VAKY NY ADY EO @ SOLOMBAVAM-BAHOAKA TSY MIANKINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ก.ค. 2024
  • #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
    #viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
    #dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
    @andryrajoelina1499
    #madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
    #tvplusonline #mbstv
    Abonnez-vous
    Merci beaucoup

ความคิดเห็น • 52

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 7 วันที่ผ่านมา +9

    Mpamitabahoaka ianao

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +12

    Mbola tsy miasa ve ianareo dia hamadika ny fitokisambahoaka . ???
    Tsy rariny izany. Tsy ekenay vahoaka kosa , tandremo

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +10

    Hajao ny hetahetambahoaka fa tsy izay no nifidiananay anareo fa ny hampiala anay tamin ny fahantrana fa tsy ny hanampy j'y fitondrana efa mampahantra anay io ka tandremonareo mamadika anay. Matahora an Andriamakitra

    • @user-wy8kd6qp9f
      @user-wy8kd6qp9f 6 วันที่ผ่านมา

      Vakio tsara aloha ny làlampanorenana mikasika ny zon'ireo solombavambahoaka tsy miankina ô!

  • @user-fm1ib2zd1y
    @user-fm1ib2zd1y 7 วันที่ผ่านมา +7

    Nareo ve adala matoa nareo indépendant dia tsy miankina fanjakana fa fitahanqreo ny vahoaka

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +10

    Adala ny toa adrainy fahantrana ve no mbola harahinareo, mampalahelo ny toetsainareo izany. Ovao ny fomba fiasa. Aza ampahatraina izahay. Hajao ny teny fampatokisana nataonareo fa aza mivadibelirani fa tsy mahasoa izany.

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +6

    Hajao ny safidinay hanajanay anareo tsy izany no nifidiananay anareo fa aza mandainga . Aza lalaovina izahay fa maharary anay izany

  • @StarmaMada
    @StarmaMada 7 วันที่ผ่านมา +2

    Très intéressant beaucoup ça

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +5

    Fa adala angaha ireo mpitondra tsy miankina no hanaraka io fahantrana io indray. Efa mijaly zahay vahoaka ka aza fitahana intsony

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 7 วันที่ผ่านมา +3

    DE HOATRINONA NY VALEUR NY TZO ANATY MALLETTE HOTRINONA AVY ZANY NO HAZONY NY OLONA IRAY HITAKO NO MAHANTRA NY VAHOAKA MALAGASY

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 5 วันที่ผ่านมา +2

    Mampalahelo le toe-tsaina le independent ..mamita-bahoaka 😢

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +5

    Nandra raha mbola hanaraka ny fitondrana efa mikororosy fahana , vahoaka efa mahantra ve mbola ho tontofana fahantrana . Tandremonareo ny rojy nayaonareo tamin ireo vahoaka madknika aza avadika ireo vahoaka fa hujunana ny ranmason ireo ianareo cka mba hajao ireo fa aza kiviana

  • @StarmaMada
    @StarmaMada 7 วันที่ผ่านมา +2

    Mialatsiny fa tsy miombon-kevitra amin-dreo ny 50/💯 ny vahoaka nifidy anareo , nivadika @ fahatokisan'ivahoaka MALAGASY iray manon-tolo ianareo .

  • @user-qt8xi4hr5k
    @user-qt8xi4hr5k 7 วันที่ผ่านมา +2

    Andeha hamboly choux fleurs fa ho aiza moa e....🤣🤣🤣🤣🤣

  • @user-fm1ib2zd1y
    @user-fm1ib2zd1y 7 วันที่ผ่านมา +3

    Misy vola ao

  • @toxrazman1175
    @toxrazman1175 8 วันที่ผ่านมา +3

    Raha mba mety dia mba ovao ny teny fanokafana ataonao fa lasa tsy mampazoto ny hihaino azy. Misaotra

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +4

    Adala ny toa andrainy. Loza, aza avadika ny vinanay fa aza atao tohatra fiakarana ny vahoaka. Matahora an 'Andriamanitra

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +3

    Aza mandainga fa tsy ny hitambatra amin ny fitondran ny fanjakana no nifuduananay anareo fa ny hampiala anay tamin ny fahantrana fa aza fitahana izahay.

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 8 วันที่ผ่านมา

      Na izany na tsy izany dia efa fantatra hatrany ampiandohana fa ny akamaroany ireo député lany t@ independent ireo anie dia saika olona Tao @fitondrana daholo eh, tsy hanaraka ny mpanohitra mihitsy Koa ireo

    • @MrLavabe7
      @MrLavabe7 7 วันที่ผ่านมา

      Tena olona tsy misy lohany daholo fa mpamita - bahoaka sy mpandainga . Resabe daholo izany ! Ny soa anareo no tena nidiranareo ao matoa ianareo mbola miaraka @ ity fitondrana tsy miraharaha vahoaka ity😥😢😭. Mba matahotra an'Andriamanitra fa misy farany daholo ny zavatra rehetra

  • @user-ij9qs5xy7e
    @user-ij9qs5xy7e 8 วันที่ผ่านมา +3

    Tsy mampino rah i Gasikara Fenosoa nanaika MALETY

  • @rioz3316
    @rioz3316 6 วันที่ผ่านมา

    Avelao reo hifidy zay tiany deputé izay te hanohana fitondrana eaha tiany

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 7 วันที่ผ่านมา +2

    Député mpamadika tanindrazana tsy vanona, hanody anareo n'y alehelon'ny vahoaka nifidy anareo, tena jodasy tenisany alika maty, hay n'y tombotsoantenisany no tena tanjona de nolalaovinareo n'y vahoaka.

  • @hkbqeelabk4464
    @hkbqeelabk4464 5 วันที่ผ่านมา

    😂😂😂😂😂😂😂😂 mainty miloko fotsy

  • @henrietteursula3008
    @henrietteursula3008 7 วันที่ผ่านมา +1

    Mbola tsy maneno n akoho dia efa handa ahy in 3 ianao !!!!!!

  • @user-dq4ve4ho1p
    @user-dq4ve4ho1p 6 วันที่ผ่านมา

    Misaotra anao Gasikara manaja sy mankato hatr@ farany ny safidinay vahoaka nifidy anao

  • @user-qt8xi4hr5k
    @user-qt8xi4hr5k 7 วันที่ผ่านมา +1

    Afakandro hamboly Fenochoux fleurs...🤣🤣🤣🤣

  • @user-wn5vt9jg1i
    @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา +3

    Loza ,loza ,
    Aza fitahana izahay fa tsy izany no nifidiananay vahoaka anareo,fa angaha rhfa nahazo toerana dia hampahantra anay indray ,tsy ekenay izany. Ny hampanankarena anay hialana amin ny fahantrana no nifidiananay anareo fa tsy ny hagnarabody andRajoelina

    • @user-wn5vt9jg1i
      @user-wn5vt9jg1i 8 วันที่ผ่านมา

      Tsy ny hagnarabody ny fitondrana no nifidiananay anarek fa aza fitahana kosa izahay. Fialana amin ny halatra ,kolikoly,,fahatrana,famonoana olona,no nifidiananay anareo fa aza atao volamena mivadika vy kosa. Mandainga sy tsy mahatoky ianareo izany fa matahora an Andriamanitra

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 4 วันที่ผ่านมา

    Tena voafitaka n'y olona oe mahaleo Tena ka nijoboka,politika n'y fitadiavantseza Kay n'y ketrika, ohlala! Voafitaka nareo pifidy ô!

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 7 วันที่ผ่านมา +1

    Mifamakia vava ao ry tsy miankina aaaa. Tian dravalo mahita anareo mifamzky vava mba isian ny raa kelly latsaka avy am vava...inona no hanaovana politika asiana anarana hoe tsy miankina? Refa tsy miankina dia ivelan ny fanjakana...akeo tonga dia miditra directe any am ravalo mpanohitra drecte izay tsy tia hiara hiasa am fanjakana .fa am tsimiankina52 moa dia 48 nanohana ny fanjakana 6 zany hoaiza???

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 6 วันที่ผ่านมา

    Handeha hikonetaka any@ Onitiana hono izy fa tsisy nanaraka ny heviny!

  • @rioz3316
    @rioz3316 6 วันที่ผ่านมา

    Tonga de ataovo ny zavatra my interesse anay fa tsy habnao resabe

  • @rijarazafiarison7683
    @rijarazafiarison7683 7 วันที่ผ่านมา +2

    Mambam-bola daholo

  • @francoisrabemanantsoa5067
    @francoisrabemanantsoa5067 8 วันที่ผ่านมา +1

    Firenena tsy lany FATRITRA MANGA i MADAGASIKARA fa tsy OLOMANGA. Mbola ho ela tsika vao ho tafavoaka @ FAHANTRANA IHANY FA MIANKINA @ MPAMOTIKA MPAMPAHANTRA ry TSY MIANKINA+MIANKINA ireto.

  • @rioz3316
    @rioz3316 6 วันที่ผ่านมา

    Maninona jay raha miandany am fitondrana reo deputé zay tiandreo hatao rangah mpabao watawata

  • @rioz3316
    @rioz3316 6 วันที่ผ่านมา

    Arabaina deputé pety rakotoniaina tena mankasitraka ny fiarahana am fitondrampanjakana

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 8 วันที่ผ่านมา +1

    jesosy.ô.mamelany.helokany.fatsifantany.zay.hataony.jereo.ondrinao.fà.voratorioiny.amboadiha.vonjeo.zahay.jesosy.😢😢😢😢.

  • @jeanraphaelgaly
    @jeanraphaelgaly 8 วันที่ผ่านมา +1

    Lava loatra introduction fiarahabana d mahakamo

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 7 วันที่ผ่านมา

    Fa misy mallettes mandehandeha any e

  • @narindraRalaihova
    @narindraRalaihova 7 วันที่ผ่านมา +1

    Inona mo izany no anttony nanaovanareo ilay tsymiankina raha izany ihany ? dia mbola porofon'ny rafitra simba ihany anie zao e

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 5 วันที่ผ่านมา

    Mangina e!!hitazona ny maha-tsi miankina anay hono nefa hiankina amin'ny fitondrana koa rah tsy mitapy ireo vahoaka ireo tsy hafantatra ny tianareo hatongavana? Aza mamita-bahoaka ee!

  • @HajaRandimby
    @HajaRandimby 6 วันที่ผ่านมา

    io zany n in2 ze lalana atolotry ny fanjakana d ekenreto indépendant reto ;;;;zay ne pblm e ,ohatra oe tsy aloha alo ny trosan jovena sns fa alw iany tohizana ny delestage sns ,,, auto route no atw d ny rn aona ?

  • @malalahanta3444
    @malalahanta3444 8 วันที่ผ่านมา +1

    Tena mampalahelo, fa nisy inona loatra?

    • @Sandrhy-rr2gb
      @Sandrhy-rr2gb 8 วันที่ผ่านมา

      N'y vola no maha rangahy hoy ny fitenenana Izay, sady tsy misy fofona!!!
      Ho aiza re ity Madagascar ity e!!!

  • @waspmklen4850
    @waspmklen4850 7 วันที่ผ่านมา

    Ny vahoaka mintsy no mora amidy fa tsy misaina.matimatin'ny hanina kely mora lasa.....tsy mitsinjo ny ho avy ny taranany

  • @modesterakotoarimanana8899
    @modesterakotoarimanana8899 7 วันที่ผ่านมา

    un dépendant

  • @nirrinaranaivoson7720
    @nirrinaranaivoson7720 7 วันที่ผ่านมา +1

    Io izany samy manana ny heviny e fa raha ny fijeriko azy fotsiny mahakasika itony tsy miankina itony dia tokony noresahiny tany anaty propagandy izany hoe hanohina an'iza izy rehefa lany satria mahaleotena no nijoroany fa tsy misy fironana hafa ka lasa mifamitaka ilay izy . Lasa mamitaka vahoaka ry zareo raha izao fa tokony ho neutre ireo sady tsy atsy no tsy aroa satria izay no tena nifidianana azy , fa raha fantatry ny mpifidy mialoha izany mety tsy ho lany izy ireo a .

    • @gaki5626
      @gaki5626 7 วันที่ผ่านมา

      Avelao izy ho tonga MPANJAKA. Inona no olana. Alahelo né nareo tsy lany. Tohano jusqu'au bout ny Filohantsika Andry Rajoelina. Avelao hitaba2 zay tsy tia. Henoy de aza valiana ny vovon'alika.
      Misaotra anareo tsy miankina, fa kosa aza mamitaka ny fitondrana a. Alefa nama an 45 députés a. Roso ty tsa mipody koa. 👍

  • @mercizadrytsarafatohizoren9995
    @mercizadrytsarafatohizoren9995 8 วันที่ผ่านมา +2

    Mapalahelo atsika vahoka vofita nifidy olo hisolo atsika de zao sahady ny vaovao misy 😂

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 6 วันที่ผ่านมา

    Mpamita-bahoaka ahoana ê ??? Vakio tsara aloha ny lalampanorenana mikasika ny zon'ireo solombavambahoaka tsy miankina ô! Alahelom-bazo lasan'olona ny anareo!

  • @RazanamampihataLazasoafrud-j5n
    @RazanamampihataLazasoafrud-j5n 7 วันที่ผ่านมา +1

    Namitaka vahoaka nifidy azy. Nirotsaka mahaleotena nefa tsy mahaleotena hono refalany. Ôripamita-bahoaka.aza tsimenatra ianareo kaivadika sahady amin'ny fitokisana nomeny vahoaka anareo.