ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Tena tsara voangaly tokoa ilay hira ka hany mahatsiaro sy hory tokoa fa kamboty eh ! Dia izany tokoa va re ; any hianareo izay ry Dada sy Mama malalanay mandriam- piadanana 🙏🙏🙏😭😭😭⛪
Mba avereno eto leitsy Hery ny hira Fa version originale ( Gedet, Nonot, Hery ) merci
Tsy adino ny fitarainan'ny kamboty raha mbola velona koa.
Izany ka tena hira. Misaotra e !
De toy zany tokoa ny fiainana eto an-tany.😥😥💔💔
Tena tiako ooh
Misaotra betsaka fa tena efa amampolotaonany , no nitadiavako ity hira ity fa nanamarika ny fahazazako.
Tsara dia tsara saingy latsaka foana ny ranomaso isaky ny mihaino ty hira ity!
Misaotra ny mpizara ary mankasitraka ny tarika Raberanto mamerina izany hira izany. Fahatsiarovana maro no miverina ato antsaina mahare azy.
Tena tsara ranga ilay hira👌,...ilay sipa mihira hoe "veloma ry tanana" ve oa ity mihira @ Raberanto ity e?🤔
Tsy izy io ka
tsara ny kanto gasy eh
Fahatsiarovako ny toerana nisy ahy nilaozany Dadako vao 15ans aho t@ izaho tany Madagascar. Tahaka inty hira inty mihintsy no nanaovana ahy....
Mampalahelo be le tononkira
azamanody takizany fa mafy
Tiako be ity hira ty no sady mampalahelo ahy
Tsara ee
Driiii😢😢