Tantara efa nande tamin'ny radio daholo no zaraina ato mba ho afaka ihaino reo zay tsy afaka manaraka @ radio , mba mahagaga koa no tsy ahalalanao anizany😁😁😁
@@hantarajoelisolo3148 ny antony nilazako hoe hisy hizara ndray io zao d satria fantako tsara ny fahasahiranan ilay mpizara tantara @ fanaovana enregistrement sy ny fanamboarana lay tantara ho azo zaraina henointsika eto dia nefa vao mipetraka lay tantara d misy mi télécharger 2 mn fotsiny dia zarainy ndray , tsy ho tsapanao zany😟
Misaotra betsaka fa tena misy lesona azo raisina, Mankasitraka e ❤️
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Aza manody ny manan janaka maditra roa azy dahy reo ka. Naleo tsy niteraka
Tsara be de makasitraka ny pilalao rehetra oooh
Mankasitraka
Ditran'izay Zaza zany re'olona 😬😬
🌷🎸🎸🎸🎸🎸🌷♥️
Makasitraka tompoko
Marikoriko ny miheno ny ditrany
Misaotra nizara
Misy lesona be
Makasitraka indrindra tompoko
Tantara efa nandeha ity
Tantara efa nande tamin'ny radio daholo no zaraina ato mba ho afaka ihaino reo zay tsy afaka manaraka @ radio , mba mahagaga koa no tsy ahalalanao anizany😁😁😁
Fantako tsara zany Matoa Zaho miteny hoe tantara efa nandeha fa tsy manakana azy tsy hizara azy akory .
Ianao aza no tena mahagaga ilay miteny eo Ambany io hoe hisy hizara tsy misahirana akory 😂😂😂😂😂
@@hantarajoelisolo3148 ny antony nilazako hoe hisy hizara ndray io zao d satria fantako tsara ny fahasahiranan ilay mpizara tantara @ fanaovana enregistrement sy ny fanamboarana lay tantara ho azo zaraina henointsika eto dia nefa vao mipetraka lay tantara d misy mi télécharger 2 mn fotsiny dia zarainy ndray , tsy ho tsapanao zany😟
Dia maninona anefa raha mizara ilay olona tsy hitako izay olana , sady inona no tsy tsapako @ zany n'importe quoi
Mi
Vetivety ndray io zao d misy maka d zaraina le tsy misahirana mhtsy
Itako, d mahagaga
Mankasitraka