mazava ny fanehoan-kevitrao, saingy afangaronao fotsiny ny hoe "jesosy na jesoa" sy ny fihetsiky ny ankamaroan'ny mpitondra fivavahana. Matoa manko i Koto miandry fihetsika hafa avy amin'ny kristianina d misy zavatra eritreretinao ihany ao, d hoy aho aminao hoe:" zay tsara lazainy atao fa aza ny ratsy ataony ", ny tiako hambara d hoe: misy zavatra tsara ao fa mety ireo misehoseho ireo no tsy mahazo zavatra! Aza ariana miaraka amin'ny akotry ny vary ry Koto fa mba tsimpony tsara d azo hanina tsara e! Tandremo ihany ny toe-pahasalamana ralahy ! Ny fitsabahan'ny mpitondra @ fanompoampivavahana kosa aloha dia melohina tanteraka e!
Dia mitabataba aloha eo fa ny JMJ Dia misy ary hisy fona. Tsy hary hainao daholo ny zava drehetra. Tapa dalandra eo fona. Tsy ampiovan'inon'inona ze rediredinao any.
Anao kaza mba mivolagna raha tsy hainao fa ny ahavonjy fagnahinao ataovy, satria tsy ho azonao velively ny filozofia vohizin'io. Anay io ary tsy ny hevi- disonao no hagnafoagna izio ry Koto kely saina sy vendran- doha ty.
Ka enw v mihevitra fa hoe ho foana n'y JMJ? vomaika isy fona fona. Mety hisy olona hihaino anao saingy toy ny ranomasina angalana rano iray zinga ka tsy ita akory hoe mihena. Vomaika hitombo ny aza
Marina Zani Koto ah
Misy marina ihany

Koto Dia mivovo tahaka n'y alika satria izay hitany Dia mampivovo azy.