grav be zany ah! hahaha somary mapme satry uziz we "raha manina anay ianareo eee de ny masoandro jerena ah! hahahaha to de jamba ngamba kou msaotra fa tsara le ira na de izany aza
TENA AINGAM-PANAHY MALAGASY - avy niasa tany dia miandry masonadro hilentika eo anatrehan'ilay afo hamindroana satria lavi-janaka mbola mandrato fianarana lavitra ny tanindrazana - misaotra ny kanto malagasy namorona izny hampitoniana ny fo e
Tsy misy tsy diso zay mandia ny tany.... Zay mivary lavo anie no adala indrindra ... Misaotra fa tena kanto sy manja e.... mankasitraka ny Antsaly hatrany e...
MANINA NO SADY MANEMBONA AN'I DAGO MALALA RAHA MIHAINO AN'IZANY ATY LAVITRA ATY. INDRISY MANTSY RY DAGO TSY FOIKO, TAFASARAKA ANAO AHO NOHO NY FITADIAVANA. NY ERITRERITRO SY NY FOKO DIA AMINAO MANDRAKARIVA!
eeeeee! manimanina tokoa Paotsatroka ho an'itony Zoky be itony. Ny Zandry Gasy koa izay toa mamelo-maso ny hira tahaka itony, mba tsofin-drano ho lasa lavitra e!
Lavitra tokoa ianareo
❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka nizara ô !
Belle chanson
2023 mankasitraka hatrany ee tena kanto ny tonony sy ny feony
Verso sy kalokalo sarotra hadinoina ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka ry namako a😪😪😪😪😘😘😘😘😘😘
Tena tsara e ! Mankasitraka
Mankasitraka 😘🎤
REAL
Parfois, transporté et envoûté, Il y a de quoi vouloir traverser l'océan même à la nage…
Tena mampatsiharo any i Neny malala sy ny tanindrazana.ary ny fahedrena Malagasy
Tena manohina ny fo
Ity no anaovako fanamarihana farany. Hira nitaizako ny zanako mantsy. Mamerina ny fankasitrahana tompoko.
Somambisamby re, tiralalila...club UNESCO années 70...+ Randafison RaSily + Do...Fahatsiarovana mamy nandrafitra ny tany sy ny taty ary ny ho avy💓
Soa sy kanto.Hiran'ny mndrakizay.
cette chanson me rappelle mes parents.......
grav be zany ah! hahaha somary mapme satry uziz we "raha manina anay ianareo eee de ny masoandro jerena ah! hahahaha to de jamba ngamba kou msaotra fa tsara le ira na de izany aza
Efa nieritreritra satellite izy tamin'izany ka
NY masoandro no jerena raha lavitra satria iray ihany io ka sady hitan'ny any no hitan'ny aty .! Izany no mahatonga ny Ntaolo mampitondra hafatra azy.
Tena ontsa dia ontsa tokoa ny fo mihaino izany Kanto Malagasy izany. Misaotra anao izay nizara.
Ra Iarivo malala 1960 !!!
TENA AINGAM-PANAHY MALAGASY - avy niasa tany dia miandry masonadro hilentika eo anatrehan'ilay afo hamindroana satria lavi-janaka mbola mandrato fianarana lavitra ny tanindrazana - misaotra ny kanto malagasy namorona izny hampitoniana ny fo e
Kanto loatra ny maha Malagasy e!
Mankafy, mankasitraka, manaja ary miaiky ny hiran'ny tany niaviana
Tsy misy tsy diso zay mandia ny tany.... Zay mivary lavo anie no adala indrindra ... Misaotra fa tena kanto sy manja e.... mankasitraka ny Antsaly hatrany e...
Misaotra anao ry Christian fa mampahatsiaro ny fiarahana fahiny ilay hira e
Misaotra letsy Gôgô, fa mbola mitohy foana ny romantisme-tsika hatrizay. Rainileja
Tsia misy toanao ry Gasikarako ....
mampme koa le hoe ry dago tsy foiko
MANINA NO SADY MANEMBONA AN'I DAGO MALALA RAHA MIHAINO AN'IZANY ATY LAVITRA ATY. INDRISY MANTSY RY DAGO TSY FOIKO, TAFASARAKA ANAO AHO NOHO NY FITADIAVANA. NY ERITRERITRO SY NY FOKO DIA AMINAO MANDRAKARIVA!
Tiko be zany hira izany, tsy vitako ny hipetraka any andafy any, Tiko lotra ianao ry tanindrazako ❤❤❤❤❤❤
ry kolibera no tena hisaorana namelona an'ty
eeeeee! manimanina tokoa Paotsatroka ho an'itony Zoky be itony. Ny Zandry Gasy koa izay toa mamelo-maso ny hira tahaka itony, mba tsofin-drano ho lasa lavitra e!
misaotra fa tena tsara