FANTASTIQUE...FANTASTICO...FANTASTIC...Quel chef d ouvre de musique traditionelle je crois que sa s appele HIRA GASY...peut etre je suis trompe... j espere pas ! A marvelous masterpiece of traditional malagasy music in the HIRA GASY style I believe... I hope not being mistaken ! J adore le son de la VALIHA speciellement...ca me touche beaucoup le coeur...comme dans l Afrique de l Ouest le son du KORA MANDINGUE du Mali et Senegal et Guine! I love all instruments but the VALIHA is my prefered... it touches my soul like the sound of the KORA MANDINKA in Mali ,Senegal and Guine in the Western Africa !Greeting from a portuguese who loves MALAGASY MUSIC AND HISTORY.Felicitations d un grand admirateur portugais qui aime la musique et histoire de Madagascar.
Manankafy, zany ny karazana hira tena malagasy. Maro ny kanto fa tsy hatakalo ireny ny tena maha malagasy. Anisan'ny patrimoine tsika itony. Mankasitraka tompoko o! ❤❤❤
"apporte moi des sourires" 😔 C'est seulement en étant loin que je me suis aperçue que je ne suis pas la même personne sans les sourires de mes compatriotes. A bientôt Madagascar ❤️
En fait, c'est à peu près tout ce que j'ai pu retenir. C'est malheureux à dire mais je vis en France depuis +40 ans. Les langues évoluent. Je ne pratique pas ma langue natale, donc j'oublie. Dommage.
Trop cool...trop chic ....á mon gout d'ouïe Malgache..:-) Quelque soit le temps,.....et la sonorisation de l'origine me plait trop bien... Que Dieu nous bénisse tous...
Ny hafatra entiny koa no mampihavaka ny t e n a hira Malagasy. Mampalahelo ireo vahiny tia sy mankafy raha tsy manana ny dikany. Tsara é! ... tiako ny hiran ny taniko ô! Misaotra indrindra.
,Tsikitsiky sy miharo tokelaka.... zay mibitsika tena malefaka e.. tsy ren'ny tia fosafosa fa hanako any anatiko kosa...."..... Maaaaaanja e ,,,,manja re ... mankasitrake eee!
+Sylvoalias Salama Ravelot Itondray safosafo aho a, raha ho avy ianao...oo...itondray kalokalo aho , raha ho avy ianao ooItondray tositosy sy angolangola koa e, raha ho avy ianao...Aza mitondra sotasota na dongidongy re raha ho avy ianao oo....fa itondray revirevy sy tsikitsiky...e...Itondray bizoubizou sy orokoroka koa e.....raha ho avy ianao e....Manjaaaa e..
ndryyyyyy misaotra e! hitondray tsikitsiky izahay aty antany lavitra tanindrazana aty e! mihaino an'izany hira zany dia latsa-panahy e! hafa ihany i Madagasikara e!
il faut savoir admirer les siens!!!!!!!!!!!!!! malgré que ce n'est pas de mon age,j'admire et je respecte ce qu'ils font...c'est tout simplement magnifique!
ilay zavapady fa zavapady ahoana? raha tsy hisy an'io ahoana ny fitombenanao, ahoana ny ahoana ny hataoanao rehefa makany an-kabone inona no hataonao raha tampona ny lalandivotra.......????
>Mirana Razafimahery, ilay fisainana ôtranao zao no mamotika ny ara-môraly eto! zavapady io fa tsy oe tsy kory tsy ilaina!@maha zavapady azy tsy tokony haetsiketsika eny @ clips sy ny karazany eny! inona ny tsy hitovin'ny olona sy ny biby ra toa ka tsy mahafantatra ny fady sy ny tsy tokony ho atao ny olona ?
Itondray tsikitsiky aho raha ho avy ianao Tsikitsiky tsy miaro tokelaka izay mihetsika tena malefaka Sady tsy ho ren'ny tia fosafosa Fa hanako any anatiko kosa Itondray safosafo raha ho avy ianao Safosafo tsy reko ny aloka Ifitsahako eo mba ihanta Tsy sembanin'izay ahiahy Mampihoala ny fo sy fanahy
tondray kalokalo aho raha ho avy ianao Kalokalo toa rotsy maraina Ombon'orana fa tsy hiraina Toy ny kalon'ny rivotra mora Raha mikalo fitia amin'ny onja Hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao Rediredin'ny tsy afa-manoatra Te haninona sady misaotra Te hiombona nefa miangavy Raha ho avy ianao ka ho avy
Mba tena tiako ho'aho ilay kalo sy tonon-kira ary tena mahafinaritra ireo mpilalao "mozika". I Dadatoa tsy foiko fa tena mahafinaritra ahy loatra. Ilay tary mitendy valihy, sady mahay vilany no mahay fatam-bary (vazivzy ihany ny ahy). Misaotra anareo tompoka manome afaliana.
Quand t'es loin de ton pays et que tu tombes sur cette chanson 🥺❤️
Ça fait tomber de larmes quant on est loin du pays et entendre cette chanson ! Ça me rappelle de ma jeunesse !
Mmmmm ! En classe CE2 C'était la chanson hors classe pendant la récré à sekoly faliarivo ambanidia Tana !
FANTASTIQUE...FANTASTICO...FANTASTIC...Quel chef d ouvre de musique traditionelle je crois que sa s appele HIRA GASY...peut etre je suis trompe... j espere pas ! A marvelous masterpiece of traditional malagasy music in the HIRA GASY style I believe... I hope not being mistaken ! J adore le son de la VALIHA speciellement...ca me touche beaucoup le coeur...comme dans l Afrique de l Ouest le son du KORA MANDINGUE du Mali et Senegal et Guine! I love all instruments but the VALIHA is my prefered... it touches my soul like the sound of the KORA MANDINKA in Mali ,Senegal and Guine in the Western Africa !Greeting from a portuguese who loves MALAGASY MUSIC AND HISTORY.Felicitations d un grand admirateur portugais qui aime la musique et histoire de Madagascar.
❤️❤️
Hafa ihany n'y gasy , tsy lefy n'y ela . Mankasitraka e ❤❤
Voninahitra hoantsika Malagasy ny fisiana ireo olon dehibe nampiseo ny maha Malagasy azy, asandratra hatrany n'y andrarezina Malagasy tiko loatra no Sady mapihetsy po mihaino hira feno hafatra toy izao ❤❤❤❤
Manankafy, zany ny karazana hira tena malagasy. Maro ny kanto fa tsy hatakalo ireny ny tena maha malagasy. Anisan'ny patrimoine tsika itony. Mankasitraka tompoko o! ❤❤❤
Un grand respect à vous tous.
Tiako hira ty tafy andiniky lavitry ategna maharegny
Hira mampitony🌷👍indrindra refa lavitra an'i gasikara.
En écoutant cette chanson je suis très émue
Madagascar est une île unique❤❤❤❤
Apporte moi des sourires
À bientôt mada🇲🇬
"apporte moi des sourires" 😔 C'est seulement en étant loin que je me suis aperçue que je ne suis pas la même personne sans les sourires de mes compatriotes. A bientôt Madagascar ❤️
Idem ... moi aussi ! Les sourires des miens me manquent trop !
An'i Ando. Misaotra aloha. Nisy émission Gaston Ramarokoto tao @ ny radio :"Tsy tonta ny ela" ! J'adorais.
Très bel air
Je ne comprends pas les paroles mais ça me touche le cœur ❤
Le refrain, littéralement veut dire : "Apportes moi le sourire et des caresses si tu viens...."
@@ovalie38 merci beaucoup
En fait, c'est à peu près tout ce que j'ai pu retenir. C'est malheureux à dire mais je vis en France depuis +40 ans. Les langues évoluent. Je ne pratique pas ma langue natale, donc j'oublie. Dommage.
@@ovalie38 merci quand même
Ndriiii, ahatsiarovako loatra ny dadako 😢
j'aime j'aime j'aime like love this song waaaaa :o je sui tombé amoureuse de la musique :o Madagascar tu me manque :'( continuer les gens c'est bien
Oooooontso! Te hody e ! ❤j’adooooore !🇲🇬🇲🇬🙏🙏
Manembona❤tiko b le hira❤
Trop cool...trop chic ....á mon gout d'ouïe Malgache..:-)
Quelque soit le temps,.....et la sonorisation de l'origine me plait trop bien...
Que Dieu nous bénisse tous...
Hira tena fihenon'i dadako.lasa tiako be ity hira ity.mampatsiaro ilay ambanivohitra ilay tena fiaviana😊😊😊
Tsy miova mihitsy i DadaGaby le! Manja letsy fa tsy misy quoi ilay mixage a! Ry Mozart sy ry Bach misy manao mixage amanarivony ary tsy lany manja satria KANTO tsy tontan'ny ela. Ry Voninavoko tsy latsadanja amin'izany. KANTO, RAVO, TSIKY,...
Misaotra o Mahafinaritra be mihaino lay hira eee ❤❤❤
Tsara ny hira malagasy ❤❤❤
ndriii atsiarivako an'izay dadako izay zany hira izany, 😪
Ny hafatra entiny koa no mampihavaka ny t e n a hira Malagasy. Mampalahelo ireo vahiny tia sy mankafy raha tsy manana ny dikany.
Tsara é! ... tiako ny hiran ny taniko ô!
Misaotra indrindra.
afa iany ny gadona sy tononkira taniko,tena miavaka amn maro, mankasitrakéh
mahafinaritra ny mihaino azy!!! misaotra nizara é, izay tsy tia qu'il n'écoute pas un point c'est tout!!!! merci encore!!!!
Misaotra betsaka tompoko nizara dor en paix dadagabe , tsy azao adinoina n'y kalo navalanao tompoko misaotra e
Tsara be ilay hira. Mahafinaritra ! Gasigasy tsara !
Man;ja é;mankasitraka ny mpanan-talenta mitahiry ny tena vakok'Imerina;mciary mba aiza no ahitana zareo reo re azafady é
Tiko loatra ny kanto gasy
Mankasitraka indrindra tompoko
Na aty antany lavitra dia tsy manadino ny mahagasy ny tena
Mandria ampiadanana Dadagaby. Tiako loatra ity hira ity. Latsadranomaso aho androany mihaino azy. Andray anao ao amin'ny fanjakany anie ny Tompotsika.
Quand j’ai ratée mon bac j’ai écouter cette Music 😭 mais hmlh je l’ai a la deuxième essaye
Courage,allez,ne baisse pas les bras.La défaite n'est quand même pas une mauvaise chose ,c'est la maîtresse de la réussite.
J'espère t'as eu ton BAC maintenant
@@proscuitto9829 oui je l’ai eu merci 🙏
Tsia lany laza ô❤
TSIA LANY LAZA NO TIAKO TENENNINA O
Tiako ee 💝 ary mankasitraka eee
Mahafinaritra ny hira e,lava andro iainana ianareo
tiako lôtra ty hira ty, na isanandro ary henoina tsy mahaleo mihitsy
,Tsikitsiky sy miharo tokelaka....
zay mibitsika tena malefaka e..
tsy ren'ny tia fosafosa
fa hanako any anatiko kosa....".....
Maaaaaanja e ,,,,manja re ...
mankasitrake eee!
+Sylvoalias Salama Ravelot Itondray safosafo aho a, raha ho avy ianao...oo...itondray kalokalo aho , raha ho avy ianao ooItondray tositosy sy angolangola koa e, raha ho avy ianao...Aza mitondra sotasota na dongidongy re raha ho avy ianao oo....fa itondray revirevy sy tsikitsiky...e...Itondray bizoubizou sy orokoroka koa e.....raha ho avy ianao e....Manjaaaa e..
+Sylvoalias Salama Ravelot Tiiiiako lalandava..... maaaanja e...misaotra anareo e..
Sylvoalias Salama Ravelot
Kanto gasy tiko lotra. 💝💝💓💖
Bravo à ce groupe je ne comprends pas mais j'aime la mélodie.
Mankasitraka é..!!! Ho ela Velona ééé..!!!
This music soothes my soul though i dont understand the lyrics.
Bring me smiley, come with smiles
2023 ndriii fahatsiarovana sisa 😢🙏🇲🇬
Tsy afaka andohako mihitsy ity hira ity isanandro ❤❤❤❤❤
Toako eee mapte hody ni tena an tany lavitra
Mmmm ! Tsy maintsy miverina any aminay any Atsimo mba hiaino ny tononkalo !
ndryyyyyy misaotra e! hitondray tsikitsiky izahay aty antany lavitra tanindrazana aty e! mihaino an'izany hira zany dia latsa-panahy e! hafa ihany i Madagasikara e!
Ahlala! Sady midola2 kely eto à Ixelles à Bruxelles hihi!
mafinaritra ny miheno hira gasy, le vrai de vrai
Tsara e
🎶 refa alavitra ny tanàna niavina no mihaino ity hira ity de miha manina ery
il faut savoir admirer les siens!!!!!!!!!!!!!!
malgré que ce n'est pas de mon age,j'admire et je respecte ce qu'ils font...c'est tout simplement magnifique!
Pourquoi vous dites que ce n'est pas de votre âge ? 🙂
Tiko be ❤❤lai fihira
Tsara be ee! Alefaso amin'ny pagen'i facebook ny ton'ikira tompokooo! Misaotra e!
j'aiiiimmmmeeeeeéééééé!!!!!mozika avy any aminay zany an!
Mampahatsiaro marina ilay tany niaviana ity hira ity ;mampisento lalina tokoa !
nasesiky ny tsy fananana ka nandao tanindrazana e !
Claudia MIGUETTE .courage e!
Mahereza fa matoa lasa any dia izay mahasoa no ataon Andriamanitra. Aza mijanona ao anaty sentosento fa ifalio izay tombon Andro azo . Tahian Tompo
maty namela mamy tokoa ianao DADAGABY a
Tiako ity hira ity :)
Ndryyy manina any antanana ah zany
beautiful song
+Peter Visser Cëst ca....la musique traditionelle de chez nous....Merci pour la bonne appréciation...S.
thanks, it come from my contry
Any zay Madagasikara tsara e
itondray tsikitsiky avy any e
Tsikitsiky ts hi reny tia fisafos fa hanak anyanatiko kosa..tiko be lay hira..
Zany ny hira tena gasy. Reveko manja!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! (y)
Mafinaritra be , zany no tena kanto fa tsy ilay mampandihy zava-pady reny
aza mampme
+Mirana Razafimahery, inona ny mampiomehy anao ?
ilay zavapady fa zavapady ahoana? raha tsy hisy an'io ahoana ny fitombenanao, ahoana ny ahoana ny hataoanao rehefa makany an-kabone inona no hataonao raha tampona ny lalandivotra.......????
>Mirana Razafimahery, ilay fisainana ôtranao zao no mamotika ny ara-môraly eto! zavapady io fa tsy oe tsy kory tsy ilaina!@maha zavapady azy tsy tokony haetsiketsika eny @ clips sy ny karazany eny! inona ny tsy hitovin'ny olona sy ny biby ra toa ka tsy mahafantatra ny fady sy ny tsy tokony ho atao ny olona ?
aza miteniteny foana e
J'adore cet chanson traditionnelle ❤❤❤
zany namanka tena mozika avany aminay!!!!mafinaritra be e
Kanto o !
maha manimanigny madagascara taloha.
Mirary fiononana feno ho any vady nao siny zanakao , aho 😢 mpankafy ni hiranao antrany
Tiako eee💖💖💖
Tena mahafinartra, mankasitrak 'e!
Makasitra fa tsara be
mendrika lotra ee gasy ka manja
Zany ny Gasy e!!! mankasitraka e
Mahafinaritra , fa tena mozika sy feo malagasy be mihitsy. Misaotra tompoko
Tena tsara lay hira sy tena miaina
San Francisco State University VCS Room 222 . Thu12 Dec 2024. Malahelo kely mihaino ilay hira.
mandria am-piadanana Dadagaby !
Itondray tsikitsiky aho raha ho avy ianao
Tsikitsiky tsy miaro tokelaka
izay mihetsika tena malefaka
Sady tsy ho ren'ny tia fosafosa
Fa hanako any anatiko kosa
Itondray safosafo raha ho avy ianao
Safosafo tsy reko ny aloka
Ifitsahako eo mba ihanta
Tsy sembanin'izay ahiahy
Mampihoala ny fo sy fanahy
Misaotra ô
tondray kalokalo aho raha ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina
Ombon'orana fa tsy hiraina
Toy ny kalon'ny rivotra mora
Raha mikalo fitia amin'ny onja
Hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
Rediredin'ny tsy afa-manoatra
Te haninona sady misaotra
Te hiombona nefa miangavy
Raha ho avy ianao ka ho avy
kanto ny hira malagasy
manako any anaty kitoza kosa izy izany ko :)
Lire TH-cam sur TCL
Mais pas sur SONY
Ny tononkira dia momba ny olona iray izay lavitra ny olon-tiany.
Voire l'original pour traduction.
Samby tsara ê
afahiana riha gasy ny ahy ts atakaloko any afa gasy ka tsra tiko hira gasy ary akafiziko hiany
mampanembona ny tany nihavina.
Misaotra Dada-Gaby ôôô, mahatsiaro an-tsika mianaka nihira izany tany an-tany lavitra è !
Tsara le vazo e !
Kanto lehiretsy a
tsikitsikin i ela mitendry valiha io no heto aty
mampilamitsaina zany hira zany
Raha mbola hira malagasy oa tsy ratsy e!!!!!!
Tsara bee ❤❤
hanako any anatiko kosa!!!
mafinaritr bbb mhintsy a!
Mba tena tiako ho'aho ilay kalo sy tonon-kira ary tena mahafinaritra ireo mpilalao "mozika".
I Dadatoa tsy foiko fa tena mahafinaritra ahy loatra.
Ilay tary mitendy valihy, sady mahay vilany no mahay fatam-bary (vazivzy ihany ny ahy).
Misaotra anareo tompoka manome afaliana.
Mitondra Tsiky s'y safosafo Ary kalokalo. Voaray n'y hafatra. :-)
Vous avez raison Mr Lonelyneuron....
merci Mr Roger,Miora tsy manadino
eeeeee sento lalina be e! tsara nama ty hira ty a
2024 ❤
excellent merci !!!
itondray tsikitsiky raha ho avy ianao
coucou - Dadagaby - christian et groupe -
❤❤🇲🇬🇲🇬