Tsikitsiky ihany

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ธ.ค. 2014
  • Tsikitsiky ihany
    Hira Tily Eto Madagasikara
    Chant des Éclaireurs Unionistes de Madagascar
    Mahagaga ihany izato fihetsik'isika eto an-tany
    fa mifanaratsy mifanakiana hatrany hatrany
    Raha mba miasa, dia batiana tsongoloka izany
    Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany!
    Ref:Tsikitsiky tsikitsiky ihany, eny tsiky ihany!
    Fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana no vokatr'izany
    fo falifaly, ravo hatrany, eny ravo hatrany
    k'hisononoka ery ny fiainanay!
    Raha mba miomehy dia lazaina fa be vanivany
    maotina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany
    raha misariaka dia vavàna ka tena vinany
    Ny tsy miteny tena olona miavona izany
    Ref: Tsikitsiky tsikitsiky ihany, eny tsiky ihany!
    ...
    Aza mba kivy amin'izay fanenjehana anao
    Tsy mba nisy ve ny tsiny tsy nety natao e!
    Raha sendra ny kiana eritrereto sao marina izany o!
    ento amin'ny tsiky, tsiky ihany ny fiainana an-tany o!
    Ref: Tsikitsiky tsikitsiky ihany, eny tsiky ihany!
    ...
    Chant scout de Madagascar | Malagasy scout song | Cantar scout de Madagascar
    Hira mitaiza, sareba, fanentanana

ความคิดเห็น • 6

  • @sarobidyelierandrianasolo6611
    @sarobidyelierandrianasolo6611 3 ปีที่แล้ว +3

    Soava Dia sefo be Do Fetsy

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Mitsiky foana n'inoninona mitranga. Fifaliana hatrany. Scout toujours! Fiainam-pifaliana Tsy misy hakiviana. Misaotra an'Andriamanitra :-)

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 ปีที่แล้ว +2

    😄😄😄

  • @firanitra
    @firanitra  3 ปีที่แล้ว +3

    Ho fahatsiarovana an´ise ry Do Fetsy Razanajaona amin´ny nandaozan´ise ny tany, androany faha-5/11/2020. Soava dia sefo... 🥺

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 4 ปีที่แล้ว +4

    Mahagaga ihany zato fihetsik'itsika eto an-tany
    Fa mifanaratsy mifanakiana hatranihatrany
    Raha mba miasa de batiana ho tsongoloka izany
    Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany
    TSikitsikitsiky ihany eny tsiky ihany
    Fiainam-pifaliana mahaliana ho tena tiana no vokatr'izany
    Fo falifaly ravo hatrany,eny ravo hatrany
    Hisononoka ery ny fiainanay
    Raha mba mihomehy dia lazaina fa be vanivany
    Ny maontina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany
    Raha misariaka dia vavàna ka tena vinany
    Ny tsy miteny tena olona miavona izany
    TSikitsikitsiky ihany eny tsiky ihany
    Fiainam-pifaliana mahaliana ho tena tiana no vokatr'izany
    Fo falifaly ravo hatrany,eny ravo hatrany
    Hisononoka ery ny fiainanay
    Aza mba kivy amin'izay fanenjehana anao
    Tsy mba misy ve ny tsiny,tsy nety natao
    Raha sendra ny kiana eritrereto sao marina izany
    Ento amin'ny tsiky tsiky ihany ny fiainana an-tany
    TSikitsikitsiky ihany eny tsiky ihany
    Fiainam-pifaliana mahaliana ho tena tiana no vokatr'izany
    Fo falifaly ravo hatrany,eny ravo hatrany
    Hisononoka ery ny fiainanay

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 8 ปีที่แล้ว +3

    Raha misariaka dia lazaina fa vavàna sy tena vinany... fa tsikitsiky ihany éééé