Tsy hangina - Joseph d'Af ft Mihanta CLIP OFFICIEL

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ต.ค. 2024
  • Tsy hangina - Joseph d'Af ft Mihanta
    Clip Officiel.
    Tantaran'i Bartimeo (Marka 10:46-52)
    A/C: Joseph d'Af
    Arr: Jack Thierry
    Réal: Manu Rakotoson & Judy Gasy

ความคิดเห็น • 47

  • @ndrantorandriamanantsoa3463
    @ndrantorandriamanantsoa3463 ปีที่แล้ว +2

    Tena tiako be ity hira ity! Tena mitandrina be mitsy isakin maheno azy,misaotra e... Tahin'Jesosy

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 2 ปีที่แล้ว +4

    TSY HAVELAKO HANDALO FOTSINY IANAO FA RAHA MBA METY DIA MANDROSOA @ FIAINAKO. AMEN TSARA NY TOMPO RAOLONA A!!!! GOD IS GOOD

  • @augustinramiandrarivony9837
    @augustinramiandrarivony9837 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankahery daholo ny hiranao Joseph d'Af:Mahatsiaro sambatra ery ny fanahy mihaino ny hiranao rehetra;hotahiana anie ianao , mankasitraka be dia be

  • @HanitraJudith
    @HanitraJudith 4 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra an'i Jesosy @ talentanao sy ny Fanahy Masina ao aminao🙏🙏🙏

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 10 หลายเดือนก่อน +1

    Henjana ilay inspiration'ny Fanahy Masina
    Tsy avelako andalo fotsiny @ fiainako ianao Jesosy fa hazoniko mafy
    Merci gpe Joseph d'Af
    Gloire à notre Dieu Tout Puissant

  • @paule-anneekam3598
    @paule-anneekam3598 7 หลายเดือนก่อน +2

    Amennnn!!!!!

  • @heary4519
    @heary4519 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsy havelako handalo fotsiny enao Jesosy ❤️❤️❤️😥

  • @andrearaoelimahefa1652
    @andrearaoelimahefa1652 ปีที่แล้ว +3

    Sambatra ny mpampihavana fa izy no atao hoe zanak'Andriamanitra.
    Tsy hangina aho Jesosy fa hiresaka Aminao foana satria ✨ao Aminao ihany ny tena famonjena✨❤!

  • @fabriciafab5754
    @fabriciafab5754 ปีที่แล้ว +1

    Tsy havelako madalo fotsiny anao Jesoso🥺🤧

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 2 ปีที่แล้ว +2

    HIra mamelombelona ny Fanahy,tena tsara eh,Misaotra anareo Mianadahy fa tena mahay mihira nareo,Voninahitra ho an' Andriamanitra.

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara anie izany e
    Merci bcp
    Tahian'i Jesosy

  • @halokuwait5769
    @halokuwait5769 2 ปีที่แล้ว +2

    Ho an, Andriamanitra sy Jesôsy n’y voninahitra Mandrakizay
    Mpanasitrana tokoa IZy🙏🙏

  • @tsiferanatendrinitsitoha1139
    @tsiferanatendrinitsitoha1139 ปีที่แล้ว +3

    Tsara loatra ity hira ity ❣

  • @anjatinagollen460
    @anjatinagollen460 2 ปีที่แล้ว +1

    Mandrosoa Jesoa @ fiainanay!
    Enoy ny hiakiakan'izao tontolo izao.... tsy hangina izahay
    merci Joseph, Fiadanana!!!!!!

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 5 หลายเดือนก่อน

    Merci,fa mpandresydhl isika e !❤❤❤

  • @harintsoarazaiarihaja1987
    @harintsoarazaiarihaja1987 2 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka, tsara be. Deraina ny Tompo!

  • @rianaadriamahefa26bis
    @rianaadriamahefa26bis 2 ปีที่แล้ว +2

    "hikiaka aho satria ianao ilay mahay manafaka"
    mankasitraka fa tsara loatra!

  • @Fanilo_Niaina
    @Fanilo_Niaina 2 ปีที่แล้ว +5

    Tena kanto loatra 🔥👏❤ Merci beaucoup . Gloire à Dieu

    • @raloum23
      @raloum23 2 ปีที่แล้ว

      🚖🐥

    • @raloum23
      @raloum23 2 ปีที่แล้ว

      Becs scs

    • @raloum23
      @raloum23 2 ปีที่แล้ว

      Ddfefdxfdfegdvfvgegegefevehegdvfbgbvrbgbbtbexsdszdqdf

    • @raloum23
      @raloum23 2 ปีที่แล้ว

      Dafafadfv
      Ljl

    • @raloum23
      @raloum23 2 ปีที่แล้ว

      Hkgkgjghglgkvkgjhkgkgjgifififiuugjfhfufugofugir

  • @elyseeflavue9541
    @elyseeflavue9541 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka fa tena tsara loatra❤🙏

  • @enochherimamy8197
    @enochherimamy8197 2 ปีที่แล้ว +1

    Wow tsara be ilay clip, ilay tononkira ko ara tsara.

  • @tsarawalcott7804
    @tsarawalcott7804 2 ปีที่แล้ว +2

    So beautiful.

  • @andrygabrielraherinirina
    @andrygabrielraherinirina หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤😊

  • @verorakotoarivony6605
    @verorakotoarivony6605 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara b f mankasitraka!

  • @lgeekpk
    @lgeekpk 2 ปีที่แล้ว

    Jesosy ah mandroso amin fiainako

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 10 หลายเดือนก่อน

    Amen!!!

  • @taniahroms9092
    @taniahroms9092 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tena tsara be❤❤❤❤

  • @diallorajerison9140
    @diallorajerison9140 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka lesy frera a, efa pro mihitsy lesy ela zany ry Tahina

  • @ElishamHeman
    @ElishamHeman 2 หลายเดือนก่อน

    wowww

  • @SylvainRanaivosoa-n7b
    @SylvainRanaivosoa-n7b 2 หลายเดือนก่อน

    😊

  • @andoandriamizehy964
    @andoandriamizehy964 2 ปีที่แล้ว

    AMEN

  • @anthonyvita8907
    @anthonyvita8907 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra e

  • @RasoantenainaAngela
    @RasoantenainaAngela ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @DalalDalal-p5y
    @DalalDalal-p5y ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤

  • @mariecharlottehanitriniain2035
    @mariecharlottehanitriniain2035 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka, 🙏🙏🙏❤️❤️

  • @sarobidyrasaminirina2564
    @sarobidyrasaminirina2564 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤

  • @mitonyrakotonirina3815
    @mitonyrakotonirina3815 2 ปีที่แล้ว

    ❤❤

  • @narindraRalaihova
    @narindraRalaihova 2 ปีที่แล้ว

    Raitra