FANDAHARANA MANOKANA IARAHANA AMIN'NY FILOHA MARC RAVALOMANANA SY NY PROFESORA RALISON ROGER

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 12

  • @joseefanjanirina7962
    @joseefanjanirina7962 หลายเดือนก่อน

    Marin ny anao dada,raha mbola velona koa ianao ,mino izaho fa mbola hanao izay azonao atao ianao ,hoan'ny firenena sy ny Malagasy.Tsy foana akory ny fanantenana ,raha mbola misy koa ny farany.

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    RY HENINKAJA: RAHA MIETSENA, NA MIVOAKA NY TRANONY NY FILOHA RAVALOMANANA VE DIA TSY MAINTSY POPULISME IZANY? FANGA IZY TOKONY IHIDY AMAN-TRANO? NY FANONTANIANAO DIA MAMPISEHO NY MAHA FOZA ANAO! LAZAO KELY ARY NO MAHARATSY IZANY! JEREO FA AMINAO DIA VOAFIDIN’NY VAHOAKA MARINA I DOMELINAO NA EFA VOAPOROFO AZA NY HALATRA NATAONY @DOUBLONS! VOASASA LOHA MANKO NY FOZA HANENJIKA NY FILOHA RAVALOMANANA NOHON’NY TAHOTR’I DOMELINA AN’NY FILOHA RAVALOMANANA, IZAY TENA NAHARESY TAMINY FIFIDIANANA, KA MAMPIHOMEHY NY TENINAO!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    IZAHAY DIA TSY GAGA RAHA MITOMBO NY DAHALO SATRIA AMINAY I DOMELINA NO AO AMBADIKY RY ZAREO: LASA NAHAZO FITAOVANA NY DAHALO, AIZA IREO PUCE APETAKA AMINY OMBY NAPANANTENAIN’I DOMELINA, AIZA KOA IREO HELICOPTERA, NAHAONA IREO MPITANDRO FILAMAMINANA BE BOTY BE BASY MIARAKA AMINY BLINDÉ NO TSY ALEFA HIARO NY VAHOAKA AMINY DAHALO FA KOSA BAIKONA HANENJIKA NY OLONA NIEKANJO MENA T@20 FÉVRIER SY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA NILA NANAO TATITRA?!!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    MAMPIHOMEHY INGAHY HENINKAJA AMIN’ILAY FANONTANIANA HOE NAHAONA NO TSY TORIANA NY FANJAKANA? TAPINA TANTERAKA NY
    VOAMASONY NEFA MIBARIBARY ISA MINITRA FA NY FITSARANA DIA LASA FITAOVAN’I DOMELINA FOTSINY! TSY AZO HADINOINA ILAY PREZIDAN’ NY HCC JEAN ERIC RAKOTOARISOA AMIN’ILAY « AZO RAISINA FA TSY MITOMBONA », NANAIKY NY FA ETRAHA A IREO GOVERNORA NIKOROPAKA MIHINTSY NANDIKA LALÀNA AFAHANA MANATANTERAKA NY BAIKON’I DOMELINA!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    NA EFA HITANAY AZA ITY FANDAHARANA ITY DIA FALY IZAHAY MAMERINA ETO NY HEVITRAY KOA MISAOTRA AN’NY MBS!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +1

    ASAINA FOANA I DOMELINA HAMOAKA NY FOMBA NITANTANY NY VOLA FANAMPIANA, FA TSY NATAONY IZANY SATRIA HALATRA, HALATRA, HALATRA FANODIKODINAM-BOLA FOTSINY NO NANAOVANY IZANY!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว

    HAFA IHANY I DADA E! INONA NY DIKAN’NY MANARAPENITRA? NY AN’I DOMELINA NY MANARAPENITRA DIA IZAY MILOKO VOLOM-BOASARY! INDRENY NY HOPITALY, NY SEKOLY VOALOKO VOLOM-BOASARY TOKOA FA NY AO ANATINY VIDE, TSY ZARIZARY! AMINAY IZAY KASIHIN’I DOMELINA DIA POAKATY TAHAKA AZY DAHOLO : MIRENTIRENTY IVELANY FA LOHA AO ANATINY!

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 3 ปีที่แล้ว

    Nga mo tsy efa nandé ity fandaharana ity ?

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ho tsarona kely ny tenin’y Pr Ralison teo mikasika ny fanampiana avy any ivelany: MISY FEPETRA APETRANY REHEFA MANOME IO FANAMPIANA IO RY ZAREO FA TSY HOE ANANDEVO NY FIRENENAO AKORY NO TADIAVINY, OATRA NY MANGARAHARA « RAHA IANAO ANEFA NO TSY MAHAY MITANTANA (AMINY MANGARAHARA IO) ILAY FANAMPIANA, DIA IANAO NO MANANDEVO NY FIRENENAO » KA MIPETRAKA NY FANONTANIANA: T@NY MANGARAHARA VE NO NITANTANAN’I DOMELINA IRENY FANAMPIANA AN’I M/CAR AMINA MILIARA DE DOLARA MARO BE HIADIANA TAMINY VALAN’ARETINA COVID19 IRENY?

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    AOKA TSY HO HADINO TOKOA FA T@ NY FOTOANA NITONDRAN’NY FILOHA RAVALOMANANA TSY NISY IZANY DÉLESTAGE IZANY, TSY NISY IZANY TSY FISIAN-DRANO IZANY! ARY HATRAMINY NY FITONDRAN’I DOMELINA INONA NO HITA?

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 3 ปีที่แล้ว

    Daraha gora !

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 3 ปีที่แล้ว +2

    FANTATR’I DOMELINA TSARA NY MPITRANDRAKA IREO HARENA AN-KIBON’Y TANY SATRIA IZY SY NY RAINY MIHINTSY NO LEHIBEN’IREO MPANAO TRAFIC ISAN-KARAZANY (NY BOIS DE ROSE, NY VATOSOA, SNS…), TSY HADINO NY FANONDRANANA 500 TAONINA VOLAMENA NANDRITRY NY TAONA MARO, FA ILAY 73,5KG MONJA NO TRATRA VAO TEO!