Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao Raha nibanjina ahy ireo masonao Fa ianao irery no tiako eto an-tany Fa ianao irery no tiako ho doria Ka ny hiran'ny fitia no ho kaloiko ho anao Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia Ka ho lalana iray no hizorana ho doria Fa ianao irery no tiako eto an-tany Fa ianao irery no tiako ho doria
Zany ka hira ry zareo. Tonony, feony, fandrindrana. Mankasitraka Simon Randria. Mifanena matetika taminao aho. Nisy fotoana Ianao nandalo natetika tety Andohalo État Major ny taona 2008/09/10/11 tany ho any.
Fa ianao irery. Tena tsy aiko ny fiteny. Moa ve misy tono-teny hafa noho izany ? Angamba tsy misy na vitsy dia vitsy. Asa ? Firy taona izao i Simon Randria androany ? Mifanena lava aminy aho rehefa maka ligne "6" eny a@ gara taloha.
fahazazana tany fianarantsoa bal tany mandalahy tsy ho hadinoina mandrakizay .merci simon
Mandria ampiadanana Simon Randria 😢
Hira tena kanto tsy lefy laza. Zah mbola mihaino an'ty matetika. Misatra nizara eto ❤👏🏼👏🏼
Fa ianao irery no Tiako eto an-tany Tsy hadino mandrakizay itony karazana hira itony
Misaotra e!ahatsiarovana kermesy taloha,mitaingina sovaly hazo teo anolohan,ny gara Antsirabe
Mankasitraka ê , misaotra betsaka!
tsara e!! hafa ihany ny original ny faha zazako mariny
❤
Rip😢
Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao
Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
Ka ny hiran'ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
tena tsara be ilay hira ; mampatsiaro ny fahazazana sy ny fihainonana radio madagasikara tamin'ny fotoan'androny...
Zany ka hira ry zareo. Tonony, feony, fandrindrana. Mankasitraka Simon Randria. Mifanena matetika taminao aho. Nisy fotoana Ianao nandalo natetika tety Andohalo État Major ny taona 2008/09/10/11 tany ho any.
Tena naneno izany hira izany taloha raha vao misy n'y Mariage any dago misaotra betsaka tompoko tena mahafinaritra
mankasitraka tompoko
Bjr, tsara loatra é!!(ary mbola mihira ve izao simonR. é?) mci
Fa ianao irery. Tena tsy aiko ny fiteny. Moa ve misy tono-teny hafa noho izany ? Angamba tsy misy na vitsy dia vitsy.
Asa ? Firy taona izao i Simon Randria androany ? Mifanena lava aminy aho rehefa maka ligne "6" eny a@ gara taloha.
Tsy ny taonany no jerena fa ny tononkirany é
L'amour n' a pas d' age
Tres belle melodie.
Mandria ampiadanana Simon Randria, misaotra taminy kanto nozarainao!
Hafa ihany Simon Randria, indrindra teo @ orchestration ny hira.
Rip Ray amandreny 😢
🙏🤪🙏
Tena tsara be tsy azo adinoina n'y kalo fahiny inoubliable misaotra betsaka tompoko nizara
Ao tsara e! Misaotra Simon Randria!
fa ianao irery no tiko eto antany......
Sweet mémories 😃
REGRETS
iza ny mafybe01 hihihi!!!
Zah mbol makafy 😁😁