AFERA MIKY SY FANIRY TENY MAHAMASINA - TSY HAY NY HANGINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 58

  • @LysRazafimaharo
    @LysRazafimaharo ปีที่แล้ว +5

    Enao irery no mahalala zay mahaso anao fa ny mpanenjika t
    Tsimiala @ tany ,courage fona❤

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +1

    Courage ndy Aza miiasa misaina am zany

  • @saniharycandy-qm2to
    @saniharycandy-qm2to 11 หลายเดือนก่อน +1

    Tu n'as à te justifier auprès des gens pour ta vie personnelle, alors ne te soucie pas de tout ces mauvais langue, moi je hâte de te voir chanter,❤❤❤ tes chansons sont très féministe et j'adore ❤❤❤❤ courage à toi...

  • @ميريمدقشقر
    @ميريمدقشقر ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anao nilaza vaovao fa za tsy dia miditra loatra @ fiainany olona . Courage foana dia ianao ihany no mahalala ny mety aminao ❤ ny olona mahita lazaina foana

  • @ralantoprince1725
    @ralantoprince1725 ปีที่แล้ว +5

    Ho any olona tsy mahalala zany fanambadina zany de mitsaratsara fahatany ,fiainana daholo zany fa courage ndry eh, 😘❤️
    Mbola hisarabady daholo ngeh REO be teny REO eh.

  • @Zorazafindrakoto-xn6ck
    @Zorazafindrakoto-xn6ck ปีที่แล้ว +3

    Courage foan ki Zoky an ataovy ze mapety fiananao sy zanakao sady enao manja kely foan

  • @ninierakoto3695
    @ninierakoto3695 ปีที่แล้ว +3

    Cc e tsy mahay teny gasy le olona efa hoe aza miditra amin'ny fiain'ny olona, courage ky Neny a!

  • @leonishrasoandrainibe7738
    @leonishrasoandrainibe7738 ปีที่แล้ว +6

    Sssssy l'amour ne pas âgé ky an, refa tsy zaka de miala vavanolona miteny foana ❤❤❤

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 ปีที่แล้ว

    Belle gosse nareo zany

  • @philippeguillois2915
    @philippeguillois2915 ปีที่แล้ว +1

    marina aki nendry a ny olona miteny foana la vie continue courage ndry

  • @ThérèseRasoanirina
    @ThérèseRasoanirina ปีที่แล้ว +1

    AFATORY ALOHA NY VOLO FA LASA MANELINGELINA FOANA.

  • @lilas154
    @lilas154 9 หลายเดือนก่อน +2

    Tonnerre d’aplanissements pour elle!!! 👏👏👏👏
    Et quand je survole ses commentaires négatifs ( juge incompétent, écervelé ect …) #miky honore toi d’avoir briser les chaînes et ton silence, ses personnes qui prétendent mieux savoir et connaître les fondements de ton histoires n’ont pas vécu ni traversé ton chemin TA VIE !!
    A partir du moment où tu t’exposes sur les réseaux c’est aussi un peu le revers… tu as même encore le choix de ne rien divulguer car ta vie privée reste privée et encore plus tes choix de vie personnelle c’est toi qui le vis c’est toi qui est dans la relation ça plait ou pas il me semble que tu ne leurs as pas demandé leurs avis si tu pouvais être avec un homme plus jeune que toi ???
    Mais OUIII cela vous choque pourquoi ??? Parce que MIKY a dit : Oui à la vie ? Parce qu’elle a divorcé ? 😂
    Et maintenant elle est cette femme qui a divorcé oui bien dans sa vie OUI et en plus AIMÉ… oui 🙌
    Ses femmes qui la pointe du doigt choisissez vos chaînes restez malheureux toutes votre vie si c’est votre choix, mais vous savez pas son parcours et moi non plus d’ailleurs mais j’admire son courage et sa force !!
    Qu’est ce que ça peut vous faire si elle a ses enfants avec elle ou non ?
    Tandremo Aza mitsara…
    En quoi ça vous intéresse si son mec est plus jeune ? Vous vous sentez plus désirable mesdames ? A un point que son choix de partenaire vous choque ?
    Mais quand quand c’est un vieux messieurs qui sort avec une fille de 20ans c’est pas grave c’est la stabilité chez les malgaches ?
    Mais quand c’est la femme qui assume sa sexualité sa vie tout d’elle … elle est ceci cela ? 🤣🤣

  • @MikeAinasoa4
    @MikeAinasoa4 ปีที่แล้ว +5

    Aza mihaino vavan'olona akia Neny an , ny Malagasy tia miresadresaka Fiainan'olona zara aza misy fosafosaina eny andalana :D :D , Courage dia tohizo ny Vazo Milay be

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 ปีที่แล้ว +2

    Mazava zany, tahizao tsara ny ankizy, mirary soa

  • @MireilleRAMBELONTSOA-kc5hf
    @MireilleRAMBELONTSOA-kc5hf ปีที่แล้ว +3

    Courage akia njy fa ny andron'njy aza simbaina @ adalan.ny hafa a, tsisy an'izany oe tokantrano fiafiana fa rehefa manaliaka d ialao, d zao koa l'amour n'a pas d'age 🙂, donc iaino ny fiainana retsy fa tsy nangataka tany @ njy an, profitez bien 😘

  • @Tahmam-xz5ob
    @Tahmam-xz5ob 7 หลายเดือนก่อน +1

    fa manin raha mba nangina fotsiny de vita e! hianao ve no hanome lesona ny vahoaka malagasy e!

  • @lampsaltlight
    @lampsaltlight ปีที่แล้ว +4

    ❤❤❤ Mampalahelo be ilay hoe voatery manao an’izao video izao ianao noho ny olona midikiditra @ tsy tokony idirany.
    Tsapako manokana ny zavatra iainanao fa zavatra niainako koa.
    Mahay miteny ny olona rehefa tsy @ toeranao.
    Bonne chance dans ta vie ma belle! Tu mérites d’être heureuse avec la personne qui te rend heureuse.

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว

    Hafatra n'y zanaka ataovy tsara fikarakarana fa n'y olona bé fitsarana tsy hanampy Anao mihintsy de Aza MBA amena azy n'y zanakao

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +1

    Za amfaha 5 n'y vadiko aty Maurice za mipetraka

  • @kiarahgunjan7337
    @kiarahgunjan7337 ปีที่แล้ว +6

    Moi je te comprend à fond,tokatrano tsy fiafina zany,vie ta à fond et soit heureuse, je vie la même histoire niterka 2 nisaraka aveo nanambady olona zandry 😂😂 tsapako be ilay critique mais je fuck les reste vie ta vie soit heureuse ❤❤ probeleme dreo zany comme disait Niu Raza zay dans sa chanson hoe fianako ianako😂😂

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 ปีที่แล้ว

      Motiver-o ny zanakareo hisara-bady,
      Zao miafara amin'ny môly, desintox, fauchée.....
      Arrêtez de mentir, vous n'êtes pas heureuse, façade sy hypocrisie no betsaka amin'ny sipa milaza libérée, ilay vady faharoa n'a tsy mety aza dia miaritra trèfle satria matahotra tsy hahita vady fahatelo.
      Dans une vie de couple, y a toujours des problèmes,
      La descente aux enfers de Micky en est la preuve......i Nate Tex ve dia hanana carrière ohatran'ilay Mr Saïda❓️❓️❓️
      Nate Tex lany inspiration, dia hiafara amin'ny tarika mpihira évangélique pour sa fin de carrière ‼️‼️‼️

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 ปีที่แล้ว

    Whallah

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว

    Efatra Ray n'y zanako zavatra miady am tany zany

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 ปีที่แล้ว

    Fa maninona anefa raha lazaina fotsiny fa te ho lelen ny jeune aho dia vita e

  • @R.m.n.Blue56
    @R.m.n.Blue56 3 หลายเดือนก่อน

    iza anefa no miteny anao hoe ataovy gazety ny fiainana e

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 ปีที่แล้ว

    18 novembre 2023, tsara jeren'i Micky ity vidéo ity.
    Tsy hoe manenjidresy, fa on savait à l'avance que l'issue serait fatale, porofo ny môly, ny trosa, lelilen'i Mr Saïda......triste fin de carrière
    Hihira évangélique sisa i Micky sy Nate Tex, io daholo ny fin de carrière n'ireo mpihirahira tsisy saina, dia midy hoe zaho mianao louange n'i Jésus 😂😂😂

  • @RakotomalalaFanantenana-gd7zo
    @RakotomalalaFanantenana-gd7zo 8 หลายเดือนก่อน

    Zao ki miky a aza mijustifie zany fiainanao Io NY olon miteny fona na tsara ataonao na ratsy ataonao aza miasa loha zany

  • @RandriamanampisoaAndry
    @RandriamanampisoaAndry ปีที่แล้ว

    gravy zany an

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg ปีที่แล้ว +2

    Bjr za Io EFA in 4 niova vady 7 n'y zanako

    • @ramanantsoavinajeanjosoa2235
      @ramanantsoavinajeanjosoa2235 ปีที่แล้ว

      tokony tsy niala ianao n'ininona antony, olombelona anie no miaraka amianao io e, efa anjaranao io. tsy hisy mitsy ny fanaperana, na ho iza na ho izy no hiarahanao. tsy natao fanomezana ho antsika anie ny fiainana e!

    • @julieraz2397
      @julieraz2397 11 หลายเดือนก่อน

      @@ramanantsoavinajeanjosoa2235🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 🙄

  • @ravelomanantsoanivoalisoa453
    @ravelomanantsoanivoalisoa453 ปีที่แล้ว +3

    Tena ilaina mitsy kay le fanaovana resume de texte tany ampianarana Zao vo tsapako

    • @LRsueanamjoontrav
      @LRsueanamjoontrav ปีที่แล้ว

      Tsy misy briefing simple et efficace, resaka miverimberina.

  • @caesarweerasekara9719
    @caesarweerasekara9719 ปีที่แล้ว

    Sasalamba andalambe touny

  • @jlamboto
    @jlamboto 8 หลายเดือนก่อน

    Ary vao nisaraka kosa ve dia tonga dia nanambady sy naita solony. Fa ra mba nanao pause ve tsy nety

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 8 หลายเดือนก่อน

    Ampuanaro izy ki a,

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 ปีที่แล้ว

    Tsy obliger mi justifier😮

    • @tmvTrans-e4t
      @tmvTrans-e4t ปีที่แล้ว

      misy zavatra tiany ho fantatrareo kosa ao fa tsy hoe mi-justifier izy eh.

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 ปีที่แล้ว

      @@tmvTrans-e4t zay ga

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 ปีที่แล้ว

    Le juge qui a confié la garde des enfants à cette fille instable et écervelée est incompétent.

    • @cindynahchan3491
      @cindynahchan3491 ปีที่แล้ว

      Vous êtes ce " Juge " n'est ce pas 😂

    • @julieraz2397
      @julieraz2397 11 หลายเดือนก่อน

      De quoi tu te meles pauvre c****

  • @miorarabemiafara4168
    @miorarabemiafara4168 ปีที่แล้ว +8

    tsy nilaina akory izao video zao amiko fa efa nataonao moa. Miseho eny foana ny marina. @ maha personnalité public anareo dia tsy maintsy manao commentaire ny olona fa tsy voatery valiana. vivez votre vie et laisse parler les gens

  • @herylantorandry
    @herylantorandry ปีที่แล้ว +2

    efa manomboka eto Mada koa ny lamodin'na divorce any ivelany any ary ianareo artista malaza otranareo no tena tratran'ilay fifindran'ilay aretina.
    Teny kely fotsiny jereo ny fiafaran'ny fanambadian'i Pique sy Shakira. Tsy mitovy tanteraka amin'ny anareo sy Nate le fa tena misy itovizana kosa eee. de enga ho lava velona fa ho hitantsika eo ny tohiny fa ny divorce dia fahadisoana foana amiko rehefa misy ny zanaka itambarana.

    • @Ainaaaaaaah
      @Ainaaaaaaah ปีที่แล้ว

      @herylantorandry tsy misy idiran'ny lamaody fa fiainany io dia izay tiany. Ny anao ny manodidina anao no te hanaiky hijaly ara-panambadiana, ny olona misafidy ny ho sambatra.

    • @herylantorandry
      @herylantorandry ปีที่แล้ว +4

      @@Ainaaaaaaah Tsy ho isy fahasambarana hitoetra amin'izany divorce izany. Raha misy izany dia fahasambarana mandalo fotsiny fa tsy mitoetra ary indrindra indrindra tsy mitohy am ireo taraka. Ekeko ny divorce raha toa ka fanambadiana noterena ny azy ireo fa raha nahimponhy dia diso ny misaraka. Raha tsorina dia raha tia sy mijery ny taranaka isika na koa ireo generation manaraka dia tsy tokony hisy izany divorce satria ny divorce dia miteraka olana maro eo am fiaraha monina. Ho an'ireo izay tsy mbola manambady dia aleo tsy manandrakandrana ka ho tonga am divorce indray rehefa tsy mifanaraka any aoriana any. O ranamana aaa ireo vazaha eritreretinareo mandroso sy avolenta am divorce ireo anie ka ny razanadry zareo nihafy sy nanaja izany fanambadiana izany eee saingy ankehitriny izy ireo no migoka ny vokatra. Ary tsy ho ela raha tsy ho tonga saina ireo dia ho sahirana tahaka antsika koa. Masina tompoko ny fanambadiana indrindra le izy efa noentina teo am alitara.

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 ปีที่แล้ว +1

    Le vehivavy mapime reny Miky
    Rehefa tsy mety de miala misaraka aleo reny ihafy ataon ny lehilahy any
    Ry be fialonana mianakavy
    Manova no mety inona no eretana ao feno ny kapoaka de miala
    Miareta ao zay te hiaritra fa za makanao Miky ry be fialonana reny ita mihitsy Le Faniry fa panao tsinotsinona vehivavy aleo miala eo mody manao Mapalahelo fa te halaza

  • @ralantoprince1725
    @ralantoprince1725 ปีที่แล้ว

    Torohevitra kely fotsiny tsy tsara Nareo roa le miady fa Mila mifampiresaka fona,NoHo le zaza

    • @mitianasalisoa1617
      @mitianasalisoa1617 ปีที่แล้ว

      Tena marina mihintsy. Laza izany zaza ko mampalahelo nefa ilay ray aman-dreniny no manao ny ataony.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 ปีที่แล้ว

    Tokatrano tsy ahahaka, n'y ani' olona aza hafenina n'y @zavamisy, aleo n'y olona haminavina eny, tsy hilaina Kory n'y miteny, n'y fiainana no tokony tohizanareo de point,

  • @natolotranirine6653
    @natolotranirine6653 ปีที่แล้ว

    zay zany tsy mila justification e!!! na firy no misara-bady na firy tsy modely mintsy tena...

  • @RaymondeRandrianarisoa-f9o
    @RaymondeRandrianarisoa-f9o 10 หลายเดือนก่อน

    Gardez votre vie privée !

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 ปีที่แล้ว +1

    Elle est vraiment écervelée cette fille.
    Tsy midy musaraka main dans la main ry Micky, da raha misy brin d'intelligence ianao, aza manahy vary ny fiainanao.
    Iza ny couple tsisy prob❓️❓️
    Fa avec le recul ny reny misy saina, tsy miwawawa amin'ny réseaux sociaux, fa mila mi se comporter hoe ray sy reny.
    Normalement Micky sy Faniry samy mpihira, rehefa tsy ni réussir ny fanambadiana, naninona ry Micky raha mba nijery différents angles, côté artistique avec Faniry, izany ny olona misy saina.
    Sady miregarega amin'ity Nate Tex🤮🤢🤮🤢
    Zao ianao efa vavy antitra, triste fin de carrière amin'ny resaka môly sy ny infidélité...dia i Mr Saïda aza nihinana anao🤢🤮🤢

    • @cindynahchan3491
      @cindynahchan3491 ปีที่แล้ว +1

      Antsonale 😂
      * Prise de 👉🏼 Jalouxine malaky :
      - 1 Matin
      - 1 Midi
      - 1 Soir
      #Elle est peut être " écervelée " mais visiblement VOUS NE VALEZ PAS mieux qu'Elle ...
      Pauvre 《 rageux/ rageuse 》 😹🏃🏻‍♀️

    • @julieraz2397
      @julieraz2397 11 หลายเดือนก่อน +1

      Mais de quoi tu te mêles? Mele toi de ta vie et ferme la

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 11 หลายเดือนก่อน

      @@julieraz2397
      Soyez poli
      Sinon, la ferme😷😷
      Micky se ferait massacrée sur les réseaux sociaux tant qu'elle est bête, oui elle est bête.
      J'aime pas répondre à des commentaires, mais comme vous avez l'air de l'ecervelée qui se cache derrière un pseudo, je vous réponds 🤪🤪🤪
      Quand on étale sa vie privée sur la place publique , il faut s'attendre à tous commentaires, Micky est écervelée, miregarega , faire un bébé quand on est vieille et fauchée, c'est de l'inconscience totale , même si sa conception a été faite avec énormément d'amour🤪🤪
      Je suppose que tout le monde a des prob dans la vie, mais l' étaler sur la place publique , dans quel but❓️❓️❓️chercher des soutiens de la part des hypocrites❓️❓️ Ou pour faire le buzz❓️❓️
      Surtout quand on est fauchée, on règle les problèmes entre adultes responsables
      Ambohibao n'est pas loin pour se faire soigner, se faire soigner n'est pas suffisant, il faut avoir un sens de responsabilité quand on est une mère de famille, qui a déjà un certain âge comme Micky, une volonté et de la persévérance.
      Quelqu'un d'intelligent ne dénigre pas sur la place publique son ex ou ses ex, surtout quand on a des enfants en commun.
      Si vous Micky, vous ne voulez pas des commentaires qui ne vous conviennent pas, arrêtez d'étaler votre vie privée sur la place publique.🛑🛑
      Retournez vers les chansons évangéliques, une planque pour tout artiste raté..
      Micky , vous avez perdu l'aura de lax fraîcheur, vous devenez une Mamà, soyez humble et discrète. Vous n'êtes plus une gamine, alors arrêtez ‼️‼️
      Moi, j'ai tout le plaisir de vous répondre 🤪🤪🤪

    • @julieraz2397
      @julieraz2397 11 หลายเดือนก่อน

      @@poundalee5281 toi= 🤡💩💩🙈🙊🤣🤣🤣

    • @fantasialiege6170
      @fantasialiege6170 11 หลายเดือนก่อน

      Triste fin de carrière peut-être mais une vie heureuse. Toi, si tu décide de rester dans ton enfer, c’est ton choix. Mais traiter une personne d’écervelée car elle préfère sortir de sa prison , ne fait pas de toi une personne meilleure. Cela prouve juste que tu es mauvaise personne, tu encourage (dicte) les autres à aimer la souffrance. Tout le monde n’est pas comme toi hein, et heureusement !!!
      Et c’est à cause des gens comme toi qu’elle a besoin de donner sa version…maintenant dégage vermine et sois heureux pour les gens heureux