Tsy mba tokony ho assurer-na tsara kosa ve ny feo rehefa manolotra tantara ho henoina !!? Tena marina ny filazan'ny olona rehetra eto : MANIMBA SOFINA BE eeh !
Mbol tsara Gasy Rakoto f vao hanomboka hiaino k d mankasitraka anao lalandv nizara ampitiavn hatrany tantara Aceem Radio ;Lehilahy mahery f enga anie ho lehlh manaja vady sy manampanahy ary manampahendrena :Tia vady@ janaka d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary ny Aceem Radio
Na tsy dia tsara az ny arrangement, tsy manina fa ttiko sy henoko fona ,
Tsara b ilay tantara,
Misaotra Gasy Rakoto ,mizara tsy tapaka, 🌹🌻
Ohatran itony tantara itony tena j aime be ooo, afa iany ny enjana tafiaraka e , na ny lahy na ny vavy!! Maromaroa eee
Ny soa atao levenambola, ratsy atao loza miantona
Tokony ho Tsara fa manimba sofiny mpihaino le feo na vorona lasa tsy dia Tsara hainoina le izy
misaotra nizara oo
ratsy be ny fandraisampeo , .mila ts ho heno mihitsy.
Bjr daholo zany ka tantara mampalahelo no sady tsara fihafarana de mbola mankasitraka eh ❤️❤️❤️❤️😍
Misaotra mizara , mikasokasoka be lay izy
Le feo hotran feo mboron zan manelingelina sofin 😂😂🤣😂😂😂
Tegna marigny zany misy feo mborona mangeli2 be
Eny wa ky 😂😂🤣
Eny oah lasa feony vorona tena regny
Tsy mba tokony ho assurer-na tsara kosa ve ny feo rehefa manolotra tantara ho henoina !!? Tena marina ny filazan'ny olona rehetra eto : MANIMBA SOFINA BE eeh !
tantara
Msaotra betsaka atrani 🎧🙋♀️❤
Tiako be ny votoatin'ilay tantara saingy tsy zakan'ny sofiko ilay "feom-borona" dia tsy henoko hatr@ farany.
Ce super cool.
Misy raha miderenge re olo oo
Cool
Misaotra betsaka ô 🇲🇬💖
Mankasitraka indrindra tompoko ô ❤❤❤
Tsara sady mampalahelo le Parany sy ny zazakely ,fa le manenoneno be no manimba sofina kooo
🦋🦋🦋🦋🦋
Somary sarotra henoina be am le misy manenoneno
Toa feom-borona tsy tapak'evitra izany
Miandry fa gasy 😂😂 .
Mankatelina nizara sahady oo
Tsara fa mikasaosaoka bé
Tena tsy nahavita nihaino fa misy feomborokely mankadilo be
Fa tô las mikasôtsôka fôna ndray Zao le tatara ze mande
Misaotra betsaka eee
Misaotra nizara o!!
Meric boucoup eh
Fa maninona wa le tantara misy mikikika otrin tsy mahazo onde zany e !
Tsara ilay tantara fa simban'ilay bruit te hankafy bé mihaino azy nefa tena tsy kle mihitsy ilay kalitaon'ny fandraisam-peo
Madilo ny sofiko dia tsy nihaino
Mankasitraka indrindra aminy fizarana fa tena tia tantara b. Fa maninona moi lasa mikadroaka b foana ny début? Azafady a
Tsara ilay tantara fa ilay enregistrement Mila jerena akaiky fa trop b ilay mikasosoka miampy feona tsy haiko intsony manimba sofina b .
Mankasitraka indrindra fa tena tsara n tantara fa mis feo manimba Sofina loatra ilay iz azfd maneno mafy loatra
Misaotra indrindra
Misaotr atran vao anombok hiaino
Dommage. Le son n'est pas terrible 😖
Rehefa tsy fohy tokony tsy alefa eto fa misy feo makadilo sofina b
Mbol tsara Gasy Rakoto f vao hanomboka hiaino k d mankasitraka anao lalandv nizara ampitiavn hatrany tantara Aceem Radio ;Lehilahy mahery f enga anie ho lehlh manaja vady sy manampanahy ary manampahendrena :Tia vady@ janaka d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary ny Aceem Radio
Trop be le feo otran misitsuoka mankasitraka bediabe
La prise de son est très mauvais. Autrefois c’était beaucoup mieux
Mamparary sofina bé ilay bruit ,tsy feo heno n'a iray aza