Misaotra Jesoa Tompo Malala ô fa manome anay ny soa tsy tapaka tokoa Ianao. Ny fahasoavanao no mahatoy izao anay hatrany. Ho Anao ny dera, ny laza, ny saotra, ny haja, ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amen!
Tsaroanay tokoa izao Ny soa be noraisinay Tsy tapaka avy taminao Ry Andriananaharinay. Ny lasa hitodianay Dia mampiseho avokoa Ny tanam-pitiavana Nihahy sady nanasoa. Ka dia mba velomy re Aty anatinay ny fo Mahay misaotra Anao anie Ry Rainay be famindra-po --------
Misaotra anao be dia be zahay Tompo ny amin ny soa sy ny ratsy izay nataonao mifandimby amin ny fiainanay satria Ianao mitaiza ny fanahinay izany.Indraindray zahay kivy fo satria ny soa ihany no tinay nefa ny fiainanay zanak olombelona tsy maintsy mandalo zava manjò.koa ampianaro zahay Tompo ny hahay hahazaka ny zavatra rehetra mitranga: raha tonga ny fitahiana dia hahay hisaotra Anao ka tsy hirehareha ary raha fitsapana na fahoriana dia ny mba hahazaka fa tsy hitanondrika ary indrindraindrindra ny hanatanteraka ny teninao hoe:"MISAOTRA NY ZAVATRA REHETRA".AMEN AMEN
Tovo Rafanomezantso olona mbola tsy maty ve dia efa nirianao ho faty t @ny io date nametrahanao com io dia ny mba ho rariko @nao kosa dia mba ho lava andro hiainana anie ianao .Lasa tokoa izao FAFAH dia faly ve ianao izao ?samy mbola ho faty daholo anie fa ny maniry loza aloha tsy mety e
Ho tsaroana tokoa anie ny zavatra vitan'izy ireo repose en paix fafah et dadah est condoléances à leur famille est aussi au groupe, ils sont partis aujourd'hui mais ils ont laisser bcp de choses sur terre. Merci 3😢😢😢
RIP fafa tsy adinonay enao sy ny fahaizanao ny zava_kanto ary ny fitondranao avo ny kanto malagasy, mandria am'piadanana
Misaotra Jesoa Tompo Malala ô fa manome anay ny soa tsy tapaka tokoa Ianao. Ny fahasoavanao no mahatoy izao anay hatrany. Ho Anao ny dera, ny laza, ny saotra, ny haja, ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amen!
Repose en paix Fafah et que le seigneur accueille ton âme dans sa miséricorde
Tsaroanay tokoa izao
Ny soa be noraisinay
Tsy tapaka avy taminao
Ry Andriananaharinay.
Ny lasa hitodianay
Dia mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Nihahy sady nanasoa.
Ka dia mba velomy re
Aty anatinay ny fo
Mahay misaotra Anao anie
Ry Rainay be famindra-po
--------
Misaotra Tompo o fa tsy tapaka ny fiahianao anay @tanam pitiavanao Amen!!
Ny Tompo anie handray anao any amin’ny Fiadananany ary hanome fampiononana ho an’ny fianakaviana sy ireo mpiara-dia taminao!
😓🗣️😥 Mandria ampiadanana 💐Fafah rip
Misaotra anao be dia be zahay Tompo ny amin ny soa sy ny ratsy izay nataonao mifandimby amin ny fiainanay satria Ianao mitaiza ny fanahinay izany.Indraindray zahay kivy fo satria ny soa ihany no tinay nefa ny fiainanay zanak olombelona tsy maintsy mandalo zava manjò.koa ampianaro zahay Tompo ny hahay hahazaka ny zavatra rehetra mitranga: raha tonga ny fitahiana dia hahay hisaotra Anao ka tsy hirehareha ary raha fitsapana na fahoriana dia ny mba hahazaka fa tsy hitanondrika ary indrindraindrindra ny hanatanteraka ny teninao hoe:"MISAOTRA NY ZAVATRA REHETRA".AMEN AMEN
mandry ampiadanana FAFAH 😭😭😭20/10/2019
Tiako io hira fihirana ffpm io. Mankasitraka 😘
Mandria am-pihadanana dia miraray fionona feno ho any fianakaviana manontolo😢😣😥
Misaotra Tompo,noho ny soa be noraisinay
tiako loatra ity hira ity. tian'ny Dadako koa izy io. feno dia feno ny voalazan'ny tonony. hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra
Misaotra ray o❤
Repose en paix frère 😭 ➕
Indrisy Mandriampiadanana Fafah
Amen !
mamindra fo Zanahary mamela n'y helokay Tompo o aza manary fa sao very izahay
Mandria ampiadanana Fafah😭💔
tsy azoko hoe maninona misy olona anaky 11 no tsy tia any izany hira izany
amen
😭🇲🇬♥️
Mandriam-piadanana Fafah
mandry ampiadanana Fafah
R.I.P
Maty namela mamy tokoa enao ry Fafah fa tena satr fona hihaino ny feomanganao mandria ampiadanana ranadahy
RIP FAFAH
Aza mandainga oa

Amen!