Hira jobily 100 taona Tily eto Madagasikara

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 มี.ค. 2023
  • Zato taona niorenana ny TILY
    Tokan-teny mahatoky anie ny TILY
    Ka nanasoa sy nanabe ireo ankizy sy tanora marobe
    Koa mandehana amin’izao herinao izao
    Tanteraho ny fanompoanao
    TILY indray andro ho mandrakizay mitombo isan’andro ny isanay ry Ray Koa tantanonao arovinao ny dia Matoky Anao ‘zahay JESOA zoky tia
    Zato taona niorenana ny TILY,
    Maro ny olana sy sedra nankadiry
    Fa teo hatrany IANAO JESOA ,
    Nihazona tokoa ny fikambananay
    Koa mandehana @ izao herinao izao.
    Tanteraho ny fanompoanao
    Zato taona niorenana ny TILY,
    Be ny asa tena miandry anao ry tily
    Ilaina isé mbola hanasoa ny fiangonana sy firenena re!
    Koa mandehana @izao herinao izao,
    Tanteraho ny fanompoanao
    Tonony/Feony/Arrangement : Menjanahary Rahaingotiana

ความคิดเห็น • 6

  • @raheliarisoamioraniaina6696
    @raheliarisoamioraniaina6696 3 หลายเดือนก่อน

    ❤❤

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 5 หลายเดือนก่อน

    ❤🙏

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 5 หลายเดือนก่อน

    Va avec la force que tu as, dit le Seigneur

  • @mialinoroonjalalaina2304
    @mialinoroonjalalaina2304 ปีที่แล้ว +1

    Matoky Anao zahay Jesoa zoky tia🙏❤💁

  • @tsiferanatendrinitsitoha1139
    @tsiferanatendrinitsitoha1139 7 หลายเดือนก่อน +1

    Tsara be ity hira ity , mankasitraka hatrany ary enga anie ho tratra ny zato taona manaraka ny tily

  • @luckana1017
    @luckana1017 6 หลายเดือนก่อน

    Tsy mbamisy feonkira fotsiny ihany ve raha toa ka maniry ny mba hianatra sy handray azy ho hirain'ny ankizy? 😊❤🎉