FANDAHARANA MANOKANA MAMINIAINA RAVATOMANGA FILOHA TALE JENERALY-VONDRONA SODIAT

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • FANDAHARANA MANOKANA IARAHANAO AMIN'NY ANDRIAMATOA MAMINIAINA RAVATOMANGA FILOHA TALE JENERALY-VONDRONA SODIAT BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 79

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว +10

    Ory Malagasy namana , mahirata sy mihaino tsara ny sofinan-tsika ! Ny olona mpanao Affaire avo lenta manerantany rehetra ( na affaire maloto na madio ) dia toy izao ny toe- tsaina . Teneniny ny fahamarinana rehetra , dia eo ianao varina sy matory , nefa ny maha- fahavalo ny tanjony dia lasa madio ny tenany .
    Ianao tompoko dia Malagasy , fa ny tanjona dia ny Malagasy averina ho mahalala fomba mendrika sy madio toe- piainana , ary tsy misy eo ambonin' ny lalana , na manan- karena , na ny tsy manana !

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 ปีที่แล้ว +1

    Mahay mampiesona ty Rangaha ty. Ny Groupe Sodiat mandroso, Ingiahy RaPierre miha manankarena, fa i Dago ndraiky miha mahantra, ny Malagasy miha fa duranovana. Misy raha mahagaga

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 ปีที่แล้ว +2

    Voafetra ihany ny fahefana, ny hery, ny voninahitra eto an-tany rahalahy Mamy. Aza dia manao abus loatra sao dia hanenenana. Mba milamìna amizay fa efa ampy zay fitadiavana izay e. Atoseho ny hafa, aoka zay ny fitiavan-tena tafahoatra. Izay no ahazoanao tombony fa tsy io volabe efa tsy ho laninao io intsony.

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 ปีที่แล้ว

      Mafy izay hoe Ravalo izay t@ fotoanany. Fa refa tonga ilay andro iray zay dia......

  • @sidonieknoblauch2143
    @sidonieknoblauch2143 ปีที่แล้ว +3

    Nous devons changer nos esprits face à la mondialisation,travaillons et profitons le système partenariat au sein des pays africains,ils ont besoins de nos produits. Les mieux c' est de transformer nos produits et de commercialiser nos produits finis en Afrique car le continent Africain a de population 1,4milliards, la population est jeune consommateur, et l'avenir du monde c'est l'Afrique.

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Makasitraka Andriamatoa Maminirina Ravatomanga Manana Andraikitra lehibe ny tenanareo mivady apandroso ny tany sy firenena Mamiratra tokoa ny fanahinao

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว +1

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mihaino anao Meur.Ravatomanga , dia tsy diso ny @ tanjona izay tratrarinao ny fanazavanao eto ! Nefa zao tompoko ,ny tanjonao nohon'ny tombontsoa.
    -nao sy ireo isan 'ny mpiara- miasa aminao lazainao eto , dia tsy tanjon'ny be sy ny maro anisa , koa mbola salama ianao androany , ary tsy mbola narary koa ! Fa izao tompoko ny miteniteny dia mora , fa ny manao zavatra dia tsy mora arakin' ny nolazainao teo . Marina fa isika Malagasy dia mila miova fisainana , fa ny fahitako ny tanjona izay tratrarinao tompoko dia hampanankarena anao sy ny manodidina akaiky anao , dia ny ambiny vahoaka maro anisa lasa mahantra !
    Aza hadino Meur. Ravatomanga , fa ny olona n'iza izy manerantany te- hitady ny tombon- tsoany dia tsy maintsy mampahatra ny vahoaka madinika ny valin- kafatra .Koa tsy izany re tompoko no atao hoe : Fitiavan-tanindrazana !
    Ny fasahianao dia ianao mbola salama sy mbola tanora , ary mbola manana hery fanangonan- karena , fa mba ho aiza izany ny Malagasy eto Madagaskar ?
    Tsy misy fialona ny resaka eto , fa ny fanambaranao ny tena marina dia tsy izay tanjonao izay re tompoko no mendrika ity Madagaskar ity !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Enjana daôly ny fananana misy ao aminareo tsy zakany tsenany Vazaha mahatra ny Luxé nareo rehetra

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v ปีที่แล้ว +2

    Ô ry gasy mahantra o! Aiza manaiky fitahiny vazaha mody miady intsony nareo mazava be ilay fandaharana merci Gasikara

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 ปีที่แล้ว +7

    Fa angaha moa refa mahintsy ny fanontaniana dia lazainao fa accentué ny fanontaniana, sa tadiavinao fa hosafosafoana ny resaka, i Gascar dia mpanao gazety , il va droit au but et ne tourne pas au tour du pot.

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 ปีที่แล้ว +5

    Io hoa lay nolazaiko hoe ny fitsarana dia an' io olona io, enquête parlementaire inona no hilaza ny marina 1o Mada eeee????
    Volamena en bloc be zao ary ao anaty toerana mihidy dia navadika bloc na vy nefa dia tsy misy resaka .
    Averiko ihany hoa : AHIRATO NY SAINA R' I MALAGASY .

  • @lsrprincy4986
    @lsrprincy4986 ปีที่แล้ว

    Zany aloha eo ihany fa mila discipline ihany le mpanao gazety amty fomba mifandrombaka samy te ametraka ny fanontaniany ity
    Sahalanle olona mifampisisika hiditra bus reny
    Mampalaelo ihany le mpanao gazety vehivavy tsy manana avantage amn'izy roa lahy satria vehivavy

  • @georgettemanjavahendrystei9908
    @georgettemanjavahendrystei9908 ปีที่แล้ว +1

    Mba amboaro ao koza gny lalagnanahy mandeha RN- 12 igny Mamy Ravatomanga mba Anao nitahiny jagnahary manambola io ka marary gny lamosignanahy @ voyages mba fangatahana aminareo panambola io ????? Azafadyyyy 😢

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Le Tôka azo@letchi koa dia enjana be satria letchis 500gram azahoana toka mahery bedibe tokoa misaotra anareo izahay fa mbola engaranareo izahay fa takatray ny vidiny omenareo

  • @Matsui7
    @Matsui7 ปีที่แล้ว

    Amin’ny fo tsy miangatra no hiderako anao andriamatoa Ravatomanga, hitataratra tokoa ny fahamarinan’ny ohabolana hoe hazoavoalandrivotra, sy ny Malagasy ory havamanana . Mahamenatra ihany ny Journalistes Malagasy 😢Ny Sud-africain ve mba nametraka questions otrizao amin’i Elon Musk ? Reharehako amin’ny maha Malagasy ahy ny maheno fa misy mpandraraha malagasy amin’ny firenena mandroso. Hoanareo mpanakiana fahotana ve fahombiazana?

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Mba afaka andefasanareo paraky Gasy ao@Penny Scheffer strass ve ny tenako e mbola miandry Tribunal mantsy aho vao afaka mody any

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Zaho lou de miasa fa rehefa misy azoko anapina reo tsy manana Vazaha dia manampy aho

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 ปีที่แล้ว +9

    Noporofoin' i Ravatomanga fa tena feheziny tanteraka ny " FAHEFANA" ao Madagascar : Fitsarana midika fahefana ary ny business @ sehatra fanaovana ampihimamba.
    IO FAHAIZA MIRESAKA IO HOA, ARAKY NY HIRAN' I MAHALEO IZAY HOE" AMPUASAINY NY FAHAMARINANA MBA AZAHOANY MANDAINGALAINGA, AMPIASAINY NY LAINGALAINGA MBA HANARARAORANY NY FAHAMARINANA."
    HO AIZA EEEE, HO HITANTSIKA ENY IHANY .
    AHIRATO NY SAINA R' I MALAGASY @ olona toy itony Mamy RAVATOMANGA ITONY.

    • @jeanpierrevalerie1160
      @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

      LA VÉRITÉ : Du Vrai et du Faux - VRAI quand un récit , le fait raconté était réellement arrivé.🙄 FAUX quand le fait raconté n'était nulle part. UNE IDÉE VRAIE - IDÉE FAUSSE 🥴

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Le nareo io ane zoky ny gasy ihany e mafinaritra be le fomba fitondrany le tafika anabakabaka manavatrava ani@Mercure rehetra any ary le tsy fahitany Vahin'ny fandalovan'ireo Extraterrestres any aminareo

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ity fitenenana tsy mitovy io ihany ane ny tsy nahavitan'ilay Building ekarana any andanitre

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Tena kapohinareo mafy Vazaha reto fatako fa tsy atakalonareo ny gasy zareo Vazaha reto fa na izany aza normal be ihany le vidiny aty raha lafo fa enjana be ny alcool azo@vanille tsy hamelona zanak'i kala hafa enareo fa ny anareo no tokony ombainareo

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 ปีที่แล้ว

    Lioka 18: 11 _Naka toerana ilay Farisianina ka nivavaka anakampony hoe: Andriamanitra o, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany izay mpangalatra, tsy marina sady mpaka vadin'olona, na tahaka io mpamory hetra io aza.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Sarotra ny miova am mahazatra..tena sarotra sarotra..izany hoe tsy mi rapatrier devise ny ankabeazan olona manondrana la vanille..ka raha hanao zavatra tokony hahatsara azy no ataon ny sasany prix n io? Mbola sarotra ny hanova toertra sy fahazarana tsy mi rapatrier devise mba hanasoavana zavatra iraisina eto madagascar. Sarotra..misy equipe am reo mpanohitra moa anatin ny mpanondrana la vanille ka anisan ny tsy mampody devise..ka mahatsiaro perte be ry lerony hiala am mahazatra manimba ny fihinanan drizalahy dia io iz simba io dia ny filoha no voahoson doto.

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ny asako tsy resaka vokatra fa miaraka miasa@reo Extraterrestres aho ary manao live momba izany tsy atoroko ny toby misy anay fa misy fapenarana omeko azy dia vidiny zany

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ny prix farany ambony eto aminay 8 € ny kilo karamany Vazaha adiniray farafambany zany

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    1.000.000.no i varotany gasy toka 75 ctlr misy Vanille singany ray

  • @ninaissabhay2333
    @ninaissabhay2333 ปีที่แล้ว +1

    Tena mandaiga ity Ravatomanga ity

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ny Letchis par Avions Loza 700€ ny kilo 1

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ilainy Malagasy enao Andriamatoa Mamy Ravatomanga miangavy anao izahay apio reo politique matamanta reo ainao ny manamasaka io politique matamanta ireo enao tsy nanao ratsy teo@tany sy fanjakana ny tenanao ka toponandraikitra ny ikolokolo ny firenena malagasy ny tenanao

    • @h.streckenbach6935
      @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

      Ny tenako topoko dia mahay mamatatra ny toetrany olona iray narahiko atsokosoko enao ary natroiko hifanatsika amiko ary tsy nandah enao Hitako fa Olona mahay mapandroso firenena enao mila fanoanana ve ianao anangana atoko Politique ?

    • @h.streckenbach6935
      @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

      Mety mbola tsy ho Vôtrangatsika zao ny atoko ho etinao raha manana Fanoloratena enao saino le fangatahanay fa raha vonona enao dia enao no ho toanako aoriana ao rehefa tena vonona enao herimiafina masina ary hery tsy aveto@ty tany ity ny tenanao ny ponina aviani@Galaxy7 tarihiny vazimba no nanoro ahy anao Andriamatoa ary noho reo fahoriana ze efa nandalovanao dia mendrika hiakatra ambonibony ny toerana misy anao eo@firenena eny nadia tsy hitondra firenena aza enao dia afaka apiandraiketana fitatanana ireo arena miafina ze hitako eto maro be reo Andraikitra vôtokana atokisana anao zany Sodiate zany dia 2% fotsiny no tombotsoanao ao fa raha miaraka aminizareo@Galaxi7 enao misoratra@anaranao ny arena iandreketanao dia reo arena miafina izany fanazavana sy fanotaniana manitikitika anao mbola hiaona aminareo mivady ny tenako raha vonona enao

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Koe ary izy oe efa Banque ko 😆 mamela ny helokay fa tsy mitovy ny dikany teninay

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Rehefa tsy azonao anio ny fanirinao azonao apitro ny momba ny zavamiafina eo@fiainanao Code lehibe an'i Madagascar reo fanenjehana mianjady aminao dia karazana fitrapan'ireo Razana miaradia aminao matoa enao mipetraka eo@toerana lehibe misy anao io dia karazana efa fapiofanana anao hitatana ny fanjakana mihintsy hitako@masina eto fa manataleta hitondra firenena enao

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Rehefa tsy tafavôka ny Vokatra afaka avadikareo alcool ihany koa na amidy@atao produits vita@Litchis hafa ihany koa

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 ปีที่แล้ว

    tsy tafavoaka ny Sehatry ny Vanille

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 ปีที่แล้ว +4

    Tsara be lay fanontanian'Gasikara mikasika ny filière letchis. Iza no mahazo tombony @ filière io? En face, tsy misy reaction ny Fitsarana, nahoana ary? "Tsy matahotra fitsarana ny Gel,." hoy Atoa Ravatomanga, mazava zay. Manana main-mise eo @ lafiny rehetra ity Rangahy ity.C'est " l'homme" du moment voyons! Il est trop sûr de lui.Tout se règle sur un coup de fil.
    Ary ahona ny filière vanille?

    • @acharaz6926
      @acharaz6926 ปีที่แล้ว

      Tôt ou tard il tombera et ce sera une chute libre d'une centaine de mètres.

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ny tenako topoko dia vonona ny anoana anareo raha resaka fampandrosoana ary tsy afaka ny mikarakara ny finance ako aho fa mila olona hikarakara izany ary ny fivoahako any Madagascar no vahaolana dia omeko anareo ze vola tedavinareo raha vonona ny Apandroso ny firenena ity

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 ปีที่แล้ว +1

    Izay ilay momba n'y fahasalamany

  • @sidonieknoblauch2143
    @sidonieknoblauch2143 ปีที่แล้ว

    la verité c'est notre vanille subie l'embargo car la première devise de notre pays.

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    3.000 € io prix efa talo be atr@nanaovako fanandramana tato atrano no nahatonga le fitrabikinany Vanille mitovy@Volamena ny vidiny

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Normal be le 700€ rahajerena ny lalana vitany misy etra maro be sy karamany piasa sy ny ofany Avions

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Andremantrô efa tafakatra 49 € anie ny gosse Vanille tsara kalitao aty e hitako ato@Google

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Tsy efa i roland ratsiraka indray manakorontana io foliaire ne letchis io ve???? Dia avadiny any am vanille iz izao dia n'y filoha izay tsy tiany ankehitriny no voaroran n'y haratsiana am mpamokatr vanille io...tsy manjary eeeeh...asivo fetra ity ady politika nareo fa rajoelina tsy hanaiky kapokapoka marteau ataonareo mpanohitra eto am firenena na inona n'a iinona ataonareo eto alohan n'y fifidianana...tsy hidiran n'y mpamatsy vola izay manome vola an drajoelina izay manohy manorina manorina hatrany eto am firenena..ary mbola tsy mis vola tapakka avy am mpamatsy vola eto satria mikorontana n'y raharahan n'y foliaire vanille n'a letchis eto ..fa tsapan ireo mpamatsy vola ireo guerre pilitika politika eto fa n'y fantatra dia manimba n'y tenany ihany ireo antoko politika te hanakorontana lava izao fitondrana izap fa hatram zao i rajoalina mbola sahy manohy manorina ihany na efa akaiky aza n'y fifidianana..jeunne contre goaik antitra dinozore pilitika eto fa samia maharitra mijery jeux de guerre politika eto dago e

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Zany oe gousse 1 tsy ampy 1gramme akory 49 €

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +1

    UN HOMME 🤔 HEUREUX

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Tsara atao candidats filoha pirenena enao Andriamatoa Mamy Ravatomanga Olona tena matotra be ny tenanao nadia ataoko aza oe tsy lany dia mba miara-miasa eo@fitobdrana ny politique hoetinao tena ilainy Firenena enao atoato rehefa tia tanindrazana dia efa mety@Malagasy nadia ny tafika anabakabaka miafina aza no misy anao hainao tsara mitondra politique mety handroso be ireo vahiny mpivezivezy any @ Cosmos hafa

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว

    LA VÉRITÉ COMME DÉVOILEMENT 🙋

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    3.000 € ny farany ambany Prix hitako reto ary malaza mihintsy ny vokatra misy ao aminareo arovy ny tatraha dia aza avela hanjaka ny Mafia aty fa mijaly ny mahatra aty

  • @zoelinerahanitrarivelo9630
    @zoelinerahanitrarivelo9630 ปีที่แล้ว +1

    Samy manana n hanitra hoazy eo toerany Nareo Atoa Ravatomanga, sy Atoa Gasikara, aza hasarotina le resak satri tsy mbol mis company mampiditra vola btsk mitov am Sodiat group eto Mada , rah te hanao defi d mila manatevina n fanarahamaso rah mis zavtr tiana hamarinina si non mba mitadiava olokafa afk hilahatra amn, zay n zvtr azoko lazaina ,..Aiza n tsara kokoa, hitady mpandraraha vahiny ve sa Aleo n samy Mlgs ihn

  • @tovoclementjeandedieu2870
    @tovoclementjeandedieu2870 ปีที่แล้ว

    A mediter

  • @h.streckenbach6935
    @h.streckenbach6935 11 หลายเดือนก่อน

    Ny letchis 100 grm anaty boîte 2€

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    O ry abrahama à. Olona ve tsy mahazo misafidy ololna tiany raha hanohana andrajoelina i mamy...aza midi miditra am resaka politika ianao ry mamy fa hitanao nahazo andravalo io...nanao jadona navaivay mba hihinanany n'y volam bahoaka...voa baoty teo am fitondrana ihany kay...kanosa kay...aiza i magro am zao. Aiza i tiko ...aiza i tiko air toa clouée au sol...ka aza midimiditra am n io plitika io fa. Bien pour la gueule de ravalo io nahazo i tiko n'y io..tsy voahariny ..tsy n'y volany no tena miharihary nampiasainy tao fa mibarbary toy n'y vay ankandrina fa tena nihinam bolam bahoaka marina ilay ranamana.aza manaraka iny lalan dratsin dravalo iny fa loooooza...

  • @marcellinlai-shin-kong2002
    @marcellinlai-shin-kong2002 ปีที่แล้ว +1

    Pourquoi c'est toujours GASCAR qui monopolise les questions ? il empeche les2 journalistes de poser leus questions ;est ce qu'il est vraiment un journaliste professionnel ?

  • @anjatovomaen2530
    @anjatovomaen2530 9 หลายเดือนก่อน

    Va

  • @franckronald
    @franckronald ปีที่แล้ว +1

    Ny tena tsy mahatafavoaka ny malagasy dia ilay toe-tsaina te hanankarena nefa kamo. Mazava tsara ny resaka naverin'i Mamy Ravatomanga matetika isaky ny mamaly izy hoe : tsy moramora..., misy pitsopitsony be dia be... , tsy maintsy... , mila structure... izany no tena toe-tsaina tsy maintsy hananana raha te ho tafita fa tsy manao ariary zato am-pandriana lava izao, dia mialona sy misintona izay mba miakatra. Tsy ampy discipline ny malagasy. Tsara be ilay morale omen'i Mamy Ravatomanga fa misaotra azy.

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 ปีที่แล้ว

      Tsara be le akaman'ny fitondrana, dia mahazo monopole @ sehatra rehetra. Otran Ravalo t@ androny Ratsirahonana praiministra sy filoha.tsy kamo be tenda fa tsy maty manota

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว +2

    PLUTÔT 🤔 IL MAÎTRISE CE QU'IL FAIT ET CE QU'IL DIT , AGRÉABLE À ÉCOUTER 😊

    • @acharaz6926
      @acharaz6926 ปีที่แล้ว

      Normal les questions sont trop superficielles.

    • @acharaz6926
      @acharaz6926 ปีที่แล้ว

      Questionne-le sur comment les passations de marchés se sont passées et vous verrez qu'il va bafouiller dur.

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 ปีที่แล้ว

    IL NE FAUT PAS FAIRE UNE MAUVAISE interprétation 🤔

  • @dipalmasanjaniaina5858
    @dipalmasanjaniaina5858 ปีที่แล้ว +2

    Miezaha de lasa lavitra toha azy fa aza varina mitsikera fa enao iany no mahatafita anao fa tsy ny panao politique de aza varina manakiana fa miezaha ra mavita toazy fa mora le manakiana

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 ปีที่แล้ว +1

      Miezaka manao trafic sy mividy ny fitsarana dia tafita hoatrazy.

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว

      Tsy olombelona toy itony Ra.manga itony no hatao alaina tahaka ! Hita fa mampahantra ny Malagasy ! Nohon'ireo olona lasa mahantra ireo no nahatonga ny fananan- karenany ! Koa aza mampibitaka ny milaza azy manankarena , fa mbola misy ny farany !
      Masina ny Tanindrazana !

  • @shotcluster3472
    @shotcluster3472 ปีที่แล้ว

    Fitiavan-tena, lenta, fitaizana, fandrosoana.
    Ianareo mpanao gazety izay manana responsabilités eto amin'ny firenena
    hitaiza ny malagasy indray no mampiseho toetra tsy mendrika ampahibemaso
    tsisy ny fanajana an'i Naté eo amin'ny fotoanan'ny fitenenana fametrahana fanontaniana!!
    Mba miandry ihany ny tenany hoe ahatsapa tena izy roa lehilahy
    fa dia ehhh mifandramatra mampiseho ny fitiavan-tenan'izy roalahy!
    Mampidina ny lentan'ny fandrosoan'i Madagasikara izany satria izao izany ny tranga eo amin'ny sehatra professionnel, ary mampidina ihany koa ny lentan'ny fifanajana eo amin'ny fiarahamonina izay ny haino aman-jery no manana ampahany betsaka amin'ny responsabilité amin'nizany! Honte à vous deux! Ilay fitiavan-tena sy ny tsy fanajana vehivavy aloha izany dia mbola ilaina taona maro angamba vao hoazo ny dikany raha izao! Misaotra tompoko!

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 ปีที่แล้ว

    54:14 Miseho ho intellectuel ireto mpanao gazety ireto ! Miseho hoe mahafantatra vaovao tsy fantatry ny olon-tsotra ! 1:00:59 Ny olona anefa tsy manisy sira an'izany mihitsy ! ... Tahaka ny Base Toliara io e ! Ny antsasany manao hoe ajanony io ary ny antsasany manao hoe sokafy io ! Dia avelao hanao izay fantany eo e ! ... Sûr fa mandeha antsokosoko mankany any Comores io vanille vidian'ny sasany mora io !

  • @Razedra
    @Razedra ปีที่แล้ว

    Tahaka ny fanadihadiana polisy no ataon'ireo mpanao Gazette sasany. MBA ataovy tahak'izao daholo ireo mpandraharaha goaibe ao Madagasikara amin'izay ianareo tsy miangatra

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Miezaka manarina n'y filoha am.lay la vanille fa hay dia mbola n'y mpanohitrra ihany miezaka mamotika hatrany dia n'y filoha hatrany no atao ratsy..grave tsy fanjarian ireto mpanohitra ireto eto am firenena.gaboraraka loatra bizin ireo mpanohitra faha izy ireo teo tsy fanaovana rapatriement de devise eto antnindrazana ka am zao n'y filoha miezaka mba hanatsara mba ampodiana devise eto dago dia izao misaritaka izao dia n'y filoha atao ratsy noho fitiavan tenan y mpanohitra tsy miova.fitiavana hatena vola apetraka any ivelany

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Questin bete indray an i abrahama..tsy mba fantatrao ve ry abrahama fa tsy volam bahoaka anie nananganan i mamy orin asany manerana an i dago fa tsy toy andravalo ka am fomba ahoana tsy hamamim bahoaka azy izay mamelona olon an arivony maro eto dago nohon ny fahaiza miasany...tsy tiko io..tsy magro io. Raha volan dravalo madiodio nanohizany ntondrany io magro sy tiko ????mbola nijoro teo ireo orin asa ireo..natoa maty io orin asa tiko sy magro?o?miharihary ny fangalaran dravalo volam bahoaka ka nitsarain andriamanitra noho n'y fahakanosany. Nitsarain andrimanitra nonho raa nalatsny teto.. ny vahoaka hitsara an i filoha am 2023 fa tsy n'y mpanohitra..am.2023 mahita n'y résultat.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 ปีที่แล้ว

    Kenda Atoa Ravatomanga t@ fanontanian'Gasikara mikasika ny fitanterana solika. Temps de flottement de quelques secondes. "Classées sans suite" jiaby reo raharaha rehetra mikasika azy!!!!
    Ceci explique cela! Comment pourrait-on qualifier, si ce n'est pas un avantage ou privilège, que d'être nommé Consul honoraire de la Côte d'Ivoire. Et pourquoi lui exactement , Mamy Ravatomanga, mais pas un autre?Y a relation et relation, dont amicale, n'est-ce pas?

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 ปีที่แล้ว

    Milatsaha ianao Mr Pierre Bleu fa ianao ngamba mahay kokoa noho Ilay Flou vazaha Io MBA handroso Gasikara

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 ปีที่แล้ว

      Otran Ravalo de @ zay anazy ambongadiny by zava-drehetra

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo ปีที่แล้ว

    Tsy manjary zalah mpanao politika mpanohitra à madagascar eto am.lainga. lllainga dahoooolo izany io tabataba ataon ireo mpanohitra momba autoroute ..mitandrema ry malagasy sasany fa vontsina fitaka isika am lllainga afafin ireto mpanohitra politika eto am firenena ireto. Tany mbola tsy mis autoroute i madagascar ka raha vitan drajoelina ireonautoroute ireo??, 365 ireo antoko politika mpanohitra ireo dia ho azon ny tazo..tsy tazo moka fa tazo n'y fankahalana ary hivalana harary kibo ..satria mahatsapa fa tsy ahavita zay vitandrajoelina nandritrin n'y 5 taona izay. Fialonana no tena grave am mpanohitra eto..variana loatra tam fihinanam bolam bahoaka manarapenitra dia am zao mahita n'y filoha masahy mijoro .ntsy matahotra..tsy mangitakitaka manao défi min ireo mpannnngalatra tamin ity firenena ity..misaotra ry mamy ravatomanga ..lehilahy tsy miavona...ho tanin andriamanitra mandrak arova ianao ry mamy ravatomanga tsyvkivy am fanaratsina rehetra ataon ireo mpanao politika etonam firenena na any ivelany fa rajoelina tsy maintsy milatsaka..tsyyyy maintsy lany io.