IZANY KA LEHILAHY ! 👍👍 TENA SOLOMBAVAMBAHOAKA 🦾🦾 TSYVITA NY AMPAHAN'io RN 44 io raha tsy NOTABATABAINA ISANANDRO !!! Ary ny ANTSASANY NO VITA fa tsy izy rehetra akory !!
Fidèle ô n es rend pas compte. Les moqueries. De n'importe quoi 😂 .tu es le meilleur du coup. Ont T admire. Toute les vaiavy Sihanaka 😂😂. Ry ngovavy. Aussi ❤.Je te souhaite bcps de courage 🙏💖
Raha Tena lehilahy enao razapiera ka mitana ny teninao dia manantena anao izahay fa ahitanao hanao tsingolibatita @RN 44 fa vita tsara @fomba aran dalana izy io sady Tena manarampenitra ary hotokanana makotrokotroka afk andro vitsy ka ahona 😀😀😀 Zany matsy ny vava nataonao oe rah io RN44 io no vita izany dia manao tsingolibatita enao ka ahon???, ny vava tsy atao be ny hamerenana azy no sarotra
IZANY KA LEHILAHY ! 👍👍 TENA SOLOMBAVAMBAHOAKA 🦾🦾 TSYVITA NY AMPAHAN'io RN 44 io raha tsy NOTABATABAINA ISANANDRO !!! Ary ny ANTSASANY NO VITA fa tsy izy rehetra akory !!
Fidèle ô n es rend pas compte. Les moqueries. De n'importe quoi 😂 .tu es le meilleur du coup. Ont T admire. Toute les vaiavy Sihanaka 😂😂. Ry ngovavy. Aussi ❤.Je te souhaite bcps de courage 🙏💖
Raha Tena lehilahy enao razapiera ka mitana ny teninao dia manantena anao izahay fa ahitanao hanao tsingolibatita @RN 44 fa vita tsara @fomba aran dalana izy io sady Tena manarampenitra ary hotokanana makotrokotroka afk andro vitsy ka ahona 😀😀😀
Zany matsy ny vava nataonao oe rah io RN44 io no vita izany dia manao tsingolibatita enao ka ahon???, ny vava tsy atao be ny hamerenana azy no sarotra
Iza amn'ireo député ireo no mavita miteny anzany teny izany
Tena manana mahaizy azy ity Député ity .Une grosse tête. Tsy matahotra milaza ny marina
Marigny raha resany député io mazava tsara tompokô