Zay le maha zanaka Antananarivo azy fa ho ita eo raha tsy ivadika izy fa ny olana ao @ JIRAMA de fantatra fa tsy fahaizana mitantana sy halatra ao @ JIRAMA atrin'ny ela de zany ve de tsy hain'ny ngahy Naivo satria ny olona natolony ho ato DG JIRAMA de tsy tafiditra de zay io sady efa fantatra ny politika Malagasy
Alefa Mr le Deputé ah! Aza mijery arina an- tava fa refa tsy mety Dia tsy mety. Ita zao fa tsy mandeha @laoniny vé ka mbola ho dokafana iany? Io refa vandana dia kary!
Ity tena makaloiloy? Milaza izy fa manana groupe?de refa tapaka ny jiro nefa manana société ny vadiny? De tsy ampiasainy hono le groupe? Fa aleony maizina mitovy ny vahoaka?efa miteniteny foana!mpisolelaka voalohany elah!
Vous avez raison
" Mpanohitra an'i Rajoelina hono aho satria contre ny délestage..." Izay pour an'i Rajoelina izany dia pour ny délestage. Voilà la vérité!
Fanga moa na ny tim na hvm mila azy tsy nisy nangatakanao hivadika tompoko. Ireo ko tsy mila anao.
Merci Ranaivo a. Aza kivy fa olona tsy mivadika @orange enao. Rosoy ny hevitrao ho an'ireo namanao.
Longue vie à vous Ranaivo a. 👍
Oadray fa maninona iangahy no nividy groupe rehefa tsy hampiasaina rehefa tapaka ny jiro? Mba sampona koa izany safidy zany #babakotoland
N'y atiny tsy MBA kisoa. Rehefa fady kisoa ianao Dia tokony tsy hinanz n'y atiny. Fa aza bé resaka
Manahy ny hoavin'ingahy solombavambahoaka ity aho, mitovy amin'izao no nataon 'i Brunelle, hitantsika ny nanjo asy
Be resaka
Bravo Député Raholdine
Zay le maha zanaka Antananarivo azy fa ho ita eo raha tsy ivadika izy fa ny olana ao @ JIRAMA de fantatra fa tsy fahaizana mitantana sy halatra ao @ JIRAMA atrin'ny ela de zany ve de tsy hain'ny ngahy Naivo satria ny olona natolony ho ato DG JIRAMA de tsy tafiditra de zay io sady efa fantatra ny politika Malagasy
Matahotra gadra ka. Nihinana ovy may de mivadivadika lela eo kkkkkk 😅😂😂😂😂
Alefa Mr le Deputé ah!
Aza mijery arina an- tava fa refa tsy mety Dia tsy mety.
Ita zao fa tsy mandeha @laoniny vé ka mbola ho dokafana iany?
Io refa vandana dia kary!
Rehefa ny olona no midoka tena dia manahirana........? 20:27
Tena hainy io midoka tena io! fantany ny faharatsiany
Aiza lé , I E M ? Anketriny samy minanni
TEna malahelo le filoha lefitra atenimiera an!
Ka anareo mitsy zan le delestage ? Nareo no tompony
Ity tena makaloiloy? Milaza izy fa manana groupe?de refa tapaka ny jiro nefa manana société ny vadiny? De tsy ampiasainy hono le groupe? Fa aleony maizina mitovy ny vahoaka?efa miteniteny foana!mpisolelaka voalohany elah!
Efa mety ny ataonao aloha e !
I N'A KY NIDIRANAY FA ALEFASO ALO NY RANO SY NY JIRO RA TE HITADY TOERANA NDRAY E ZAY
Ity RAHOLDINE ITY NO TENA MILELAKA MIHITSY E KKKKKKKKK
🤣🤣🤣