ka na inona ataonao efiko na mbola sazy aza efaiko anary anao tsy ho aiko ra adisoko aleo jinjaiko fa sitrampo tsy nisy nipaiko safidy efa tato an-tsaiko ny foko efa ny tiko eh! ho anao re ry tiko j'adore tes chansons avec ta voix très mignon respect man
Ndeha mba hanoratra ko za. Ny ah kosa ny feonao mintsy no tena tiko, sady misy ohatrany côté malefaka zay fona. Tena tiko. Enoko isanandro depuis l'Ile de France, hirao rehetra tiko doolyiii.❤💙💚💛💜
Nolalaovinao izaho tamin'izany Ireo ditranao nozakaiko teny ihany Nampirafy ianao fa izaho tsy namaly Saingy tsy mba reraka aho ny nandefa teny mamy Inoako fa tsapanao ireny Na dia misy tsy ampy anao kely Aza tsiny fa efa voadiko Ny hiady ho anao aho Averiko ombieny Ka na mbola hitady aza ianao Na mbola te hanala azy aza ianao Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa Tsy quoi fa afaka miandry aho Ka na inona ataonao hiafiko Na mbola ho sazy aza efaiko Ny hanary anao tsy hoaiko Fa raha fahadisoako aleo ho jinjaiko Fa sitrapo tsy nisy nibaiko Safidy efa tato an-tsaiko Ny foko efa nohidiko Ho anao re ry tiako Ka na ho tsilana aza ny volana Na hilatsaka aza ny orana Na hatsiaka tsy hay lazaina Na hafanana mingainaina Tsisy hahasakana ahy izany Ny ho leo aloha tsy hisy Fa ny ahy ianao ihany Tsy ilaiko na dia metisse Ka anaovako azafady Fa izaho tsy hiala amin'azy Hanao ahoana ny hafarany Ireo voadiko tsy hiova izany Fa hiady ho anao izaho hiandry Na inon-kidona hitranga eo Na mbola hitady aza ianao Na mbola te hanala azy aza ianao Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa Tsy quoi fa afaka miandry aho
Ka anaovako azafady Fa izaho tsy hiala amin'azy Hanao ahoana ny hafarany Ireo voadiko tsy hiova izany Fa hiady ho anao izaho hiandry Na inon-kidona hitranga eo Na mbola hitady aza ianao Na mbola te hanala azy aza ianao Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa Tsy quoi fa afaka miandry aho Tiko be, tsara be le feonao Tohizo fa tsara, enoko isan'andro mtsni
Force à toi namako one love Africa for life j te suit depuis hey namako avec Mr sayda très belles chansons, fait un feat avec lion hill vers 'à côté est ça serait cool Ami de Guinée 🇬🇳🇲🇬👌🙏🙏🙏désormais j suis l' un de tes abonnés j suis aussi youtubeur qui parle de Madagascar dans toutes s Mes vidéos j'essaie de faire un pont entre Madagascar et le continent
otran oe fantatro le sipa anoloranlery anzany vazo zani miverina ao anaty refrain ny anaranle sipa hihiiiiii milay e AMBOHIMENA bira forever e mlay eee
Nolalaovinao izaho tamin'izany Ireo ditranao nozakaiko teny ihany Nampirafy ianao fa izaho tsy namaly Saingy tsy mba reraka aho ny nandefa teny mamy Inoako fa tsapanao ireny Na dia misy tsy ampy anao kely Aza tsiny fa efa voadiko Ny hiady ho anao aho Averiko ombieny Ka na mbola hitady aza ianao Na mbola te hanala azy aza ianao Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa Tsy quoi fa afaka miandry aho Ka na inona ataonao hiafiko Na mbola ho sazy aza efaiko Ny hanary anao tsy hoaiko Fa raha fahadisoako aleo ho jinjaiko Fa sitrapo tsy nisy nibaiko Safidy efa tato an-tsaiko Ny foko efa nohidiko Ho anao re ry tiako Ka na ho tsilana aza ny volana Na hilatsaka aza ny orana Na hatsiaka tsy hay lazaina Na hafanana mingainaina Tsisy hahasakana ahy izany Ny ho leo aloha tsy hisy Fa ny ahy ianao ihany Tsy ilaiko na dia metisse Ka anaovako azafady Fa izaho tsy hiala amin'azy Hanao ahoana ny hafarany Ireo voadiko tsy hiova izany Fa hiady ho anao izaho hiandry Na inon-kidona hitranga eo Na mbola hitady aza ianao Na mbola te hanala azy aza ianao Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa Tsy quoi fa afaka miandry aho
ka na inona ataonao efiko
na mbola sazy aza efaiko
anary anao tsy ho aiko
ra adisoko aleo jinjaiko
fa sitrampo tsy nisy nipaiko
safidy efa tato an-tsaiko
ny foko efa ny tiko eh!
ho anao re ry tiko
j'adore tes chansons
avec ta voix très mignon
respect man
Ndeha mba hanoratra ko za. Ny ah kosa ny feonao mintsy no tena tiko, sady misy ohatrany côté malefaka zay fona. Tena tiko. Enoko isanandro depuis l'Ile de France, hirao rehetra tiko doolyiii.❤💙💚💛💜
mankasitraka o ❤💚❤
Nolalaovinao izaho tamin'izany
Ireo ditranao nozakaiko teny ihany
Nampirafy ianao fa izaho tsy namaly
Saingy tsy mba reraka aho ny nandefa teny mamy
Inoako fa tsapanao ireny
Na dia misy tsy ampy anao kely
Aza tsiny fa efa voadiko
Ny hiady ho anao aho
Averiko ombieny
Ka na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho
Ka na inona ataonao hiafiko
Na mbola ho sazy aza efaiko
Ny hanary anao tsy hoaiko
Fa raha fahadisoako aleo ho jinjaiko
Fa sitrapo tsy nisy nibaiko
Safidy efa tato an-tsaiko
Ny foko efa nohidiko
Ho anao re ry tiako
Ka na ho tsilana aza ny volana
Na hilatsaka aza ny orana
Na hatsiaka tsy hay lazaina
Na hafanana mingainaina
Tsisy hahasakana ahy izany
Ny ho leo aloha tsy hisy
Fa ny ahy ianao ihany
Tsy ilaiko na dia metisse
Ka anaovako azafady
Fa izaho tsy hiala amin'azy
Hanao ahoana ny hafarany
Ireo voadiko tsy hiova izany
Fa hiady ho anao izaho hiandry
Na inon-kidona hitranga eo
Na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho
Twoki
tsara lesy le vazo oooo!!!!!!!mahay ela ka!
Tsy azo tenenina e! Parfait👌
Tsara be le hira , merciTwokii
Tsara lotra😍😍
Feon an'ilay sipa😍
Tsara bé le izy à😘😍
Mlay lesy twokii aa!!?😉😉
mlay less fa tohizo a😍
👍 MILAY EEEE!
waooooooo!!!!tsara be kouss eee
Ka anaovako azafady
Fa izaho tsy hiala amin'azy
Hanao ahoana ny hafarany
Ireo voadiko tsy hiova izany
Fa hiady ho anao izaho hiandry
Na inon-kidona hitranga eo
Na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho
Tiko be, tsara be le feonao
Tohizo fa tsara, enoko isan'andro mtsni
parole sisa no endrasana mercii
Force à toi namako one love Africa for life j te suit depuis hey namako avec Mr sayda très belles chansons, fait un feat avec lion hill vers 'à côté est ça serait cool
Ami de Guinée 🇬🇳🇲🇬👌🙏🙏🙏désormais j suis l' un de tes abonnés j suis aussi youtubeur qui parle de Madagascar dans toutes s
Mes vidéos j'essaie de faire un pont entre Madagascar et le continent
🙏🌍
❤
Mlay b lesy ry twokii
za vo aingana niaino anla ry twokii fa tena mlay e !!!
Bravo zandry ah 👍 mafinaritra eee ❤🔥💯
Très belle chansons; je l Ecoute en boucle.
❤️❤️❤️❤️ je commence à écouter tt tes chansons... bravooo mec ❤️❤️👏👏👏
Misaotra twokii je t'adore et j'adore beaucoup t'es musique courage 😍😍😍😍tiako bé❣️😍😍😍😍😍😍😍😘😘😘
mlay lesy e!!tohizo fona fa zay vonona ny anohana anla atram farany
J adore ta voix un peu cassée 👍 je suis fan💕💕💕
otran oe fantatro le sipa anoloranlery anzany vazo zani miverina ao anaty refrain ny anaranle sipa hihiiiiii milay e AMBOHIMENA bira forever e mlay eee
J'aime toutes tes musiques ainsi que les paroles je t'adore. Gabrielle Dimier .Villeneuve les Avignon.
Merci infiniment , ça fait plaisir 🙏
Tiko b le tee- shirt feno couleur btsk nao io Toky. Kay efa vita voady, ha !!!
mlay be misotra eee :)
Merci bcp 😘😘 tena tiko fona❤❤❤❤
Le clip est archit lourd
Twotwo 🔥🔥
J'adore milay be❤️❤️❤️
Sady. Andriaso fona les iziah. Nicol mada iany
Trés belle Chanson 💙💚💛💜
Mlay beee tsara loatraa
Merci Twokii... milay le vazo
🔥🔥🔥🔥🔥🌎
mlay less e!
Merci twokii 🔥🔥
tsara bee
🔥🔥🔥🌏
Twotwo🔥🔥
Trop fort 🔥🔥
il est au dessous du game ! il le savent ! il profitte !et ca donne sa...beaucoup trop fort
Good song
J'adore ❤️❤️❤️
waouh j'adore🥰❤️❤️❤️👌👌
milay be le vazo zoky a!!! de mirasoa atrany e!!!!
Tiako be ito hira ito
Twokii 🔥🔥🔥🔥🔥
🌍🔥🔥🔥🔥🔥
Merci beaucoup pour votre chanson
Mlay f toizo
J ador cette chanson
31 dec 2022 😍😍😍
Une autre niveau
💚💛💕🧡💓💗❤
j'aime!
🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷🌷
kifeko marigny gadona manafo nay ty,
trés jolie cette fille
🔥🔥🔥🌍
✌️✌️
Incroyable 🔥🔥🔥
💯💯
😍😍😍😍❤❤❤
🤟🤟👊💯💯
mijanona ho mpankafy hatrany. norma. siora
Dodolh
toto ou!!!
tsare le vazo ehh
❤
🖤
J ' aime ♡♡♡♥♥♥
Bonjour comment s'appelle la fille qui chante s'il vous plaît
tik be l iz
kiass
marary fo b lait2
I like
tsara less twoki a
🌈🌈🌈🔥🔥
sura le zandry a
kias
Mlay les le vazo a, afapo e
🥺🥺
mlay b
Tes un charro de base😢??
4.
Tw
norm e
7
Milay e
Merci 🙏🏻
A

🔥🔥🔥🔥🌍
❤
4.