franchement , maromaroa Malagasy karaha anao KOTO , ity angamba video le plus 'important nataonao akotry ny ( TIGRÀ sy LIONA ) encor : Maromaroa karaha anao ô , Bravo
Ekeko ny tenin Koto, fa saingy maninona kay no tsy maintsy eny anivon'olomarobe eny no manao an'zany, iza no ahitsy? le vahoaka miangona eo ve sa ilay mpitondra? maninona raha makeny Iavoloha dia mananatra an'I Andry Rajoelina sy ny tandapa rehetra ao?
Est ce que les propos de ce pasteur sont ils averes? Ce n'est pas en criant devant un parterre de naifs partisans qu'on peut se targuer de dire la verite, des fois il faut apporter des preuves et accepter de debattre au lieu de monopoliser le micro.
franchement , maromaroa Malagasy karaha anao KOTO , ity angamba video le plus 'important nataonao akotry ny ( TIGRÀ sy LIONA )
encor : Maromaroa karaha anao ô , Bravo
Za zokibe tena manohana anao hatramni farani, teneno miits ra mbola velona enao
Oh misy tôka Turquie ka mavandeuh
Entièrement d'accord avec koto. Ny fivavahana dia natao hiadiana am injustice, zay no vocation voalohany
Ny Mpitandrina mitandrina inna??,Ny iraka irahina hanao inna?? Kkkkkk kkkkkkk
marina n'y voalazanao .fa tsy ampy teneno n'y rehetra halatra bevava ataondreo ao koa fa tsy mainty s'y fotsy ihany .
😂
Tena marina ny teninao tsy misy anesorana no tsy ampiana fa feno.
Mankasitraka .
Ekeko ny tenin Koto, fa saingy maninona kay no tsy maintsy eny anivon'olomarobe eny no manao an'zany, iza no ahitsy? le vahoaka miangona eo ve sa ilay mpitondra? maninona raha makeny Iavoloha dia mananatra an'I Andry Rajoelina sy ny tandapa rehetra ao?
Somary réducteur sy raccourci b le propos anao