EMISSION SPECIALE DU 15 OCTOBRE 2014

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ต.ค. 2014
  • EMISSION SPECIALE DU 15 OCTOBRE 2014

ความคิดเห็น • 28

  • @rasoa5581
    @rasoa5581 9 ปีที่แล้ว +3

    Na inon na inon teneninao Atoa Didier Ratsirak d zao mbol mizaka ny ratsy fitantanana nataonao zao ny vahoaka sy ny firenena.

  • @mamybetabory
    @mamybetabory 9 ปีที่แล้ว +1

    nga moa ratsiraka nanao coup d'etat izany, io aza voaongana indroa ko (1991, 2002)

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 9 ปีที่แล้ว +1

    Tena mbola hafa marina i Deba, tsy miteniteny foana tahaka ny sasany.

  • @minosoarafaramalala6270
    @minosoarafaramalala6270 9 ปีที่แล้ว +3

    Sambo ve ho tonga eny Ivato sa efa mis Port vô tokony eny Ivato

  • @PTCFR
    @PTCFR 9 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka aloha @ ity fampitaham-baovao ity.
    Mahavariana ahy aloha ny tena fitiavan-tanindRazana hasehon'izy roa mirahalahy : Ratsiraka sy Ravalomanana; n'importe que pensent les autres.
    Mety angamba @ ny ho avy "J'apprécierai aussi Randriamampianona".
    L'Avenir nous le dira!

  • @RAHARIVOLOLONA1
    @RAHARIVOLOLONA1 9 ปีที่แล้ว +1

    Misy fahamarinany ihany ny an' Andriamatoa D. Ratsiraka!
    Antitra mampiady kalo ny antitra, antitra ihany! misaotra anao Andriamatoa D ?Ratsiraka! tsy misy ohatry ny fihavanana ihany!

  • @ranaivosonnarindra8764
    @ranaivosonnarindra8764 9 ปีที่แล้ว

    merci president,hafa iany ny olo-kendry sy misaina fa tsy manao vava tsy ambina.Tokony tadidin-tsika fa maro ny olona mitondra takaitra t@ 07 fevrier ireny ka ra mba ietsika ko nge ireo de potika ity firenena ity e!samia tony sy mamakafaka fa tsy olona iray akory no andeha animba indr1 ity firenena marefo ity

  • @martinlay7629
    @martinlay7629 9 ปีที่แล้ว

    Andriamatoa Filoha ,amia joro io nosy madagascar fa maro loatra ny loza mamoa faty eo @ firenena ,pourquoi malagasy tsy mety milamina

  • @iactamtsotoesta1201
    @iactamtsotoesta1201 9 ปีที่แล้ว

    Quoi que vous disiez , il reste le seul Président de Madagascar le plus intelligent de tous jusqu'ici et il a fait beaucoup pour le Pays malgré tous et pour lui tous le monde etait egaux que ça soit les côtiers ou les hauts plateaux pas comme certain...... Vive Ratsiraka

  • @rija612
    @rija612 9 ปีที่แล้ว

    hafa ihany Deba e!! misaotra e!

  • @pejivaopejivao5953
    @pejivaopejivao5953 9 ปีที่แล้ว

    Niova Dadabe Ratsiraka, Lasa endry, lasa Olomisaina. FA NY MAMPANAHY DIA, SAO DIA KOPAKA AMBAVA FOTSINY RENY NOLAZAINAO RENY?

  • @martinlay7629
    @martinlay7629 9 ปีที่แล้ว +1

    Fiavanam-pirenena ty moa ! lasa mobany lasa ,daho atsika samy malagasy famela heloka ! tombotsoa ny firenana malagasy ty no jerena ! Ancien président meteny, nilaza izy hoé occasion nahatongavany Ravalomanana io ,alefasa ny fiavanana hoy Ratsiraka pour l’intérêt de la Nation ! Vonona vé ny malagasy sy ny panao politique hamela heloko depuis 64 ans ny fahaleovantena 1972, 75,82 ,91,02,09, 2014 faviany Ravalo zao, ka ho atsika malagasy aoka zay fa aleo hiavana atsika na foko ino anao samy gasy ka rendez vous tsy ho ela ato ny réconciliation Nationale Ratsiraka mitariky lohateny voalohany

  • @iledauphine
    @iledauphine 8 ปีที่แล้ว

    Firaisankina fandraisa andraikitra hoany Politika malagasy ho any Madagaskar sy taranaka Malagasy .zay ro hitako mety..

  • @fandjjackson5747
    @fandjjackson5747 9 ปีที่แล้ว

    mipetrapetrak mitsy ny zavatra lazain'i didier ratsiraka ,tsy manaonao foana , tsy miteniteny foana sy mitsaotsaona fa tena misy ventiny azo tsapaintanana mihitsy !!!

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 9 ปีที่แล้ว +1

    Raha mbola politicien sy olona efa naloto isan-karazany izao no anontaniana mikasika ny nataon'ny filoha Ravalomanana dia mitovy @zay lazain'ny frantsay ihany fa aza mandany andro @zany isika malagasy e! Io dia isika vahoaka ihany no mahay ny tena marina ao am-pontsika tsirairay avy ao. Ny vahoaka anontaniana fa izy no ihany tokony ho andriamanjaka!!!!

  • @steavenpatrick9088
    @steavenpatrick9088 9 ปีที่แล้ว +2

    Manao retour d'age mody adala tsy mahalala ny ratsy nataony ilay anti dahy fakon'olona ity! tsy hitan'ialahy angaha ny nataon'ialahy ka mody manadio tena lava eo aialahy ry le antidahy ity? ialahy no nanano ny coup d'etat koa tsy hiaro ny rambon'ialahy ialahy!

  • @solennbellec1834
    @solennbellec1834 8 ปีที่แล้ว

    efa reraka be Ratsiraka, reraka

  • @mahitsyamlah180
    @mahitsyamlah180 9 ปีที่แล้ว

    niza niza milaza....ary niza niza tsy tia, Deba ihany no président mahay ndrindra (intellectuellement parlant) hatramzay teto na ratsy toetra izy na tsara toetra!!!

  • @anjaraleonie1323
    @anjaraleonie1323 9 ปีที่แล้ว +3

    Merc tv plus...
    Tsetsatsetsa tsy haritra.marina mihitsy ny tenin i didier .aiza koa manoratra teny malagasy ary ny ankizy amin zao lasa misy W sy U.dia gaga ianao

  • @anjaraleonie1323
    @anjaraleonie1323 9 ปีที่แล้ว

    Merc tv plus...
    Tsetsatsetsa tsy haritra.marina mihitsy ny tenin i didier .aiza koa manoratra teny malagasy ary ny ankizy amin zao lasa misy W sy U.dia gaga ianao

  • @iledauphine
    @iledauphine 8 ปีที่แล้ว

    Nareo va jiky sa nipako ino gny masonareo!!! Tsy nisy fitondrany Amiral Didier Ratsiraka nampiltsy Mahleur any Madagaskar..Simba Madagaskar fa aza tahana pouvoir aminy Vahoka Malagasy noho aza rasistareo ty tahanjakazaka Madagaskar tany masy fa tsy mila Voantango mandry antay ca vedir maloto gny lohany zeo mirengirengy tsy misy raha hay igny ta ho Preisident.. Nja Antitsy Amiral Didier Ratsiraka Njagnahary hitahy azy noho noho raza safe i tsy namarotsy Tanindraza.. Mazava mikapoakaoaky ze ta hikapoakapoaky safe tahihinankena aminy raha tia fagnahy be fialona ro lako manao .. Mangalara tseky ze eo fe Njagnahary tsy raha mipy fa manenty hijaly fagnahy ze mamaroty tanindraza noho fampijalea ny vahoka..Une seul soulition ou bien miraihina fa tsy misy ianao coutier ka tsy misy dikany zahay ambaniandro misy dikany samby nianatsy iaby , aza tsy misy diplom reo aza President a madagaskar ao lafa atao olombelo misy raha nianarany iaby , noho mana gny Intligencesinyy..

  • @iboniamasboniamanoro
    @iboniamasboniamanoro 9 ปีที่แล้ว

    vaha olana politika be ny entindRatsiraka.Tadidio fa Ra8 tonga + vahoaka mijaly(trano rava, ny kibo noana) + gouvernement tsy mahay no zavamisy.
    Raha miadana ny vahoaka ts ymisy miraharaha izay fahatongavandra8 any. fa efa may harendrina ny gasy rehetra amn'izao.
    Bref resak'adala ny dialogue malgacho-malgache ho an'ny olona noana . Dialogue lava mankaleo.

  • @hervrasam
    @hervrasam 9 ปีที่แล้ว

    Ra mpifanandrina pôlitika aminao miteny ny tsy mety ataon'ny fitondrana zany dia azo samborina @ fomba feno hery setra ra ny hevitr'ingahy Didier Ratsiraka ?! Amiral "rouge" marina ve no mbola miresaka ? Nanao azy ko zao ngamba ra izany ?

  • @rasoa5581
    @rasoa5581 9 ปีที่แล้ว

    Fanga ny vahiny no mibaiko eto e? Zay toe-tsaina zay no mahatonga antsik ts AHALEO-TENA mitsy d ataon'ny vahiny kilalalo mba ahafahany maazo ny tombontsoa reetra

    • @sarcasm3800
      @sarcasm3800 9 ปีที่แล้ว +1

      Malheureusement oui,mbola ny vahiny no nibaiko sy mibaiko ary mbola hibaiko ny raharaha politika eto Mada mba ahafahany mitranjaka ny harena-tsika.Ary io no tena olana sarotra sy fototra raha tena mandinika isika.Ary sarotra be ny hanipaka fotsiny ny vahiny izany.Tsika firenena mahantra rahateo. Raha mbola president manelingelina ny tombotsoan'ny vahiny no eo dia mbola hisy foana ny korontana ara-politika. Io no Tanjon'ny "mondialisation" izay manana endrika "colonisation moderne" ka mifehy ny mpitondra-tsika.