HAFATRA HO AN' i CEDRIC @ TENY MALAGASY MAZAVA ... [ Mr. Bernard ]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ก.ย. 2024
  • AVY AMIN'NY ANARAN'NY VAHOAKA MALAGASY MASI-MANDIDY , TOMPON'NY FAHEFANA
    NAMPIDRANA IZANY @ "mpitondra " NY FAHEFANA
    " Rehefa manitsakitsaka ny zon’ny vahoaka ny fitondrana , dia ny FIKOMIANA , ho an’ny vahoaka sy ho an’ny herivelona rehetra ao amin’ny vahoaka , no ZO masina indrindra ary ADIDY tsy azo ialana "
    DIKAN-TENY @ TENY FRANTSAY MAZAVA - MBA HO AZON'NY naturalisé FRANTSAY TSARA
    MIHEVITR'AZY HO TOMPON'NY TANY AMAN-DANITRA SY TOMPON'NY AIN'NY MALAGASY
    MPIBAIKO NY PM, NY GOVERNEMANTA, NY ANTENIMIERAM-PIRENENA , NY SÉNAT, NY HCC , NY CENI , NY OVEC, NY SAMPANDRAHARAHAN'NY HETRA, NY ZANDARY , NY MIARAMILA , NY POLISY ... SY IREO MILISY MISARO-TAVA ... SNS
    " Quand le gouvernement VIOLE LES DROITS du peuple , L'INSURRECTION est, pour le peuple et pour chaque portion du peuple ,
    Le plus sacré des DROITS et le plus indispensable des DEVOIRS . "
    Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...

ความคิดเห็น • 11

  • @mahefamanerouck7416
    @mahefamanerouck7416 22 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Merci Zoki .Ts maints misy n'y Farany

  • @danielarakotson
    @danielarakotson 18 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Tena marina ny voalazanao tompoko

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Miarahaba tompoko 👋🏼. Mankasitraka @ famakafakana tompoko. Izay mitambatra vato fa tsy vato angerezan'ny vorona. Itony Siteny itony no nomen'ireo mpanohitra vahana hivalapatra. Aleo tsy misy Firaisankina izany😡. Miankina @ herin'ny vahoaka ny fandresena.

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 22 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Mitondra am-bavaka ho an-tsika zanak'olombelona rehetra, amin'izao andro maha ory izao sy eto amin'ity tany fandalovana ity, mandram-pahatongavan'i JESOSY eny amin'ny rahon'ny Lanitra, MIOMANA HIHAONA AMIN'ANDRIAMANITRAO

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Makasitraka m bernard paris

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 23 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Marina zany tompoko, trano be mijoalajoala an'i karana, n'y gasy trano sachet, trano hazo, mampalaelo a !

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 วันที่ผ่านมา +1

    ntsô , Lasa kilalao i madagasikara malala

  • @SergeRakotoniaina
    @SergeRakotoniaina วันที่ผ่านมา

    Tsy ho lava resaka zaho fa izao, isika malagasy dia mizara telo : ny iray any fitondrana, ny faharoa any TiM ny fahatelo dia olona mba mila fiovana. Ka tsy mitovy ny tady lokanga dia samy tsy hanaiky mihintsy fa samy mitana ny sainy dia manao ahoana ny tokony hatao aminizany aminareo any aminy TIM .

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 วันที่ผ่านมา

    Salama

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s 15 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Makasitraka anao zoky be ihona @ dray andro any