SAMY MANANA NY FOTOANA - Tarika Alison (Lyrics)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ม.ค. 2024
  • 🌈SAMY MANANA NY FOTOANA - Tarika Alison🌈 (Lyrics)
    Samy manana ny fotoana
    Ny zavatra rehetra eto an-tany
    Tsy mba misy izay mivoana
    Ny fandaharan'ny mpahary
    Ao ny andro haterahana
    Ao ny andro hafatesana
    Ao ny andro handihizana
    Ao ny andro 'zay hisaonana
    Samy manana ny fotoana
    Ny zavatra rehetra eto an-tany
    Tsy mba misy izay mivoana
    Ny fandaharan'ny mpahary
    Ao ny andro hitomaniana
    Ao ny andro hihomehezana
    Ao ny andro 'zay hanginana
    Ao ny andro hitenenana
    Izao tanintsika izao re
    Dia nisy niandohany
    Nefa asa mba fantatrao ve?
    Fa efa akaiky ny hiafarany
    Tao ny andro namoronana
    Ao ny andro hamaranana
    Teo ny androm-pahoriana
    Ho avy ny androm-pifaliana
    Samy manana ny fotoana
    Ny zavatra rehetra eto an-tany
    Tsy mba misy izay mivoana
    Ny fandaharan'ny mpahary
    Lalalalalalalalala...
    Lalalalalalalalala...
    Lalalalalalalalala...
    Lalalalalalalalala...
    Izao tanin-tsika izao re
    Dia nisy niandohany
    Nefa asa mba fantatrao ve?
    Fa efa akaiky ny hiafarany
    Fa efa akaiky ny hiafarany
    Fa efa akaiky ny hiafarany
    Fa efa akaiky n'y hiafarany...
    🌍
    #LyricsbyKalo

ความคิดเห็น •