FA MANINONA MOA i GASCAR NO LOTOVIN’NY TIM ? ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Iza moa no maloto dossiers Ravalomanana sa Gascar ? Iza no manampahaizana sy intelligent ? ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

ความคิดเห็น • 26

  • @VirginieRatsimandresy
    @VirginieRatsimandresy 22 วันที่ผ่านมา +1

    Fantatrao vé i Paul Rabary

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 23 วันที่ผ่านมา +7

    Raha favy ialahy ry Koto modia dia milatsaha ho ben'ny tanàna eny Ambodin'Isotry.

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 23 วันที่ผ่านมา +3

    Ikoto a! Samy mifanaratsy daholo ireo rehetra ireo aleo andeha ny fifidianana fa tsy misy antony hanenjehantsika mijery an'ireo hilatsaka ireo izay noho atao hoe démocratie merci Ikoto

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 22 วันที่ผ่านมา +5

    I koto efa tsy tia TIM atram zay , tsara fitondrany zandry ianao tsy mahay politika ianao tay marina ianao

  • @mraj2234
    @mraj2234 23 วันที่ผ่านมา +5

    Tsy mety manaiky mihintsy, vao lany deputé, zara raha nanomboka asa parlementaire dia maika hilatsaka maire? ito zavatra tsy mila porofo fa maninona gascar no tsy heno miteny ny tsy mety ataon'ny fitondrana intsony?

  • @monno1575
    @monno1575 22 วันที่ผ่านมา +4

    aza manao resaka bontolo be fotsiny fa resaka rapport de force foana ny politique .Ny resaka daewoo izanny zavatra naparitaky ny frantsay ary misy documentaire hiresahan'ny responsable politique frantsay azy io.Izaho tsy TiM fa ny fanonganana azy io hita io hoe nakaiza ilay firenena.Inona no hidiran'ny dynastie amin'izany ry koto a! I jean marie le pen nisolo an'i marinne le pen ary io koa i marion marechal izay zafikely.Ny bush mianakavy dia mpanao politika na ny rainy na ny zanany roalahy,ny kennedy.Ry martine aubry izany dia fianakaviana tsy miala amin'ny politika frantsay mihitsy hatramin'ny rainy ka hatramin'ny zanany izao.

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 23 วันที่ผ่านมา +7

    Miarahaba anao ry Meur.Koto ! Izaho dia tena tia manaraka ny fandaharanao , fa ity fandaharanao ity kosa dia tsy mety hankasitrahana ! Ity indray mandeha ity dia @ fijeriko , dia tsy azonao hatao ny mino tanteraka sy manamarina izany zavatra lazainao izany ! Isika Malagasy dia izay mbola tsy teo no mody hendry , ary ny fanendrikendrena ireo izay nitondra sy mbola hitondra dia efa toetran- tsika Malagasy , koa sarotra ny hino fa i Meur. Ravalomanana no tena olon- dratsy ? Raha ohatra ka nisy probleme t@ fitondraby ianao , dia tsy voatery Meur. Ravalomanana Direct no mety olana , fa izy izay lazaiko izay ( isika Malagasy dia raha fahaizana mandainga sy mamadibadika ny tantara ) dia voalohany manerantany isika ! Miangavy anao mba tsy hamadibadika izay tantara efa lasa , matoa izy mbola afaka maneho ny heviny dia tsy tokony ho izy irery ihany no nanao ny tsy mety , raha ohatra ka tena marina izay voalazanao teo ! Efa miaina @ toerana milamina na dia tsy ho 100% milamina ny toerana izay hipetrahanao! Koa tsara indrandra ny tsy hiresahanao ilay olona , fa mino marina ianao izany tokoatra i Ravalomanana ! Mety ho diso tanteraka ianao , ary mety misy zavatra marina izay kazainao , fa ny tena marina dia sarotra ny manendrikendrika ny fisian'ny toe- draharaha any Madagaskar ! Tsara indrindra ry Meur.Koto , avelao izirei samy any no mamaha ny olana , satria isika olombelona Malagasy ihany no tena olana !
    Manantena ny fahandrenao hatrany ny mpanaraka ry Meur.Koto !

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 20 วันที่ผ่านมา

    Bjr koto
    Grande hôtel de luxe ny mamy ravatomanga à foulpointe ako tena hita fa volambahoaka fa tsy volany eh tena tsy mazavazava

  • @MarieGeorgetteRazafimahatratra
    @MarieGeorgetteRazafimahatratra 23 วันที่ผ่านมา +1

    Zah saika hoe mba hijery comanraira fotsiny.😂

  • @RosniArletteRaholimalala
    @RosniArletteRaholimalala 22 วันที่ผ่านมา +1

    LOTOINA fa tsy LOTOVINA.

  • @MarieGeorgetteRazafimahatratra
    @MarieGeorgetteRazafimahatratra 23 วันที่ผ่านมา +1

    Tsisy idirako le resaka fa alao mba hanazava fotsiny aho hevitra sam manana nenazy.Fa zah tena nanohana Gascar Tam Depute satry olon-kendry fahitako azy.Sahy mijoro miaro vahoka ary zay tena mety anazy.Fa vo Trois moi izy lany de vadika sahady nefa ny voady tam vahoka f tena hisolo vava.Tsy mety fa nanimba anao zavatra nataonao Gascar Fenosoa a!😮😮

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 22 วันที่ผ่านมา +1

    Milatsa tay

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 23 วันที่ผ่านมา +1

    Koto aaah ! Bon fantatrao faha Mpanarakanao ny tenako Ok ? I Gascar amiko dia ilay Tovolaha Misidisidina, Kevoka mihaotran'i Rajoelina en un mot Mpanao Gazety no netombohany ekena faha Vohafehany tsara io Asa io saingy nidedaka nanao Paolitika kanefa manamafy ny tenako faha NUL noho Fijerin'ny Maro an'izany saingy Tsapany faha misy Kandra hazahona ny Zava-dratsy aingana ny Fitediavana Toerana Paolitika. Pourris daholo ireo Mpanao Paolitika ireo Fantatrao izany. En un mot Koto aaah ! Laisse tomber faha tsy Hampihova an'ireo ny Malagasy Avara-pianarana. A bon Entendeur Salut.

  • @MalalaMarie-d3w
    @MalalaMarie-d3w 21 วันที่ผ่านมา +1

    Tsy maty voalavo an-kibo i koto

  • @JeanBaptisteRakotomavo
    @JeanBaptisteRakotomavo 22 วันที่ผ่านมา +1

    Koto tay

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 23 วันที่ผ่านมา +4

    Tsisy idira n TiM fanaratsina fa vahoaka n Antananarivo no ts tia azy,de midina aty Mada ianao de Mahita Zay aty fa mimenomeno am fb eto foana

    • @andriramaroson8520
      @andriramaroson8520 23 วันที่ผ่านมา

      Aza mampiady ry Koto à! Aiza i Rabary? Ianao manao propagande ho an ' Gasikara sahady?

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 22 วันที่ผ่านมา +2

    Zaho tsy TIM mihitsy. Fa i Madagascar @ zao tsy mety raha olonambaovao no hanandrakandrana ho maire. Sa ho aterina any antranon' Koto ny FAKO

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 23 วันที่ผ่านมา +3

    Ny tsy fitiavanao any ravalo no betsaka ry kindinavany tia.olona mitapy tay.

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 23 วันที่ผ่านมา +1

    Ravalo tdisy kolikoly ary na nangalatra izy miteny hoe fa andeha any ambony mitrambla jiaby zoty reo mitokiky

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 22 วันที่ผ่านมา +1

    Ampangino ny vava ry Koto. Rajoel Andry olona vaovao no nifitra fa namotika. Hitan' masoko ny hatsaran' Antananarivo t@ andron' dRavalomanana Marc, tena tsara, ny zaridaina ravahan' hakaton' vonikazo. @ zao ravahan' fako sy ny diky. Ka mangina ry Koto vendrana, dondrona, tsy manana saina nitadidy. Sa mbola clandestin= dia tsy afa nody,bia tsy nahita ny hatsaran' Iarivo t@ andro ndravalomana Marc? Ampangino ny vava refa tsy mahay mamakafaka. I Gasikara tampotapoan' menaka ka mitelina jabora mangotraka. Izy Gasikara no miteniteny fona. Ny tenininy no hamalina azy. Fa ngaha hangina@ zavatra tsy marina.

    • @JésusChrist-m4z
      @JésusChrist-m4z 22 วันที่ผ่านมา +1

      Mifidiana koto an' i Gasikara dia ampy izay

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 23 วันที่ผ่านมา +4

    Sitrany Ravalomanana nisy la lois

  • @lantonirinarakotoarimalala7789
    @lantonirinarakotoarimalala7789 23 วันที่ผ่านมา +3

    Marina loatra zoky koto a

  • @richardmounavaraly2457
    @richardmounavaraly2457 23 วันที่ผ่านมา +1

    ALEONDREO MAHITA GASY 20 000 000 MATY , TOY IZAY TSY MISY VOLA MIDITRA AMPAOSINY .
    F I T I A V A N T E N A T R O P L O A T R A