Ndryyy tantara tena mampalahelo b izy ty f d nirotsak koa ny ranomasoko teo ampihanoina Azy ; mampangoraka2 ! Mankasitraka anao lalandv nizara Gasy Rakoto d mankasitraka an RADIO ACEEM syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa f d tena miaina mints ny tantara tena mampitomany
Tsara be ny tantara fa misaotra sy mankasitraka tompoko. Hafa ihany ny fitiavany Ray ho any zanany ❤
❤❤❤...Tena tsara e! Mihaotra ny tsara. Mankasitraka tanteraka anareo❤❤❤
Vonto Ranomaso zah mihaino tantar ty fa misaotr anao mizar ts tapak @ Gasy Rakoto ❤❤❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘
Tena tsara
Merci ô❤️❤️
Misaotra betsaka e, mankasitraka 👍❤️.
Ndriiiiiiiii, tiko fona2 e ,na averina fona2 aza ,mirotsaka fona ranomasoko na dia efa henoko aza 🌹🌹❤🌞
Efa nandeha ity tantara ity, tsara be fa mampalahelo, tadidiko fa tena latsaka ny ranomasoko teo ampihainoko azy, mankasitraka
An’isany tantara Tena nampietsim-po tanteraka ho ahy ka isaorako manokana ny mpanoratra ary torak’izany koa ny mpilalao. Misaotra ô 🙏🏻
Ilay ranomasom.birijiny kosa mbola pire noho ity ranomason.dehilahy ity 😂😂
Merci 😊
Misaotra sy Mankasitraka tompoko aminy fizarana ny tantara 🌹🌹😍
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka tompoko
Misaotra betsaka ô🇲🇬💖💖👌
Tay be ko ilay tantara ... tsy tanako ny ranomasoko
Misaotra topoko 💗❤
Misaotra Tompoko o❤️
i mama no mba hany dadako ;mampalahelo le tantara !mankasitra
Tena ts tantiko 😭😭😭😭😭😭indrisy ry dada malala
❤️❤️❤️
Mankasitraka indrindra Fa miasa sady miheno aty Koweït
Tena tsy tantiko nihaino azy fa tena otsaky ranomaso za!! De makasitraka hatrany oo!!
Ndryyy tantara tena mampalahelo b izy ty f d nirotsak koa ny ranomasoko teo ampihanoina Azy ; mampangoraka2 ! Mankasitraka anao lalandv nizara Gasy Rakoto d mankasitraka an RADIO ACEEM syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa f d tena miaina mints ny tantara tena mampitomany
Ndriiii! Tiko2 fon2 mo Dada o mapalahl Ana iz lozan dadan
Efa ato ooo
Arahaba o
Misaotsa betsaka
Misaotra indrindra nizara tompoko oh....ontsa2 b ny fo manaraka azy 🙄🙄🙄😥😥😪
Misotra o