TAPAPOROHANA-- ACEEM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 28

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompoko Merci nizara

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 3 ปีที่แล้ว +1

    Izany ka tena tantara, misaotra ACEEM radio

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Misaony Aceem sy ny ekipany o

  • @ramanandraisoahantarakotom6388
    @ramanandraisoahantarakotom6388 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka ô 🇲🇬💖

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana o

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup 🤗♥❤💖

  • @holihasina4305
    @holihasina4305 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitrana nizara Gasy Rakoto fa tena afampo a

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana Holihasina

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara, tsara be ny tantara

  • @yantia2520
    @yantia2520 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotr betsak nizar ts tapak @Gasy Rakoto ❤💞💝💖💕🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana Juanna

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 3 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo be
    Makasitraka hatrany tompoko

  • @fanomezantsoacatherine4096
    @fanomezantsoacatherine4096 3 ปีที่แล้ว

    Merci bcp nizara ee🙏🙏🙏

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara 🥰😍🥰😍🥰😍🥰😍🥰😍

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว +1

    Bazy ohatrany olona manao saina maty mihintsy tena olona mpamosavy mihintsy. Tena olona efa maty fanahy mihintsy mba marina mafy

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka. Fitiavan -karena ihany no anton izao . Mampahonena eee😳😳

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 ปีที่แล้ว

    Misy hitovizany tantara Ray amandreniko ity .telo mianadahy zareo mpiray tampo dia manakarena b hoe dadany sy ny mamany dia nihalonany rahavavy mamany izany hoe nenitoany dia vonoiny zareo ray amandreny neninay dia lasa kamboty mbola kely ry zareo satry izy 3dahy 12/ 10/ 3 taona tam izany ,dia nenitoany nitaiza an zareo tsy mba nampianatra fa nataony mpiasa tao indray ,ilay kely daralahy moa dia maha izy mbola zaza dia izy roa vavy ihany nitaiza azy .ary dia tena niriharia tam fanana zareo tam izany andro izany tena nalaza ny nify volamena fa tena hoe niliba .nanambady aloha b neninay dia nampiadaniny papanay ary teraka 6 vavy b izao zareo ,mpiasa mpanjakana moa papanay taloha dia nandefa neninay nampianatra zaitra hany ka tena nampanakarena azy izany ary tena nampin ANDRIMANITRA zareo tena nikoizany mpiaramonina fa zareo nanakarena b ary tam izany nalaza b koa ny fisiany Video dia zareo nanana 1 tam izany .ny olona namono ray amandreny moa dia tsy aiza fa lasa 4amis tena mahantra ,hatram taranany tsy mety tafita am fiainana fa izahay 6mbavy dia tafita avy koa toa izany ko mpiray tampo neninay tafita b daholo.fehiny aleo fona manao ny tsara raha mbola eto antany .ary niteny sy namvarany zareo ihany nataony ary nangataka famelana tam mamanay ny nenitoany .mbola hitohy

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 3 ปีที่แล้ว

    Iza tena tompiny tantara efa enoko tagny ho any

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙💞💞💞💝🇲🇬🇲🇬🇲🇬💞💞💞💞💞🇰🇼🇰🇼🇰🇼💞💝💚💚💚💞💞💝💯👍💯

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara e

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Ary haveriko fa ilay mpanao tantara ilay titre hihihi
    Maharikoriko ilay zokimbomanga ka

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว

    Bonjour Gasy Rakoto d mankasitraka feno lalandv@ fizarana ampitiavn tantara vaovao hatrany d vao hiaino k d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary ny onjampeo ndryyy tapaporohqna sisa ts may ; adin mpiray tampo mpandova ndray v Zao sa hetraketrak n'y mpialona mankasitraka eh

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Misaotra anareo manaraka hatrany o