Tsy misy tsy diso zay mandia ny tany.... Zay mivary lavo anie no adala indrindra ... Misaotra fa tena kanto sy manja e.... mankasitraka ny Antsaly hatrany e...
eeeeee! manimanina tokoa Paotsatroka ho an'itony Zoky be itony. Ny Zandry Gasy koa izay toa mamelo-maso ny hira tahaka itony, mba tsofin-drano ho lasa lavitra e!
MANINA NO SADY MANEMBONA AN'I DAGO MALALA RAHA MIHAINO AN'IZANY ATY LAVITRA ATY. INDRISY MANTSY RY DAGO TSY FOIKO, TAFASARAKA ANAO AHO NOHO NY FITADIAVANA. NY ERITRERITRO SY NY FOKO DIA AMINAO MANDRAKARIVA!
TENA AINGAM-PANAHY MALAGASY - avy niasa tany dia miandry masonadro hilentika eo anatrehan'ilay afo hamindroana satria lavi-janaka mbola mandrato fianarana lavitra ny tanindrazana - misaotra ny kanto malagasy namorona izny hampitoniana ny fo e
grav be zany ah! hahaha somary mapme satry uziz we "raha manina anay ianareo eee de ny masoandro jerena ah! hahahaha to de jamba ngamba kou msaotra fa tsara le ira na de izany aza
2023 mankasitraka hatrany ee tena kanto ny tonony sy ny feony
J'adore cette chanson
Ndriiiiii manina ny tanindrazana ehhhh ... tsy maintsy hody indray androany ❤😢😢 28 taona izay
Somambisamby re, tiralalila...club UNESCO années 70...+ Randafison RaSily + Do...Fahatsiarovana mamy nandrafitra ny tany sy ny taty ary ny ho avy💓
Mankasitraka ry namako a😪😪😪😪😘😘😘😘😘😘
Parfois, transporté et envoûté, Il y a de quoi
vouloir traverser l'océan même à la nage…
Tsy misy tsy diso zay mandia ny tany....
Zay mivary lavo anie no adala indrindra ...
Misaotra fa tena kanto sy manja e....
mankasitraka ny Antsaly hatrany e...
eeeeee! manimanina tokoa
Paotsatroka ho an'itony Zoky be itony. Ny Zandry Gasy koa izay toa mamelo-maso ny hira tahaka itony, mba tsofin-drano ho lasa lavitra e!
Verso sy kalokalo sarotra hadinoina ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
MANINA NO SADY MANEMBONA AN'I DAGO MALALA RAHA MIHAINO AN'IZANY ATY LAVITRA ATY. INDRISY MANTSY RY DAGO TSY FOIKO, TAFASARAKA ANAO AHO NOHO NY FITADIAVANA. NY ERITRERITRO SY NY FOKO DIA AMINAO MANDRAKARIVA!
Tiko be zany hira izany, tsy vitako ny hipetraka any andafy any, Tiko lotra ianao ry tanindrazako ❤❤❤❤❤❤
Tena tsara e ! Mankasitraka
Soa sy kanto.Hiran'ny mndrakizay.
cette chanson me rappelle mes parents.......
Tena ontsa dia ontsa tokoa ny fo mihaino izany Kanto Malagasy izany. Misaotra anao izay nizara.
TENA AINGAM-PANAHY MALAGASY - avy niasa tany dia miandry masonadro hilentika eo anatrehan'ilay afo hamindroana satria lavi-janaka mbola mandrato fianarana lavitra ny tanindrazana - misaotra ny kanto malagasy namorona izny hampitoniana ny fo e
Misaotra letsy Gôgô, fa mbola mitohy foana ny romantisme-tsika hatrizay. Rainileja
Belle chanson
Mankafy, mankasitraka, manaja ary miaiky ny hiran'ny tany niaviana
Ity no anaovako fanamarihana farany. Hira nitaizako ny zanako mantsy. Mamerina ny fankasitrahana tompoko.
Mankasitraka nizara ô !
Tena mampatsiharo any i Neny malala sy ny tanindrazana.ary ny fahedrena Malagasy
Mankasitraka 😘🎤
Kanto loatra ny maha Malagasy e!
Ra Iarivo malala 1960 !!!
Misaotra anao ry Christian fa mampahatsiaro ny fiarahana fahiny ilay hira e
Tena manohina ny fo
Tsia misy toanao ry Gasikarako ....
ry kolibera no tena hisaorana namelona an'ty
misaotra fa tena tsara
grav be zany ah!
hahaha somary mapme satry uziz we
"raha manina anay ianareo eee
de ny masoandro jerena ah!
hahahaha to de jamba ngamba kou
msaotra fa tsara le ira na de izany aza
Efa nieritreritra satellite izy tamin'izany ka
NY masoandro no jerena raha lavitra satria iray ihany io ka sady hitan'ny any no hitan'ny aty .! Izany no mahatonga ny Ntaolo mampitondra hafatra azy.
❤❤❤❤❤❤❤
ry fireneko
mampme koa le hoe ry dago tsy foiko
Lavitra tokoa ianareo
REAL