ROSSY NIRANGA DOANY NIKOEZY DRIAMISARA FA LALATIANA NISAOTRA ANDRIAMANITRA ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ม.ค. 2024
  • NISAOTRA ANDRIAMANITRA I LALATIANA SATRIA ANISANY MINISITRA HANDRAFITRA NY GOVERNEMANTA , ARY NAMPANANTENA FA HIEZAKA AMINY HERINY REHETRA MBA HANATANTERAKA NY ASANY SY HAMPAHITA VOKATRA AZO TSAPAINTANANA AMIN'IZANY ANDRAIKITRA NANKININA AMINY IZANY , ARY ROSSY KOSA DIA NIRANGA DOANY NIKOEZY ANDRIAMISARA EFA-DAHY MANANKASINA , ARAHO HATRAMIN'NY FARANY ITY VIDEO ITY AHITANAO BE BE KOKOA MOMBAMOMBA ANIZANY ARY AZA ADINO IHANY KOA NY MI ABONNÉ NY CHAÎNE TH-cam NTSIKA ZAY FA MANKASITRAKA TOMPOKO OO.
  • เพลง

ความคิดเห็น • 9

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 5 หลายเดือนก่อน +2

    Nomena seza hiasa amin ny ambassade de Madagascar any Paris i Josephine vadin-dRossy, baccalaureat no ananany, ary vavy antitra efa tokon ny taona n ny misotro ronono i Josephine, 64 taona, izao omena seza izao.
    Nakombon i prezidà ny vavan i Rossy manenjika an i Lalatiana , nomena seza hiasa amin ny ambasade de Madagascar any Paris i Josephine vavy antitra 64 taona, vadin i Rossy.

  • @lydiebeatrefina8192
    @lydiebeatrefina8192 6 หลายเดือนก่อน

    Voany areti maso ve l'Ariana no manao solomaso maintsy bé io

  • @user-gv6vf6kz2k
    @user-gv6vf6kz2k 6 หลายเดือนก่อน

    Azfd tsy tsikera fa fanatsarana ny asantsika: be loatra ny commentaire ataonao, ny feon'ny olona no ilain'ny olona satria manao enregistrement zahay

  • @hasimbolamenaelisabeth5669
    @hasimbolamenaelisabeth5669 6 หลายเดือนก่อน +1

    Mme le Ministre, mananana fahendrena tokoa ianao. Za mahatoky anao fa vitanao io e, Tompo homba anao.

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 6 หลายเดือนก่อน +3

    Normal rah faly izy! Notahian'Andrimanitra... Olona mendrika ts mivadika ho tanalahy ohatran sasany

    • @user-wv8vf8tt6h
      @user-wv8vf8tt6h 6 หลายเดือนก่อน +1

      normale be ny réaction-nao satria ianao tsy mahafantatra ny zavatra miafina atoan'ireo mpitondra ireo !😀

    • @dorotheerichard7632
      @dorotheerichard7632 6 หลายเดือนก่อน

      @@user-wv8vf8tt6h aza miandry anjely hitondra zany.
      Fa refa izy no viafantina tao anatin maro de ekena

    • @user-wv8vf8tt6h
      @user-wv8vf8tt6h 6 หลายเดือนก่อน

      🤣isika tsy miandry anjely ka ! fa tsy maintsy milaza ny marina sy ny zava-misy @@dorotheerichard7632

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 6 หลายเดือนก่อน

    "Rossy niranga doany" hoe ??? Sao Dia MBA itony àry no mpiray tsikombakomba amin'ny fanapàhana lohan'olona hatao sorona eny @ doany, toy Ilay vehivavy tapa-doha hita tetsy Faravohitra ? Toa hoe nentina nanaovana sorona teny @ doany Andranoro hono mantsy Ilay loha tapaka, raha ny filàzam-baovao ?