REFA NIOMANA HILATSAKA IZY DE MAMIDINY DAHOLO NY TANY SYNY TRANOM.PANJAKANA. REFA MAY NY ROVA DE NAONGANA I ZAFY ALBERT DE NILATSAKA KANDIDA AMIN IZAY TY RANGAHY TY!!! NAMPIASAINY DAHOLO NY FIARAM PANJAKANA SY NY 4×4 MAROBE NANAOVANY PROPAGANDENY. GRAVE TY RANGAHY TY!! TE HO PRÉSIDENT DE LA RÉPUBLIQUE IZY FA TSY TAFA FA HALAN OLONA.
Ka io Rangahy io va izany no manomba an’itony mpietraketraka itony mampitsororoka ny fiainan’ny malagasy hé izany izy manao tour du monde 🌍 pendant que les malagasy souffrent ‼️
Manala baraka ny hova lahy ianao ,izao toetranao izao no manorisory ny tanindrana ka lasa ny Merina rehetra (na Andevo, na Andriana na ny Hova toa anao ) no heverin-zareo toa anao, Tsia ry ralahy tanindrana, io no fatsoralahy, ny mijery azy aza marikoriko lelena, manana gene fahadalana.
Voavaly ve ilay fanontaniana hoe ''IZA NO NAMOAKA NY SUSPECTS T@ FANDORONA NY ROVA?'' sa tsia ? Tsy alehany ilay mpanao gazety fa ampieson'ny mpanao politika fotsiny.
1:07:28 ka hatramin"ny 1:08:12 no Lesona tokony mba henoin"ny malagasy rehetra, indrindra izay tanora mbola te-hanao politika ao Madagasikara. Tokony ampianarina any ampianarana mihintsy ny Etat de droit sy ny zon'olombelona
Tsss..... tour du monde ny zava-dehibe @ny nohony raharaham-pirenena. Miteny izy hoe mpamaha olana kanefa teo fona hatr@izay ka hatr@ izao nefa eza hoeza no misy atsika zao ?
Mankasitraka président, raha mba tena nihaino anao avokoa ireo filoha hatrizay efa lasa lavitra isika . Saingy indrisy, vous êtes le digne descendant des faiseurs de rois 👏👏👏
Mbola nihaino fanidroany an'ity fandaharana manokana ity za, fa tena misy zavatra lalina efa tenenin'i Mr Norbert L Ratsirahonana, anjarantsika no samy mieritreritra, merci Abraham R. Sy ny tvplus @ fandaharana
Ny olana mampahantra an'i Madagasikara dia tsy ny mpitondra fanjakana sy ny politisianina ihany fa indrindra indrindra ny toetsaina sy ny fomba fiainan'ny vahoaka malagasy mihintsy.
Rova no fanontaniana ry Ratsirahonana fa tsy ho valiana tour du monde sy Dakar 2 tokony inviter ko Zafimahova face à face en direct ! ! rangahy fototry ny bordélique ao Madagascar ! !!!!
Otrany mahatsiaro an'i Pasteur Andriamanjato Richard izany ny tena, tena vo kely tamizany fa efa tena tia tantara sy politika, fa mifono zavatra lalina ny @ ho avin'ity Tanindraza malala tsika ity ny zavamisy ary mila mandalina fa tsy mandray ambokony fotsiny, ary aza mihevitra na hanaiky ny hevidiso mifanohitra @ fitiavan-Tanidrazana isika fa misy évitra marina ao fa tsy mety tanteraka mihintsy. Fa inona ary no antony, mba samy mandinika sy mamakafaka, misaotra indrindra
"Na ara-dalàna io na tsy ara-dalàna dia izay no izy aloha !" Tena izay izany no ao an-dohan'ity "mpampianatra lalàna" ity sy nilalaovany ny fiainam-pirenena hatrizay ? Aiza moa ilay firenena no tsy ho tonga @ izao toerana misy azy izao ? Graaaaaaaaave.
D RAHOVIANA INDRAY NO HANOMBOKA NY COMBAT????? HIHIHI PREZIDA Ö, EFA HANOMBOKA NDRAY NY COMBAT A: SAO D EFA TSY AO ANDAPA NTSONY TY NGAHARAINY TY FA EFA MANOMANA COMBAT VAOVAO! MBA ERITRETREITRA MANDEHA NY AHY AN, AZA ATAO MAHATEZITRA E; NY ANOMBOHAN'NY COMBAT D NY FIVANGONGOAN'NY FAHEFANA EO AMPALATANAN'OLOTOKANA A,HOY IZY!
Manahirana tokoa zany sad tsy taranaky ny mpanjaka izy , no tsy zany koa ny lalapanorenana repoblikanina, ka ra zany ngeh zany d any @ 2023 ve vao hi-sanctionné-na anazy? tara loatra , zao aza efa tena manahirana ny fisian'io colisée io , saika tsy azo azera moa io , betsaka no tsy mahaklala ny tantara ka zay no mahatonga ny sasany hiteniteny foana momba ny tantara,
J ai déposé une mention de confiance devant le parlement, et les députés lui accordé la confiance et sans le savoir ont aussi voté 8 projets de loi. Énorme ce Monsieur !
Tsy fotoana fampiesonana izao fa ny mety aminao mibebaka mba hiteny sazy. Tsy ilana akory ianao eo ami plateau so loaka by écran lainga sy mampiesona fa efa eka ny vahoaka no nahalala betso ratsinao
Fa tsisy olona Consultant hafa - tsy io ve e? Raha nahay io, efa ela no tafavoaka Madagasikara !! Eo fona izy, tsy hita izay mandroso eo, tsy atokisana tsony fa tanala be,
Efa tsy sahy mijoro koa ity TV Plus ity,fa manafosafo ,tokony ao @ realyTV le ranga fotsivolo ity no mivahiny raha tena sahy. Tsy vahiny aminao ny vahoaka malagasy ranga ty a.enao no tena pamotika tanindrazana, sady fetsy ratsy .
99 andro ho an’ mpangalatra, 1 andro monja dia ampy antsika Malagasy ahalalana ny tantara nandritra zay repoblika zay. Olona tsy mazava zany oe « Caméléon » zany hita foana nandritra Izay Fitondrana rehetra Izay.Enfa anie ho ela velona ianao hahita ny farany. Aza adino fa masina ny tanindrazana.
Lazao raha misy fanazavana hafa mifanohitra @ izany nambarany izany fa tsy fanozonana ho faty kosa ê. Sao mba tsy mety izany. Lazao Abrahama dia miakara sehatra dia tohero na vakio bantsilana ao fa diso ireo voalazany ireo. Raha tsy izany diso indray hianao.
Ka inona ny filaminana vita ho any vahoka sy ny mpianatra ary ny économie,santé ,aza adino tompoko fa 60 taona ny fahaleovatena anie tsika zao,fa tena latsaka lalina ny firenena,mba manana arena ankibon'i tany ihany Madagascar
hafetsefetsana no tena be indrindra,, sady tsy voavaly tsara ny fanontanaina napetrak' ingahy Abraham Razafy. olona tahak'izao ve no nitondra an'ity firenena ka tsy mahagaga na mitontongana i gasikara. dia tena maivana de maivana ny famaliam-panontaniana, en gros c'est un mercenaire politique champion du tour de monde.
Kay lety tao ambadika ny maloto rhtr.. D kill f anenjika otrin adala..Tena avoen lery atram lundi noir 7 février lery nanome pouvoir an rajoelina tay lisany e... Marina doly le koz zany
Tsy mahagaga raha mandroso efa lasa lavitra Mscar @zao: conseillers raitra no manodidina ny filoha. Hany ka ny decisions raisina rht manara-penitra daholo.pathetique!!
ITY LAHIANTITRA TY NO NANAKANA AN I ANDRY RAJOELINA SY NY TGV TAMIN NY 2012 FA FITONDRANA EFA AZON NY MERINA DE TSY OMENA NY CÔTIER ARY NOSAKANANA I CAMILLE VITALE TSY HO KANDIDA HO FILOHAM PIRENENA HATOLOTRY NY TGV DE I EDGAR NI NATAO KANDIDA. MPANAVAKAVAKA IO RANGAHY TY ARY TSY TSIA OLONA CÔTIER IO.u
Mba mangataka anareo ao @ TVPlus hansa mpahay sy mpandalina tantara (politika) malagasy, na izay nandray anjara t@ ireo zava-nitranga teo @ firenena ka mahafantra ireo dossiers noresahinareo mianaka. Dia mba ataovy adin'ny 2 ihany koa ilay fandaharana @ izay fotoana izay fa tsy 30 mn ohatra ny mahazatra. Tsy hoe hamaly faha-tany ny nolazainy fa mba handalina izay marina na tsia @ voalazany. Mety hanampy anay mpanara-baovao ny fisian'izany. Fa mba tian'ilay ray amandreny ity koa ilay fiteny hoe NA TIANAO NA TSY TIANAO an; tsy efa manambara olona mpanao didy jadona ihany ve izany????
Iza no fanjakana tsy nila hevitra t@i Ratsirahonana teto Madagasikara rehefa sendra olana goavana ? nanaiky an-tsitra-po foana izy na iza na iza no nitady ny fanampiany sy ny traikefany, ary tsy mitaky poste tambiny zany, tsy mampaninona azy ny lasa bouc emissaire foana avy eo fa aleony halan'ny olona toy izay hiamboko adidy ! Mes respects monsieur l'ombre des présidents !
ito rangahy ito no tena nanoratra ny tantaran'i Madagasikara raha arakan'ny lovantsofina, izy koa no anisany mpahay mametraka ireo olona tokony hitondra an'i Madagasikara izay hita fa tena efa lasa lavitra aminzao. Mino aho fa efa hita any hoany ny tokony hitondra manaraka eo
On s etonne pas si la maladie du coeur augmente,regardez tous ces gens qui ont garder la haine ds leur coeur ds ces commentaires,des HAINES garder depuis minimum 10 a 20 ans! Haine contre une personne qu ils n ont jamais rencontrer toute leur vie ,et ils s amusent a garder cette haine ds leur coeur! Peut on gagner si on garde un tel sentiment destructeur ds son coeur durant tant d annees!
Naa d ahodikodiny aza ny resaka , d izy daholo ny tao ambadiky ny 17 mars 2009, zany ono no ilana azy ! gaigilahy ty Rangahy ty an ! ara dalana aona ny transfert du pouvoir ? sa nahazo vola ndray koa nareo? Nazava ngeh ny revelation nataon' Colonel Charles ! mahay ratsy ty Ingahibe ty kah !
Itako ty fitondrana ty kay tsy zarizary, satria mpitari-bato vilam-bava ny ao am-badika!!!manaja tena @zay enao Andriamatoa ôôôô,,,,,misotroa ronono @zay!!!!!ny filoha moa zan tonga dé tsy niteny intsony fa nahazo conseiller marina éééé!!!!farany ambarao ze tena zava misy marina @zao fitondrana zao fa ze efa lasa teo aloha avelao ho any!!!!
Mpanao investigation henjan zan Ramose zan,zan no fomba filalaovân ny firenena mazav oazy.fa na izany na tsia dia tompon andraiktr ny fahantran Malagasy ianareo leroa a.ka asa ra mator tsar zato izy
Marc Ravalomanana a toujour tendue la main au pouvoir,mais jamais de réponse pour travailler ensemble,d'où le malaises actuellement,mampalahelo ny toetsain'y mpanao politique,tena fanatique be dia ny vahoka no ampijalina
REFA NIOMANA HILATSAKA IZY DE MAMIDINY DAHOLO NY TANY SYNY TRANOM.PANJAKANA. REFA MAY NY ROVA DE NAONGANA I ZAFY ALBERT DE NILATSAKA KANDIDA AMIN IZAY TY RANGAHY TY!!! NAMPIASAINY DAHOLO NY FIARAM PANJAKANA SY NY 4×4 MAROBE NANAOVANY PROPAGANDENY. GRAVE TY RANGAHY TY!! TE HO PRÉSIDENT DE LA RÉPUBLIQUE IZY FA TSY TAFA FA HALAN OLONA.
io no poisons de madagascar
Ka io Rangahy io va izany no manomba an’itony mpietraketraka itony mampitsororoka ny fiainan’ny malagasy hé izany izy manao tour du monde 🌍 pendant que les malagasy souffrent ‼️
Manaiky Ve ianao fa fototry ny fahantrana 🇲🇬 Tonga teto MADAGASCAr, mampiditra enao de mpanala.
Manala baraka ny hova lahy ianao ,izao toetranao izao no manorisory ny tanindrana ka lasa ny Merina rehetra (na Andevo, na Andriana na ny Hova toa anao ) no heverin-zareo toa anao, Tsia ry ralahy tanindrana, io no fatsoralahy, ny mijery azy aza marikoriko lelena, manana gene fahadalana.
Nanao tour du monde 🌍😰
Mba mihevera izay mba olona ho fidina ry Malagasy. Amin’ny manaraka, dia izay mahantra toa anao fidina
Volampanjakana
nahazo kopia hono izy, d nanontany lay mpanolontsaina iray hafa ndray hoe: nanao sonia ve Mme Rachelle, ngah tsy jerevana fotsiny ilay kopia d hita hoe nanao sonia izy na tsia e, d naseho vahoaka teto @ tvpuls! efa mba foty volo ihany nahoda , ka mavandy a!
Voavaly ve ilay fanontaniana hoe ''IZA NO NAMOAKA NY SUSPECTS T@ FANDORONA NY ROVA?'' sa tsia ? Tsy alehany ilay mpanao gazety fa ampieson'ny mpanao politika fotsiny.
1:07:28 ka hatramin"ny 1:08:12 no Lesona tokony mba henoin"ny malagasy rehetra,
indrindra izay tanora mbola te-hanao politika ao Madagasikara.
Tokony ampianarina any ampianarana mihintsy ny Etat de droit sy ny zon'olombelona
Dia ahoana raha misy afaka manaporofo fa nampandoro ny rova ing. Ratsirahonana? Faly ianao izao fa lavo tanteraka tsy mety tafarina i Madagascar???
Grand izy na izany ary!....
Tsss..... tour du monde ny zava-dehibe @ny nohony raharaham-pirenena. Miteny izy hoe mpamaha olana kanefa teo fona hatr@izay ka hatr@ izao nefa eza hoeza no misy atsika zao ?
ity ratsy rahonana ty no mila vonoina fa tena mpanimba ny firenena, io no tena hova loha indrindra
Ampijalin Andriamanitra ianao ry lahy antitra amin ny ratsy maro vitanao tamin ny firenana.
Mankasitra anao ray amandreny mba mampahafantatra ny zavatra tsy fantatra Koa misaotra betsaka dia ho lava andro iainana
Mankasitraka président, raha mba tena nihaino anao avokoa ireo filoha hatrizay efa lasa lavitra isika . Saingy indrisy, vous êtes le digne descendant des faiseurs de rois 👏👏👏
Mbola nihaino fanidroany an'ity fandaharana manokana ity za, fa tena misy zavatra lalina efa tenenin'i Mr Norbert L Ratsirahonana, anjarantsika no samy mieritreritra, merci Abraham R. Sy ny tvplus @ fandaharana
Lazao kely hoe azafady
Milamina hono ny conscience ity olona ity????? Tena mahagaga
Ny olana mampahantra an'i Madagasikara dia tsy ny mpitondra fanjakana sy ny politisianina ihany fa indrindra indrindra ny toetsaina sy ny fomba fiainan'ny vahoaka malagasy mihintsy.
Tsy ianao milaza hoe nanao ny "rariny" no olana fa ianao tsy mahatsapa ny atao hoe inona no "rariny"
Bravo monsieur Ratsirahonana chapeau
Rova no fanontaniana ry Ratsirahonana fa tsy ho valiana tour du monde sy Dakar 2 tokony inviter ko Zafimahova face à face en direct ! !
rangahy fototry ny bordélique ao Madagascar ! !!!!
Antitratim-poana ianao,lasa devoly latsaka an-tany
Otrany mahatsiaro an'i Pasteur Andriamanjato Richard izany ny tena, tena vo kely tamizany fa efa tena tia tantara sy politika, fa mifono zavatra lalina ny @ ho avin'ity Tanindraza malala tsika ity ny zavamisy ary mila mandalina fa tsy mandray ambokony fotsiny, ary aza mihevitra na hanaiky ny hevidiso mifanohitra @ fitiavan-Tanidrazana isika fa misy évitra marina ao fa tsy mety tanteraka mihintsy. Fa inona ary no antony, mba samy mandinika sy mamakafaka, misaotra indrindra
1h30mn Tena hoe mahay n'y technique fomba hampalany ho filoha tsy ho ara drariny.. Tena hoe faiseur de Roi Marina... Mampalahelo
Itony no karazan'olona tsy ho teraka akory. Mahagaga fa ela velona ny ratsy.
Efa kely sisa n'y andro ihainanao amin'ity tany ity dia mbola sahy mandainga ianao atoa Ratsirahonana. Tsy maninona tohizo, fa rehefa tonga 'ilay andro hitsaran'i Andriamanitra anao, dia ho hita ilay asa vita no hifampitsarana. Efa, tsy ho ela atoa Ratsirahonana dia hody ianao, manaova SOA, n'y marina lazaina, maninona rehefa ianao no nitondra dia foana ilay raharaha mikasika n'y fandoroana ny ROVA. Tadidio tsy misy hitomany rehefa miala @ ity tany ity ianao, tohizo ny lainga fa voamaika akaiky ny fiantsoan'i Andriamanitra anao.
Ny olondratsy toujours ela velona . Satana mila hevitra @ demony aiza moa n'y firenena tsy herihitra .ianao mihintsy ngahy antitra mampangaroharo .alika aza mbola manakaja nohon ngahy antitra Ty.
hihihi, andefaso kopia aho, hoentiko eo @ TVplus rapitso, d tsy voatondra ndray lay kopia! mivaza olo rangah ty!
Ra-noribera ,Tsy mety maty le ratsy loha ity. Lahy antitra manao sain-gidro manao fety izahay raha vao maty lelikalahy io.Simba tanteraka ve nama ny tanindrazanay @ itony fatin'alika tsisy saina itony.
sady tsy miheno no tsy mamaly fanontaniana ity rangaha ity kanefa dia ohatran'ny hoe hilaza zavatra izany foana
Ary dia marina tokoa izany,,,,, isaky ny hilaza izy dia toa hoe izay ilay izy kinanjo.
T'y n'y tena mpamadika tanindrazana
"Na ara-dalàna io na tsy ara-dalàna dia izay no izy aloha !" Tena izay izany no ao an-dohan'ity "mpampianatra lalàna" ity sy nilalaovany ny fiainam-pirenena hatrizay ? Aiza moa ilay firenena no tsy ho tonga @ izao toerana misy azy izao ? Graaaaaaaaave.
Fa trop koa ny mémoire ito rangah ito ann na ny kaly nohaniko Tam volana lasa aza tsy tadidiko 😂
mety efa zatra nomanina dia tadidy koa
Kkkkkk
D RAHOVIANA INDRAY NO HANOMBOKA NY COMBAT????? HIHIHI PREZIDA Ö, EFA HANOMBOKA NDRAY NY COMBAT A: SAO D EFA TSY AO ANDAPA NTSONY TY NGAHARAINY TY FA EFA MANOMANA COMBAT VAOVAO! MBA ERITRETREITRA MANDEHA NY AHY AN, AZA ATAO MAHATEZITRA E; NY ANOMBOHAN'NY COMBAT D NY FIVANGONGOAN'NY FAHEFANA EO AMPALATANAN'OLOTOKANA A,HOY IZY!
Manahirana tokoa zany sad tsy taranaky ny mpanjaka izy , no tsy zany koa ny lalapanorenana repoblikanina, ka ra zany ngeh zany d any @ 2023 ve vao hi-sanctionné-na anazy? tara loatra , zao aza efa tena manahirana ny fisian'io colisée io , saika tsy azo azera moa io , betsaka no tsy mahaklala ny tantara ka zay no mahatonga ny sasany hiteniteny foana momba ny tantara,
Mety ho diso kely ianao ga tsisy 29 février tompoko ny taona 1997 satria tsy année bissextile ny 1997 , fanamarihana kely fotsiny .
Voyage tour du monde tena ambony lavitra hono ny raharaham-pirenena. Mahagaga
Fisaorana lehibe no atolotro ho anao Atoa RATSIRAHONANA , satria nahafantarako zavatra betsaka mikasika ny raharaham-pirenena ny fanazavanao
J ai déposé une mention de confiance devant le parlement, et les députés lui accordé la confiance et sans le savoir ont aussi voté 8 projets de loi. Énorme ce Monsieur !
Tsy fotoana fampiesonana izao fa ny mety aminao mibebaka mba hiteny sazy. Tsy ilana akory ianao eo ami plateau so loaka by écran lainga sy mampiesona fa efa eka ny vahoaka no nahalala betso ratsinao
Tena lasam borona ranga za @ fahaizany rangahy ity miala ilany an..! Ohatran'ny SAKA mijery tele za mijery ny lainga be tsy toko tsy foroha ataony...
IO ILAY VORONDOLO NY MADAGASCAR ARY LAHY ANTITRA TSY MALALA MENATRA MANDRAPAHAFATINY. MIANDRY ANAO NY AFOBE
,didier rTssirKa
Fa tsisy olona Consultant hafa - tsy io ve e? Raha nahay io, efa ela no tafavoaka Madagasikara !! Eo fona izy, tsy hita izay mandroso eo, tsy atokisana tsony fa tanala be,
Oh tsika Malagasy oh, mba hajao ny Ray Aman-dreny, mba aoka isika mba samy hamerina ny maha Malagasy miray hina antsika, misaotra
Expérimenté, intelligent
Aza mandainga ianao fa olon-dehibe e!
Nasainao nanohana ny AVI i Ravalomanana e
Efa lehibe ianao fa mba menatra
Efa tsy sahy mijoro koa ity TV Plus ity,fa manafosafo ,tokony ao @ realyTV le ranga fotsivolo ity no mivahiny raha tena sahy. Tsy vahiny aminao ny vahoaka malagasy ranga ty a.enao no tena pamotika tanindrazana, sady fetsy ratsy .
Grave ity Rangahy ity pandrongam-panjakana, mandoro Rova ary mandafo tanim-panjakana. Ô Reletsy e ! 😂😂😂😂😂😂
Tsy mivaky loha intsony hoy Ratsirahonana : Manana ary Fanetre-Tena : Hajanony ny Faanaovana Paolitika - Retraite définitive. Ataovy izany Publiquement faha ny Malagasy maro dia hangataka ny Fialan-tsiny amin'ireo Hopa naha teny mafy nohon'ny Fahatezerana taminao. Sentiments circonstanciels.
Io ndray ilay resaka mpajaka sy ny République,il est très habile,ce monsieur
Tompokolahy
99 andro ho an’ mpangalatra, 1 andro monja dia ampy antsika Malagasy ahalalana ny tantara nandritra zay repoblika zay. Olona tsy mazava zany oe « Caméléon » zany hita foana nandritra Izay Fitondrana rehetra Izay.Enfa anie ho ela velona ianao hahita ny farany. Aza adino fa masina ny tanindrazana.
Efa fantatra dahlo nataonao mapme be
To avilivily Andrimato RATSIRAHONANA n’y resaka eh!!
Resabe efa lany andro mibahatoerana be
Ts mb zavamisy ankehitriny no resahana f zavatra efa périmê be zany 😄
Rehefa tsy tina henoina ny hevitr'olona satria angamba mifikitra @ hevitra nampianarin'ny sasany dia lazaina fa tsy mety, tsy olom-banona, tokony hisotro ronono. Aza mba jamban'ny fitompona teny ihany fa sao ho lasa fadiranovana, kanefa izay ilay mitarika "fanatisme" nanimba Firenena, izay ilay kilema hararaotin'ireo izay nampivary lavo antsika, jamba mifampitantana. Toa misy olona tsy mahataty ny fivoaran'i Madagasikara...
Tsy izay tian'ny sasany ho heno foana tahaka ny tao @ real tv t@ 1er Juin ihany no tokony avoaka
hita oa
Raha mbola io no velona eo dia aza manantena fivoarana eto @ ity firenena ity. Ny antom-piainanio rangah io dia ny mandrava foana
Mbola ho avy ny farany. Alohan’ ny hikipian’ny masony ny asany nataony rehetra. Masina ny tanindrazana.
Lazao raha misy fanazavana hafa mifanohitra @ izany nambarany izany fa tsy fanozonana ho faty kosa ê. Sao mba tsy mety izany. Lazao Abrahama dia miakara sehatra dia tohero na vakio bantsilana ao fa diso ireo voalazany ireo. Raha tsy izany diso indray hianao.
Ataoko ialahy na olo lehibe .fa .ny manampahaiaza fa dondrom-po. Mangalatra sy misandoka
soa fa nisy an'itony mba hitenenan'ny sarotahotra rehetra an dia mba hiteniteny foana amin'ny zavatra tsy takatry ny saina aza, ndao e!
Iza izany no nandoro ny rova? Droit ny vahoaka ny mahafantatra izany
Anontanio S. Zafimahova. Io olona jerenao io no nahavanona ilay izy
Izaho manokana rehefa maheno olona mahay mandahatra dia lasa miahiahy
Antoko Vendrana Ikotofetsy
Ka inona ny filaminana vita ho any vahoka sy ny mpianatra ary ny économie,santé ,aza adino tompoko fa 60 taona ny fahaleovatena anie tsika zao,fa tena latsaka lalina ny firenena,mba manana arena ankibon'i tany ihany Madagascar
hafetsefetsana no tena be indrindra,, sady tsy voavaly tsara ny fanontanaina napetrak' ingahy Abraham Razafy.
olona tahak'izao ve no nitondra an'ity firenena ka tsy mahagaga na mitontongana i gasikara.
dia tena maivana de maivana ny famaliam-panontaniana, en gros c'est un mercenaire politique champion du tour de monde.
Hainy ny nilalao ny lalàna. Moa koa ny mpanao politika mahalala ny tena marina tsy sahy mijoro.
Kay lety tao ambadika ny maloto rhtr.. D kill f anenjika otrin adala..Tena avoen lery atram lundi noir 7 février lery nanome pouvoir an rajoelina tay lisany e... Marina doly le koz zany
Tokony natao Don-dresaka izy ty @zay mba hay tsara olo tena mpandainga
Tena. Marina volazanao
Tsy mahagaga raha mandroso efa lasa lavitra Mscar @zao: conseillers raitra no manodidina ny filoha. Hany ka ny decisions raisina rht manara-penitra daholo.pathetique!!
ITY LAHIANTITRA TY NO NANAKANA AN I ANDRY RAJOELINA SY NY TGV TAMIN NY 2012 FA FITONDRANA EFA AZON NY MERINA DE TSY OMENA NY CÔTIER ARY NOSAKANANA I CAMILLE VITALE TSY HO KANDIDA HO FILOHAM PIRENENA HATOLOTRY NY TGV DE I EDGAR NI NATAO KANDIDA. MPANAVAKAVAKA IO RANGAHY TY ARY TSY TSIA OLONA CÔTIER IO.u
1:31:00 "tsss...enao ve olona maninona e?" mahay mampiresaka ingahy ity
HENJANA IANAO TOMPOKO. Maka re "retraite" amin'izay e. Mila olona vaovao ny FIRENENA.
Isan'izany koa i Mr Ravalomanana, mila maka retraite, ampanajana tanteraka
@@lazajens hafaro haingana ny vady amanjanakao fa sao matiny Filou ao,vendrana 😡👈
@@niniratsimba7704 ,aza hidirana ny fiainan'ny olona , izay no mampalahelo @ toe-tsaina tsika Malagasy @ fampiasana itony tambajotra itony
@@lazajens ianao no tokony hatsiaro tena voalohany tsssss n importe quoi
Mailo @ny inona il ne voit que sa figure ‼️
Zany daholy kay izy ty.miaky ah zay
Niakatra ny karaman'ny mpiasan'ny fonja t@ fitondrany
Mba mangataka anareo ao @ TVPlus hansa mpahay sy mpandalina tantara (politika) malagasy, na izay nandray anjara t@ ireo zava-nitranga teo @ firenena ka mahafantra ireo dossiers noresahinareo mianaka. Dia mba ataovy adin'ny 2 ihany koa ilay fandaharana @ izay fotoana izay fa tsy 30 mn ohatra ny mahazatra. Tsy hoe hamaly faha-tany ny nolazainy fa mba handalina izay marina na tsia @ voalazany. Mety hanampy anay mpanara-baovao ny fisian'izany. Fa mba tian'ilay ray amandreny ity koa ilay fiteny hoe NA TIANAO NA TSY TIANAO an; tsy efa manambara olona mpanao didy jadona ihany ve izany????
Mahavaha krizy zay foroniny izy. Io ihany no mpamorona aretina sy mivarotra ny fanafody
Marina ny mikasika ilay mila fanampiana ny orinasa malagasy mba ahavitany manao concurrence amin’ireo orinasa vahiny
Beau parleur.... comme Ranjeva l'autre jour.
Rasanjy
Pire que Rasanjy. C'est le fossoyeur de la démocratie malagasy.
C l homme de toutes les situations de crise.
Iza no fanjakana tsy nila hevitra t@i Ratsirahonana teto Madagasikara rehefa sendra olana goavana ? nanaiky an-tsitra-po foana izy na iza na iza no nitady ny fanampiany sy ny traikefany, ary tsy mitaky poste tambiny zany, tsy mampaninona azy ny lasa bouc emissaire foana avy eo fa aleony halan'ny olona toy izay hiamboko adidy ! Mes respects monsieur l'ombre des présidents !
Misy RAINILAINGA eto Madagasikara eto ! Iza loatra re e ?
ito rangahy ito no tena nanoratra ny tantaran'i Madagasikara raha arakan'ny lovantsofina, izy koa no anisany mpahay mametraka ireo olona tokony hitondra an'i Madagasikara izay hita fa tena efa lasa lavitra aminzao. Mino aho fa efa hita any hoany ny tokony hitondra manaraka eo
On s etonne pas si la maladie du coeur augmente,regardez tous ces gens qui ont garder la haine ds leur coeur ds ces commentaires,des HAINES garder depuis minimum 10 a 20 ans! Haine contre une personne qu ils n ont jamais rencontrer toute leur vie ,et ils s amusent a garder cette haine ds leur coeur! Peut on gagner si on garde un tel sentiment destructeur ds son coeur durant tant d annees!
Rehefa te hiala ianao de miala fa tsy misy hanery anao @ vozon'akanjo e. Be resaka be ianao fa mangina
ho aiza amin'ity tany malalaka ity e!! mandehana foana aloha fa tsy ho reraka eo ve??
Tsy marahotra aho hoy izy ary tsy nanao, nefa ny lohany sady manaiky ihany eo ampamaranana
Zany ka malama ohatry ny savony. Makà retraite @zay fa be Zay vita izay.
Ny olona toa itony no tokony heloina hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny
Efa mba afaka mijanona tsy manao politika intsony ve ianao tompoko fa tena EFA BE DIA BE NY VITANAO.
To aviliviliny ty resaka momba ny fandoroana an"Rova, gaigilahy ty , iza ndray no anilihana eto ? Sad asiana oe cordonnateur an ' Ravalomanana.
Vola halatra teo @ fitondrana
Fa ialahy ity no izy no handrebireby ny sainy gasy e? Mbola avy ny an'ialahy sy reo taranak'iahalahy
Respect Ray amandreny, sady mpahay lalàna no mahay politika
Ny Avotra Randriamalala mba anontanio ny akaiky anao ny signification ny prénom nao io ka mahagaga Ny repect izany ‼️⁉️
Naa d ahodikodiny aza ny resaka , d izy daholo ny tao ambadiky ny 17 mars 2009, zany ono no ilana azy ! gaigilahy ty Rangahy ty an ! ara dalana aona ny transfert du pouvoir ? sa nahazo vola ndray koa nareo? Nazava ngeh ny revelation nataon' Colonel Charles ! mahay ratsy ty Ingahibe ty kah !
Jacques Attali des Malgaches ty ! 🤔🤔
Itako ty fitondrana ty kay tsy zarizary, satria mpitari-bato vilam-bava ny ao am-badika!!!manaja tena @zay enao Andriamatoa ôôôô,,,,,misotroa ronono @zay!!!!!ny filoha moa zan tonga dé tsy niteny intsony fa nahazo conseiller marina éééé!!!!farany ambarao ze tena zava misy marina @zao fitondrana zao fa ze efa lasa teo aloha avelao ho any!!!!
1heur 33 ve?zay vao actualité 2020 @zao andro sarotra andalovatsika izao,
bravo ray amandreny fa ampaladianao ireo donto velona manenjika anao eto ! mamaky ireto kômantera aho fa fankahalana mirefarefa tsy lohabody no betsaka ! misy dia ny maha hova azy fotsiny no hankahalana azy avy @ ireo donto tsy miy saina sasany ! fa toa miy faniratsirana kely koa ilai Abrahama manka 19 fahtany @ ireo mpankahala
Pamadika palitao gaigy lahy, panapotika firenena, napikorosy fahana an'i gasikara, marikoriko na ny mijery ny tavany aza
Mifaninana @ Gasikara i Abraham, ary raha ny Filoha ve dia sahy mametraka izany fanontaniana izany izy?
Mpandainga tsy menatra
Mpanao investigation henjan zan Ramose zan,zan no fomba filalaovân ny firenena mazav oazy.fa na izany na tsia dia tompon andraiktr ny fahantran Malagasy ianareo leroa a.ka asa ra mator tsar zato izy
Marc Ravalomanana a toujour tendue la main au pouvoir,mais jamais de réponse pour travailler ensemble,d'où le malaises actuellement,mampalahelo ny toetsain'y mpanao politique,tena fanatique be dia ny vahoka no ampijalina
LEHILAHY TSY ALEHANY TY RAGA TY TOKONY TSY APADROSO NY FIRENENA MITSY LE DODRONA TY
LAINGA ROFINA LE VEDRANA TY
Bravo!!!!! Mahavaha krizy i Ratsirahonana . Hafa ihany ny mpitsara
Sokafy ny maso tompoko, tena diso lalana ireo rehetra mpanaradia azy.