MENDRIKA SAMBORINA SY GADRAINA ANY TSIAFAHY ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • NINONINONA LAZAINA DIA CRIME NY FANDRATRANA NAHAZO MPIANATRA TENY VONTOVORONA HOY FANIRISOA , MENDRIKA SAMBORINA SY GADRAINA ANY TSIAFAHY IZAY NITIFITRA LA CRIMOGENE SY IZAY OLONA NANOME NY BAIKO . MELOKA SATRIA NAHAONA NO ANY AMINY LOHA NO MIANTEFA NY CRIMO HOY IZY HATRANY. TENA HAMONO HOFATY MITSY VE NY TANJONA HOY FANONTANIANA IZAY NAPETRANY ! MANASA ANAO HANARAKA NY VIDEO HATRAMY FARANY.

ความคิดเห็น • 6

  • @williamarsonrandriamahaleo8544
    @williamarsonrandriamahaleo8544 หลายเดือนก่อน +1

    Ny ilàna mpitarika, tsy hoe tsy mahaira-tena fa ny firindràn'ny zavatra atao ho amin'ny tanjona IOMBONANA.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 หลายเดือนก่อน +1

    Taminy androny FARAHON nagnindevo ny vahoaka ny dia, zanany no novonony Zagnahary taloha, eo i FARAHON mahay firiny maty zabaka, izy mamono zanakolo io, eo Zagnahary voa namono i FARAHON. Zay

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 หลายเดือนก่อน

    Tsy rariny Ary tsy mendrika n'y zavatra torak izay

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo หลายเดือนก่อน

    Tuc tuc fa tsy tik tik..

    • @mariedinhvan5051
      @mariedinhvan5051 หลายเดือนก่อน

      Ka mitikitiky kosa😅😅😊

    • @tonyazara3460
      @tonyazara3460 หลายเดือนก่อน

      Mbola Mila ezaka be Amy fitenenana le mpampita vaovao