Paroles : TWOKII ~ MON EX [Allô ?!] Mba te-hanontany ah Manahoana ianao any [Fa ahoana kay ?] Milamina ve ? Sa kosa mijaly ? [Inona angah no idiranao amin'zany ?] Raha manao an'izany ah, tsy midika hoe inona Tsy mangataka ny hiverenanao Fa mahatsiaro ireo tsara izay natao [esitriii] Fa mba niandry ihany aho, izay mba hiaonantsika Sanatria akory, hamoha indray ireo vita Fa mba tiako ho hita ny fivoaranao Zah tsy hanelingelina ny fahasambaranao Fa tsy nisy ratsy nifanaovana ange Fitiavana ary no toa be dia be Koa maninona ianao no toa mampime Raha miantso aho ange tsy voatery hiverina e! Ref : Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !) Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !) Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy) Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh) [Zay ?! Tapitra ny tianao tenenina ?] {Mbola tsy tapitra ka. Henoy aloha zah fa inona ary 'ty eh} Eh ! Tsy hitako izay olana hiavonavonanao io aminah (anao io aminah) Sa ianao mihevitra hoe zah hiverina Andeha hikoty ah (andeha hikoty ah) Ekeko fa nisy tsy nety matoa tafasaraka (tafasaraka) Fa mety hoe tsy anjara ny antsika na be ireo vita, k'aza omenao tsiny aho fa (Fa) Fa nahitanao soa ihany 'nge zaho taloha Betsaka mihitsy narary fo Nahita antsika roa niaraka e ! Ohatran'ny tsy ho faty, tsy hisaraka e! Ka izany indrindra no antony hilazako hoe Ny ex-nao tsy voatery ho adve Ny niara-nanao efa be dia be Ka maninona raha toa mpinamana e ?! Ref : Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !) Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !) Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy) Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh) F'izany indrindra no antony hilazako hoe Ny ex-nao tsy voatery ho adve Ny niara-nanao efa be dia be Ka maninona raha toa mpinamana e ?! [Marina lesy zany ah. Ndao ary haverina nentsika eh] {Tsisy fika fa afaka mpinamanamana eo foana isika eh} Ref : (×2) Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !) Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !) Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy) Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh)
Incroyable Un chef-d’œuvre Je manque de mots , merci à l’artiste D’avoir respecté les Auditeur fan est mélomane Sans contestation tu es le boss du game 🤴🏾
Paroles : TWOKII ~ MON EX
[Allô ?!]
Mba te-hanontany ah
Manahoana ianao any
[Fa ahoana kay ?]
Milamina ve ? Sa kosa mijaly ?
[Inona angah no idiranao amin'zany ?]
Raha manao an'izany ah, tsy midika hoe inona
Tsy mangataka ny hiverenanao
Fa mahatsiaro ireo tsara izay natao [esitriii]
Fa mba niandry ihany aho, izay mba hiaonantsika
Sanatria akory, hamoha indray ireo vita
Fa mba tiako ho hita ny fivoaranao
Zah tsy hanelingelina ny fahasambaranao
Fa tsy nisy ratsy nifanaovana ange
Fitiavana ary no toa be dia be
Koa maninona ianao no toa mampime
Raha miantso aho ange tsy voatery hiverina e!
Ref :
Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !)
Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !)
Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy)
Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah
Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh)
[Zay ?! Tapitra ny tianao tenenina ?]
{Mbola tsy tapitra ka. Henoy aloha zah fa inona ary 'ty eh}
Eh ! Tsy hitako izay olana hiavonavonanao io aminah (anao io aminah)
Sa ianao mihevitra hoe zah hiverina
Andeha hikoty ah (andeha hikoty ah)
Ekeko fa nisy tsy nety matoa tafasaraka (tafasaraka)
Fa mety hoe tsy anjara ny antsika na be ireo vita, k'aza omenao tsiny aho fa (Fa)
Fa nahitanao soa ihany 'nge zaho taloha
Betsaka mihitsy narary fo
Nahita antsika roa niaraka e !
Ohatran'ny tsy ho faty, tsy hisaraka e!
Ka izany indrindra no antony hilazako hoe
Ny ex-nao tsy voatery ho adve
Ny niara-nanao efa be dia be
Ka maninona raha toa mpinamana e ?!
Ref :
Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !)
Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !)
Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy)
Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah
Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh)
F'izany indrindra no antony hilazako hoe
Ny ex-nao tsy voatery ho adve
Ny niara-nanao efa be dia be
Ka maninona raha toa mpinamana e ?!
[Marina lesy zany ah. Ndao ary haverina nentsika eh]
{Tsisy fika fa afaka mpinamanamana eo foana isika eh}
Ref : (×2)
Tsy hanenenako mihitsy aloha izay vitako e ! (Zay vitako e !)
Misaotra anao aho nanoro ny lalana tsy hitako e ! (Tsy hitako e !)
Tsy hankahala anao mihitsy anie aho f'aza manahy (Aza manahy)
Fa misaotra anao ary ah, nahafoy fotoana ho anah
Sy izay rehetra aaa ! (Rehetra ahh)
mlay ranga twokii a
Cc CV tena tsara bé kosa n'y hira anao zah makanao
TWOKII est toujours incroyable
Tiako ilay hira ❤️
Tohizo fa tsara be👍🥰
Merci 🙏🥰
Un oeuvre d’art qui merite son auteur
Mlay lets twokii mankasitrak ee
Je crois que Twokii est le numéro 1 en refrain de la musique Malgache 💪
Il n’en a pas marre de terrasser vraiment Twokii est de retour🥳
❤️❤️❤️❤️❤️ mampanembona olona iray izay vo miheno ilay hira🥺
🖤🥰
@@TwokiiOfficiel 🔥🔥🔥🔥
c'est une frappe, rien détonnant c'est Ninho 💘😍🔥🔥🔥
Jamais déçu avec Twokii
Kalash montre nous la puissance des Malgaches ♨
Twotwo 🔥🔥
Hitako sorena mihitsy ‘le tary eo ampandriana !
Agny zay Ex naha 😄
❤mahay mihira les zandry kely ty ka
Et voilà que Twokii prouve qu'il peut varier son style de musique..le son est juste mélodieux 😊👌🏽
La gestu a débarqué waaaaah fort 💪 quand t’attends à chaque fois mais t’es jamais déçu Twotwo le boss 😎
J'aime cette style❤️❤️❤️,ce mec est incroyable,💪💪
Merci pour la force ✊
il est revenu de la meilleure des façons !!! très fort TWOKII 👍🏾
Twokii il est dans une autre dimension 🌏
Incroyable Un chef-d’œuvre Je manque de mots , merci à l’artiste D’avoir respecté les Auditeur fan est mélomane Sans contestation tu es le boss du game 🤴🏾
Trop belle sa voix même pas modifier incroyable ce gars !
Ex nao tsy mb adve❤️
🖤🥰
Jamais déçu ! Le boss 🙏🏻❤️
Longtemps qu'on a pas vu Twokii aussi chaud 💯💯
kiass brw
Tu es la meilleur 😘😘😘❤
Twokii to the World 🔥🔥
Twokii to the World
milay letsii eee
Misaotra indrindra
Vraiment ce mec est le meilleur !! Il mérite ce qu’il a 💪🏽
Twotwo 💯💯
Un chef d'œuvre
Respect lesy Man a!! cava
Misaotra indrindra
Tsra be fa toizo😍
Misaotra indrindra
Twokii c'est incroyable
Ouaou merci Twokii❤❤
Très fort Twokii 🔥🔥🔥
Magnifique ❤️
M'lay e!!!
Kkk 😄🥲 tsara eee ♥️
Manakara izany Ranomasinzan an!!!!
oao tsar bé n'y hir anao👍
Merci 🥰🥰 tsara b
Hitako sorena mihitsy ‘le tary eo a,mpandriana...
Twokii ❤🧡💛💚💙💜🤎
Incroyable
tsara fona lesy a❤❤
Mafinaritra eee
tsara be
mba valio azafady twokii
ao tsara bro
Mercii
🔥🔥🔥🔥🔥
Tiko❤️🥰
Mercii
Tsara b!! mankasitraka
🖤🥰🥰
Mon ex😮
Respect
❤️❤️
🥰🖤
mba atolotro hoan'ny hasina mon ex kkkk
Milay
nael
Mlay
Merci
😍🥰😍😁🤗
🥰🖤
💖💗💓💙💜💚💛🧡❤
milay
💪🏻💪🏻✊🏾
mlay ka
🙏💪🏻💪🏻
Norme
Mercii
Ao tsara
Misaotra 🙏❤️
𝑁𝑜𝑟𝑚𝑒 𝑏𝑒 𝑙 𝑣𝑎𝑧𝑜
Merci Bro 💪🏻
Mais
Q
🔥🔥🔥🔥🔥
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥