Syntia - AZA MBA MINO SY MATOKY IRENY OLONA MODY MPIVAVAKA BE IRENY ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • FANAFENANJAVATRA FOTSINY NY FIVAVAHANA ETO MADAGASIKARA RAHA IZAO NO IZY ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

ความคิดเห็น • 14

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 หลายเดือนก่อน +5

    Moramora Syntia a marina fa tena tsy vanona ireo fa mila manana valeur isika mifanehatra amreo zay no hevitro

  • @pulcheriemendreny2951
    @pulcheriemendreny2951 6 หลายเดือนก่อน +1

    Tahiny Jesosy Andriamanitra irery ihany no hananatra izay tsy mino Andriamanitra mazotoa

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 6 หลายเดือนก่อน +3

    Bien di Cynthia merci aky hanao tsara ny manazava ny toetran'alika ataon,'ireo tsy mahatao tody ireo que dieu te protège merci encore

  • @rabory8499
    @rabory8499 6 หลายเดือนก่อน +2

    Kinga saina kokoa ity vehivavy ity raha ampitahaina amin'ireo mpanohitra maro eto ireo. Misy analyses géopolitiques izy raha ampitahaina amin'i Mme Fanirisoa izay toa faly fotsiny rehefa voarohirohy ny mpiray tanindrazana. Hadino tokoa fa i De Gaulle sy ny Anglisy anie no mivoy io néo-colonialisme izay fototry ny corruptions amin'ny firenena afrikana io ka lovaintsika hatramin'izao. Misaotra anao Ramatoa !

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 6 หลายเดือนก่อน

    Aleonay matoky sy Mino an'ireny, toy izay hono sy hatoky makorelina!!!

  • @user-qi1hx4dx5g
    @user-qi1hx4dx5g 6 หลายเดือนก่อน +3

    Tsara ndraidray ny hevitrao fa be teniratsy ihanao nefa misy olompady koa minjery intony resion sosion itony mme mba anjanony le teniratsy

  • @kassimnassur9447
    @kassimnassur9447 6 หลายเดือนก่อน +3

    Fanjakany Merina depuis l'année 2000 no mitondra Faisana sy mapahatra i any Madagascar

    • @francoispoumarat858
      @francoispoumarat858 6 หลายเดือนก่อน

      Menotté par la paf👾
      à orly 10/12/99alors que ma femme et...patronne 😁part avec les 3 etrons dont le grand fils d huile d ambassade ..que je finis pas lorsqu il est par terre après m avoir dit j i ai le bras ENCORE plus long en france...à france le coup de boule était parti il ira jamais si vite en arrière de sa vie voui ma merina me lâche à keke chose près ce sera ici comme à mada grain de sable (ça c sur) "...
      Oui les merinas sont le blem n1 mais les merinas pro ratsiraka😉
      Et exclusivement ...faut rien mélanger dans la vie
      ravalomana était bon pour moi...j ai vu son travail en 95...un bon le laitier mais aurait du acheter quelques véhicules 😁blindés tracteur 🚜 avec 12.7😉😊
      et former une garde... loyale...bref
      .même si pour moi albert Zafy avait prit les bonnes mesures!
      et j ai trouvé les malgaches des hauts plateaux terriblement âches en 96 qd juppévia le cc refou l escroc de neully...et si lapinou y arrive en 09 c est à cause de cette lâcheté avec l homme au chapeau de paille
      Qui ramenait des valises d or de Maurice...bref
      Cytia de fianar est cool 😊

    • @ArmandMamba
      @ArmandMamba 6 หลายเดือนก่อน +1

      merina + fivavahana = ratsy

    • @francoispoumarat858
      @francoispoumarat858 6 หลายเดือนก่อน +1

      @@ArmandMamba 😊

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 6 หลายเดือนก่อน +1

    Ilay teniratsy re ry lanitra o , ilay fanazavana mahaliana , fa saingy aza miteny ratsy moa eh, s'il te plait Syntia

  • @rakotohaingo6810
    @rakotohaingo6810 6 หลายเดือนก่อน +1

    tsara le hevitra e tsara ihany koa ilay sahy manakiana sy milaza ny marina ; FA TY TENIN DRATSINAO VARIRARAKA TY LO TENA TSY LASA MITSY E SADY MITENY IANAO HOE 03 NY ZANAKO dia tsis maheno ve ireo .........mandiniha ihany madama !

  • @user-sadika
    @user-sadika 6 หลายเดือนก่อน +2

    Aleoko mihaino ny mpivavaka naha dia tsy mpino aza ny tenako, toizay mihaino olona mpivarotena ara toe-tsaina sy fiainana toanareo ireo. Tsisy argument, tsisy fotony ny resaka , fa fankahalana sy fianan-dratsy no ihainana. Mialaha ry devoly fa olom-boahozina ireto olona ireto ,anjakazakan'ny fanahy ratsy sy fankahalana, fahavetavetana, Sodomite tao Sodoma sy Gomora