Alaivo mihintsy io fanjakana io fa raha mbola maharitraritra ny fitantanan'ireo mpambotry firenena ireo dia tsy ho tafarina intsony Madagasikara-ntsika io😢
Ireto CENI ireto tompoko dia : tokony ho dorana velona mihintsy🔥 Efa ela no nahatsapako ireto CENI ireto fa endrika apetraka mba ho hatao fitaovana fangalarambato ! Fa manino re ny fifidianana tompoko no mbola haroso ?
Bonsoir Mr Fleury sy ny mpanaraka rehetra
Miarahaba anao tompoko Meur.Fleury !
Mihaino tsara ny zavatra rehetra lazainao eto Meur.Fleury dia izao : efa tsy misy azo hatokisana ireto olona mpanimba ny Firenena ireto ! Efa Phänomene daholo ny fisehoan - javatra abaribarin- janahary sy fanalabaraka ny tsirairay izay rehetra manao ny tsy mety tompoko ! Tena haratsiam- panahy efa lany henatra , no efa tsy mahatsiaro tena maha- olombelona ! Tsy menatra tsotra zao ! Mampalahelo ! Mampalahelo tompoko !
Masina ny Tanindrazana !🙏🏼🇲🇬
0:58 tsy haiko loatra ny mampiasa ity you tube ity.
Miarahaba Monsieur Fleury Rakotomalala
Alaivo mihintsy io fanjakana io fa raha mbola maharitraritra ny fitantanan'ireo mpambotry firenena ireo dia tsy ho tafarina intsony Madagasikara-ntsika io😢
Tena zao vo afaka mihaino tsara fête des pères androany aty allemagne d mbola nikorana niaraka t@ ankizy e!❤
👋👋👋
Salama avy aty Canada Meur Fleury
safidy , nefa misy hoe fandaminana manokana , tena mihevitra ny Malagasy tsy mahalala ny dikan'izany teny izany ireto MAFIA MPitondra ireto kah
Miarahaba zokibe, arahanay foana ianao n’aiza n’aiza plateforme misy anao
Izaho koa mba kopy fa i R8& i Joelina kely miray tendro fa ny mapanaraka azireo ny verivereziny tsy aharaka
0:58
Efa anisan'ny Mpamadika foana izany ity DAMA ity , sady voavidy vola
Tena mila omena vola ianao rahalahy
Ef ts mahagaga rah ny Ceni sy Hcc dia iray loha @ Fitondrana ankehitriny mba miampy agegeny sasany koa
io ra8 sy ranjoela io mihitsy tokony hofafana @ tatara Madagascar olona ray ihany reo
Ireto CENI ireto tompoko dia : tokony ho dorana velona mihintsy🔥
Efa ela no nahatsapako ireto CENI ireto fa endrika apetraka mba ho hatao fitaovana fangalarambato !
Fa manino re ny fifidianana tompoko no mbola haroso ?
Iza ilay i Dama @ ity resaka ity fa tena tsy arako?misaotra an'izay mamaly
😇😇😇
0:58 tsy haiko loatra ny mampiasa ity you tube ity.