- 9
- 2 424 508
Joseph d'af Officiel
France
เข้าร่วมเมื่อ 16 ธ.ค. 2020
Chaine officielle de Joseph d'af.
วีดีโอ
Tena fitiavana - JOSEPH D'AF
มุมมอง 323K2 ปีที่แล้ว
hira vaovao ♥️TENA FITIAVANA ♥️ JOSEPH D’af . Hira fiderana , hira evangelique, nouveauté 2022
LA BONTE DE DIEU (cover) - Joseph d'af Ft Princia
มุมมอง 117K2 ปีที่แล้ว
LA BONTE DE DIEU (cover) - Joseph d'af Ft Princia
Joseph d'af - BABA (Clip Evangelique)
มุมมอง 85K2 ปีที่แล้ว
Izay zanaky Baba rehetra aoka hidera Azy 🔥🔥 Joseph d'af - BABA (Clip Evangelique) Facebook: teamjdministries Joseph d'af Joseph'af Baba fiderana2021 fiderana gasy clip evangelique clip evangelique nouveauté
Tsy hangina - Joseph d'Af ft Mihanta CLIP OFFICIEL
มุมมอง 410K3 ปีที่แล้ว
Tsy hangina - Joseph d'Af ft Mihanta Clip Officiel. Tantaran'i Bartimeo (Marka 10:46-52) A/C: Joseph d'Af Arr: Jack Thierry Réal: Manu Rakotoson & Judy Gasy
Joseph d'Af - Mararim-pitia Full HD
มุมมอง 219K3 ปีที่แล้ว
Joseph d'Af - Mararim pitia Full HD Joseph d’af & Dih' Arin' kristy ( extrait album fahasoavanao 2021) "...Raha mba hitanareo re ny malalako, dia ahoana no holazainareo aminy? Lazao fa mararim-pitia aho. " - Tonon-kiran'i Solomona 5 : 8 A/C: Joseph d'Af Arr/Son: Eto Studio Chorégraphie: Dih'Arin'Kristy Real: Manu Rakotoson
JOSEPH D'AF - Tsy hangina (Ft Mihanta)
มุมมอง 254K3 ปีที่แล้ว
JOSEPH D'AF - Tsy hangina (Ft Mihanta) A/C: Joseph d'Af Album Fahasoavanao Montage video : Manu Rakotoson
Je te parles de Jésus
Que la gloir et à notre Seigneur jésus christ 🙏🙏🙏
ny voninahitra dia hoan'A/TRA irery iany,merci bcp de mitomboa @fahasoavana fa tena tiko be le hira
Hira tena nampahery ahy raha nandalo ady mafy
❤❤❤❤
ento lavitra ny fahazarako aho Tompo ô 🥰🥰
Il dit quoi exactement 🙄
Ho ento lavitra, sintony hiala am fahazaran-dratsiko❤❤ avelao mba ahita ny tavanao Ray oh❤
Belle chanson❤
Tsara loatra zan hira zany. mankasitra de mitomboa talenta hatrany ho voninahitr'Izy Ray
Amen❤
Misaotra jesosy fa tsy fady ahy ny fitahiana ny herinao no fahefako.amoa voatsara aho koa itaro ny valako .vela ny faritra anjakako .❤ ampiakaro ny fahefako .jehovah ô.amen
Ka maty ho ahy ianao fa tianao loatra ahy.
Fa tianao loatra izaho jesosy ô .misaotra ❤
Misaotra jesosy ô fa tsy manisa heloka ianao. Amen ❤
Andray androany tsy maintsy pandresy aho. NY anjeliny jehovah itoby manodidina ahy la Iaro ahy .jehovah iady ny adiko. Ka resy izay manenjika ahy sy ireo miady amiko.
tena tsara ity hira ity ary tsy lefy ao ampo foana vao maheno azy sy ilay tonony
🙏🙂
❤❤❤❤
JOSEPH D'AF TENA FITIAVANA Tsy manisa heloka Na mitanisa ireo tsiniko Fa mijery ny ao am-po Toy izany Ianao ho ahy Fa tianao loatra aho e Ka maty ho ahy Ianao Fa tianao mihoatra an'izao rehetra izao Tena fitiavana Tsy ny fahamendrehana Na ny hamaroan'ireo asa soa F'izay mankato am-po Izany no fitiavana Fitiavana mitoetra Sy be famindram-po Fitiavana mandevona ahiahy Izany no nitiavany ahy
❤❤❤
Baba e, za midera Anao. Amen
ilay fianako no hiderako anao <3 Misaotra Jesosy
Tsara ny tompo 🙏🙏
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao fa raha mba mety dia mandrosoa amin'ny fiainako JESOA. Amen!
Fa raha izaho sy ankohonanako hanopo anao e !amen
❤❤❤❤❤😊
Tsara Jesosy❤
❤🥺
Tinao laotra aho jesosy🙏🙏🙏 mankasitraka groupe joseph d'af.🌹🌹🌹❤❤🙏.
Merci beaucoup pour cette chanson, merci Jésus .❤❤❤❤❤❤❤
Eto lavitra aho tompo ❤❤❤
❤🙏🏿tsara b
Amen 🥰
😊
TSARA LOTRA. DERAINA HATRANY NY TOMPO
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Sahala @ Feonkiran'i Rojo Ny Avo miaraka @ Saxophone 🎷 Tsara zany hira zany i
Tiako hiranolo ty jiaby tsary nisy fotoana nialany hiranao tato ambavako tiako loatra 🥲💖💖💖💖🎆😇
Ny fianako no hiderako anao Jesosy Amen, mankastraka Tompoko oh 🙏😇🎆💖💖💖💖
Lamentation 3 /31 = Fitomaniana 3 /31
❤❤❤
Jesosy a, tena tiako Ianao
ento lavitra tompo fa mbola vita izany raha eo foana ianao
🥰🥰😇
Mirary soa ny tarika eh, tena tsara ilay hafatra nentinareo, tahian'i Jesosy hatrany
Ento lavitra - Parole Ento lavitra aho fa hanaraka ANAO Ento lavitry ny fahazarako aho Sintony amin'ny lalina aho, fa te hahita ANAO aho Ento lavitry ny fahazarana aho Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po Ilay fiainako no hiderako ANAO Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako Hanompo ANAO aho na inona na inona manjo Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh! Ento miakatra aho, hahalala ANAO aho Ento lavitry ny fahatakarako aho Inty ny tenako afoiko ho ANAO Avelao mba hahita ny TAVANAO Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po Ilay fiainako no hiderako ANAO Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako Hanompo ANAO aho na inona na inona hanjo Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh! Ny fiainako no hiderako ANAO...
💖
🙏🥰
Mandona fo fôna2 ilay hira🙏❤
Gloire à sa majesté Jésus