tsy mahafehy ny olony i Siteny.Efa hitako talohan'io fa anahirana ny fiarahany amin'ny firaisankina dia io izy io.Dia ho faly ny TGV nho ny hadalanareo sy Afakandro.
Izany koa no tsy mahamety ny tsy fisihan'ny décentralisation. Centralisés ao Antananarivo daholo ny zavatra rehetra dia variana ao daholo ny olom-boafidy.
Misaotra Mr le député Siteny, fanamarihana kely mba avy aty amiko manokana ity raha azo atao, sao tokony mba hanaovanao rappel à l'ordre ihany ingahy député Afakandro Christian fa toa lasa mivoana @ fitsipika anatiny ny vovonana firaisan-kina ka toa olona avy ary @ fitondrana ity olona ho tohanany, marina tokoa mantsy ny filazany mpanolotra ny fandaharana ny @ hoe hampizara vato io ataony io, ary ny pire dia sao io olona tohanany Mr Afakandro io no ho lany eo. Misaotra tompoko
Ty vao2 nandrasako amnao siteny Zay vao ts azoko izty Zah siteny tena mpankafy anao juska ombia fa ts haiko fa atreto zah agnissny cotier mb nankafiziko anao ary aza miova ianao fa anao no tokinay zao Ravalomanana ts olana amiko fa atrizay ka atrizao tss fomba afahany anao zavtr ao tana ao rah mbl Rajojo fu eo @ tn sy fanjakagna Kay anao zao mb ianteheranay
Misaotra Monsieur Siteny, fa aza hadino Tuléar fa mampalahelo ry zareo.
Misaotra zoky be mila Anao toliary 🇲🇬🇲🇬
tsy mahafehy ny olony i Siteny.Efa hitako talohan'io fa anahirana ny fiarahany amin'ny firaisankina dia io izy io.Dia ho faly ny TGV nho ny hadalanareo sy Afakandro.
Tsy maitsy Simba 'ny tolona refa miarak'@ Téo pro Siteny reo iany no nanimba n'y hetsika fotsy
Mpanohitra vidinkena fa tsy sahy mitady ny marina momba ny nanodinkodinana ny volan'ny FER, NY TELAFERIKA, SNS
Infiltré an TGV itony afakandro s'y ry siteny reto e manao vazaha mody miady fotsiny manome conseil ratsy an mpanohitra ao
Izany koa no tsy mahamety ny tsy fisihan'ny décentralisation. Centralisés ao Antananarivo daholo ny zavatra rehetra dia variana ao daholo ny olom-boafidy.
Hanai hanay avao na ratsy akohay izy eeee
Tohizo atrany baba fh enjana io adidy sy andraikitrareo fh hoaviny ny taranaka ny tsinjovina eto
iha tsy lany filou fa mpamadike
Mafinaritra be ianao siteny.
Na tsy avy Tuléar aza Zaho.
n'y politique napetrakao iny IZANY no hamokan.iMadagadcar @ FAHANTRANA.
Décentralisation
MARO n'y tsy mahatsqpa
😂
Misaotra Mr le député Siteny, fanamarihana kely mba avy aty amiko manokana ity raha azo atao, sao tokony mba hanaovanao rappel à l'ordre ihany ingahy député Afakandro Christian fa toa lasa mivoana @ fitsipika anatiny ny vovonana firaisan-kina ka toa olona avy ary @ fitondrana ity olona ho tohanany, marina tokoa mantsy ny filazany mpanolotra ny fandaharana ny @ hoe hampizara vato io ataony io, ary ny pire dia sao io olona tohanany Mr Afakandro io no ho lany eo. Misaotra tompoko
Ty vao2 nandrasako amnao siteny
Zay vao ts azoko izty
Zah siteny tena mpankafy anao juska ombia fa ts haiko fa atreto zah agnissny cotier mb nankafiziko anao ary aza miova ianao fa anao no tokinay zao
Ravalomanana ts olana amiko fa atrizay ka atrizao tss fomba afahany anao zavtr ao tana ao rah mbl Rajojo fu eo @ tn sy fanjakagna
Kay anao zao mb ianteheranay