Syntia - RESAKA BOYCOTTE : TEZITRA MAFY IREO ARTISTA FOZA ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 17

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 10 หลายเดือนก่อน +1

    Tu es vraiment une leader de ouf si chacun fait un peu à son niveau on fini par gagner mahareta jiaby e que la force soit avec nous tous 💪🇲🇬👍

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 10 หลายเดือนก่อน +2

    Aza manjifa any @ karana intsony gasy ihany potentiel be ny 27 millions de Malagasy,bon rétablissement neny a

  • @volakwt7012
    @volakwt7012 9 หลายเดือนก่อน +1

    Ef nitsefotra ny eritreritra f ny salle aza feno fon,

  • @inoce
    @inoce 10 หลายเดือนก่อน +2

    Merci Syntia. Bravo. Tena misaotra betsaka mijoro

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 10 หลายเดือนก่อน +5

    je serai un manque à gagner nireo artistes niaranitsikomba taminy famarotana tanindrazana tokony nijanona neutre reo fa tsy nanolotena atao fitaovampanjakana satria noho ireo funs bedabe reo fa zao ndao hiray hina hitambatra ny herivelona rehetra fa ny vahoaka anie no mamelona anireo é mampalaza anireo manome voninahitra anireo de ho asorintsika amindreo zany rehetra zany de tazomintsika ho antsika maro ny artiste sy hira azontsika henoina eranizao tontolo izaoary avy amitsika no ahaizany vazaha ny kolotsaina artistika refa tonga aty zareo satria atsika no mpitarika ireny vazaha ireny ho any aminy lanonana na concert Malagasy fa raha tsy zay de tsy hainy vazaha mihitsy ny existance ny hira sy ambiance Malagasy.aza omena fahefana reo aza omenareo vola tsony fa andao hangonina ny vola de hoentintsika manao zavatra ho any Malagasy rehetra fadiranovana.zay no tiako ataontsika rehetra aty andafy fantako fa mbola maro ny mpisolelaka aminireny artiste regny aty andafy fa pour une bonne fois pour toute mba apetraho amizay ny hoe mitabe tsy laniny mamba ho anizay mbola mahatadidy io filamatra Malagasy io ary ny akanga maro tsy vakin'amboa mitovy aminy hoe l'union fait la force .tadidio fa politika ny fampisarahambazana no nisy teto antany satria hainireto olona malintentionnés reto ny faiblesse ny olombelona raha sarahina aminy be sy ny maro ka zay no araraotindreo mais ce temps est terminé prenons ensemble nos pouvoirs pour un monde meilleur et que tout le monde trouvera sa juste place zay ihany force et courage à ceux qui sont prés si maniry fiovana Mankasitraka !

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 10 หลายเดือนก่อน +4

    Salama eh👋🏼.
    Ny Ray amandreny aradrazana androany nilaza ny hanangana gvnmt tena Malagasy anie . 💪🏾💪🏾💪🏾
    Mankasitraka Syntia🫶🏽👍🏼🇲🇬

  • @nonrmms6052
    @nonrmms6052 10 หลายเดือนก่อน +4

    Boycott total ra Big eh lasa zao tsy votana je suis très contente bien fait

  • @FaraRabe-b7r
    @FaraRabe-b7r 10 หลายเดือนก่อน +6

    Misaotra amin'izay hevitra rehetra hafahantsika mahaleo tena tanteraka.

  • @francklinrandriamiaranirin9840
    @francklinrandriamiaranirin9840 10 หลายเดือนก่อน +6

    za aloha de tegna boycotteko henjana reo tsy aleoko omeko hanampiko ny Malagasy madinika ny vola raha misy toizay omena anireo tia l'indivudualisme reo

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 10 หลายเดือนก่อน +2

    Taaa guelle...casse toi

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 10 หลายเดือนก่อน +1

    Big mj makorely mbola lay sobakakainy

  • @nirinaprovost2064
    @nirinaprovost2064 10 หลายเดือนก่อน +2

    Izay mihintsy e,atao boycotte be daholo reo fa fanetry be ny tany

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 10 หลายเดือนก่อน +2

    🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 10 หลายเดือนก่อน +4

    Io indray le mivovoa sady miditra @ fiainambahoaka
    Ka tsy nanao matoa tsy hita eto fa aza matikambo eo
    Ianao ve no nanao soa tsy efa afficher hatrany @ WC

    • @inoce
      @inoce 10 หลายเดือนก่อน

      Any ampaladian'i Ninie donia daholo ny artist lavabody e. Boycotte daholo. Adala zay organisateur mbola maka an'reo foza maimbo reo

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 10 หลายเดือนก่อน +3

    Aza adino ny baume ravintsara eny @ pharmacie . Hosorana tratra sy lamosina. Manao grog grand-mère.