Ts leo miheno anito hira ito mints za!tiko lotra le hira !sad tiko b ra mb za no ataon vadiko otrizao ...... ts mandaitra @tsony ny fankapanahy!! :-* merci Skaiz
Raha tsisy anao Na te hitetitety izao tontolo izao Hiverina eo ihany fa tsy ahita otranao Na te hikasa hamadika pejy vaovao Ho lasa gaigy ngamba izaho raha hilaozanao Iray tsy eo anilanao Malala Ohatran’ny 100 taona ka mahalasa adala Mangatsika irery ah zah tsy ampy afanana Aleo mba hitapify eo fa aza rarana Zah vonona anome anao ny miotra Ka avelao zah mba anararotra Isaorako ny any Ambony fa lasako ny fony Raha tsisy anazy ngamba wa zah dia tsy haiku intsony
Fa rehefa eo ianao : mahatsiaro sambatsambatra babe Fa raha tsisy anao : tsy zarizary angamba wa zah babe Raha tsisy anao zah very very Raha tsisy anao zah wa dia manirery e Tsy haiko enao rah mba otra’ahy Fa zah alo e fa voafatotra mafy Tsy mandaitra amiko intsuny ny fankampanahy Ho ataoko ,fady izany oe hampirafy e Eo anilanao zaho tamana tsy mila fanazavana Ny foko omeko anjakanao zah tsy mila hafa akotranao SATRIA…………………..
Driiii mb tiko re za hataoni vadiko anizani oe hataoko resi ny fakapanahi...sambatr vevav ataon vadini anizan🥰🥰 merci skaiz👊👊
Ts leo miheno anito hira ito mints za!tiko lotra le hira !sad tiko b ra mb za no ataon vadiko otrizao ...... ts mandaitra @tsony ny fankapanahy!! :-* merci Skaiz
Tiako hira nareo Skaiz aaa MBA apio azafady ooo ☺️☺️☺️☺️
Merci less tamle hira fa tsara be le izy😊👍, tiko be😍😍😍
Milayoa levazoe
Je kiff cette chanson💞🎶❤❤. Konbyn HAÏTIEN ki renmnl mnm jan avèm
Tiako loatra❤ tiako loatra ny tononkira 🥰
misaotra Skaiz a🤗
je l'écoute en boucle jusqu'à maintenant!!!! merci
mercie SKAIZ tohizo f tsara be
Top!!! Ref av mfamaly @ le vadiko d mihaino an'ty vazo ty fon d av eo mravona ian 😍😍😍😊😊
🔊🎶...za vonona ny hanome anao ny mihoatra,ka avelao za mba hanararaotra ...❤️( Tsy Léo mihintsy mihaino azy )
Ra tsisy an'lah ko ny mozika malagasy de very ra Skaiz ah... Force à toi bro...
Tsara be leira tena tiko be mintsy aah❤❤❤
Matsiaro sambasambtra mints a zan😍😍😍❤️❤️❤️
Na henoko impolo aza tsy makaleo mintsy 🥰❤️❤️
De base j'écoute de la k-pop mais là, cette chanson elle m'a trop fondue le coeur. Je suis malagasy et cette chanson me fond trop le coeur
Tsara be , Mirary soa ho anareo mivady!
Tsarabe foana, nareo roa koa tena tsara, manjabe, moa ny hiranareo koa tena mihavaka, ny feo koa tsara sady tsy mirediredy foana❤❤
hira tena tiako indrindra,merci skaiz
j'adore cet chanson❤ merci Skaiz ,big up B👍🏻👊🏻
Tsara eee,merci skaiz
Tena tiako be 😍😍
tena chapeau lesy e,milay be ilay vazo,satry hieno anle izy foana
Norme tsara less Bro a!!! Mankasitraka e!!!
J'adore, otranay mivady 💕 jtm vadiko, any enao zay😘
J'adore aussi cette musique 💕
Tsara be, bravo Skaiz
❤🔥Tsr b🎶
The song is good
, thank you for honoring women ♥♥♥
Tsara b 🔥🔥♥️
Pres de 1 million de vue less bro, hope you got it, belle chanson
Ce magnifique wahou 🥰🥰🥰🥰
merci skaiz....Big up
Tsara be... Merci lesy rah Tsiry e
Tsisy kianina e 👏🥰
Milay ty son ray ty ❤️🎧👏👏👏
Tiako loatra merci skaiz
Bigg up big uppp frerot✊🏻la tess mdg
Tsara be 🎶❤️🎶
J'aime bien ,belle chanson merci Skaiz sur be 🥰👍
mlay skaiz tohiz fona
😮Tik b le hira❤❤❤
And you did it bro 🥳🥳 2 mois apres nirariako an'ilay izy, you did it, 1million de vue, congratulation, toujours avec toi
Tik be le hira
tsara be le HIRA misaotra e!
Tsara be🥰
mr6 Skaiz a..
J'adore cette chanson, je l'adore
Valide kos eeee
Du lourd
hyper agréable à écouter, top! j'adore la voiture rouge
Heyyyy difez 🤗🤗🥳🥳🥳🔥🔥🔥🔥top🇲🇺
asio parole eee,
thanks , peace
Kiff be lesy dada a👍👊
Milay le zic !
Mirary soa anareo mivady 🥰
Tiako be le hira any Skaiz
milay leisy eee
M'lay rangah!!!
Cette chanson, je la dédie pour ma femme
Mlay ranga aa❤️❤️
tsara ny feon ilay Fitia, efa manana hira ve izy azafady ?
Tiko be mtsni e, merci e
tss otranao tsar be le vazo ny skaz
Mandona be le vazo zoky be aah.. 😍😍😍👩❤️💋👩👩❤️💋👩
tiko be mijery anareo mivady miara mihira sad 1 feeling
❤ sur
norme :)
merci fa tena afapo
j adore la chanson , je la dédie à une personne ;)
Spotify stppp😍
Tiako be ity hira ity
fory be elah ry nskaiz vendrana
tsara be le hira nla lti skaiz a
Tsara loatra ❤️❤️
Mlai e!
Merci tsara be!!!😍❤❤❤
Raha tsisy anao
Na te hitetitety izao tontolo izao
Hiverina eo ihany fa tsy ahita otranao
Na te hikasa hamadika pejy vaovao
Ho lasa gaigy ngamba izaho raha hilaozanao
Iray tsy eo anilanao Malala
Ohatran’ny 100 taona ka mahalasa adala
Mangatsika irery ah zah tsy ampy afanana
Aleo mba hitapify eo fa aza rarana
Zah vonona anome anao ny miotra
Ka avelao zah mba anararotra
Isaorako ny any Ambony fa lasako ny fony
Raha tsisy anazy ngamba wa zah dia tsy haiku intsony
Fa rehefa eo ianao : mahatsiaro sambatsambatra babe
Fa raha tsisy anao : tsy zarizary angamba wa zah babe
Raha tsisy anao zah very very
Raha tsisy anao zah wa dia manirery e
Tsy haiko enao rah mba otra’ahy
Fa zah alo e fa voafatotra mafy
Tsy mandaitra amiko intsuny ny fankampanahy
Ho ataoko ,fady izany oe hampirafy e
Eo anilanao zaho tamana tsy mila fanazavana
Ny foko omeko anjakanao zah tsy mila hafa akotranao
SATRIA…………………..
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Raitra👍
2k23❤❤❤❤
kiassss
Milam b io Skaiz
nshooo
J'adore we💖 big up👊
Norm b le clp e 💯🤜👍🙏
Rover ve le fiara?
Suuurrr ranga zoky skaiz a!Norme be
Soa ❤️😁😁😍😍😍
sur rangah aa
Fa tena tsara feo lesy ialahy ry Skaiz!
Tena marina zany ry Ntsoa Ndriandahy aaa 🥰🥰🥰🥰🥰
Mlay👍👍
For my wife😍😍😍♥️♥️
🥰🥰🥰💟💟
💪💪💪💪💪
J'adore la chanson
Top
❤🔥😍
sur2 eee
Tena tsara be
Ouais tena marina
ilay scenareo sisa no tsy ampy asa kely