjj9621 11 ปีที่แล้ว +3

    nous les belges nous donnons beaucoup mais l argent n arrive pas

    • @kingmori1
      @kingmori1 10 ปีที่แล้ว

      Cherche pas ça va dans un compte en suisse.

    • @heroldjj9621
      @heroldjj9621 10 ปีที่แล้ว

      lol sans passer par mada

    • @gokudu1313
      @gokudu1313 9 ปีที่แล้ว

      C'est en fait le principe du don : il n'y a pas de retour. De quoi vous plaignez-vous ?

    • @kingmori1
      @kingmori1 9 ปีที่แล้ว

      Dino mirage Non mais ce qu'il veut dire c'est que le fric n'est même pas utilisé par les destinataires.

  • @Njakalahy
    @Njakalahy 11 ปีที่แล้ว

    26714 ny nijery an'i Ratsiraka, ary 2224 ny nijery ny an'i Pety. Inona ny dikan'izany?

  • @onjaandriamasinoro8311
    @onjaandriamasinoro8311 11 ปีที่แล้ว

    Nahoana no dia nahotsanao ny panjanaka dadabé a?

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    Mahaiza manavaka ny recette mandeha @ fitondrana fohibe sy ny recette mipaka mankany @ province Tana izay mitovy @ province hafa rehetra eo anoloan'izany

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    sincère ve ? nefa mandainga ? tsy manana trano ? Villa Neuilly ?

  • @dimbir6824
    @dimbir6824 11 ปีที่แล้ว

    Ka tratran'ny fanontanina tsy nampoizina hoe aiza ho aiza ny anjaran'ny vahoaka @ vola be miandry an'izay mitondra ny baolina eo. Kenda

  • @razafimanantenahary8735
    @razafimanantenahary8735 11 ปีที่แล้ว

    aza mora maty lolo ny olona malama vava lesy ah . Inona ny zavabitany tao anatin 'ny 20 taona no jereo raha betsaka hoy inao dia tsara izany fa raha zara fa nisy dia tsy haiko raha mety aminao

  • @kalangita539
    @kalangita539 11 ปีที่แล้ว

    Mba jereo ity resaka ty fa mahaliana:
    transnationale.eelv.fr/2012/08/03/petrole-ou-biodiversite-geostrategie-de-la-france-dans-le-canal-du-mozambique/
    Iza amin'ireo candidats 33 ireo no afaka hiaro ny tombotsoan'i Madagasikara, tsy ho variana @ adilahy politika?

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 5 ปีที่แล้ว +1

    Iza no mbola mijery @ izao?😉
    Dia aiza ho aiza i Madagasikara amin'izao? Sa mbola miforetaka @ny tany?
    Nanao ahoana ny organisation-n'ny élection?
    Aza raisina fa tsy mitombina!
    😂😂😂😂😂😂😂

  • @angelaangela1164
    @angelaangela1164 8 ปีที่แล้ว +1

    Ratsiraka kosa loa ba naitana mangiran fitondran, ary ts nivarotr tanindrazana

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว

    Miala atsangana à madagascar ny Etat fédéral.

  • @rakotonarivobienaime872
    @rakotonarivobienaime872 11 ปีที่แล้ว +1

    Mahavoa kosa alou izy raha hiresaka e! sady nivoaka daholo ny marina

  • @jeannotnoeliarivelo2070
    @jeannotnoeliarivelo2070 11 ปีที่แล้ว

    Adino sahady angaha ny omaly afatsy ny t@ 10 août 1991 ?
    Courte mémoire ! Ahirato lehibe ny maso ry Malagasy mpiray tanindrazana .
    Ary fa nahoana moa no tsy maintsy voatery hanaiky isika ? ary viravirain'ireo atao hoe investisseurs avy any ivelany ny harena ntsika

  • @zahjunhio1578
    @zahjunhio1578 8 ปีที่แล้ว +2

    qnd t'étais o pouvoir, t'faisais qw?

    • @Loriana_07
      @Loriana_07 8 ปีที่แล้ว

      zah junhio, je m'en souviens les pénuries en PPN dans les années 80.

  • @livaatdr3789
    @livaatdr3789 11 ปีที่แล้ว

    Efa moramora izao ny mandalina hevitra noho ny fivoaran'ny teknolojia. Hoan'izay te hamakafaka lalina, avadiho verbatim ireo interview rehetra dia vakio mihitsy hoe inona ny fanontaniana, dia inona ny tena valin-teny. Dia ho hitanao marina hoe inona no tena foto-kevitr'ilay olona. Ilay mihaino fotsiny manko, manana impression ianao fa tsy tena mahazo tsara ... indrindra raha mihaino indray mandeha fotsiny

  • @RAMARICHARD
    @RAMARICHARD 11 ปีที่แล้ว

    Tsy hitako izay intérêt @ iny débat iny. Fanamarinan-tena no betsaka fa tsy fanarenana ny firenena.

  • @fanirisoamada2149
    @fanirisoamada2149 11 ปีที่แล้ว

    Mahay izy e!!
    fa
    ô vieillesse ennemie...
    antitra ianao ity, mahita ny tena raison de vivre.>>> Ho an'i Tanindrazana
    sa fa rien à perdre dia milaza ireny secret maro ireny!!

  • @solennbellec1834
    @solennbellec1834 9 ปีที่แล้ว +1

    Mba faly izahay aty en France aty mahita vaovao any mada mahafinaritra

    •  4 ปีที่แล้ว

      Tongava mijery ny chaine-ko tompoko, misy émission maro ao. Afaka manao suggestions ihany koa ianao ra misy zavatra tadiavinao hanampina anay :)

  • @gasyhatrany
    @gasyhatrany 11 ปีที่แล้ว

    "Main basse sur le riz" horonan-tsary tsara ho jerena , raha tia ahalala bebe kokoa ireo olana aran-tsakafo sy ny fahantrana misy eto Afrika ... :)

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว +1

    Ao Antananarivo ao no tena Malama lela sy fetsifetsy @ any ivelany tsy mampandeha ny raharaha rehetra eto Madagasikara. Nanao fifanarahana tamin' ny malama tany Dakara ny havana ka nivadihan'ilay Malama kely de eo no raisina...

  • @kalangita539
    @kalangita539 11 ปีที่แล้ว

    "...Au Mozambique, le projet de raffinerie de pétrole compte parmi ses actionnaires Leonardo Simao, ancien ministre des Affaires étrangères du Mozambique et directeur de la Fondation de Joaquim Chissano, lui-même ancien Président du Mozambique. La Fondation, qui a pour vocation de promouvoir la paix et le développement économique au Mozambique, s’assurerait ainsi un financement en étant chargée d’une composante de la responsabilité sociale de la raffinerie....

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 ปีที่แล้ว

    hetsika malagasy diaspora ! foxy , mba jereo ny hevitra tsara

  • @loriannealex748
    @loriannealex748 11 ปีที่แล้ว

    le mpanao gazety gasy nametraka questions farany miasa am AFP otran mitsondratsondrana be zany sady AFP nefa tsy mahafehy teny frantsay. "OUAIS" hoy lery n,efa tokony hoe "oui" car c qd meme un ancien Président

  • @jacquesmarimbola5830
    @jacquesmarimbola5830 11 ปีที่แล้ว

    intelligent lery ka ,fa ra nijanona tam zone franc i gasikara mety tsy izao hanoanana izao no nitranga 50 taona aoriana,amiko dia mpagalatra daholo reo e,mbola hitady ihinanana anle petrol sy gaz ,efa lafo am sinoa reo e petrol be reo

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว +1

    Ce n' est pas la sortie de la zone franc qui détériore notre économie cher Tony Montano. Prenons comme exemple le japon qui n'a jamais été dans la zone franc mais le japon est maintenant un pays riche.

  • @apotecarius3715
    @apotecarius3715 11 ปีที่แล้ว

    Mbola miketrika pouvoir fona i deba sady mahay mampiresaka, betsaka indray zao no voatoraky ny blao
    any dia manaiky :)

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 ปีที่แล้ว

    voalohany . aoka mba hisina fanajana kely avy amin ny mpanoratra eto ,tsy mila ny hevitrareo ny momba an i onitiana realy izahay , sura aho fa tsara lavitra noho ny renin ialahy sy ny anabavi ialahy izy ! ka raha te hanao fitiavana ialahy de mankanesa any amin ny frantsay izay efa manao izany ao amin ny fitombenanareo .

  • @edenmusique6617
    @edenmusique6617 8 ปีที่แล้ว

    Fa Firy taona izy io zao ????

    • @Loriana_07
      @Loriana_07 8 ปีที่แล้ว

      Jose Silva, il est né le 4 nov 1936 à Vatomandry.

  • @steavenpatrick9088
    @steavenpatrick9088 11 ปีที่แล้ว

    betsaka ny zavtra tsara sy azo tsoahina tokony hitovizany rehetra hevitra ankoatra ny resaka 72,91,na fitantanana ...izya mazava ho azy fa samy mannaa ny fijeriny!!! tokony ho tonga saina ny tsirairay aminy fiarovana ny tombotsoany firenena izay tokony hihoatra alavitra ny tombotsoany tenany!iroe kandida 33 ireo dia tsy misy izy fa milalao ny lalao malotony vahiny!

  •  11 ปีที่แล้ว

    Aza miditra @zan resak cotier s merina zan voalavo...Vendrana ela..

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว

    Raha Etat fédéral i Madagascar dia toy izao ny fizarana ny andrim-panjakana.
    1. Président de la confédération Malgasche: Ratsiraka /Tantely Andrianarivo
    2. Président d'Antananarivo:Lalao et Marc Ravalomanana, Rajoelina, Razafindravahy, Rajaonarimampianina, Ratsirahonana, Robinson, Rakotoarivelo, sns mpiady toerana...
    3. Toliara:Monja Roindefo
    4. Tamatave: Pierro Rajaonarivelo
    5. Diego: Berziky, Zafy
    6. Majunga: Voninahitsy
    7. Fianarantsoa: Pety Rakotoniaina
    Amizay samy Président amy taniny

  •  11 ปีที่แล้ว

    Zah koa lesy manaiky an'zany tenin'Ndrainy izany.

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel 5 หลายเดือนก่อน

    2:03:14 Malagasy hono

  • @fidiarisonroselina1237
    @fidiarisonroselina1237 11 ปีที่แล้ว

    Ny marina tsy mba maty (NY MARINA IHANY)!

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    mazava ko zany fa manelingelina ny tombontsoan'ny vaza tahaka an dRavalo, Ratsiraka

  • @mahita58
    @mahita58 11 ปีที่แล้ว

    Bjr, amiko olona tsy tokony ho HITA INTSONY eo @sehatra politique Gasy ity lehilahy ity sady efa mideronina, maha tehandoa;

  • @mahitalaza1006
    @mahitalaza1006 7 ปีที่แล้ว +1

    mila mipody ianao Andriamaota hajaina Didier RAtsiraka.. ianao no fanatenana hialana @zao fahasairanana misy @zao.maro no miseho mahay politika fa ianao iany no vahaolana entina ivoana @zao.ho ela velona ania anao.

  • @dimbir6824
    @dimbir6824 11 ปีที่แล้ว

    Isaorana be dia be ny TV Plus sy ny ekipany nahatontosa an'ity fandaharana ity.
    Mazava tokoa izao fa ifandrombahan'ny vahiny ny firenentsika, misy sahy manolotra 5milliard tsisy tambiny hoan'i Ratsiraka. Raha miresaka manko izy dia tena mahalina tokoa fa ny hitady "soa" ho an'ny firenena no tadiaviny, fa moa ve tsy efa zay foana no fampatorizana sy ny fampanantenana nataon'ny amiraly na Ra8 na ireo mpanao politika voavidin'ny vola ireo? Firy izy ireo ny hifaninana? Mba ampazahoy ny vahoaka e!!!

  • @sergeivan5313
    @sergeivan5313 9 ปีที่แล้ว +2

    enao no tena mahey ,fa ravalo vendrapory

    • @samaritain16
      @samaritain16 9 ปีที่แล้ว

      serge ivan tena mahay, tsy nandohalika koa isika fa nandady mdr

  • @geratsimbazafy5199
    @geratsimbazafy5199 10 หลายเดือนก่อน

    Tanatiny koa zany i dadilahy Evariste Marson

  • @henrirakotovao1004
    @henrirakotovao1004 6 ปีที่แล้ว +1

    ALAO INJATO ENY T@ ANDRON'I
    RATSIRAKA TOY ZAY NY @ ZAO FOTONA ZAO .
    NA TEO AZA NY LESOKA T@ ANDRONY TSY OTRANY @ ZAO
    TSY MISY TSY IJALINA .
    KOLIKOLY, TSY FADRIPALEMANA
    VAKY TRANO , DAHALO MIROGATRA BE VIDINY VARY
    SOLIKA MIAKATRA .
    TSY MISY MADE @ LONINY NA RAY AZA .NY ORINASA REHETRA .
    ZAO ALAINA AKERINY NY TANY NY OLA NY TRANO OLA ARODANA
    TENA TSY FIAINANA MIE MAHANITRA FONA NY MALAGASY .MITOMBO ISANADRO ..

  • @kalangita539
    @kalangita539 11 ปีที่แล้ว +1

    ...Coïncidence, ces deux hauts responsables sont médiateurs dans la crise malgache au nom de la SADC, avec Tomaz Salomao, également Mozambicain et ancien ministre des Finances de Joaquim Chissano.
    En juin 2011, de sérieux doutes ont plané sur la partialité, voire l’intégrité de cette médiation, lorsque celle-ci avait publié « par erreur » une feuille de route très favorable à Andry Rajoelina et très différente de la position que tenait la SADC jusqu’alors."

  • @patriciarazafimanantsoa3894
    @patriciarazafimanantsoa3894 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsy mahantanty ny fitenena ny marina ny olona e! Marina daholo ny resakany. Marina fa niantso izy tamin'ny 1991 fa tsy nandeha ry zareo. Marina zany za tany tamin'io fotoana io tadidiko tsara grenade la crimogene no nipoka tao fa tsy nisy bomba zany. Maro be ny olona no tany dia le grenade lacrimozene no tena namofona be dia ni panique ny olona dia nifanitsakitsaka tao dia izany no nahatonga le nisy
    Maty

  • @dorenzalissa2937
    @dorenzalissa2937 4 ปีที่แล้ว

    Mahay izy fa tsy mahay mampandroso firenena. raha izy no nijanona teo amin fitondrama dia tsy nisy mihitsy zany tv plus zany. Tele ray sy radio ray no nisy nandritra ny fitondrany. Ny namany ihany no manankarena ary izy no filoha voalohany nahenoina ny hoe cotiers sy merina.

  • @vitagasy4422
    @vitagasy4422 11 ปีที่แล้ว

    Tena tsy nampoizina miits fa otrany lasa momba any Ex président RATSIKAKA Didier alou zah e!!

  • @dman7833
    @dman7833 11 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay solution farany fa tsy noteneniny hoe iza ilay olona ahavita an zai ary inona no tambiny angatahiny amintsika Malagasy

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว

    Samia mandinika sy manaraka tsara ny fizotry ny raharaha fa zay vao POTIKA i MADAGASIKARA tsy manana ilay souverainité intsony. Io lay efa voavinanin' ny lalipisainana Ratsiraka nanomboka ny nandraisan- ndRa8 ny fitondrana ka hatramizao. Iza am Ra8 sy Andry no mba niaro ny fananan' i Madagascar ny Nosy manodidina azy anjakan' ny Frantsay. Tsy misy lalim-pandinihana sy patriote Vivant que Ratsiraka sur notre nation.

  • @angelotamatave
    @angelotamatave 11 ปีที่แล้ว

    mahaliana fa tsy ampy ny fotoana hafantaranan ny marina rehetra

  • @MegaDrala
    @MegaDrala 11 ปีที่แล้ว

    Ny zavatra tsy nambarany mivantana dia ny hoe : Ny fikorontanana eto Madagasikara anie no tadiavina amin'ny fomba rehetra.

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว +1

    hilain'i M/scar daholo ny gasy rehetra, koa ny firaisan-kinan'ny rehetra no hilaina @ zany, fa tsy ny samby côtier ihany na ny samby merina ihany

  •  11 ปีที่แล้ว

    zah koa tena d'akor e

  • @JosieAtHome
    @JosieAtHome 11 ปีที่แล้ว

    you tube ! hetsika malagasy diaspora jereo !
    ny zavatra tena mahavarina na de efa nihizingizina mihitsy aza i onitiana realy no miteny hoe ny frantsay no tena sompatra ary olon ny frantsay no betsaka amin ny candida ! de tsy misy reaction mihitsy le malagasy na vahoaka na mpanao politika .
    hita izany fa mbola sarotra ny mino hoe ratsy ireo frantsay satria fotsy hoditra gaulois ka madio ! mse mse mse ! ah ah ah ! we are so stupid !

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว +1

    "...misy côtier de service foana...", "...na ny samy côtier aza tsy miray-hina..." langage discriminatoire, indigne d'un sage, ou d'un homme d'état... ! dommage car on peut lui reconnaître une certaine intelligence, et culture...

  • @patriciarazafimanantsoa3894
    @patriciarazafimanantsoa3894 3 ปีที่แล้ว

    Rahe mbola ny vahiny no miditra amin'ny firenentsika dia tsy hivotra mihintsy. Satria ny vahiny ny intérêt ny no jereny . Tsy tiny mihintsy firenena Afrikanina hivotra.

  • @judicaelrandrianasolo4284
    @judicaelrandrianasolo4284 11 ปีที่แล้ว

    Tsy momba2 niza niza ny tenako ary mankahala ny mpanao politika rehetra satria amiko dia mpandainga avokoa izy ireo nefa kosa sarotra ny tsy hiteny fa misy fahamarinana ny zavatra teneniny aoka handinika aloha vao mitsara, tsy misy lavorary eto an-tany fa rehefa misy zavatra tsara sy mety kosa dia tokony ho raisina satria ny tanjona dia ny hanavotra an'i Madagasikara fa tsy hitady intsony ho iza no diso!

  • @madialifatoumaclaudia1059
    @madialifatoumaclaudia1059 10 ปีที่แล้ว

    HO ELA VELONA ANIE NY AMIRALY.MBA HISY MALAGASY HANDOVA NY FAHENDRENA SY NY FAHIRATANTSAINANAO

    • @nirvanacannock6430
      @nirvanacannock6430 9 ปีที่แล้ว

      Mahafinaritra no mahaliana be tena salut % izao enga anie ho ela vwlona araka NY teninao amen

    • @madialifatoumaclaudia1059
      @madialifatoumaclaudia1059 9 ปีที่แล้ว

      amen dia misaotra anao koa

    • @nirvanacannock6430
      @nirvanacannock6430 9 ปีที่แล้ว

      Misaotra taminy fitsidihana zavan- dehibe teny OK good luck

    • @denisecourtois7226
      @denisecourtois7226 7 ปีที่แล้ว

      Heureusement tout les malgache c'est pas comme votre caractère fa efa nahatsapa tena mafy ny malgache bla bla tena efa hoatran'ny foza ny tarehiny

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    Jereo ny rapport isan-karazany de mba manaova recoupement de hitanao izy ... Fa vohizin'ny sasany ndray ty resaka opposition merina contre côtier ty zay metimety @ mpanandrina pôlitika ndraindray satria tsy toe tsain'ny gasy eran'ny M/scar akory zany ! liam-pihavanana ny gasy tsy tahaka ny mpanao pôlitika mivohy izany resaka izany

  • @kalangita539
    @kalangita539 11 ปีที่แล้ว

    "Pour en revenir au pétrole,...on apprend également que Total aurait proposé de racheter la société Wessex qui détient 70 % du permis sur Juan de Nova, et a exprimé son intérêt à prendre une participation dans les gisements de gaz récemment découverts par ENI au large du Mozambique..."
    Mihamazava zany izao ny ifandraisan'ireo rehetra ireo: Mozambique(Leonardo Simao, Joaquim Chissano, Tomaz Salomao), SADC, Total, France...

  • @jasminnalimanana5364
    @jasminnalimanana5364 11 ปีที่แล้ว

    Ndrainy tena mety io hevitrao io . Izay ihany no mampilamina ity tanindrazantsika ity . Tsy misy tsy mahafantatra anga ity afetsifetsena ity fa tsy miteny ny olona satria lay SYSTEME mitsy no mila miova .

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว +2

    Les "Tanindrana" = tous ces qui ne sont pas Merina selon eux même. Les Merina affirment même que ces sont eux les vraies Malgache à Madagascar et les Tanindrana leurs esclaves, ce que les Tanindrana n'accepteraient jamais.
    Le conflit d'nterêt entre les Tananariviens (Avaradrano # Atsimondrano) envenime la situation.

  • @rijaandriamalala3660
    @rijaandriamalala3660 11 ปีที่แล้ว +1

    antitra deba ka mivoaka daholo ny secret

  • @alaintcobrien3462
    @alaintcobrien3462 11 ปีที่แล้ว +5

    fa angaha adinonareo lay milaha bary eny @ fokontany t@ androny politique daholo zany ary fomba fiala

    • @Loriana_07
      @Loriana_07 8 ปีที่แล้ว +2

      alain tc Obrien, je m'en souviens très bien. c'était très dur la situation à l'époque durant laquelle il était au pouvoir.

  • @SuperAnt201
    @SuperAnt201 11 ปีที่แล้ว +1

    comme tout les soit disant dictateur du mon africain, il a essayer de bien faire sont travail, mais les oxydants lui on toujours mis des bâtons dans les rue, et mark ravalomanana a été chasser du pouvoir car il a trahit les oxydants pour l’intérêt du peuple, certes les méthodes sont parfois incompris mais regard comment était le pays avant ce coup d'état, les choses on commencer a bouger, mais on est trop impatient, on est trop bête pour s'en rendre compte.

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    "...Orage, ô désespoir..." Mitapy, sa lasa adala léity ngamba hoy Ravalo nijery anao ko !

  • @felestinfelestin2468
    @felestinfelestin2468 11 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra TVplus sy filoha teo aloha

  • @ndrainy
    @ndrainy 11 ปีที่แล้ว

    Hatr@ Fanjanahantany de ny Ambaniandro Borizano Merina Tananarivien foana no mpamadika an' i Madagasikar. Fantan' ny Frantsay tsara zany de hararaotiny.
    Ny valin' ny fifidianana ho avy eo de mazava: Rajaonarimapianina sy E. Razafindravahy de mbola io Tetezamita io ihany no mbola hitondra eo Ratsirahonanana - Rajoelina sy ny équipany.

  • @ramamonjisoafidelis8111
    @ramamonjisoafidelis8111 11 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka deba a, mbola mitazona be le côcô na efa antitra aza

  • @jasminnalimanana5364
    @jasminnalimanana5364 11 ปีที่แล้ว

    Avy aiza marina moa ity hetra ity. Aza mihevitra isika fa avy eto Tana fotsiny ny vola miditra eto Mada. Maro lavitra ny avy any @ Province fa ny eto afovoan-tany ihany no atao mangilatra Miala tsiny @ fitiavan-tena sy ny fitongilanana

  • @benjaminaraso5404
    @benjaminaraso5404 11 ปีที่แล้ว

    Vitsy loatra no mahatadidy fa na ny deba aza efa naverin'ny frantsay teo @toerana filoha. Nanarina ny tsy nety ve? Fa mbola te hiverina ndray aloha dia miresaka zao! Ny atao hoe politika malagasy mihitsy no tsy mety sy mamotika ny firenentsika!

  • @charlesandrianasoavina4968
    @charlesandrianasoavina4968 11 ปีที่แล้ว

    Ilaina ny fahafantarana ny marina tahak'ireny hanarenana ny fomba fijery manoloana ny fiainam-pirenena ara-politika

  • @hervrasam
    @hervrasam 11 ปีที่แล้ว

    Ny hetra alohan'ireo Malana avy ao Antananarivo haratsianao no mbola mety hafahany olona sasany avy aminao mahazo fitsabona sy fianarana sns... Ty resaka côtier sy merina ataonareo ty no mampikoroso io firenena io ...

  • @langbintou813
    @langbintou813 3 ปีที่แล้ว

    VELOMA PRESIDENT MAMAY NY FO .

    • @langbintou813
      @langbintou813 3 ปีที่แล้ว

      MAMINY FOKO MANDRIA AMAPIADANANA EO AKAIKINY KRISTY

  • @Stennylys
    @Stennylys 11 ปีที่แล้ว

    Fahaizana, Fahalalàna Fanahy. Soa Ho Fianatra